Ohatry ny tany tsy misy olona tokoa ny aty 🥲. Tiako ianao tanindrazako fa mbola tsy misy atoraka dia aleo aloha hiafiana ny aty. 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 🇲🇬
Zaho irery,ce qui veut dire en traduction malgache " je suis seul" Citation chinoise " Souvent on est seul à faire face à nos problèmes,mieux vaut se résigner " C'est signé Conficius. Pour la traduction malgache, voire Google ok.
😢😢😢
AFA iany Madagasikara e!❤️❤️❤️❤️
Mapite hody hira zany ai
Zao rery n'y aty eee
Merci rossy 👏👏👏
Mahatehody zany vazo zany😞
Toy ny fanahy very
Traductions malgache en français
"Comme une âme en peine "
Ndriii any zay ny any aminay any eee 😭😭😭😭
Mahatsiarotsiaro an'i Gasikara marina aty an-tanin'olona aty
Mampamangy ny ao an tana"na, mbola ho avy e!
Wow malahelo eeee 😢😢😢
ehhh zaho rery tokoa aty tan'ol aty😔😔😔
matsiaro2 an gasikara lesy a!!! ...aty antanin'olona aty e....!!
😭😭😭 Te hody za zany ein mampamangy ny ao an-tanana.. Mbola ho avy fona 1andro
2021 😊
Zaho irery tokoa
Ohatry ny tany tsy misy olona tokoa ny aty 🥲. Tiako ianao tanindrazako fa mbola tsy misy atoraka dia aleo aloha hiafiana ny aty. 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 🇲🇬
Izaho irery,je suis seul.
2024
Za rery aty ee 😥
Alefa zokibe rossy a
😭😭😭😭
2020
Zaho irery,ce qui veut dire en traduction malgache " je suis seul"
Citation chinoise " Souvent on est seul à faire face à nos problèmes,mieux vaut se résigner "
C'est signé Conficius.
Pour la traduction malgache, voire Google ok.
Any gasikara zay 😓😓😓
Mampatsiaro ny fahazazako ity hira ity satria tiko be
M
2024
2024