Rossy - Tsy mbo za

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 1

  • @laloulydia4451
    @laloulydia4451 3 ปีที่แล้ว

    Atolotra ho an-dRAJOELINA DONDRONA miala bala sy miala pà @ zvtra tsy mety rtra any Madagasikara hoe TSY IZY NO RESPONSABLE fa ny TOMPON'ANDRAIKITRA EO AMBANY FIADIDIANY izay izy no nametraka izy.
    Miakatra ny VIDIM-PIAINANA, dia TSY IZY NO RESPONSABLE fa RY ZALAHY miara-miasa aminy ao ambanimbany ao no tsy nanao ny asany ara-dalàna, fa izy CLEAN BE sy PARFAIT BE TSISY PENTINA, TSY AZO KIANINA MITSY.
    Refa misy zvtra vita ihany na dia zvtra RIDICULE ôtran'ny ECHAFAUDAGE sy WC PUBLIC aza nefa, ka tsy izy akory no niasa nanao anleizy, dia izy no midera tena sy tsy maintsy derain'ny FOZAORANA ANDEVOKELINY rtra fa IZY NO NIASA BE dia izy no tsy maintsy mitokana azy manao SELFIE GROS PLAN miaraka @ MANKASITRAKA MONSIEUR LE PRESIDENT, fa refa zvtra sy mety dia TSY MBÔ ZA... TSY MBO ZA ozizy ... TSY ZA IO RA RY ZALA ozizy !
    Azafady Monsieur le DEPUTE fa indramiko ny hiranao ampitako message direct aminao sy amin-dRAJOELINA PRESIDENT DONDROM-BELONA tohananao ary ho an'ny FORONGONA FOZA MAPAR MPILELA-BODY rtra namanao manohana an'io président VENDRANA io, indrindra fa izay tsy ho tratran'ny REMANIEMENT sy ny tratran'ny ULTIMATUM 3 JOURS tsy maintsy mampidina VIDIn-JAVATRA.
    Omenay ny COURAGE 'nareo ozizy DEL KELY izay, sinon LELAFO EO IHANY ny VODINY mandram-pialany @ sezany ry ANDEVOKELINY rtra !