ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Tena mbola mankafy , 2024 tsika zao 🔥
2020 toujours aussi émue en écoutant cette chanson ❤️❤️❤️❤️
J'écoute toujours fin d'année 2024❤
Tsara be ty hira ity maneho ny mahatsara ny gadona gasigasy ts maka tahaka ny vazaha e merci Rossy
Any Madagasikarako zay ee😍😍😍😍💝🌍
J'aime tes chansons depuis le Burkina Faso . Un ami malgache volontaire pour les échanges
Je m'en lasse pas 👍🏽🇷🇪🇲🇬
Iray ny Malagasy, fifankatiavan'Malagasy no tsapako eto!
maha te hody any Madagasikara izy zanyy, tsaraaa!
Nanina ra mbola rossy nasaina nanoratra hira JEUX DES ÎLES Na Njakatiana ty alou d hoe no one can beat it
Hafa ihany ny taloha e, tantara tsy fanadino , souvenir souvenir
Merci pour cette chanson, encore un MERCI.🙌💃💃💃
Tiko fona miheno ty hira ty❤Hatr@nizay ka hatr@zao
Ity hira ty nahaizako fa sambatra zaho satria gasy misaotra t@ fisianao Rossy ❤❤🇲🇬🙏 ninaka ka tiko loatra '' adala zay ts tia an'azy''
Belle musique encore et toujours 😊
Hatany lavitra hategn tehitoman maheno ity hira ity😢😢😢
Tena maha ngoma marina ehh, merci rossy
Hira tsy mety lefy mihintsy ity hira ity . Efa 2024 isika izao. Hafa ihany ny efa matihanina manao zavatra.
Merci Rossy fa tena tsara ity hira ity chapeau
Merci 1000 fois!
C’est, ils ont fait des trucs grandioses ils peuvent être fière d’eux vraiment
2023 la retoure 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Ngoma tsy mahafaty marigny 2021 zio ty merci Rossy
Et on doit vivre avec
Mahamanina 2021 mihaino azy tena mbola mankafy
Mlay ranga
2021 ♥️♥️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Rossy reste un chanteur populaire
J’ai l’écoute toujours en 2024 ,
2025 Rossy 🎉🎉🎉🎉
za dia tsy mba nahita an'io fa dia mankafy eto e!! efa niala tany antanindrazana efa ela fa dia emotion no betsaka e!! misaotra Rossy e!!
Epoustouflant !!!
Zai aty arina mankafy an!! 07-10-2023 tsika zao
Tsy aleo ve ity ihany no naverina toy izay iny marina!!!!
je me rappelle 3è jeu des îles! nahafinaritra be!
Non c'etait les jeux de la Francophonie
2022 ts leo miits za mihaino an'ty hira ty
Omeo tononkiran'ny bienvenun'i Rossy
Azafady mb omeo tononkiran'ny bienvenun'i Rossy
Septembre 2020...
Hatraminy vazaha mankafy aiza ho aiza amizao tsika MALAGASY
2021😍😍
ma te hody be le hireee" m'apparaît ny tanorana
Tena bola mankafy 2025❤❤❤❤
Wawa gasy
Milay fona 2024👊👊👊
jeux de la francophonie io 1997
tsisy miala eo rasta 👍👍🇯🇲🇯🇲
NY Tan -Drazana zao alain Vaza ambogadiny
❤❤❤❤❤❤
2021❤
Tsara ee,mahatsiaro n taloha n mihaino az
Qui sont là en 2025 ❤❤❤❤❤
2024 bienvenue 🎉🎉🎉
Vivre 2020✌❤❤❤
Karibou !!
Tsar be...miharo couleur.ngôma tsymahafaty..mbôhoavy ee
2023 Madagascar jeux des îles 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Jeux de la Francophonie 1997
👏🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬💞💞VIVES MADA👊
Jeux des îles 😄
Tapolaka glady io raha tsy diso aho
Jeux de la photographie io ka...ahitsiko kely fotsiny enao 1997 rah ny fitadidiko azy!!!!mbl bandikely zay t@zan kevoka ery hijery an'i zokiko hanao mita be t@io fton io....
Toa tapolaka glady moa ity raha tsy diso aho
Jeu de la francophonie ka!
Tokony mbola averina nge
Tratrany taona rossy
Merci letsy baina a!
Si nostalgique
Il me manque trop ratsiraka
Merci, ZOKILAHY.
Bien
Anisany hira ankafiziko izany🙂
Tonga soa😄🎤
Ndriii!!! 😐😐...mampatsiaro2 ny taloha, aiza hoaiza anzao le hiran i Jeux de la francophonie nov 2017 teo???
IIIèmes Jeux de la Francophonie Madagascar 1997
milay b e!
mba anisany mandihy ato ny tenanay
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
🥰
Ntsoo tsara ery maha tehody
2024
1997
mbol ao dahol v l olon nahit an io fampisehoan io,zah anisany
Jeux des île io zay ra diso za fa d tsra
za mbola eto , ni participer teo za tery @gradin nanao bénévole, souvenir be satria tsaroako vao afaka BAC teo, ambiance na t@ répétition aza
Tsara!
ambeoka
Est-ce que quelqu’un a les paroles et la traduction de cette chanson s’il vous plaît ?
Moi aussi je demande les paroles
Misaotra Razoky be a. Mafy enao e
🇲🇬99
Tsy ho hadino anaty tantara io
gnoma ts maha faty fa marary
tsara
N.
Tiako foana foana ity hira ity ❤️
Aho koa .ten tiko💖

Tiko fona miheno ty hira ty❤
Hatr@nizay ka hatr@zao