Un simple rappelle à ce que la vie nous ai réservé à chacun de nous donc ce ne sont pas des chose à prendre à la légère car lorsque c'est chose remonte à la surface c'est déjà trop tard mrc pour le partage ....😊
misaotra zokilah Rossy fa dia afaka andro mihintsy eny ambony cams be mitety anty tany be ty sady nandalo teny akaikinareo teny za indray andro e! sady mangitsy ny andro amzao nefa tsy kivy e!!
Mpira,mpanoratra ary mpamoran- kira malagasy malaza indrindra tamin'ny taona 90, fantatra amin'ny anarana hoe" Paul Bert Rahasimanana.
J'écoute toujours en 2024
🇲🇬
Ça me donne toujours autant de frissons quand j'écoute cette chanson ! Chapeau Rossy.
Mada me paraît très très loin, ca me manque, merci Rossy pour tout ce que ta fait pour les peuples en travers tes musique ........
Malahelo n'y antanana vraiment
le fait d'écouter ça me donne toujours le même effet de frissons , bien joué rossy
12 ans de succès.
Trop cool ce indri aux cheveux désordonnés, je dois dire il chante parfait.
Ho avy,passez moi l'expression ok.
"Andraso ary jereo "
Mapanembonembona ny any tanàna zany hira!!!!.Misaotra e!
Malala,toky no omeko anao; tsy miova tsy nanimbinana na nanalana hatramin'izao...
Envie de rentrer à Mada, oui, et de ne plus jamais en partir. Continue de chanter ton pays comme ça quelle belle preuve d'amour et quel talent!
Mrci rossy tehody eky za zanay😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭mbola hoavy zahay 3mirahavavy aty maman fa mbo mitsakaraka ravinahitry antaninolo aty
Tous ceux qui s'agit d'amour et éternel merci pour cette musique 🎶 magnifique kaza toumoigny be holou tsy hadigna 😢😢😊
Mahangaoma, misaotra amin'ny kanto mitoetra
Un simple rappelle à ce que la vie nous ai réservé à chacun de nous donc ce ne sont pas des chose à prendre à la légère car lorsque c'est chose remonte à la surface c'est déjà trop tard mrc pour le partage ....😊
Te hitomany mintsy zah mihaino hira ty mahatsiaro te hody amnay sy ny namako sy ny havako!
super musicien rossy tu es le représentant d'un pays attachant...tsoa
Cc pur tu lé malgach !!!mbola ho avy zay e!!!!ts mintsy mbola ho avy any ;) !!!! ngoma ny tanindrazako za e!!!
Mbola ho Tonga izy😘🎤
tomany ny matsiaro anao ôôô.je kiff trop cette music
2024 mbola miaino sy tia be
mbola ho avy aho e!!!!!manimanina aty lavitra aty
te hody aho zany marina😢😢
Nostalgie......
Aty antany lavitra aty mihaino l hira tena mahatsiaro anareo fianakavina any Mada miits fa mbola ho avy andro ray ihaonana
Tsy lany mamy Rossy ❤❤❤❤❤
Tonga ara-potoana.
Mitoman matsiaro an Dago at alavitr at..mbola ho av eee...
Vanilla Doby Nantenaina ten Marin mints KIA zan!! Otran tan ts mi's olon
Tena ravoravo mihintsy aho rehefa mitandreny la music n 'ny ROSSY tohizo fa tsara isaka ny week end mihaino la music mampamanimanina ny an tanana
Merci ❤❤❤❤
Te -hody mafy aho,mahatsiaro ny tanindrazana
tena malaelo le vady amanjanako za mahita ty hira rossy ty tomany za mbol ho avy zae efa ts hoela
Merci Rossy
Tomany matsiaro anareo 😭😭 any anareo zay 😢
rehefa aty lavitra aty no mandre izany hira izany,tena miteny mihitsy ny tononkira!!!
❤
mampahatsiaro ana an coco ty hira ty
Malahelob zah mihaino anty hira ty
Sady midola2 ihany eh!
Gasy ka manja!
Te hody zao de zao. ...
misaotra zokilah Rossy fa dia afaka andro mihintsy eny ambony cams be mitety anty tany be ty sady nandalo teny akaikinareo teny za indray andro e! sady mangitsy ny andro amzao nefa tsy kivy e!!
Tiko
yeah!!!!♫♫♫♪♪♪♪
Mapanembona
coool !!!!
mafinaritr le hira
😭😭😭💜💚❤️
Tomany foana raha vo mihaino an'ty hira ty😭😭😭
😥😥❤❤🇲🇬🇲🇬🙏🙏
Tomany matsiaro an Dago
Tsara ilay hira, fa SALANTAPY ilay ramatoa manao bottes cuissardes en plein soleil dans la brousse, pathétique
Te hitomany mintsy zah mihaino hira ty mahatsiaro te hody amnay sy ny namako sy ny havako!
❤
❤❤❤❤❤❤❤❤❤