MAMATONALINA - Manaiky ny hery sy fahalehibiazan’Andriamanitra

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 มิ.ย. 2022
  • HATSANGAN’ANDRIAMANITRA NY FIRENENA MIBEBAKA
    MAMATONALINA - ANDRO FAHATELO
    Hiarahan'ny Tohivakan'ny Fahamarinana, ny Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly ary ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
    Tiana Fanantenana Razafindrakoto - Tohivakan'ny Fahamarinana
    Manaiky ny hery sy fahalehibiazan’Andriamanitra
    Jeremia 32.16-20
    Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
    Ndao hiara-hijoro. Midira ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
    Tranokala: chainedhonnete...
    Facebook: bit.ly/33eXjzC

ความคิดเห็น •