Fametraham-pialan’ny filoha Marc Ravalomanana sy famindrana ny fahefana ho « Directoire Militaire »

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • 17 Mars 2009- 17 Mars 2024: 15 taona katroka androany ny fametram-pialan’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ka namindrany ny fahefana tamin’ny « Directoire militaire ». Nisy ny fanoherana an’io fandraisan’ny Directoire militaire ny fahefana io izay nataon’ny miaramilan’ny CAPSAT teny amin’ny Episcopat Antanimena.
    Araho anatin’ity horonantsary ity ny tsiahin’ny zavatra niseho teto amin’ny firenena ny 17 Mars 2009.
    Loharano : Horonantsary « 2009 une année de crise »
    Mpanatontosa : Onitiana Realy
    Mpamokatra: Tv Plus Madagascar

ความคิดเห็น • 20

  • @LikeAPro.1995
    @LikeAPro.1995 6 หลายเดือนก่อน +7

    Hitako fa nandefitra hatrany i Atoa Mark Ravalomanana:
    - T@ 2009 tamin'ny nametrahany Fialana
    - T@ 2018 nanekeny an'i Atoa Andry Nirina Rajoelina ho Filoha
    - T@ 2023 nanekeny an'i Atoa Andry Nirina Rajoelina ho Filoha indray
    Ankehitriny anefa, toa miamivarilavo sy miasimba i Madagasikara. Koa ilay nandefitra ve no diso sa ilay nandeferana no tsy mahay sy tsy mahavita?

  • @nestymao1403
    @nestymao1403 5 หลายเดือนก่อน +1

    MANKALOHILOHY

  • @jeamisheriniaina4543
    @jeamisheriniaina4543 6 หลายเดือนก่อน

    Rehefa nijery izaho voa azoko hoe maninona no misy intouchable sy omena place foana eto Madagascar ! Mampalahelo.

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 6 หลายเดือนก่อน +1

    😢🙏🙏🙏

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 3 หลายเดือนก่อน +1

    Eo ampelan-tanan'ny olona maty heritreritra Madagasikara.

  • @TianaAlainRANDRIAMIHAMIS-eg9wk
    @TianaAlainRANDRIAMIHAMIS-eg9wk 6 หลายเดือนก่อน +4

    Madagasikara tsy maintsy mandroso e !
    Ho aiza anefa ?

  • @antoinerakotonirina9188
    @antoinerakotonirina9188 6 หลายเดือนก่อน +3

    Erreur fatal mints no natao tamin'izany

  • @Arison14
    @Arison14 6 หลายเดือนก่อน +1

    Nimenomenona isika tany @ taona 1990 fa 15 taona nitondrana i Deba nefa ny firenena tsy nandroso antony nandravana izany fanjakany izany. Apetrako ny fanontaniana hoe 15 taona tsy teo @ fitantanana ny firenena ingahy ravalomanana, tena niha-nandroso ve ny firenena sa ny paosin'ny mpitondra no nandroso habe ?

  • @michelrandrianarivo6213
    @michelrandrianarivo6213 6 หลายเดือนก่อน +4

    Aiz ho aiz tsik zao nitondra fivoarana ve nef zany sami mitsar tena

    • @gasymotivation1044
      @gasymotivation1044 6 หลายเดือนก่อน

      Ka le olona ts misy fandinihana Anie...ts misy na dia kely aza

    • @jeandedemarozama1793
      @jeandedemarozama1793 6 หลายเดือนก่อน

      Nitondra nankaiza izao horakoraka adala rehetra izao, aiza isika izao ?

  • @akangamanga
    @akangamanga 6 หลายเดือนก่อน +1

    nanomboka teto dia nihinan'IEM ny i Madagasikara sy ny vahoaka malagasy : lalana potika, maro ny tsy an'asa, fandriampahalemana zara fa misy, maro ny tsy ampy sakafo, manjakazajaka ny karàna sy sinoa @ fibodoana tanin'olona sy ny fifehezana ny economia,... Very tanteraka ny firenena e

    • @rakotomatelo5866
      @rakotomatelo5866 6 หลายเดือนก่อน

      ny politisianina lasa manao tsinotsinona ny teknisianina sy ny avaram-pianarana sady manjakazaka eny @ fiaraha-monina

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 3 หลายเดือนก่อน

    Tia an'i Madagasikara daholo isika hoy Ravalomanana. Mazava amin'izao fa tsy fitiavana an'i Madagasikara no nanaovan'ny sasany n'y coup d'état. Andriamanitra ô!

  • @bebyandrianaivosoa2220
    @bebyandrianaivosoa2220 6 หลายเดือนก่อน

    Tsy menatra ve ianareo manoloana ny zavamisy andro any

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 6 หลายเดือนก่อน

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mandinika mijery ilay tantara fotsiny tompoko , dia efa feno fanomanana hakana ny fahefana ! Ny olona tsy nianatra fahalalam- pomba no tsy maharaka ilay tetika ! Kay isika Malagasy ireto , dia maramara saina, tsy mahay milamina ary tia mirotoroto rehefa handamin- javatra ! Tena mampalahelo ny toetsain- tsika raha mahita ireny tantara ireny ! Hafetsena ratsy , sy tetika ratsy ireny tantara ireny ,mba handraisana sy handimbiasana toetra ratsy mihoatran'ny efa teo ! Tsy tokony hifanome tsiny isika Malagasy , fa isika ihany no tompon'ny toetra ratsy . Izao fotoana izao no mijinja ny vokatrin'ny ratsy rehetra nikonikon'izay nanao ny fanapahan- kevitra tsy mandeha @ fampandrosoana , fa mankany @ fahantran' ny maro , ary lasa manaranaka ilay fisain- dratsy ! Mino marina ny toetra ratsy dia azo hovana , koa raha samy nahita ireny tantara ireny isika Malagasy rehetra , dia tokony samy hanetry tena ny tsirairay hiova toetra !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @MahefasoaRabenoro
    @MahefasoaRabenoro 6 หลายเดือนก่อน +4

    Bande de 🤬😡😠🤬 ireto mihintsy no nahatonga an'izao fahavoazana eto amin'ny firenena amzao.

  • @HerizoRaharison-h2c
    @HerizoRaharison-h2c 6 หลายเดือนก่อน

    Fatal ereur tompoko Io 2009 io

  • @MargueriteMarieLydieRAZANADRAF
    @MargueriteMarieLydieRAZANADRAF 6 หลายเดือนก่อน

    Isaorana ZANAHARY nitahy ny ainao sy ny FIANAKAVIANAO ry Dada. Zao ny vokatry ny fanonganampanjakana niarahan' Andry RAJOELA VAZAHA taratasy 8 cm NIARAKA t@ Didier Ratsiraka izay nandray baikon' SARKOZY.