toute ma jeunesse de 1948 à 1959 scout a la 1° JŒUF groupe Notre dame de Franchepré et j'ai essayé de tenir ma parole malgré quelles que ratées. Je vais avoir bientot 84 ans et ce chant me remue toujours les tripes
Rehefa andray Avion miala ny Tanàna de matsiaro anito hira ito fona de tena rotika ny ❤fa zay lay izy de ekena😢, anioany Koa misy ❤ kely bedebe tia, miandry sy efa zatra ny tena. Tsara ny fiainana
za ary zao vao mahalala hoe ireo no mpihira an'io hira io. tiako be ilay hira fa nohenoina foana, androany aho vao mahita ny clip naheno an'ilay vaovao. tena mbola tanora. Handry ampiadanana anie ny fanahiny
Que ce jeune chanteur auteur compositeur talentueux repose en paix🙏🙏. Continuez à chanter pour les anges qui vous ont précédé et merci pour cette si jolie chanson 💕🎵🎶🙏🌺
ra misy milaza kouss oé ratsy ity hira ity dia efa tena fialonana, chapeau ho anareo (Y) otran zandry kely tany anaty rally tany n nafatarako an'zala ra tsdiso n fijeriko kay bandy mahay mi-vazo kuh sur !
Tsy maintsy henoina isankerinandro! Ny zanako koa angaha hanaiky fa hira tena tiany indrindra io na dia mbola tsy hainy tsara ny tonony! bisous Alalo zanako!
tena tiko be le rythme!!!! merci beaucoup fa ho anay mpankafy an-dry njakatiana sy ry dô rajohnson sy hasina sy lôla marina alo tonga dia love be amle hira e!!!! tohizo fa tsara beeeeee ôooo
Ka tsy maninon zany e, mbola ampiako aza hoe Parson Jacques sy Njakatiana mampiara-peo, amin'izay azo antoka fa hisy mpandimby ireo mpandrotsirotsy fahiny. Mankasitraka e, aza mijanona
tsy mety ilay mitia mangina an😜😂...aleo tenenen foana na ho any na tsy ho any fa vao maika tsy ho zaka ny ahita azy eny antanan olona.😜 tsetsatsetra tsy atitra iny fa mlay ilay hira e...bravo b nareo
hay ve ka ito bandy no mihira anzany e. tsy nampoiziko we bandy kely ohatran izao manana fahamatoranana be ohatrn'izany manao hira fa tsy ilay hira tsy misy ho raisina @zao.. mahafinaritra
toute ma jeunesse de 1948 à 1959 scout a la 1° JŒUF groupe Notre dame de Franchepré et j'ai essayé de tenir ma parole malgré quelles que ratées. Je vais avoir bientot 84 ans et ce chant me remue toujours les tripes
Rehefa andray Avion miala ny Tanàna de matsiaro anito hira ito fona de tena rotika ny ❤fa zay lay izy de ekena😢, anioany Koa misy ❤ kely bedebe tia, miandry sy efa zatra ny tena. Tsara ny fiainana
Repose en paix lesy frere...! tena tsara ilay inspiration (feo sy tonony ary arrangement)!
😢😢😢😢😢
Que son âme repose en paix. Tiako be ilay hira. Trop jeune pour mourir 😭
Tena mahaontsa 😭😭😭
@@mendrikarazafi3063
Vraiment oui. Tena mahontsa. 😢
izy ko tsy mba mipoitra mits amle clip nefa fa dianijanona ho mpamorona fotsiny ihany
@@joachimramaroson4030 Mipoitra eo izy fa juste kely fotsiny .00:04 00:31 2:16
izy no mbola miheno anito hira ito!!! 2019??
elie tsitohaina zaho zw mbol tena mankafy be
Zah koa😘
2020
2021
2022
Zay ahay mba hira tena tsara, fa tsy zay mvoaka rehetra de Rap daholo
TSY NY RAP NO RATSY FA LE MPIHIRA NO TSY MAHAY NY ATAO HOE KANTO
Tena marina, tsara le hira... 😊😊
Ity kosa tena raitra bee. 2018 zay io amzao an
Andrayyy kosa e!Nosoparan,ny aretina vé rangah.Tanora loatra kosaaaaa e!Latsaka ny ranomasoko.Tiko lotra ty hira ty.Mandria ampiadanana RINDRA
za ary zao vao mahalala hoe ireo no mpihira an'io hira io. tiako be ilay hira fa nohenoina foana, androany aho vao mahita ny clip naheno an'ilay vaovao. tena mbola tanora. Handry ampiadanana anie ny fanahiny
Mandria ampiadanana ianareo mianaka .
ny soa navelanareo mitoetra mandrakizay .
❤❤
Tsy azokk aiza amin'ireo no maty ?
@@Rose-b4k8j ilay bota
Que ce jeune chanteur auteur compositeur talentueux repose en paix🙏🙏. Continuez à chanter pour les anges qui vous ont précédé et merci pour cette si jolie chanson 💕🎵🎶🙏🌺
😢😢
ra misy milaza kouss oé ratsy ity hira ity dia efa tena fialonana, chapeau ho anareo (Y) otran zandry kely tany anaty rally tany n nafatarako an'zala ra tsdiso n fijeriko kay bandy mahay mi-vazo kuh sur !
Ndriiii, 😔 ♥️ mandriam-piadanana . Hira mba tena tiako
Tsy maintsy henoina isankerinandro! Ny zanako koa angaha hanaiky fa hira tena tiany indrindra io na dia mbola tsy hainy tsara ny tonony! bisous Alalo zanako!
Tsara kosa e. Félicitations RINDRA Tarika. Tongava amin'ny ambony indrindra
babo za
Ndriiii
Tsara na ny tonony na ny feony. Ahoana no misy olona tsy tia an'izany ihany, soa fa vitsy ireny olona tsy mahay mamantatra ny tsara sy ny ratsy ireny.
Merci l'ami pour cette belle melodie. RIP 😔
April 2020!! Mbola ankafizinay foana e!! ,🙋♂️🙋♂️
Kanto loatra ka, tsy makaleo mihintsy, le feon'izy roalahy 😍😍
Izy 3 lahy.
RIP un grand artiste.... fa na izany aza, surement niainany ilay mitia mangina de nahatonga inspiration be ho azy... de lasa tsara be le hira avy eo!
Misento fona a ra vo mihaino ity hira ity, mihaino azy fona ra vo miditra ato ampesana! Mankasitraka e!
Hira natafalatsaka n fitiavako an'ilay vadiko ti hira ti, nataony karaoké tamin zan andro Zany.😍😍😍
tena tiko be le rythme!!!! merci beaucoup fa ho anay mpankafy an-dry njakatiana sy ry dô rajohnson sy hasina sy lôla marina alo tonga dia love be amle hira e!!!! tohizo fa tsara beeeeee ôooo
ndriii..aleo ijan ho tsiambara teloko!!!!ten tsar ranga f toizo a🎵🎵🎵🎵zeeeemmmm b mints❗❗❗❗❗❗
Tena tiko lotra ...tohizo ry zalahy f tena tsar mapietsipo ...😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍💝💝💝💝❤❤❤❤❤❤❤❤💓💓💓
Mankahery ny fianakavian'i Rindra!Bandy manan-talenta loatra!! 😥😥😥
tsara e!! za ko otrany maheno njakatiana zany ah !! mlay e!
tsara izany fampiaraham-peo izany a, ny tonony sy feony koa tena hita oe nisy inspiration tsara mihitsy !!!
Misaotra lesy Ra-Rindra !!! 🙏🙏✌ Rest in peace lesy!!!
aza atao hoe otran rebika e, otran njakatiana e, fa rehefa tsara fotsiny dia tsara ny hiran le boaykely
Ka tsy maninon zany e, mbola ampiako aza hoe Parson Jacques sy Njakatiana mampiara-peo, amin'izay azo antoka fa hisy mpandimby ireo mpandrotsirotsy fahiny. Mankasitraka e, aza mijanona
milay rangah ianareo an,nomen Andriamanitra talenta dia aza hadino Izy iii
merci pour cette merveilleuse chanson!!!! 🙏🙏
Zany ka hira zany ! Milay e !
tsy mety ilay mitia mangina an😜😂...aleo tenenen foana na ho any na tsy ho any fa vao maika tsy ho zaka ny ahita azy eny antanan olona.😜
tsetsatsetra tsy atitra iny fa mlay ilay hira e...bravo b nareo
Marina
Nef tena misy miaina an zan mits...miaritra😢😢
Tsara be. Chanteurs de charme nareo r'zalah
Zay marsa 2020 mbola mijery e, milay le hira
C’est la première fois que je découvre la chanson et je la mets en bloucle.. vous êtes mignon ☺️.
Très belle chanson ! Merci 🙏🏼 ❤
Mipitrapitra be lery, kozio any alo na ho any na tsia e, ref oz we friend zone de mody odina gisa avy eo!
Repose en paix merci pour cette chanson j❤ Rezid
J,adore,j,adore cette chanson. Mille bravos
tiako be le tonokira ☺, tohizoa fa tsara eh
ka ilay mpamorona ary efa maty ko 😮💨
Que les anges de Dieu l accueille dans son Royaume 😓😓🙏🙏
merci e! samy avy any Ambohitseheno isika e! Milay le ery Ambodiriana atsinanana
Tany Ambohitseheno angaha io tournage io?
Izaho avy any ambany atsinanana.
i love this song ❤❤❤ from Azerbaijan
C va le arrangement, ao ku ny tonony de le vaz ku mandon e! zan ka mozik! Z maka an' lisany e! Sûr
tsara ny hiranareo zalahy a! tanora nefa efa mahavita toy izao... mirary anareo hanohy hatrany ny kanto....Merci..
Milay ty vazo ty !merci infiniment!repose en paix!
merci amin'ilay hira fa tena mpankafy za e!
Waooo. Mankasitrako bdb ô. tsara be le hira mrc bcp
Tiko loatra ny hiranareo ❤ rest in peace
aiza kay ilay toerana fa ohatra mampatsiaro ny any amin bebe anay!
Hoatry ny hoe Andriampamaky
ka zay mintsy no eritreretiko io hihi
Ambohitseheno
Très belle chanson magnifique félicitations à vous les jeunes
ten revek le vazo ah.merci zala kiasss b na le son na le clip ;)
2020 Mars 06, dedicace ho an'ilay olon-tiko fa na de ts fantany ary hn....
Merci bonco Magnifique musique
Mankasitraka injinja fa tn tsara be
Mankafy 😘😘👍
Repose en paix Rindra 🕊...Anisany tiko ity hira ity ao anaty semaine iray tsy maintsy maha hira azy ty foana aho.
Fa iza n'y maty azafady?? :/
Fatratra ny tena mpihiramalagasy e
mankasitraka e
Vao fantatro androany ity hira ity... tiako laotra 😍😍
Aleo hitia mangina anao ny foko 😍
Zany no tena hira ,milamina sy mirindra
Saint Valentin 2020 mihaino foana le hira , tsara sady tsy mankaleo ❤
Je ne me lasse pas de voir votre belle vidéo..... super
tsara be tena tsara! tanora be ianareo nefa mahavita zavatra tsara sady matotra! mankasitraka e
Mbola misy ihany kay ny mpihira tanora ankehitriny kanefa dia tena manana feeling milay be sady mora raisina toy itony.
mamporisika hatrany ny hanomezanareo vaovao fa tena tsara be ity vazo ity na feony na tonony -mankasitraka - aza mijanona e -merci
Lasa mpankafy indray angaha ny artiste? Aiza izao Ipetaka sy Rakakabe?
Ndryyyy...tian'ilay zanako ery ity hira ity
hay ve ka ito bandy no mihira anzany e. tsy nampoiziko we bandy kely ohatran izao manana fahamatoranana be ohatrn'izany manao hira fa tsy ilay hira tsy misy ho raisina @zao.. mahafinaritra
tsara kosa fa otran ie miheno rebika zan aaa
madona beuuu tohizo
Tafavoaka kosa izany hira izany an !
2024❤️❤️👍🎧
❤❤❤
Zany ka vazo eh!! Mankasitraka anreo.
Janvier 2021 mbola mankafy hatrany
Fa bon!!j'adore 7 chason,,bon continuation lisaniii
Tena tsara ny hira refa tsaratsara (bien dosé) accords sy mélodie, asiko ankihibe tanana manga mints
Tiko tena tiko ty hira ity , RIP 😭
Tsara lotra mampangoraka ato anatiko ro👌🌷😍🎧!
ankafiziko be Rarindra ilay hira norononinao ah!!!! misaotra e
mahafinaritra, tsy dia anaty hira fihainoko loatra fa henoko @ Soa Radio foana dia lasa tiako :)
Mankasitra ary eee.... :)
mialy randriamanga ..ef el ve io ir nvoak s mande@radio azfdy??samban naitako az s nienok az am you tube
mialy randriamanga
aleo mijery mangina anareo nyfoko eh..mdr..tena tsara ehhh..mlay
le gadona mints no tsara fa tohizo..zay mankafia fona
Tsara eh, mety nisy fiaraha-miasa t@ Njakatiana ngamba!!! Milay e!!!!
Mirary fiononana ho an'ny fianakavian'i Rindra sy ny mpiray tarika aminy.
tena ts nahai anle hira mits za taloha fa misy mangataka fon leiz ref ao am karaoke!! amzao ze karaoke mb idirako d aenoko anazy daol!! merci lisany,
Mlay e! surr b ho an ny tarika Rehetra !
Mbola tiko foana ❤
tsara fona fona zay mivoka ooo :)
Izany ahay ka hira mahafinaritra . Tohizo foana
Hihihi, Hijanona ho tsiambaratelo ahoana lesy e.
Tonga de kôzio degany any e.
Zan ka tena kanto Malagasy, aoka fotsn
...milay ilay mozika...ny tonon-kira mandona be !
Mahay mihira lety lisany ah, tohizo hatrany ny kanto fa mahafinaritra
Pas mal pour un début :) Miandry ny tohiny
mety ka, miandry ny manaraka indray izahay o!
tena ela ah ntady anty..Trop be..tsara loatra.
Why you guys look like Filipino lol! Just saying hi from the Philippines.
j'adore cette chanon
Tsara ny hira... mandria am-piadanana ny nandao. Mankahery ny tarika, mahereza!!!
aleo hitia mangina anao ny foko!!!
tazy ko ngeza lotra de ts tinle tsin
hahahaaaaa,in jay ntsitako san a
misy malatsaka letsy lisan leee
noax pixfull mdrrrr
mdr, nf ts hain léry fa mety reny ngeza reny genre anlé tsin, eny eh, sarotra n eo am toerany
kkkkkkk
tsara izy zany lehiretsy! ela tsy nahenoina zvt kanto otrzany tato ato :-)
+ Chami Ran kanto tokoa kanto toa anao.... Aleo hijanonana ho tsiambarateloko ... Ho heloko ve.... !!!
tsy mety leo anty hira ty zah na dia miverimberina aza makasitrak eeee!!!!