Pourtant ny carburant an'ny PAN fotsiny dia efa 20Mio Ar/Mois, dia lazaina fa mbola hiakatra 25% ihany koa ny IRSA madrapahatongan'ny 2027. Izany hoe ilay kely anànana mbola ho robaina ihany koa.
Aza mirediredy sy mampitombo ry Roatelo, rehefa tsy hita intsony izay ambara dia mamonoa tena fa aza mamorona. Ianareo miaro ireo ny hevitrareo sy ny fankahalana tsy fitiavana, avelao ny hafa mba iharo izay fantany fa mety sy mendrika aminy. Ganagana misasa loha io ka samy manao ny saim-patany. Inona akia no idirako hoy ny ankizy.Katsaka ao anaty lapoaly, ka izay tsy mahatanty mipitika.Mazava izay
Vendrambelona ity randrîanasolo ity mpiady an-tsena io ve no MBA deputé??potika Madagasikara fa loham-boto no hitondrana eto, tongava saina isika malagasy aoka izay
Hita amin'izao ny maha olon-tsy mendrika azy . Itony izao no ataon'ny maro an'isa ho mpisolo-vaika ny akalana. Ary amin'izay leiry amin'ny lafiny rehetra na fihetsika na fiteny indrindra fa fitafy dia mitady hiavaka sy hi gesta be. Nefa dia lasa ridiculus leiry !!!
Députée Michele... mangalàbaraka n'y Betsileo tena.....ta place va cultiver le riz malgré tes diplômes.....n'y sekoly tena ary mbola aty @ vahoaka no angatahana vola ...une putaine de la République .
TSY NY MINISITRA NO MANOLOTRA NY PGE FA NY PRAIMINISITRA. MANANTANTERAKA NY PGE KOSA NY MINISITRA ARY HO TSARAINA AMIN'IO ISAKY NY 100 ATOANDRO Ô ! HAFA NY PRAIMINISITRA. HAFA NY MINISITRA !
Inona ary no tokony mbola mahagaga antsika olom-pirenena @ tsy fanajana lalàna avy @ ireto mpitondra ireto ? Iaraha mahalala fa jiolahy avokoa no mitondra an'i Madagasikara, manomboka eny @ tapiny. Tsy ahoan'izy mianakavy akory izany atao hoe lalàna izany, tsy mahamenatra azy ny mifitra @ lalàm-panorenana fa tsy vitan'izay hoe hitsahany fotsiny. Satria izay angamba no mendrika ho an'ny Malagasy, on a les dirigeants qu'on mérite et le pays qui va avec
MPITONDRA BADRAODRA, FIRENENA BORDEL ... MANKALOILOY NA NY MAHITA AN RETO FAKO IRETO. MITAMPINA TAY NY MASON LERONY MILAZA FA MISY FANDROSOANA HONO. PONDRODORY TSSSSS
Mandiniha tsara isika vahoaka Malagasy , fa misy tsy ambaratelo miafina ity Meur. PM ity? Tsy hoe : ity Meur. PM ity no tena ratsy , fa matoa mbola tsy mivoaka ny marina dia : izany tsy ambaratelo izany no mamatotra zavatra maro sy tsikombakomba nifamatoran'izy mianakavy ao ! Fa n'inona kidona , n'inona hiatra tsy maintsy hivoaka toy ny zavatra ( explosion ) ireny ny tantara ! Isika olombelona tsy dia ho tonga saina itany , raha tsy efa midona toy midona @ zavatra mafy ny lohan- tsika ! Aza mira kivy ny mpanohitra ny tsy mety , indrindra fa ianareo mpanao Politique rehetra , fa ho mafy ho tonga @ zavatra tsy azo hanoharana ny hanjo ireto tsy be- loha maizina ireto !
Tena olondehibe tsy mahay manaja olona s'y manaja tena le pisolelaka Betroka Ty Vitsy no tena Tia tanindrazana ,s'y Tia n'y malagasy Seza s'y lohambonto no betsaka 😢
ny tena olana izany olona tsisy atidoha daholo no betsaka amin'ny mpanohana ny fitondrana, dia tsy maharesy amin'ny adi-hevitra dia manao bontolo fotsiny
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoan- tsika Malagasy tsy ankanavaka ! Aoka izay ! Aoka izay ! Asivo fanajana re tompoko eo anivonareo mpanao Politique rehetra , fa efa tsy rariny , ary mpanadrohandro ny hafa , no sady manao hery hampiakatra afo ny hafa ! Hiafaran'izao endrika izao ,dia alao hidorona velona io izay beloha tsy mahay miaina sy manaja ny hafa io ! Masina ny Tanindrazana !
Ny PM angeha izany no Governemanta e. Ahoana no filaza ny fitondràna toa izany ? Inona no tiana hahatongavana amin'ny hoe tsy tokony hiteny ny mpanohitra ao amin'ny Antenimiera ? Samia misaina.
ARA-DALANA IO SATRIA NY PRAIMINISITRA IRERY IHANY NO MANOLOTRA PGE FA TSY NY MPIKAMBANA AO @ GOVERNEMANTA VELIVELY ! FA IZAY MINISITRA HO VOATENDRY EO KOSA NO HO TSARAINA ISAKY NY 100 ATOANDRO SY KOA HANEHO NY EZAKA VITANY @ SOLOMBAVAMBAHOAKA @ FOTOAM-PIVORIANNY SOLOMBAVAMBAHOAKA. MBA SOLOMBAVAMBAHOAKA IHANY VE IANAO RY MPANOHITRA DIA TSY MAHAFEHY NY ANJARA ASAN'NY PRAIMINISITRA SY NY MINISITRA ? MATIANTOKA IZAY NIFIDY ANAREO !
Tsy ny Minisitra no mandahatra ny PGE fa ny PRAIMINISITRA. Ny anaran'ny SOLOMBAVAMBAHOAKA eto dia ny manakiana na manoso-kevitra io PGE io, izay vao manao entretien izay Minisitra vonona, izay ho tsaraina isaky ny 100 atoandro.
Monsieur, J'ai eu l'occasion de vous écouter à plusieurs reprises de vous écouter. Le constat est sans appel: vous faites du journaliste militant et non pas d'information. Ne vous déplaise, ce qui se passe au niveau de l'assemblée nationale est la rançon de la démocratie ! Votre vocabulaire est restreint puisque vous utilisez à plusieurs reprises le mot "misolelaka". Sachez qu'il existe des synonymes . A mon avis, vous êtes tres mal placé pour donner des leçons de démocratie . Alors attendons la prochaine échéance électorale et respectons le choix des électeurs.
Firaisankina 👍👍👍👍👍👍👍👍❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Courage GASIKARA milanao nyy vahoaka MILANAO ny vahoaka Tandremo
Tena dahalo fisainana ilay Nicolas de Betroka . Hita fa tsy ampy solaitra .😎 😎 😎
Mandinia Tena daholo hianareo tompoko, fa efa mitrongy vo homana daholo n'y Malagasy, malaelo reo zanany mahantra reo Andriamanitra,
Pourtant ny carburant an'ny PAN fotsiny dia efa 20Mio Ar/Mois, dia lazaina fa mbola hiakatra 25% ihany koa ny IRSA madrapahatongan'ny 2027. Izany hoe ilay kely anànana mbola ho robaina ihany koa.
MARINA NyANAO GASIKARA
Aza mirediredy sy mampitombo ry Roatelo, rehefa tsy hita intsony izay ambara dia mamonoa tena fa aza mamorona. Ianareo miaro ireo ny hevitrareo sy ny fankahalana tsy fitiavana, avelao ny hafa mba iharo izay fantany fa mety sy mendrika aminy. Ganagana misasa loha io ka samy manao ny saim-patany. Inona akia no idirako hoy ny ankizy.Katsaka ao anaty lapoaly, ka izay tsy mahatanty mipitika.Mazava izay
Simba ny fiainan malagasy fa de atao kilalao ny fiainam-pirenena,mbola hotsaraina
Vendrambelona ity randrîanasolo ity mpiady an-tsena io ve no MBA deputé??potika Madagasikara fa loham-boto no hitondrana eto, tongava saina isika malagasy aoka izay
Vao maika mitotongana tanteraka
Jereo anie hatramy ovina no 1€no lasa 5067ariary latsaka ankaterena tanteraka iznai ry tanindrazako 😢😢😢😢
Madagascar efa MANDROSO,ino koa ny olana.
Solombavan'ny fanjakana fa tsy solombavam bahoaka , solombavambahoaka mpamadika VAHOAKA 😢😢😢😢😢
Tsy dia ao loatra io député Betroka io
Sauvage bé
@@jonraha588 hentin-javatra angamba ranamana io a ! Dia ireny vé no député de Madagascar. Izany hoe mety hi ngetroka any betroka any angamba izy io.
Aza mba opaina ny depitanay fa mbola tsy voarohirohy tamin'izany halatra izany.
Ny Olona nifidy Io no tsy maharaka ny momba azy!!
Ity aloha tena tsy ao
Inona mo no Mbola antenaina amty fitondrana Ty
Ho avy leiroa ny tour - nareo a ! Ho hita eo ny hiafaranao be vava io !!!
Jereo n'y habeny kibony Dia fantatrareo fa dahalo Io rangahy Io
ianao ve dia mahay noho ireo olona ireo. Na tsy tompon’andraikitra ary nareo inona ny vitanareo
Hita amin'izao ny maha olon-tsy mendrika azy . Itony izao no ataon'ny maro an'isa ho mpisolo-vaika ny akalana.
Ary amin'izay leiry amin'ny lafiny rehetra na fihetsika na fiteny indrindra fa fitafy dia mitady hiavaka sy hi gesta be. Nefa dia lasa ridiculus leiry !!!
Députée Michele... mangalàbaraka n'y Betsileo tena.....ta place va cultiver le riz malgré tes diplômes.....n'y sekoly tena ary mbola aty @ vahoaka no angatahana vola ...une putaine de la République .
TSY NY MINISITRA NO MANOLOTRA NY PGE FA NY PRAIMINISITRA. MANANTANTERAKA NY PGE KOSA NY MINISITRA ARY HO TSARAINA AMIN'IO ISAKY NY 100 ATOANDRO Ô ! HAFA NY PRAIMINISITRA. HAFA NY MINISITRA !
Fikiro tsara n'y seza ety antany ô!
Efa tsis lalàna intsony eto Madagasikara fa gogoro daholo ny zava misy mapalaelo
Verijery, , tsy Mahallala fomba no sauvage , Mpisolelaka ,
Voany aody donc
Aza atao sangisangy i Madagascar fa nin’ olo jiaby fa tsy nin’olo araiky.Ary mahaiza miheno olo koa fa miresaka fa tsy mampiasa sauvagerie .
Aiza madagascar 🇲🇬 ho tafita
Madagascar n’on’ olo jiaby fa tsy an’olo tôkana
Mpisolelaka
😡😡😡😡🥺🤬
Misaotra anao i Gasikara
Inona ary no tokony mbola mahagaga antsika olom-pirenena @ tsy fanajana lalàna avy @ ireto mpitondra ireto ? Iaraha mahalala fa jiolahy avokoa no mitondra an'i Madagasikara, manomboka eny @ tapiny. Tsy ahoan'izy mianakavy akory izany atao hoe lalàna izany, tsy mahamenatra azy ny mifitra @ lalàm-panorenana fa tsy vitan'izay hoe hitsahany fotsiny. Satria izay angamba no mendrika ho an'ny Malagasy, on a les dirigeants qu'on mérite et le pays qui va avec
Mbo izy loatra ny olona nifidy an'ity Nicolas ty é? Lasa ihany ny saiko
MPITONDRA BADRAODRA, FIRENENA BORDEL ... MANKALOILOY NA NY MAHITA AN RETO FAKO IRETO. MITAMPINA TAY NY MASON LERONY MILAZA FA MISY FANDROSOANA HONO. PONDRODORY TSSSSS
Mandiniha tsara isika vahoaka Malagasy , fa misy tsy ambaratelo miafina ity Meur. PM ity? Tsy hoe : ity Meur. PM ity no tena ratsy , fa matoa mbola tsy mivoaka ny marina dia : izany tsy ambaratelo izany no mamatotra zavatra maro sy tsikombakomba nifamatoran'izy mianakavy ao ! Fa n'inona kidona , n'inona hiatra tsy maintsy hivoaka toy ny zavatra ( explosion ) ireny ny tantara !
Isika olombelona tsy dia ho tonga saina itany , raha tsy efa midona toy midona @ zavatra mafy ny lohan- tsika ! Aza mira kivy ny mpanohitra ny tsy mety , indrindra fa ianareo mpanao Politique rehetra , fa ho mafy ho tonga @ zavatra tsy azo hanoharana ny hanjo ireto tsy be- loha maizina ireto !
Tena olondehibe tsy mahay manaja olona s'y manaja tena le pisolelaka Betroka Ty
Vitsy no tena Tia tanindrazana ,s'y Tia n'y malagasy
Seza s'y lohambonto no betsaka 😢
ny tena olana izany olona tsisy atidoha daholo no betsaka amin'ny mpanohana ny fitondrana, dia tsy maharesy amin'ny adi-hevitra dia manao bontolo fotsiny
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoan- tsika Malagasy tsy ankanavaka ! Aoka izay ! Aoka izay ! Asivo fanajana re tompoko eo anivonareo mpanao Politique rehetra , fa efa tsy rariny , ary mpanadrohandro ny hafa , no sady manao hery hampiakatra afo ny hafa ! Hiafaran'izao endrika izao ,dia alao hidorona velona io izay beloha tsy mahay miaina sy manaja ny hafa io !
Masina ny Tanindrazana !
Sauvage ireto Irmar sy ireto indépendant traitre ireto. Fa inona no ataon'ny PAN e ?
Ny PM angeha izany no Governemanta e. Ahoana no filaza ny fitondràna toa izany ? Inona no tiana hahatongavana amin'ny hoe tsy tokony hiteny ny mpanohitra ao amin'ny Antenimiera ? Samia misaina.
MBA aza arebirebinareo n'y saimbahoaka
Ianareo anie tsy mitady hampandroso fa hampihemotra foana
Io le rangahy manao akanjo fotsy s'y satroka fotsy Io dahalo Ilay hoe Nicola
Mampalahelo 💔 😭
Lalàna =papezenika
Fa mbola manantena inona @ fitondrana mafia moa ny malagasy e?
😮
Refa tsy maro an’isa de mahaiza mionona
ARA-DALANA IO SATRIA NY PRAIMINISITRA IRERY IHANY NO MANOLOTRA PGE FA TSY NY MPIKAMBANA AO @ GOVERNEMANTA VELIVELY ! FA IZAY MINISITRA HO VOATENDRY EO KOSA NO HO TSARAINA ISAKY NY 100 ATOANDRO SY KOA HANEHO NY EZAKA VITANY @ SOLOMBAVAMBAHOAKA @ FOTOAM-PIVORIANNY SOLOMBAVAMBAHOAKA. MBA SOLOMBAVAMBAHOAKA IHANY VE IANAO RY MPANOHITRA DIA TSY MAHAFEHY NY ANJARA ASAN'NY PRAIMINISITRA SY NY MINISITRA ? MATIANTOKA IZAY NIFIDY ANAREO !
Hatrany amin'ny antenimierampirenena koa ve zany dia tsy afaka maneho hevitra, 😮
Mitandrema hianareo aminio rangahy Io fa tena dahalo bé kolikoly
Tsy tokony nifidy an'io PAN io koa ny mpanohitra. Efa fantatra anie io h@izy ministra e
Maharikoriko n'y mijery anareo reo,
Tena tsy mahalala fomba i Nicolas mahamenatra
Aza manaiky lembenana Gascar a!
Zany fona raha koragninao nefa tsy mahazo valiny tsara mandroso nefa mihemotra Madagascar vahoka mosary jirama lalana ratsy tsisy anasa ny tanora. Tapadoha manonga raha tsiary nisy ta mada
Ry Nicolas tony zany ilay mpampandroso an'i Madagasikara?
😯😯😯😯
Inona no andrasanareo ry Malagasy .... Fanjakana fa mangery antampindoha .
Milatsa am presdentiel manaraka fa avelao hitondra izay efa lanimbahoaka
Raha nangnino lilahy manao lamba fotsy io kara a bazaar
Tsy marina zany aza manendrikendrika
an'lisany irery mo Madagasikara ko
Olo tsisy rah ilagna izy ndreky kibo be io
Efa kara dahalo mi ménace olo igny . Mandehandeha regny
Ity manao robe de grossesse fotsy ity no taratry ny fiadanan'ny mpomba ny fitondrana. Mivontovonto ny alahelombahoaka ny tenany
ty Nicolat ty tokony miala miriaria ao tsy hitako inona ilan'azy .Izy tsisy hevitra sasany hsneho hiviny sakanany inona no nefany @ny tany misy azy tokony ataonareo enquete tswoha lehibeny dahalo
Lapan sauvages maro an isa tsimbazaza ??????
lelahy bé Ty ts Malala fomba
Miarahaba anao Ranamana , mahafantatra tsara ianao tompoko , fa olo toy itony Rangahy ity mihintsy Devoly velona manimba ity Tanindrazan- tsika ity !
karaha izy any antranony
Ty député Nicolas faux musulman Ty ...ilànao tany ombanao lafa miala eo gvt Tsisy Ilana azy Ty
Marina ny anareo mivoaka fa aza miay tsukombakomba @ nireo
Mb Oli draba any betroka any
lelahy bé ts s fangay
Izany no atao hoe didy jadona.
Tsy ny Minisitra no mandahatra ny PGE fa ny PRAIMINISITRA. Ny anaran'ny SOLOMBAVAMBAHOAKA eto dia ny manakiana na manoso-kevitra io PGE io, izay vao manao entretien izay Minisitra vonona, izay ho tsaraina isaky ny 100 atoandro.
Monsieur, J'ai eu l'occasion de vous écouter à plusieurs reprises de vous écouter. Le constat est sans appel: vous faites du journaliste militant et non pas d'information. Ne vous déplaise, ce qui se passe au niveau de l'assemblée nationale est la rançon de la démocratie ! Votre vocabulaire est restreint puisque vous utilisez à plusieurs reprises le mot "misolelaka".
Sachez qu'il existe des synonymes .
A mon avis, vous êtes tres mal placé pour donner des leçons de démocratie . Alors attendons la prochaine échéance électorale et respectons le choix des électeurs.
il se croit comme qui celui la. Tu crois que tu es meilleur que le PM. Vraiment.
Il es vraiment ridicule le mec, 😂
Mangalà baraka musulman .Faux musulman .
ianao ve dia mahay noho ireo olona ireo. Na tsy tompon’andraikitra ary nareo inona ny vitanareo