Magnifique...être un bon homme, pour la terre de nos ancêtres, nos traditions et nos valeurs, c’est ce que vous nous avez transmis... Merciii 🇲🇬 à bientôt !
Randriamanantena Mamitiana: Lay Fomba Malagasy Madio sy fanajana soatoavina no tsara, fa Diniho , iza no nanimba? Lay niteny nanova hoe mpanompo sampy nareo , mpanjanak , mpitango harena ntsika sa lay nanaja ray am an dreny Zanahary, ......Avereno fakafakaina fahagola d ahazava aminao, .... lalina b, vita ny tantaran tsika Malagasy , manarina sisa,....tongava saina..
Qijo#jihad hujji3n'nÉpinglez les morceaux de texte copiés pour qu'ils n'expirent pas après 1 heureLe texte que vous copiez s'affichera automatiquement iciFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimer 1 798&_78,&@€# qbx76!@€6&€8&@nrbxb'nezv
Mahavariana satria tena mandany vola aman karena ny malagasy sasany izay mbola mitana io fomba io izay lazaina fa fomba drazana sy mari panajana azy ireo ary fangataha pitahiana. Koa raha tena misy ny milaza fa ireo RAZANA ireo dia mitahy, maninona re no mba anisan’ny firenena mahantra eran’izao tontolo izao Madagasikara ????
Tazomy ny hevitrao f zay hamadika ny razambeanay mafinaritra ery na ny tfomba entin'i Ray amandreny lehibe ny fandraisana ireo fianakaviana rehetra rah nitazona izany isika k niray hina fona tsy nahantra isika fa ianao io angamba ilay isan'ilay mpamadika tanindrazana tamin'izany na ny Ray amandreninareo d nandova toetsaina hafa enao azafady f zay no marina tiko ny fombandrazako tsara fanahy NY malagasy fa nosimbainareo malahelo aho soavatsarahy daholo tompoko tazomy ny fomban'i razantsika ( Tsy any @ilay hoe mitahy na tsy mitahy loatra tompoko fa zay fotsiny no fombantsika ) f ianao niteny iny kosa aloh tsy gasy fa izahay gasy
Misaotra betsaka Monsieur Rossy. Tena angoma be loatra any Mada tanin-drazana. Que Dieu nous bénisse, nous guide, nous protège et nous garde👍🙏🙏🙏👍
Monsieur ROSSY, vous êtes le plus grand des grands. Misaotra betsaka aro, tena mampahamanina ny tanin-drazana ka👌🥰🙏🙏👏
Magnifique...être un bon homme, pour la terre de nos ancêtres, nos traditions et nos valeurs, c’est ce que vous nous avez transmis... Merciii 🇲🇬 à bientôt !
Mahangoma Mada eee,,,tsara fombandrana Malagasy,, fière Zaho fa Gasy,,,, mankasitraka Rossy,,,Hira pour toutes gêne 🎉🎉❤❤
Hira pour toutes générations 🎉🎉🎉
Randriamanantena Mamitiana: Lay Fomba Malagasy Madio sy fanajana soatoavina no tsara, fa Diniho , iza no nanimba?
Lay niteny nanova hoe mpanompo sampy nareo , mpanjanak , mpitango harena ntsika sa lay nanaja ray am an dreny Zanahary, ......Avereno fakafakaina fahagola d ahazava aminao, .... lalina b, vita ny tantaran tsika Malagasy , manarina sisa,....tongava saina..
Quel succès! Bonne continuation . Que Dieu vous bénisse ! Thanks a lot. Later on .Happy New Year !
Wonderful . Tian ' ny olona ilay ambiance
Rossy vous chantez trop trop trop bien je vous aime de tout mon coeur! mon mari vous adore énormément.
mbola misy classico orange zany clip zany
Meilleurs voeux pour vous et votre famille
MADAGASCAR ❤
Atriarovako forazaza zanako taminy ery taona ty hira ty ❤❤ souvenir be
je suis rakotoarison martine taranaka rabarijaonina ici a la reunion et de raketamanga j ai envie de voir ma famille coter de mon pere
Mon pays ❤
👍🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬mankasitraka e,
Malagasy havako, 🤗 malagasy tiako 💕
Qijo#jihad hujji3n'nÉpinglez les morceaux de texte copiés pour qu'ils n'expirent pas après 1 heureLe texte que vous copiez s'affichera automatiquement iciFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimer 1 798&_78,&@€# qbx76!@€6&€8&@nrbxb'nezv
QZVV4, vqzv
Fomba ndrazana ela tsinandanako
2024❤️
👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋
mitapolaka zany !
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Ambatodrazaka
TSY HO LANY DATE MIHINTSY TONY HIRA TONY RAHA TOA AHY DAHOLO NY OLONA REHETRA.
Je confirme
Misy manana ny tonony ve?
Alefa !
A
Mahavariana satria tena mandany vola aman karena ny malagasy sasany izay mbola mitana io fomba io izay lazaina fa fomba drazana sy mari panajana azy ireo ary fangataha pitahiana.
Koa raha tena misy ny milaza fa ireo RAZANA ireo dia mitahy, maninona re no mba anisan’ny firenena mahantra eran’izao tontolo izao Madagasikara ????
efa tena maro amin'my Malagasy no tsia mamadika intsony ka ahoana ?efa mandroso amin'zay ary ve Madagasikara mihaotra ny tamin'izany?
Randriamanantena diso fieverana ianao, zany hoe aninao tsisy fotony ny fomban-drazana, nefa anisan'i fête be-pianakavina andro iray toa zato hihaonan'i fianakavina rehetra io, aminao tsisy fotony, ary angamba ny razanareo no tsy mitady anareo, tano izay fiheveranao, fa amin'olona zava-dehibe, oaka ianao tsy hitsara, ary samy manana ny sainy.
Mitovy amin'ny vola lany mandeha boîte de nuit na manao vacances na mividy smartphones lafo vidy anefa tsy ilaina akory sns.
Diniho aloha@@lanaya6261