MAMI BASTAH /// RAFIANARANA [ CLIP GASY ]

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 19

  • @TsiryMamy
    @TsiryMamy 2 หลายเดือนก่อน +1

    Eee!! Lay nianatra iny fony fahiny zalah! Mahatsiaro n'y mpiara_mianatra ah zan♥️♥️😢🇲🇬🇲🇬👩‍🎓👩‍🎓👩‍🎓

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +3

    Mianatra tsara. Mazoto. Mitondra soa izany. Manan-tarigetra. Tsaaaara e. Mankasitraka 😘🎤🤣

  • @andrianarijhonphiliberthot2617
    @andrianarijhonphiliberthot2617 4 ปีที่แล้ว +1

    Maître Ken sy Ramose Delphin!!! sûr zalahy â!

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 10 หลายเดือนก่อน

    Hira tenanankafiziko ❤

  • @SamdhaniSamdhani-st6up
    @SamdhaniSamdhani-st6up 5 ปีที่แล้ว +1

    Mahatsiahy ny ambiance tany ampianarana tsy adino mihitsy merci Mamy basta tianay be le hira

  • @mamiraniriharinosy269
    @mamiraniriharinosy269 3 ปีที่แล้ว +3

    Mahery ity ramose ity raha hamoron-kira

  • @voahangyrakotobe6375
    @voahangyrakotobe6375 3 ปีที่แล้ว +1

    Tiko be ty hira ty
    Mahatsiaro ny fahazazana
    Ny fianarana no lova tsara indrindra

  • @valeriejulie4658
    @valeriejulie4658 3 ปีที่แล้ว +2

    2021❤

  • @invisiblears
    @invisiblears 2 ปีที่แล้ว

    Mr Vicky, Mr Delphin, Ken grand an'lycée daholo reto

  • @lovaandrianirina5740
    @lovaandrianirina5740 3 ปีที่แล้ว +3

    Tsy maintsy mi bosy ra te oa afaka eo am fiainana

  • @rantorakotondramanana5400
    @rantorakotondramanana5400 4 ปีที่แล้ว +1

    Generation 97 présent 👌

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว +2

    Tena marina mihintsy n'y tonokira nao zavatra nisy izany taloha misaotra betsaka nizara tompoko

  • @nirinaathanassiou926
    @nirinaathanassiou926 3 ปีที่แล้ว +1

    otran te iverina ianatra zan vo maheno anty hira ty, fa manj kely le sipa eo akaik lery io zan ah!!!

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 5 ปีที่แล้ว +1

    Tena makasitraka fa misaotra tompoko tsara be

  • @alicelicornemagique1735
    @alicelicornemagique1735 5 ปีที่แล้ว +1

    Mampatsiaro aho ny fahazazana

  • @anilrosat5094
    @anilrosat5094 5 ปีที่แล้ว +2

    Mahafinaritra ery tsarona ny fahazazana

  • @TsilavinaihariravakaRandrianas
    @TsilavinaihariravakaRandrianas 3 หลายเดือนก่อน

    Afa ihany ranga ny vazo taloha

  • @dorelihasa5867
    @dorelihasa5867 5 ปีที่แล้ว +1

    Mampahatsiahy ny fahiny/!!!!!

  • @rantorakotoarisoa2139
    @rantorakotoarisoa2139 6 ปีที่แล้ว

    ❤️