MAMATONALINA - Andriamanitra manangana indray ny firenena
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 23 มิ.ย. 2022
- HATSANGAN’ANDRIAMANITRA NY FIRENENA MIBEBAKA
MAMATONALINA - ANDRO FAHAFITO
Hiarahan'ny Tohivakan'ny Fahamarinana, ny Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly ary ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
Pastora Dr. Denis Rakotozafy - Tohivakan'ny Fahamarinana
Andriamanitra manangana indray ny firenena
Jeremia 32 : 36-44
Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
Ndao hiara-hijoro. Midira ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
Tranokala: chainedhonnete...
Facebook: bit.ly/33eXjzC