CHAINE D'HONNETETE - Matio 17. 24-27 - Pastora Imboasalama Rakotonjanahary

āđāļŠāļĢāđŒ
āļāļąāļ‡
  • āđ€āļœāļĒāđāļžāļĢāđˆāđ€āļĄāļ·āđˆāļ­ 17 āļ•.āļ„. 2022
  • Matio 17. 24-27
    👉 Midika inona ny antsasaky ny sekely ambara eto ? Endriky ny fibebahana. Fandoavana ny heloka eo anatrehan’Andriamanitra
    👉 Nandoa izany koa Jesoa satria tonga Izy hanatanteraka ny lalàna. Maneho ny avotra nataon’i Jesoa ho antsika izany. Izy mihitsy no nanolotra ny tenany ho avotra hisolo antsika.
    Ny ChaÃŪne d’HonnÊtetÃĐ dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
    Ndao hiara-hijoro. Midirà ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
    Tranokala: chainedhonnetete.mg/
    Facebook: bit.ly/33eXjzC

āļ„āļ§āļēāļĄāļ„āļīāļ”āđ€āļŦāđ‡āļ™ •