ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
La simplicité de la vie à la campagne malgache, ....le temps qui semble s'arrêter, pas de chichi, pas de colère, pas de dépression..
Ianao apango ilay manitra tsy foiko,mamelombelona ny aina 🥰Misaotra ô, tsy tontan'ny ela 🙏
Tena Kanto ny vazony, feony sy tonony. Mipetraka ho Lova tsara ho an’ny zanaka Malagasy ❤
qui écoute aussi en 2024? ndriii mapaninana ny fiainana taloha.
Tsara be le izy , tena miteny le toniny
Ohatry ny hoe mbola velona sy miresaka aminay ianao ry Levelo - Merci ho an'ny mpandefa e! Arivonimamo....
Tsara na ny tonony na ny feony ! Hira tena Malagasy
Mamy loatra ilay tonony 🥰
Till now, I'm still listen to this song 😢❤❤
Fiainana tsotsotra kely, fa mahafinaritra 😊
dia niaraka isika, eny dia niaraka tokoa isika !!!! kanto loatra l hira !!!!! ahatsiarovako ilay tena namako b , c'etait en 2014 ; sy ilay olo tiko taloha!!!!!
l'authenticité. La profondeur dans le rapport à l'autre. Beauté de notre héritage culturel
Tiako daholo ny hirany. Feno hainteny tena malagasy
3 fevrier 2019 mbola tena mankafy :) hafa ihany ny hira malagasy :)
Mankasitraka e! misaotra ny nizara e!
Tena tiko b le ira e..jvs admire....merci an
Aiza ny mpandimby e,
ianao ilay apango manitra tsy foiko mamelombelona ny aina ooooo
Mankasitraka am'le vazo milay tsy mety lany hamamiana
2021 mbola mankafy foana. Lafatra loatra
Hafa ihany ny kanto Malagasy e!!¡
eh dia niaraka isika, atserovako an ilay tena namako, daty naterahana t@ zay!!!!! ndriiii ! atserovako ilay oltiko t@ zany ! hihi
2024 ❤❤❤❤❤
Efa izy milay nama ah❤️ Hira maraina fiposahan masoandro
C'est ce que les jeunes d'aujourd'hui ne connaissent pas😪💝
Oui zah Zao génération 2000 fa zah mahay hira taloha année 70 ireny 🥰
@@MirantsounomenaNomenjanahary za koa😁 mampilamina ny saiko
Zay ary generation 2000 fa mankafia hira taloha ❤
kanto les a! tokony hahazo prime
ndriii t@zany ;) Merci Levelo :)
Afa mintsy ny ambanivohitra
❤❤ mamy loatra
ny rano sotrina vy ... eee! mankasitrak e
mankasitraka e! kanto d kanto....
Afa ihany hira taloha mafinaritr mieno azy
mamy anie ianao ry Nosy malalako tsy manampaharoa mahatsiaro tena misy banga tsy eo anilanao anio 26 Jona 2018
Mon coeur fond😓 courage!!
Mahamanigna 😢
Mankasitraka e!
any aminay any Anjeva io tetezana io!Tsara loatra!
any @nay io ka
any aminareo aiza zan?? eny andranomena arivonimamo io kou
ny sangin'Iarivo ho tohizantsika maraina
hiran dadanay ....
2021❤️
2020 corona ??
tsara ny hira,lafatra ny clip..mankasitraka
2024 🎉
TSARA DIA TSARA
Rebika
atramin'ny nahenoko azy voalohany ka atrimin'izao de mbola tiko foana
Misaotra anao nizara ity hira ity tena milay be ! mamy ery izy izany.
Otrany hoe vao omaly no nahitako Ilay zokiko izay nitendry valiha tao androranga alohany nanaovany zandary
sangin'ny hariva
❤❤❤
tsara ery
2020
misaotra tompoko
❤❤❤❤❤❤
❤❤❤😢
fahiny e !
repose en paix
ahatsiarovako an'i neninay
kiasy
tiako
its really song malagasy but for the actor of this clip isn't reel
+HELL SON SAUNDERS no they did it just for the clip
La simplicité de la vie à la campagne malgache, ....le temps qui semble s'arrêter, pas de chichi, pas de colère, pas de dépression..
Ianao apango ilay manitra tsy foiko,mamelombelona ny aina 🥰
Misaotra ô, tsy tontan'ny ela 🙏
Tena Kanto ny vazony, feony sy tonony. Mipetraka ho Lova tsara ho an’ny zanaka Malagasy ❤
qui écoute aussi en 2024? ndriii mapaninana ny fiainana taloha.
Tsara be le izy , tena miteny le toniny
Ohatry ny hoe mbola velona sy miresaka aminay ianao ry Levelo - Merci ho an'ny mpandefa e! Arivonimamo....
Tsara na ny tonony na ny feony ! Hira tena Malagasy
Mamy loatra ilay tonony 🥰
Till now, I'm still listen to this song 😢❤❤
Fiainana tsotsotra kely, fa mahafinaritra 😊
dia niaraka isika, eny dia niaraka tokoa isika !!!! kanto loatra l hira !!!!! ahatsiarovako ilay tena namako b , c'etait en 2014 ; sy ilay olo tiko taloha!!!!!
l'authenticité. La profondeur dans le rapport à l'autre. Beauté de notre héritage culturel
Tiako daholo ny hirany. Feno hainteny tena malagasy
3 fevrier 2019 mbola tena mankafy :) hafa ihany ny hira malagasy :)
Mankasitraka e! misaotra ny nizara e!
Tena tiko b le ira e..jvs admire....merci an
Aiza ny mpandimby e,
ianao ilay apango manitra tsy foiko mamelombelona ny aina ooooo
Mankasitraka am'le vazo milay tsy mety lany hamamiana
2021
mbola mankafy foana. Lafatra loatra
Hafa ihany ny kanto Malagasy e!!¡
eh dia niaraka isika, atserovako an ilay tena namako, daty naterahana t@ zay!!!!! ndriiii ! atserovako ilay oltiko t@ zany ! hihi
2024 ❤❤❤❤❤
Efa izy milay nama ah❤️
Hira maraina fiposahan masoandro
C'est ce que les jeunes d'aujourd'hui ne connaissent pas😪💝
Oui zah Zao génération 2000 fa zah mahay hira taloha année 70 ireny 🥰
@@MirantsounomenaNomenjanahary za koa😁 mampilamina ny saiko
Zay ary generation 2000 fa mankafia hira taloha ❤
kanto les a! tokony hahazo prime
ndriii t@zany ;) Merci Levelo :)
Afa mintsy ny ambanivohitra
❤❤ mamy loatra
ny rano sotrina vy ... eee! mankasitrak e
mankasitraka e! kanto d kanto....
Afa ihany hira taloha mafinaritr mieno azy
mamy anie ianao ry Nosy malalako tsy manampaharoa mahatsiaro tena misy banga tsy eo anilanao anio 26 Jona 2018
Mon coeur fond😓 courage!!
Mahamanigna 😢
Mankasitraka e!
any aminay any Anjeva io tetezana io!
Tsara loatra!