Tsy ny téléphériques ihany no fanompana ny Malagasy fa ny fangalaram-bato amin'ny fifidianana, fampahantrana ny Malagasy, fampan-dondroana ny Malagasy, famarotana an'i Madagasikara ho an'ny vahiny. Rajoelina par sa personnalité est une insulte pour les Malgaches.
Ka lay député nanome feu vert n'y projet findramam.bola Io anie no tokony hahatsapa voalohany hoe inona no fiantraikany @ fiaina 'ny vahoaka andavan'andro e!
Nidiran-doza mihintsy Firenena Malagasy nidiran'io Andry Rajoelina io hitantana Firenena
Tsy ny téléphériques ihany no fanompana ny Malagasy fa ny fangalaram-bato amin'ny fifidianana, fampahantrana ny Malagasy, fampan-dondroana ny Malagasy, famarotana an'i Madagasikara ho an'ny vahiny. Rajoelina par sa personnalité est une insulte pour les Malgaches.
Tena grave.yno ary ataonay Malagasy.aminy io.Mampalahelo.
Ra zaho alo na kodona tsisy frais aza de tsy ande teleferique zany mitsy, (fady),
Anao tokony mody hanafaka zahay gasy.zoky
Ny député koa fositra amin'io nanome feu vert sans analyse ?
Tsy misy téléphérique mahazaka cyclone izany eto an- tany
Oui c'est vraiment une insulte au peuple qui meurt de faim 🤬
Koto, Fa nareo ve! Mipetra-drery e! Noheveriny Ho mahasoa Io, ampio izy, mafy n'y mitondra vahoaka
🚨 Faravohitra, Androrobe : tsy misy rano. Antananarivo "capitale" de Madagascar, aiza ny priorité ?
De aona zao raha tsy tafiditra daholo ireo niandry téléphérique hody any an-trano? Mbola afaka hanao aki-sisika ohatran'ny Btax ve?😂😂😂
Tsy tokony atao tanana andrenivohitra io teleferik io
Firenena efa tsis fika intsony io zoky a ..
izay le toe-tsaina kely atidoa, raha itony zany no otran Japon na Allemagne t@ 1945, na rwanda dia efa namono tena. fohy fisainana loatra.
ilay voaendaka eny ambony eny no tena loza
Zay ramose le werawera a mafinaritra vao mahasoa malagasy lasa aloha any Ambatobe no be zanabaza eh 😏
Trop tn msspr anie ny gasy
Ka lay député nanome feu vert n'y projet findramam.bola Io anie no tokony hahatsapa voalohany hoe inona no fiantraikany @ fiaina 'ny vahoaka andavan'andro e!
Tsy misy azon'ny députés atao, olona efa maty fanahy daholo ireo.
2:39
2:39