@@acharaz6926 ka inn no mety : misolelaka @ fitondràna sa misolelaka sy mikonetaka any @ lafrantsa, sadec, communauté internationale ôtran'ny ataonareo ??? Ntsss! Bolokimbazaha!!!
Tena leo izahay fa hita fa didy jadona ny zavamisy ankehitriny ka mampalahelo, mijaly izahay. Mijaly izahay, mijaly. Araho ny lalàna tompoko dia miova milamina i Madagasikara
Fanadalana sa I'm-vahoaka no ataon'io fitondrana io hoy ianao. Ny mampalahelo dia mampatsiaro ny blague des inconnus hoe: "il ne faut pas prendre des gens pour des cons, mais il ne faut pas oublier qu'ils le sont""😂😂😂vazivazy e😂😂😂
Efa te hiala amin izao tsindrio fa lavo izao izahay fa mba te hiaina ny harenay ampitoniana. Ampiharo amin izay mandika lalàna ny dudy fa aza ovaina araka izay tianareo hatao fotsiny. Mijaly izahay , mahantra ny olona, tsy ampy ny fandriampahalemana fa vono olona etsy sy eroa. Leo izahay, Andriamanitra sisa no fanantenanay, ary miandrandra fiovampo mahatoky izahay tompoko
Leo fahabtrana izahay nefa mba manakatao ihany . Mihamaty ny olona fa very sy kivy . Nefa tsy hanaiky izany izahay fa misy farany ny zavadrehetra tompoko oh. I Jesoa no tokiko fa tsy misy tsy hainy atao . Manantena fandriampahalemana sy fanovantoetsaina mihintsy satria leo tanteraka , ampanatenaina tsy misy. Mampanantena poakaty fotsiny fa izao lasa mahantra fadiranovana ny vahoaka. Mbola hitako ny fandrosoan ny Malagasy teo aloha sy ny fiadanantsaina, Koduarantsarety ka ny ambony mbola ho ambany . Manatena hatrany izahay fa ny firaisankina no hery hoy ny Ray amandreninay izay.
Tsy hitako aloha ny olana raha kofona izy, fa olona be fankahalana sy tsy fitiavana, azo lazaina daholo izay tianareo rehetra ambara , fa mitombona sy mipetraka ny fanalana an'ireo olona roa ireo, satria lany tamin'ny anaran'ny antoko nilatsany, fa ianareo no tsy maharaka ny atao hoe firenenena demokraty, fa manaraka akory.ny fenitra misy eo @ny antoko, sy ny parlementa. Jerevo daholo ireo firenena demokraty, fa tsy izay tianaoreo . Tsisy ao anatin'ny lalan'ny costitution mihintsy milaza fa tsy azo atao ny manisy anaran'ny filoha , ireo olona ireo no ihany no nanohana azy tamin'ny fifidiana ho filoha, ary efa niray ho vondrona iray, ka maninona no tsy nolavina izany depuis. Mba mandinika sy miheritreritra aloha vao miteny, fa tsy bado akory ny gasy. Ho hita eo ny valinin'ny fifidianana. Io ihany no tena mtombona sy manan-kery, fa azonareo tenenina daholo.
Ça se voit fa manaja lalàna marigny 😮 ha ha ha !!! Atao ino aby moa koveta aby io ndrefa malagasy noana !! Koveta montraka io tsy mahavoky vahoaka Mana bado olona. Ki bon-Dr eo no noana fa tsy fatifatiny koveta no zaraina MAHAMEGNATRA TOETRAN-DREO
Tsy mis kofona izany fa kendrenareo mafy anie ny ahadiso zay ao am firondrana ee!!!nahoana tsy lazaina indray hoe lofona i tim tam valim mpifidianana farany teo nia tsoantso tsy hifidy nefa ny vahoaka nifidy ihany..iza no tena kofona??? Mbola nikofonin i siteny ihany koa!!!14%😂😂😂😂😂😂😂😂
Inona no maharatsy fizarana koveta ammahanyra??? Mbola ..iiiiinona hitabatabanareo mpanohitra te haka fitondrana mba hamaha olana am tsy ampy am vahoaka hivody koveta 25 000 mba izaraina am vahoaka mahanntra akory tsy foinareo hanaraysiana ny sasany ??? Mba hoatrinona re vidin ny air force one nividin ny sasany tam volam bahoak ee!!!!mba hoe ka nisidina tam lay fiara manidina ka nianjera t ambony tany ka maty !inona ny olana..tsy ilay fiara manidina no nianjera fa ilay seza izay nipetrahany niadanany nihinam bola m bahoaka...mba tsarao ny hafa fa aza faly manaratsy ny akoho kely mba nahafoy volany kely niviadianana koveta 25 000 f monja hoan ny mahantra...ireo be fanamboniana tena no mahagaga fa nahazo 12% monja tam vahoaka...
Izany ve no fanampiana n'vahoaka ,koveta kely ,vary tsinjo, jiron'akoho, t-shirt. Ts'misy 1% n'vola fanampiana azo avy any ivelany, s'ny harem - pirenena na bib'io na hazo sarobidy , n'vato sarobidy izay ahondran'izy ireo any ivelany.
Ary tsy solom- bavam- bahoaka mihintsy ireo fa solom- bavan'ireo izay mampitondra faisana n'vahoaka Malagasy, Ary solom-bavan'ireo izay manam- potika tanteraka an'i Madagascar..
Maharikoriko na ny mihaino anao aza Mr Augustin
Nenarei àry : chou fleur no nentina nandrebirebena vahoaka! Teny @ boriborintany faha-6 koa ange ka nisy candidatd firaisankina nizara koveta ê ??? Tsitanareo jambe sy poa-maso ngà izany ?
Aza mirediredy e ! Hita mihitsy ianao fa mpisolelaka sy mandady @ izao fitondrana izao.
@@acharaz6926 ka inn no mety : misolelaka @ fitondràna sa misolelaka sy mikonetaka any @ lafrantsa, sadec, communauté internationale ôtran'ny ataonareo ??? Ntsss! Bolokimbazaha!!!
Ka aleo mihaino azy toy izay hihaino ilay vehivavy maiva-molotra, be loha fa kely ati-doha toy ilay advà-ny!!!
Ny atao hoe fanampina dia tsy ny fanananao iray manontolo fa sombiny @ fanananao.
Donc zay foatsirambinao no anampina ilay olona
Tena leo izahay fa hita fa didy jadona ny zavamisy ankehitriny ka mampalahelo, mijaly izahay. Mijaly izahay, mijaly. Araho ny lalàna tompoko dia miova milamina i Madagasikara
mitomania ry tany mamiko.
Miverena amin'Andriamanitra daholo fa miala ho azy eo ireo
Fanadalana sa I'm-vahoaka no ataon'io fitondrana io hoy ianao. Ny mampalahelo dia mampatsiaro ny blague des inconnus hoe: "il ne faut pas prendre des gens pour des cons, mais il ne faut pas oublier qu'ils le sont""😂😂😂vazivazy e😂😂😂
Bravo Me hanitra !
Tsy adala ny Malagasy fa noana no be tahotra. Izany dia efa fitaratra lehibe.😢
Ha veA Augustin A. mipetraka eto @ 1er Arrondissement e! Tena tsy arako
N'a ianareo az mahatsapa fa fanomezana KELY ho anay
Manin ra n'y pblm fotony miits no vahana reo ????
(JIRAMA RANO ASA ARY N'Y FASALAMAM BAHOAKA)
Leo rang zay tena otran mijaly
Efa te hiala amin izao tsindrio fa lavo izao izahay fa mba te hiaina ny harenay ampitoniana.
Ampiharo amin izay mandika lalàna ny dudy fa aza ovaina araka izay tianareo hatao fotsiny.
Mijaly izahay , mahantra ny olona, tsy ampy ny fandriampahalemana fa vono olona etsy sy eroa. Leo izahay, Andriamanitra sisa no fanantenanay, ary miandrandra fiovampo mahatoky izahay tompoko
Leo fahabtrana izahay nefa mba manakatao ihany .
Mihamaty ny olona fa very sy kivy . Nefa tsy hanaiky izany izahay fa misy farany ny zavadrehetra tompoko oh.
I Jesoa no tokiko fa tsy misy tsy hainy atao .
Manantena fandriampahalemana sy fanovantoetsaina mihintsy satria leo tanteraka , ampanatenaina tsy misy. Mampanantena poakaty fotsiny fa izao lasa mahantra fadiranovana ny vahoaka.
Mbola hitako ny fandrosoan ny Malagasy teo aloha sy ny fiadanantsaina,
Koduarantsarety ka ny ambony mbola ho ambany .
Manatena hatrany izahay fa ny firaisankina no hery hoy ny Ray amandreninay izay.
OOOOH TENA MARINA NY TENINY ,AUGUSTIN ANDRIAMANANORO ,FA DE KOVETA KELY ,VARY KELY, VOLA KELY, !!!!¡¡!NEFA TENA TAKALOMBIDY LAFO, VIDINA 5 TAONA BE IZAO IRENY RY PRESIDA
INDRISY , HOTRANY TSY NAMPOIZIKO
Leo fahantrana izahay tompoko ka ovao ny famindra raha mety fa mbola tsy tara .
Tsy hitako aloha ny olana raha kofona izy, fa olona be fankahalana sy tsy fitiavana, azo lazaina daholo izay tianareo rehetra ambara , fa mitombona sy mipetraka ny fanalana an'ireo olona roa ireo, satria lany tamin'ny anaran'ny antoko nilatsany, fa ianareo no tsy maharaka ny atao hoe firenenena demokraty, fa manaraka akory.ny fenitra misy eo @ny antoko, sy ny parlementa. Jerevo daholo ireo firenena demokraty, fa tsy izay tianaoreo . Tsisy ao anatin'ny lalan'ny costitution mihintsy milaza fa tsy azo atao ny manisy anaran'ny filoha , ireo olona ireo no ihany no nanohana azy tamin'ny fifidiana ho filoha, ary efa niray ho vondrona iray, ka maninona no tsy nolavina izany depuis. Mba mandinika sy miheritreritra aloha vao miteny, fa tsy bado akory ny gasy. Ho hita eo ny valinin'ny fifidianana. Io ihany no tena mtombona sy manan-kery, fa azonareo tenenina daholo.
Fitondran'adala sy kentrina no misy eto ka normaly raha tsisy lalana fantany fa koveta no takatry ny sainy.
😢
Siiiii ny foza mahita lainga a fona e ho hita tsika eo ze ho tiany vahoka malagasy ra tsy hoe angala bâton 'ndray 😡
Ça se voit fa manaja lalàna marigny 😮 ha ha ha !!!
Atao ino aby moa koveta aby io ndrefa malagasy noana !!
Koveta montraka io tsy mahavoky vahoaka
Mana bado olona.
Ki bon-Dr eo no noana fa tsy fatifatiny koveta no zaraina
MAHAMEGNATRA TOETRAN-DREO
Hajao tompoko io lalàna io fa efa kely sisa dia ho faty ny olona fa efa tsy manana hiarovana intsony ka mbola tsy tara ny fiovanmpo tompoko
Fizarana kely...tokony hanao ianareo...
Po ndray zaraina rangahy ty a
Aza manao olona ho bado
Tsy mis kofona izany fa kendrenareo mafy anie ny ahadiso zay ao am firondrana ee!!!nahoana tsy lazaina indray hoe lofona i tim tam valim mpifidianana farany teo nia tsoantso tsy hifidy nefa ny vahoaka nifidy ihany..iza no tena kofona??? Mbola nikofonin i siteny ihany koa!!!14%😂😂😂😂😂😂😂😂
Hita fa tena kofina kouh!
@@BanerBrosh kofona de ahoana!!!hofaty ve tgv saaaaa
@@BanerBrosh mbola ho kofona hatrany anie i tim al fififdianana zay hoav eo fa eto isika samy mahita
tsy oe manoana za fa gaga fotsiny oe manda 2 iditra manda faha 3 de in zany no fandroasana noetiny tao de mba mametrapanotaniana iany alo ny tenako