vetivety foana aho dia ho tonga aty ... raha mbola misy dia hitondrako be dia be ... ho voavangivangy foana akia ny tanàna misy andriii tiiiaako be ty hira ty eeeeeeeee (y) (y) (y) merci Dama
Vetivety foana aho dia tonga aty Vetivety foana aho dia tonga aty Hamangy ny tanana Vetivety foana aho dia tonga aty Vetivety foana aho dia tonga aty Fa ianao tsy tamana Avy any antsinanana aho dia Nahita ilay masoandro aho dia Niaraka taminy aho dia Tonga aty indray Avy any antsinanana aho dia Nitondra hazavana ho dia Nitondra hafanana aho dia Nomeko anao indray fa Raha mbola misy dia hitondrako be dia be Raha mbola misy dia hitondrako be dia be Raha tian-dry Tsy lavitra ny misy an-dry Raha mba manana elatra akia e Tsy mangina ny tananandry Raha mba manana elatra akia e Nana-namana foana indry Raha mba manana elatra akia e Dia ho voavangivangy foana akia Ny tanana misy an-dry Vetivety foana aho dia mandeha Vetivety foana aho dia mandeha Hilaozako ny hazavana Vetivety foana aho dia mandeha Vetivety foana aho dia mandeha Tonga indray ny haizina Mandray ireo tananao aho dia Manantona ny tratranao aho dia Mamihina ny fonao aho dia Manao veloma indray Teo andrefan-tanana aho dia Nahita ilay masoandro aho dia Nanaraka azy teo aho dia Nidify tamin'izay fa Raha mbola misy dia hoentiko manaraka an'ahy Raha mbola misy dia hoentiko manaraka an'ahy Ny alahelon-dry Tsy lavitra ny misy an-dry Raha mba manana elatra akia e Tsy mangina ny tananandry Raha mba manana elatra akia e Nana-namana foana indry Raha mba manana elatra akia e Dia ho voavangivangy foana akia Ny tanana misy an-dry
te hody akia aho cheri fa tena malahelo andry !indry le nanatitra ahy teny Ivato farany teo saika nivoaka tety ivelany mihintsy ny foko fa tsy mahasaraka mihintsy aho na de efa 20 ans aza tsy nifankahita!za tia anlah foana !!!!!
Je recherche une musique malgache ou l'histoire c'est que le mec raccompagné une femme chez elle en chantant et il joue de la guitare en même temps merci a tous...
hira anisany tena tsara na feo na tonony. Tena te hody mihaino izany. Merci Dama
Efa hande hanainga hamangy ny tanana e.Andro vitsy sisa..,,
Mankasitraka e❤️Zan ka vazo😍😍😍😍😍
Kanto zalahy Madagascar, ilay tany mamiko, raha mba banana helatra aho mantsy ......
Everything here reminds me of Madagascar 😢😢..
Sweet sweet Madagascar.
Trop joli comme musique...y a 30 ans c'était le top et toujours aujourd'hui...
Ca me rappelle quelqu'un de très cher.....
😊😊
vetivety foana aho dia ho tonga aty ...
raha mbola misy dia hitondrako be dia be ...
ho voavangivangy foana akia ny tanàna misy andriii
tiiiaako be ty hira ty eeeeeeeee (y) (y) (y)
merci Dama
Tiko be. manimanina ny any aminay zaho e hafa ihany ny malagasy. tiako nareo e💕💕💕💕
Raha mba nanana elatra aho nody isan'andro Dada sy Neny ô.Malahelo mafy mihaino ilay vazo Misaotra Dama sy Mahaleo ah.
Adorable comme significatif du chanteur...
Ho an’lay Gasikara any ambadika tsy hita any ee😢
Madagascar tu me manques ❤
Tsy lavitra nou mis andrii rah mba nananelatra kia 😢😢😢
Excellent photo show! Reminds me of my visit to Madagascar.
Ô Gasikarako! Tsy foiko! Mbola ho avy e!
Atoltr anizay mann olotina rhtra indrindra fa ao ambositra ao ooooh!!!
Très touchant! merçi bcp❤
Kay tena sahala voan'ny tontondry miverina any @ fahazazako/fahatanorako tany Dago mihitsy izany hira izany...^_^ Merci Mahaleo
Magnifiques photos indeed !
Eny re fa raha mba nanana elatra marina de mba nody kely eee! !mankasitraka eee
Les images... Fabuleuses
Madagascar for ever 💖
misaotra amin'ilay vazo mahafinaritra be
Tsy mety lany laza
Tiako hatrany ♥️
Yeee ra mba nanana elatra ho de tonga de nody 🥺
Tena nisy fotoana tena nankafy 100 % an'ity hira ity mihitsy aho. Io sy ilay mazava antsinana iny
Vetivety foana aho dia tonga aty
Vetivety foana aho dia tonga aty
Hamangy ny tanana
Vetivety foana aho dia tonga aty
Vetivety foana aho dia tonga aty
Fa ianao tsy tamana
Avy any antsinanana aho dia
Nahita ilay masoandro aho dia
Niaraka taminy aho dia
Tonga aty indray
Avy any antsinanana aho dia
Nitondra hazavana ho dia
Nitondra hafanana aho dia
Nomeko anao indray fa
Raha mbola misy dia hitondrako be dia be
Raha mbola misy dia hitondrako be dia be
Raha tian-dry
Tsy lavitra ny misy an-dry
Raha mba manana elatra akia e
Tsy mangina ny tananandry
Raha mba manana elatra akia e
Nana-namana foana indry
Raha mba manana elatra akia e
Dia ho voavangivangy foana akia
Ny tanana misy an-dry
Vetivety foana aho dia mandeha
Vetivety foana aho dia mandeha
Hilaozako ny hazavana
Vetivety foana aho dia mandeha
Vetivety foana aho dia mandeha
Tonga indray ny haizina
Mandray ireo tananao aho dia
Manantona ny tratranao aho dia
Mamihina ny fonao aho dia
Manao veloma indray
Teo andrefan-tanana aho dia
Nahita ilay masoandro aho dia
Nanaraka azy teo aho dia
Nidify tamin'izay fa
Raha mbola misy dia hoentiko manaraka an'ahy
Raha mbola misy dia hoentiko manaraka an'ahy
Ny alahelon-dry
Tsy lavitra ny misy an-dry
Raha mba manana elatra akia e
Tsy mangina ny tananandry
Raha mba manana elatra akia e
Nana-namana foana indry
Raha mba manana elatra akia e
Dia ho voavangivangy foana akia
Ny tanana misy an-dry
💜💚💛🙏
Tiako ❤
très belle music !!!!
tsy lavitra no misy andrie raha mba nanana elatra akia ehhh
De tonga any @ dri foana za isanandro 😊
Hafa ihany 🥰
Très joli clip pour très belle chanson merci !
mampanembona ny revy glita teny ambony tamboho t@ mbola nanana fotoana nanaovana anzany ! msotra ee
tsy lavitra ny misy an'ndrfy rah mba nanan'elatra aki e
....
Raha mbola misy Mahalaeo dé,
zahay hijery foana ré,
sa me rappelle à quelqun cette chanson
quand il me dérange.souvenir sisa
eh oui...si on pouvait remonter le temps...
+Thiers ce vrai
ndriiiiiiiiiiiii!manimanina ny any @nay izao e
mamanina te ody
tsy lavitra nisy andry , raha mba Nana elatra aho
Rah mb nananelatra marn😥😥😥
milay be,misaotra anao nizara ny kanto.
Ra mba mananelatra tokoa mantsy de ts lavitra n misy le malalako
vetivety Foana yes yes envie d'y aller
Mahatsiaro ireo sakaiza (...) fahiny ;
Tiako be foana💖
Hafa ihany ny taniko!
+maroun chahine Marina zany!
taloha toko aizany an !!!
tena tsara eeee tsy ambakan'ny hafa
Ntsooo missing home ❤️❤️❤️
tenaclo de me
Faith Ruan c'est vrai
@@lovaguidonnyraobinirina649If you are Malagasy, you are lucky to belong to one of the most beautiful places on Earth
Tain'alikan'zil ! .. snif snif ! Tsara e !
Mahatsiaro an'i Gasikara izany!!!
Tiko enao Gasikarako. Hitondra Soa ho Anao Aho
misaotra anareo zoky a, mahtsiaro an mama efa any ankoatr any aminzany e,
tahiry alfred
😢
Feeling !
Tiako loatra e,misaotra.
tsy lavitr ny mis ano ry taniko(mada) raha mba mb nanan'elatr . eeee
❤❤❤
tongava raha mananellatra njy
tena afaka daholo ny sorisory rehefa mandre zany hira izany
tsy lavitra ny misy andry ra antsa rah mba nanan eltr aky sombinaikoa
manimanina an'i dago no sady te hody mihaino ity hira ity eeeeeeeeeeeee
te hody akia aho cheri fa tena malahelo andry !indry le nanatitra ahy teny Ivato farany teo saika nivoaka tety ivelany mihintsy ny foko fa tsy mahasaraka mihintsy aho na de efa 20 ans aza tsy nifankahita!za tia anlah foana !!!!!
saingy ts manana elatra
Tsara. Mankasitraka.:-)
dri mahatsiaro any an tanana
Tena kanto ! misaotra e ...
Missing my boo 😢
Kanto i Madagasikara
mampanembona a!
idk how I got here but that's pretty dope. what language is this?
Malagasy
It s in Madagascar and the language is Malagasy ( from Madagascar)
It's a beautiful language. Thank you!
Would you come to visit us :D ? We have a lot of smile to welcome you :D :D
Aah...if only it was that easy my friend...
I sure hope I'll get the chance some day tho. :)
tsara ny hira taloha
iza no manana ny accordsn'azy?
Mamy ny tanindrazagna
mamy madagascar❤
tsara be lotra
ndrooo malahelo ny gasikara 😓
Tsara be
misaotra fa tena tsara daholo le sary
tsy mahalavin-tany eeeeee
za ko zany dia té hody mafy
2020🙈
Ahatsirovako an'i Papanay
Hira tena nankafiziko ihitsy, niaraka t@ ilay hoe "mazava antsinana"
Hira tena nankafiziko mafy mihitsy t@ izany fotoana izany
Mamy ny mody
🥺🥺
Je recherche une musique malgache ou l'histoire c'est que le mec raccompagné une femme chez elle en chantant et il joue de la guitare en même temps merci a tous...
Je pense que c'est la chanson que tu recherches, th-cam.com/video/vXM19vusEe8/w-d-xo.html
😍😍😍😍😍
tsy mankaleo mits
❤️
manpy te hody mihintsy
Modiha amin'izay r'ise a :)
Tsara lotra e
😊😚💐💐
za hody :'(
tsar eh!
kakesanao laggunao
😓😓😓😓
milay e
rah mb nann elatr za zao an
tongako any raha nanana elatra za e
i like be le vazo