ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Cette chanson est au combien toujours d'actualité.......
mbola henoiko amin'zao 2020 izao. hira nitaiza anay itony. Izay mponin'ny La Haute tsy nisy tsy nahalala an'izany jomak'ampama zany. sady tsy nisy tsy nahalal ny atao hoe loko mena mainty tamin'izany fotoana izany. vondrona tena nampihorohoro an'i Deba!
Mankasitraka ry zalahy a! tsara be! vakoka eto amin'ny firenena
misaotra antsika avy eo Ampama ee,bravo zalah
lasa mieno any ity hira fona aho isaky akaiky fifidianana, zao ndray ity 2023
Misaotr ranga dadatoa aaah
Manembona tokoa an...Misaotra é...Nofinofy ve?.... Ianareo zandry aminy izay é!
Danni Rabemananjara sy ry Tsilavina Ralaindimby no tsaroana amin'izany e. RIP ry izy mirahalahy
Milay eh ca ma rapelle mon enfance
Taona 2023 mbola mankafia
zany ny tena malagasy
Tsara beaucoup mihitsy n'y tahiry nationales fa raharison tsy Andreotti dia tsy n'a hazolahy mihitsy izahay
mlay nareo e!!!!tohizo fa tsara e
tazomy tsara fa nareo no tompony e! tena m'lay
Za Mila ireto tarika ireto maika,ahona no ahitana anareo ry namana a
tsara eh...... antsika daholo daholo daholo
mba apetao eto koa ny anaran'ny mpamorona ny tononkira dia tsy iza izany fa i Tsilavina Ralaindimby
NGIAMA (BONAMARO)
Tsara🙏🙏
tafita ny hafatra e!
Tsara rasta !
tsara dia tsara
manaksitraka lesy baba ah
tsara loatra rangahy ah!
ampahatsiaro ny fahazazana
Misaotra eee
mandona be an!!!!
manja loatra le vazo e ! , antsika daholo
Mahaleo
Gama be
Misaotra anareo
IO vazo io mihitsy no reko alohan'ny hatory teo an-tranonay teo ambanin'Ampamarinana !veloma ialahy ry Ragama!
reveko be le vazo @ zao 2018 ankatok ny fififdianana zao
Rdv à Antsonjombe
tsara be
Annnn tsara loatra ka
tiko
Lgadyok00
Ratsy