Tolona nataon'ireo ray aman-dreninay niady tamin'ny mpanambaka mpiasa tao amin'ny cotona Antsirabe ny taona 1978 tany ho any hono no hahatsiarovan'i Dadanay ity hira ity!! MFM 100% hatramin'izao a!!
Tena tsara le nizara , isaorana hoan izay nizara !! izaho mbola mitady hafa amlé sôva ra misy hira hafa ,toy ny : "... nijery2 ny zava misy tany hoany aho ... izay no maresaka resakaresaka tolona..." ohatra io fa tsy aiko ny titre azfd ! misaotra !
avereno ny firaisankina fa mitabe tsy lanin'ny mamba"fa foin'i Zanahary ho an'ny vahoaka mandinika ny tany sy ny fanjakana''.Indrisy anefa ankehitriny!!!
Fietombohany tsy mazava an mety mpanendaka, na mpamono olona io vodarika io ... le titre tsy votery ho marina mantsy fa sary ihany no ifamptsarana PS: Ra mpanedaka na mpamon'ol io za ko idaroka
Tena hatsiarovako ny fahazazako ity hira ity satria mamanay moa dia tao anatiny antoko mfm ary zahay sy zokinay anisan ankizy tao koa tena nafinaritr t@ zany .tao manakambahiny tanana nahalehibe
Mpirevy izahay... tsy misy maha menatra...fière de le rester ....
Indrisy efa mba ELA nitolomana iany ilay malagasy kely fa tena mbola tsy tafavoaka fôna atr@zao , nohony avy @iza 😤🤔🥺 , mbola ho avy n'y maraina 🥺🤞
Tolona nataon'ireo ray aman-dreninay niady tamin'ny mpanambaka mpiasa tao amin'ny cotona Antsirabe ny taona 1978 tany ho any hono no hahatsiarovan'i Dadanay ity hira ity!! MFM 100% hatramin'izao a!!
Mbola keky zay non des hira zany😋😋
Jomaka sady degany tsara. Reveko mitsy🥰🥰🥰
Tena tsara le nizara , isaorana hoan izay nizara !!
izaho mbola mitady hafa amlé sôva ra misy hira hafa ,toy ny : "... nijery2 ny zava misy tany hoany aho ... izay no maresaka resakaresaka tolona..." ohatra io fa tsy aiko ny titre azfd !
misaotra !
en forme be Manandafy t@ jeune zany an ....zao no tena firaisan- kina.
Ra-Jacques Aimé miarala amin'ilay volo midoroboka milahatra ny 1er mai angamba... Ah Zalahy!
Nahery isika tamin'izany saingy niova ligne taty ahoriana ka dia nanjavona toy ny tsy nisy. Indrisy hoy Einstein izay!
Misaotra an i Gama sy NY tariny ao Ampama AO.
Misaotra anareo.... nofinofy ve no sisa...? p...qu'est ce qu'on y a cru!!!!
mafana! koto, lynx, jules, ranjiva, et ...bob, bory, rama, johary etc...et encore jumpy, nonosy etc...fahatsiarovana
Salama daholo,
Zah mbô mitady an' Fara sy Roland, mafana 😍 Misaotra 🙏
Amin'izao andro iainan-tsika izao anefa dia voavidim-bola daholo ny rehetra.......mampalahelo
Mampahatsiaro an-dradada e, nafana fo be tao @ MFM !
Izany n'y tarika mahay milalao les années 70 tsy ahy adinoina mihintsy misaotra betsaka tompoko
on etait fort a l epoque. je veux dire nous les mapkmm.
avereno ny firaisankina fa mitabe tsy lanin'ny mamba"fa foin'i Zanahary ho an'ny vahoaka mandinika ny tany sy ny fanjakana''.Indrisy anefa ankehitriny!!!
Ka ny mpanao politika izao efa nivakika fa voavidn'ny vola tsisy manana foto kevitra tsony
Misaotra anao Mahery Manandafy, @fizarana, makasitra tompoko
tsisy fotokevitra tahaka izao tsony fa efa voavidy ny mpanao politika é
Manja eh !!!
Mila alefa matetika @ haino aman-jery itony hira itony sao dia mba hampiverina ny sain'ny Malagasy rehetra @ izao vanim-potoana izao.
atram zao tokony hifampitapita fona tsika vahoaka Malagasy.
....antsika daoly daoly!
tsy mivadi-belirano!
an'iza n saina ;an'iza n sandry;an'iza vola :ampitampitao isak ny @ 10 ao @ radio M/kara
maramyla my lamdja basy tian'y vaoka
Fietombohany tsy mazava an mety mpanendaka, na mpamono olona io vodarika io ... le titre tsy votery ho marina mantsy fa sary ihany no ifamptsarana
PS: Ra mpanedaka na mpamon'ol io za ko idaroka
Aive nisy anzao teto Iarivo e tena tsy maharaka fa mba Ampitampitao e
Nivadibadika n'y tantara n'y sampaty manjakaray
Mankasitraka e tsy misy tsony zany amizao e
Hafa le olona mitolona e
Et si on recommence....
Merci beaucoup e
Tantara sisa ,
Ndao e !!!✋
'NDAO!
de ela anefa mahagaga ahy fa lasa mirevy ra8...mahagaga
surrr ra-Ma aaaa!!!
@ Mahery Manandafy : Ngode hananao original le sarin'ny Germain sy Manandafy @ voalohany io ?
Riana Randdriamanampisoa mbola ho jerevako any amin'ny archive
merci rangahy ah. tena mahatsiaro an'i dadanay ahako rangahy mahita le video. niaraka t@ dadanareo tao @ mfm tao izy zay
Club M tam zany andro marina
hita fa jomaka
Tena hatsiarovako ny fahazazako ity hira ity satria mamanay moa dia tao anatiny antoko mfm ary zahay sy zokinay anisan ankizy tao koa tena nafinaritr t@ zany .tao manakambahiny tanana nahalehibe
mampieritreritra be ty hira ty.raraka antany fotsiny ny ean ireo maherifontsika.
👍✌👍✌👍✌
Souvenir des années les plus sombres de Mada. Début du cauchemar qui a duré au moins 30 ans !!
👍👏
Ataovy mazava an
Ao tsar
Indrisy ry fireneko
hehehe!
Tiako ery le tonony..misaotra an'izay nizara eh