Tsy afaka itafa ela intsony aho Tsy afaka iresaka ela aminao Fantatrao fa efa manana ny fiainako aho Aza raisinao ho avonavona Raha miova ny fietsiko aminao Fantatrao fa efa manana olon-kafa aho Izy indray no hisolo anao Fa ndrao dia manahirana no sahirana aho Raha hitany miaraka aminao Ireo manodidina anakiana ahy Hilaza fa mbola tsy matotra aho Tsy ho tantiko izy mantsy raha manahy Fa izaho dia mbola mierika aminao Sy manembona ireo fiainana teo aminao Raha ny ahy sy ny azy aloa no asina teny Dia tena fitiavana ombieniombieny Tena mamiko ka tsy tiako ho soloina intsony tsy tiako haratra koa ny fony
A ZAY.... j'ai toujours adorer même si je suis pas Malgache, cela me rapélle des bon souvenirs en 2009 sur tout a Foulpointe... Merci Mendrik Haja de me faire revire ces bon moment.... Dany de paris...
Merci ZAY aa TSARA NE HIRA NEFA MIANTRA NY FIAINAKO AMZAO ITY HIRA ITY NEFA MINO AHO F MBOLA HO AVY ILAY ANJARAKO ANY AMBADIKANY MISAOTRANAREO NIZARA TOMPOKO
tiko be ny arrangement an'ity hira ity, le style anovan zareo anle batterie sy le bass tena norma b mitsi ... misaotra izay nametraka an'ity hira ity fa tsara lotra le izi
2024 iza dool n ato?
Tsy afaka itafa ela intsony aho
Tsy afaka iresaka ela aminao
Fantatrao fa efa manana ny fiainako aho
Aza raisinao ho avonavona
Raha miova ny fietsiko aminao
Fantatrao fa efa manana olon-kafa aho
Izy indray no hisolo anao
Fa ndrao dia manahirana no sahirana aho
Raha hitany miaraka aminao
Ireo manodidina anakiana ahy
Hilaza fa mbola tsy matotra aho
Tsy ho tantiko izy mantsy raha manahy
Fa izaho dia mbola mierika aminao
Sy manembona ireo fiainana teo aminao
Raha ny ahy sy ny azy aloa no asina teny
Dia tena fitiavana ombieniombieny
Tena mamiko ka tsy tiako ho soloina intsony
tsy tiako haratra koa ny fony
Tiako
❤❤❤
A ZAY....
j'ai toujours adorer même si je suis pas Malgache, cela me rapélle des bon souvenirs en 2009 sur tout a Foulpointe...
Merci Mendrik Haja de me faire revire ces bon moment....
Dany de paris...
Nilelalela mihintsy t@ mbola katita kely nihira an‘ito 😍😍 tsara be! Mbola hitako original be raha hoarina @ hira taloha sy ny @zao ♥️ hita mihintsy hoe nikaroka ny mpamorona fa tsy natao maimaika! Tsara loatra ♥️🥰
2020 mbola misy tia ve?
oui mbola misya, nanamarika ny fahazazana zany ko
yeh
Tena hihaino aho androany
02/06/2024 dia mbola mamy be tia hira tia depuis 25ans zay environ🎉🎉🎉🎉tsisy otsizany. Souvenirs be
Hira tiako hatrizay
Ary ho tiako foana
❤️
Mankasitraka Nary 🕊️🕊️🕊️
Mbola ankafiziko fona. Le tube de ma jeunesse!!!
le tube de ma jeunesse!!!!!!!!!!!!
Ndriiiiiiii 😭😭😭😭😭
Tsara foana ❤️
Mandriam-piadanana Nary
Mars 2022 mbola miheno fona
ndriii ny fahazazana marina 😀🇲🇬🤗
Merci ZAY aa TSARA NE HIRA
NEFA MIANTRA NY FIAINAKO AMZAO ITY HIRA ITY
NEFA MINO AHO F MBOLA HO AVY ILAY ANJARAKO ANY AMBADIKANY
MISAOTRANAREO NIZARA TOMPOKO
Ndriiii, mahatsiaro ny fahazazana @ity hira, Tena mbola Mamy be foana ny mihaino azy (20/07/2024)
Ho an'i R. Laingonirina A. nianatra teny @Lycee Ambohidratrimo 3eme année taona 2005-2006
Mbola mahatsiaro foana aho atramzao. De Ny A.
0% sipa miboridana
0% dia vody
100% talenta.
Tsy tontan’ny ela eh
Marina teninao nefa mbol tsy lany mamy foana lay hira
Ts'isy manahirana ny haneo azy @ zanaka aman-jafy
Ndriiii... Hira ef tiako tamn zan ar tena iainako amzao...'' Tena mamiko ka tsy tiako ho soloin à intsony''
C'est le meilleur
Valim-panontaniana mazava voaray. Mankasitraka.
io Hira io no nahafantarako an'i Zay voalohany indrindra :-)
2019 🙋
Mahalasa saina.... tsara e.
zany hira zany no nitiavako anareo voalohany,tena tiako,mampahtsiaro ny fahazazana niampita tam fahatanorana
Mandriampiadanana Nary😭
RIP Nary 😭
Hira tamin'ny 2001 no tena nalaza nefa mbola tena mahafinaritra ny mihaino azy
Well,she got married and from what i heard she didn't plan on returning on stage for a while.Plus she's a mum now^^
2022 mbola misy tia vé?
eeeh mampahatsiaro ny fahiny re a!any izay ilay 1er amour'ko zay
Décembre 2020
Mai 2024 ^^
Juillet 2024
@@windypamela8002Août
Angamba anisan'ny hira tsy hohadinoiko mandrakizay koa ity.
2019??
Novembre 2024
Decembre 2020 ?
tsy efa tany @ 2000 tany v ity clip ity moa!
tasra zay hiray!!!!
Mampiatsiaro ny fahiny 😘😘😘😘
Merci bcp fa tena tiko mihitsy ity hira ity
Minah ❤
f andrao d manairana ho sairana ra itanny miaraka aminao..tikou b mits ty hira ty
2021 old dayz
but it sounds still good right? haha
tiko be ny arrangement an'ity hira ity, le style anovan zareo anle batterie sy le bass tena norma b mitsi ... misaotra izay nametraka an'ity hira ity fa tsara lotra le izi
😢❤
2024❤🎧🎧🎧
marina izany Msrassil an! Mbola teo ilay hoe mahamalagasy. Amizao ane miroborobo any any amin'ny ratsy isika tanora fa mitsitotongana any amin'ny zvtr tsara.
merci bcp ! aminao sao misy an ilay" aza sakanana iny " tiko b iny fa tsy mety mahita za
RIP Nary
Rip Nary😢
Mapatsiahy ntaloh😢😢
mbola jeune keliiii :)
tiako ❤️❤️❤️
mandeha haingana izany fotoana izany mifono tantaram-pianana ilay hira misaotra e
merci letsy an! jtm b
Any toi zay le sipa reveko ndrindra t@ fahazazako sy fahatanorako! Za aty mbola tia an'toi fôna na de efa ... manan'olon-kafa aza tsika sy toi!
Juin 2024
Ce jour 24.07.24, tena mbola mamy be fona ny mihaino ity hira ity
I'm 21 y.o, finally understands what ghis song mens
avril 2020 mbola ato
tiako foana
it was only just a dream ...
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Tsar loatra ary tsy mankaleo miheno azy
mankasitraka mafinaritra e!!! (y)
Mai 2022
Tsara anie ❤️
tsara b le hira
J'aime
Ie,fa izy efa manao ny fiainany.(hope i wrote that right ;)
RIP
🥰
Mampatsiaro ny jeuneusse;tiako b mhts
Tapaka ts tonga atram faran koanle izy d....
2018 (y)
Tsara e mampatsiaro ny fahiny 😭
tsara ranga le hira a!
Tena io i Malalakely !
2020
Jadore au fond de mon coeut
💙❤💙💚💖💝💜💛
atoltra oan zaeo e...
mlay rangah l tarika zay a
mankasitraka de ho ela velona ny tarika
ieny iiiih :)
😍😍😍😍😍
Tsara mitsin mankasitrak io hira nahafatarako tarika
tiako loatra mankasitraka
Marina izany :)
laytiako !!!! :')
Pourquoi t'es morte de rire?? :D
tsara be
2024 🤍
prkoi t'es morte de rire? aaa toi aussi t'es comme moi n'est-ce pas?