- 3 573
- 4 883 650
Real TV Madagasikara
France
āđāļāđāļēāļĢāđāļ§āļĄāđāļĄāļ·āđāļ 20 āļ.āļĒ. 2023
REAL TV Madagasikara, Mieux que le meilleur.
NY VAOVAO MARINA MIVANTANA ARAHINAO ISAN'ANDRO
ðš Channel 30UHF ðē social media livestream ðŧ Radio REAL FM 94
NY VAOVAO MARINA MIVANTANA ARAHINAO ISAN'ANDRO
ðš Channel 30UHF ðē social media livestream ðŧ Radio REAL FM 94
Nicolas Sarkozy: ireo raharaha 3 hanenjehanâny fitsarana ao Frantsa azy
Nicolas Sarkozy: ireo raharaha 3 hanenjehanâny fitsarana ao Frantsa azy
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ: 268
āļ§āļĩāļāļĩāđāļ
Tahina Razafinjoelina nahavita ÂŦ mission Âŧ
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 1.8K21 āļ§āļąāļāļāļĩāđāļāđāļēāļāļĄāļē
Tahina Razafinjoelina nahavita ÂŦ mission Âŧ
Marc Ravalomanana: Feno 75 taona ny alakamisy 12 Desambra 2024
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 2.8KāļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Marc Ravalomanana: Feno 75 taona ny alakamisy 12 Desambra 2024
Madagasikara firenena mahantra indrindra manerantany- Watson
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 22KāļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Madagasikara firenena mahantra indrindra manerantany- Watson
Mpifidy nomena ordonnance: Mihoatra lavitra noho ny isanâny mpifidy ao anatinâny lisi-pifidianana
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 732āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Mpifidy nomena ordonnance: Mihoatra lavitra noho ny isanâny mpifidy ao anatinâny lisi-pifidianana
Mamy Ravatomanga: Feno 56 taona
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 3K2 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Mamy Ravatomanga: Feno 56 taona
ðĨðĨðĨHoronantsary ahitana anâi Balthazar ðŽðķmanao firaisana ara-nofo aminâny vehivavy isan-karazany
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 38K2 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
ðĨðĨðĨHoronantsary ahitana anâi Balthazar ðŽðķmanao firaisana ara-nofo aminâny vehivavy isan-karazany
Madagasikara- Comores: vaovao momba ny volamena 49 kg voizina aminâizao
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 2.9K2 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Madagasikara- Comores: vaovao momba ny volamena 49 kg voizina aminâizao
Lasa mpifahavalo ve ny mpitandro ny filaminana sy ny vahoaka hoy ny Jeneraly RAMAKAVELO DÃĐsirÃĐ
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 1.7K2 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Lasa mpifahavalo ve ny mpitandro ny filaminana sy ny vahoaka hoy ny Jeneraly RAMAKAVELO DÃĐsirÃĐ
ðēðŽ 14 Oktobra 1958 - 14 Oktobra 2024: 66 taona izao no niditra t@ Repoblika voalohany i Madagasikara
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 9572 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
ðēðŽ 14 Oktobra 1958 - 14 Oktobra 2024: 66 taona izao no niditra t@ Repoblika voalohany i Madagasikara
Seranam-piaramanidina #Ivato: Tsy voavatsy #rano madio intsony ny ao anaty fiaramanidina
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 1K3 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Seranam-piaramanidina #Ivato: Tsy voavatsy #rano madio intsony ny ao anaty fiaramanidina
Afakandro Christian: Tsy manaiky ny teny midina ka nanendrena anâi Rivo Rakotovao ho kandida
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 1K3 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Afakandro Christian: Tsy manaiky ny teny midina ka nanendrena anâi Rivo Rakotovao ho kandida
NY ZO SY NY VOLAVOLAN-DALÃNA momba ny FAHAZOANA #VAOVAO HO ANâNY DAHOLOBE
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 1503 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
NY ZO SY NY VOLAVOLAN-DALÃNA momba ny FAHAZOANA #VAOVAO HO ANâNY DAHOLOBE
Tojo RAVALOMANANA no ÂŦ candidat de substitution Âŧ ny TIM eto Antananarivo Renivohitra
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 10K3 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Tojo RAVALOMANANA no ÂŦ candidat de substitution Âŧ ny TIM eto Antananarivo Renivohitra
Jeneraly DÃĐsirÃĐ Ramakavelo : Sady mahari-pery ny Malagasy no manaiky izay hanaovana azy
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 2.1K3 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Jeneraly DÃĐsirÃĐ Ramakavelo : Sady mahari-pery ny Malagasy no manaiky izay hanaovana azy
Fanolorana ireo mpikambana ao @ governemanta faha-dimy tarihin'ny praiminisitra Christian Ntsay
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 2844 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Fanolorana ireo mpikambana ao @ governemanta faha-dimy tarihin'ny praiminisitra Christian Ntsay
Marc RAVALOMANANA : ho kandida benâny tanana eto Antananarivo renivohitrâi #Madagascar
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 3764 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Marc RAVALOMANANA : ho kandida benâny tanana eto Antananarivo renivohitrâi #Madagascar
ðŧ Misterin'ny Villa Fiadanana - Tantara Fihaino atolotry ny REAL FM 94 - Nosoratanâi Hanoky ny Nofy
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 9K5 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
ðŧ Misterin'ny Villa Fiadanana - Tantara Fihaino atolotry ny REAL FM 94 - Nosoratanâi Hanoky ny Nofy
Governemanta efa nametra-pialana:Tsy afaka mitarika Filankevitry ny ministra sy Governemanta intsony
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 1.5K5 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Governemanta efa nametra-pialana:Tsy afaka mitarika Filankevitry ny ministra sy Governemanta intsony
ðŧ DISO TIA - Tantara Fihaino atolotry ny REAL FM 94 - Nosoratanâi Hanoky ny Nofy
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 12K5 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
ðŧ DISO TIA - Tantara Fihaino atolotry ny REAL FM 94 - Nosoratanâi Hanoky ny Nofy
Naivo Raholdina: Tsy i Augustin Andriamananoro solombavambahoaka vao afakâomaly no hanome lesona azy
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 8K5 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Naivo Raholdina: Tsy i Augustin Andriamananoro solombavambahoaka vao afakâomaly no hanome lesona azy
Solombavambahoaka miisa 8 voafidy taminâny IRMAR no nosalorana samboady teny aminâny gare Soarano
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 3675 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Solombavambahoaka miisa 8 voafidy taminâny IRMAR no nosalorana samboady teny aminâny gare Soarano
Nanatanteraka fidinana ifotony teny aminâny seranam-piaramanidinâIvato ny filoha Andry Rajoelina
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 1.5K5 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Nanatanteraka fidinana ifotony teny aminâny seranam-piaramanidinâIvato ny filoha Andry Rajoelina
ðŧ KAMBOTY - Tantara Fihaino atolotry ny REAL FM 94 - Nosoratanâi Hanoky ny Nofy
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 15K6 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
ðŧ KAMBOTY - Tantara Fihaino atolotry ny REAL FM 94 - Nosoratanâi Hanoky ny Nofy
Antenimieram-pirenena #Madagascar: ÂŦ sakoroka Âŧ tao Tsimbazaza ny alinâny alarobia 10 Jolay 2024
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 15K6 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Antenimieram-pirenena #Madagascar: ÂŦ sakoroka Âŧ tao Tsimbazaza ny alinâny alarobia 10 Jolay 2024
Anarana 4 hatreto no miverimberina fa mety handimby anâi Christine Razanamahasoa
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 2.1K6 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Anarana 4 hatreto no miverimberina fa mety handimby anâi Christine Razanamahasoa
ðŧ BETSIBOKA MASIAKA - Tantara Fihaino nosoratan'i Lin Rakotoarisoa - REAL FM94
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 6116 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
ðŧ BETSIBOKA MASIAKA - Tantara Fihaino nosoratan'i Lin Rakotoarisoa - REAL FM94
Variana nanenjika azy ny Fanoherana ka tsy nahita fa nitombo ny isanâny solombavambahoaka IRMAR
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 4.7K6 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Variana nanenjika azy ny Fanoherana ka tsy nahita fa nitombo ny isanâny solombavambahoaka IRMAR
LâINVITE DU JOUR MIVANTANA 15 JOLAY 2019 :ð ANDRIATSIMA Faneva "IMA"
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 2726 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
LâINVITE DU JOUR MIVANTANA 15 JOLAY 2019 :ð ANDRIATSIMA Faneva "IMA"
Lahatenin'ny CEO Onitiana REALY ny 01 Jolay 2019 nanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny REAL TV/94FM
āļĄāļļāļĄāļĄāļāļ 3876 āļŦāļĨāļēāļĒāđāļāļ·āļāļāļāđāļāļ
Lahatenin'ny CEO Onitiana REALY ny 01 Jolay 2019 nanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny REAL TV/94FM
J'ai rien compris vous pouvez traduire s'il vous plait
Tsy mahavita izany eeeto ny mpanohitra..na hanongana eo ireo...alefaso ny fififdianana fa mbola voafidy eo rajoelina ary hanao 2 mandat indray...io boafiiiidy foa..mpanohitra am ty firenena ity hita fa resy lava.aza mananz fanantenana ahazo vato avy any am faritra ireo lohandohan ny mpanohitra ireo .efa hita voka pifidianana eto fa n'a i roland ratsiraka be vava io tsy mahazo vato avy any am faritra io. Tairo ny fanonganana. Alefaso fifidianana bis fa hanome vahana an i orange hatrant izany..
Tsy miraharaha zay fitoriana ataon i tim ny fanjakana..antony..valin ny nataon dravalo 8 taona izy nanao jadona manarapenitra penutra teto donc!!! Mila mahatanty le pire vangeance avy am rajoelina fa i rajoeliba vao hianatra handady lazaon dravalo iz mandady am tampondohanareo io...mazava tsara angamba izanyððð
Tena mahagaga ty Rajoelina ty Tsy manaiky mihitsy izy hoe mahantra Madagascar, nefa ny banque mondiale Efa miteny,, Hita gÊnÃĐ be Rajoelina devant le journaliste France 24, kitihana foana ny solomaso satria lazainâny olona ny marina ka Hita hoe vasoka be ianao Rajoelina, na handà toy Inona aza , satria d hitanâny olona eran-tany fa prÃĐsident nâny firenena record mondial am fahantrana ianao. Zavatra mahasoa ny vahoaka atao fa Tsy ny Mahafinaritra anao, zay no mahatonga ireo vahoaka reo noana Tsy misy atao, hany ka mirongatra ny insÃĐcuritÃĐ eto Madagascar, Tokony ho menatra ianao, ary tokony hanaiky ny critique ny rehetra na ny malagasy na le monde entier fa mahsntra ny firenena entinao Bado ty rangahy ty,, tena Tsy ao mihitsy lay intelligence, zavatra Mba hainy d mandà ny marina satria vendrana câest incroyable
Sao lazaina indray nisotroin drajoelina daholo tano rehetra ato madagascar dia hiakatra ny zava drehetra.
Tsara raha mitongilana..tsy andeha hiaraka am sainareo mpanohitra mitongilana io ny sain ny mpitondra ..mba avelao indray ny hafa hanao maire fa leo agnantarika vahoakan tamatave. Taritina ihemotra.fanakoronntanana lavanarei ity .
N'a mialohan ny fotoana na tsia!!! Ce n est pas la fin d monde. Ekeo ao zay lany . Efa vita iz iny..resy ny anareo dia resy. Resy hatra tany am fifidianana filoham pirenena. Depute vitsy an isa ianareo k inona hilana i tojo!!! Olina tsary niditra tam sehatra politika..haninona eto antananarivo.. asaivo miandry ombin ny dadany...mpanavakavaka va.
Gnien gnien gnien gnien..diso fanantenanaðððððð..havendraaanana ny anareo mpanohitra..ve ndra na..tena hita fa fikambana olona mpihatsata velatsihy dahooooooolo no ao..mikatsaka tombotsoa manokana. No hita am nareo mpanohitra..vava be fotsiny ery vava be eroa..manao fivoriana etsy ..fivoriana eroa..ianareoi mpanohitra eto andrenivohitra? Tsy mpanohitran ny mladagascar fa mpanohiri ny behoriirika.. tena vendrana vendrana vendrana vendrana. Zay lay avy nilazako hoe.eto antananarivo ihaaany no aherezanareo mitabataba fa tsy raharahin ny any am faritany..kofona haimbon kelik areo ny any am faritany avakavahaneo ao am mpanohitra fa aza manantena ahazo tanjaka any ianareo mpanohitra.i roland ratsiraka moa efa nirodomim bahoaka tam bÃĐton ao miaminny loha beny..tsy lany. Rodom ben ny mpanohitr eeer...lera eeeee firaisankina eeeee....inona indray farany teo. Give up..geeeeernste fioa fa tanjaka zeeo..de mi accuse ala bato ala bato aveo...tsy mis miraharaha zay fitarainana ataonareo mpanohitra na dia andeha any am c p.i aza ny fitoriana..l exemple vient tjr d en haut..tsy n'y nataonareo tam tgv mapar fony i hvm.sy tim.teo am fitondrana ihany va voapoka am nareo zao io? mafy anie ny nataonareo tam rajoelina zay tam ianareo teo zay an....nalefa ny fitoriana tam zany ..azo raisina fa tsy mitombona..nandeeeefitra i rajoelina. Satria hoavy ny LERA androahana i rajao eo am fitondrana...io iz!!!mahavendrana anareo mpanohitra dia vava. Be..tabataba be..or? Teknika mba atao entina handresena dia tena zero....geeeeesta fotsiny ry ravalomanana am cravate lokon draa ny satria ancien prÃĐsident kaaa..je suis le rrol de mada..mbola manatena.fa iz no mafy ...tsy maints lany aho...natao fifidianana !!!82 % ny mponina nilaza hoe!!!tu n est plus UP...mais.. DOWN..12 % marina ..loooooooooozaððð .lay mahavendrana anreo mpanohitra eto antananarivo?? Gest am fisian i ravalo efa DOWN io isanandro..efa DOWN.t ankilan i siteny 14%...de mbola vodin ny ravalo ihany no tsofina avy aoriany..teknika zÃĐro paik ady zÃĐro...foronina ny rodomben ny mpanohitra...lera...firaisan kina..hypocrite dahoooooolo iz mianakavy..anarana aseho ivelany ihany fa ao am po dia samy mijery ny paosiny daholo..an i rajoelina !dia ainy tsara milalao anareo mpanohitra..satria fantany fa goaiknantitra efa soara vendtana daholo n'y ao. Am.panohitra..Ã n i rajoelina!!!ahoriny ny ifi. Aparitany manerana an i madagascar..ahoriny ny irmar..apariitany manerana an i madagascar..ahoriny ny mapar..aparitany manerana an i madagascar rariny loatra raha miisa 200 mahery depute ny I mapar manerana an i madagascar...refa tonga am zay fifidianana ???? Atambatra ny hery...tonga dia midaraboka ianareo mpanohitra....ianareo mpanohitra??? Laisoa eee..lera eeee..firaisankina eeee..olona kongotry dahoooolo !!+ refa tonga ny fifidianana ???? Mandeha milatsaka am anaran antoko tsirairay indrayðððð.. de hoe mba azahoan ny firaisankina renivohi partany rehetra hono eeÃĐ!!!f iza olona nilatsaka ho fidina tam anarana vovonana firaisankina am renivohi paritany 6??? Toamasina mts..tana tim..majunga hvm..sns de hitabataba va ianareo raha resy? Firaisankina atao fisahosehoana fotsiny entina ankadalaina saim bahoaka eto antananarivoðððð
Mba mangina ianreo tim reto fa hita fa faible..eto andrenivohitra ihany hitabatabanareo fa rah any am faritra tim izany efa tsy ao intsony..resin ny rajoelina orange lava i tim zay fifidianana nidandimby teto...efa tsy lasa intsony paipaika ratsy nareo araka filazan raholdina...fanakorontana sisa no fara hevitra hakana fahefana. 13mey 13mey..nitaona vahoaka tany analakely ianreo tam 2023!!! Voatoralika ðððð mihiba i tim .tsy ao intsony ankilan i orange
Iiiinona moa atahoranareo hanambotra ireo lohandojam boto mitarika korontana ao am mpanohitra ..tsy mis saaaina tsy mis fanahy vendrana dahooooolo na ny depute ao n'a iza n'a iza izay mivorivory miaraka al mpanohitra ao .satria???? Mbola manaiky coloniser n i ravalomanana..iazy efa hiiita 82% ny malagasy efa naneho hevitra fa TSY MILA TiM RAVALOMANA ny malagasy ..n'a eto antananarivo aza dia 22% ihany nifidy andravalo tam prÃĐsidentiel 52% rajoelina.hatram zao dia mbola colonie ndravalo ny depute sasany.firaisankina firaisankina .fankadalan dravalo sainareo iio fa intÃĐrÊt ny ihany no az..au lieu de nikondoha ny firaisankina nanolotra olona 1 mba atolotra alatsaka !!!hay dia symbole geste fotsiny hoe firaisankina maty tsy mis tanjany daholo forongon olona ao..refa tonga ny fifidianana dia samy miparitaka milatsaka am anaran antokony tsirairay...mivaly ny voka pifidianana dia midona am poto ..satria? Fisehosehoana fotsiny lay hoe firaisan kina fa lay fampiasana az dia vendrana dahoooolo iz mianakavy tsy haindrizalahy lay tokony atao. Dia aveo mi acuse hoe mangalabato..nefa havendranan ny mpiara midonak afo ao am firaisankina.cystem sy stratÃĐgique ndrajoelina tena tsy arak i zalah..rajoelina dia . Mapar...irmar..ifi je sais pas quoi..mais!!!!!refa tonga ny fifidianana ??? Dia milatsaka au nom de rajoelina iz reny ..mitambatra...dia bim!!!!ambony vaton ny orange..ka tsy hain ny firaisankina io.strategie io fa dia tonga ny fifidianana dia samy mibogno mandeha toa makorelina milatsaka am anaran ny antokony daholo ..nefa iz ireny 12% 14% 5% 2% tam fifidianana..ka refa resybal fifidianana zay atao dia milaza indray fa nangala bato ny ankilany...ataon ny orange inona andeha angala bÃĒton. Y 12% sy 14% sy 5%??pourcentage mbato efa KERE ve dia mbola angalarana??????ðððð
Izany no fanabadoana vahoaka sy tsy fahafehezana ny andraikitra sahaninaðĄðĄðĄ
12% 14%..0% 2%..5%????ððð
Tena efa lasa adala k
Inona no tiani boykely amy politika lazaina : manao oui oui presdent ve ? Tokony ho lasa lavitra lesy ialahy fa tsy be reszkz sy fizlzna bala otrizao
Mataohora an Andriamanitra nareo eh ðð .
Ampihaaaro fanambotsamborana toy nataon dravalo tam ty firenena ity..mihevitra ve ianareo ka nanaiky korontanina toy izao ve iz rah efa fantany fa mandresy ka rebireben ny mpanohitra???? Mba aza hadino ny nataony teto ry zalahy fa vereni aminy ny nataony ee!!!!matoa tiany ny manambotsambotra olona manakorontana dia tiany ihany koa no samborina..raha izaho no filoha teto tsy nananako pitiÃĐ n'a kely ireny namoriporitra vahoaka teto am firenena ireny raha mis zavatra tsy mety ataony.....
Haaay!!!!de iza izany no resy?????ary toa efa nifandray tanana iz mianaka hoe naharesy i tojo hono??
Tena mila mi s adapte am ain tany fa miova ny atmosphÃĻre. Maina ny tany...fadidoan drajoelina indray io am mpanohitra..i rajoelina no nisotro rano rehetra eto madagascar mampamaina ny tany am.mpanohitra..
Isigna malagasy mety sagnagnany Andry Rajoelina izany no mahatonga azy mbola mananjamba foana.sokafo fotsiny ny masontsika e
I siteeeeny io te hanafina fadisoana nataony fa tsy hainy afenina...inona iz notonatonana nameno isa olona hilatsaka ho fidina ..nanantena fa ho lany...nadogotr i rajoelina tam bÃĐton ny foto drafitr asa ny lohany..iiio iz miseho be vava manao masahisahy miteny io..heeeenatra ny zavatra nataony io..na hoany am.kianjan nyb13 mey!!! Tsy hiakatra 50 % velivelly ilay 14 % ...sainan.ny vondron ny firaisankina no hoano ry siteny factsy sainan.ny vahoaka rehetra manerna an i mdagascar.. Geeeeeeste dotsiny io be vava zo io fa andohan ny groupe ny firaisankina miaraka aminy dia ialahy no tena tsy nanjary tam lay fifidianana...mis miandry ho tombotsoa manokany ao.amnareo fa tsy miasa loha m.zay vava be n ialahy eo ry siteny..efa vita ny sy 1 tam 6 e dane. 52 % ..an ialahy 14 % lavitra ny kitay ny afo. Hoan ny am.kianjan ny 13 mey hanao.sorona ain ny malagasy ef mahantra indray...
Mpamboly parakin i tim
Aza mampiomehy nareo e...aza mandray andraikitra intsony fa fifidianana kitoatoa no ataonareo. Vendrana mora karamaina mpambotry firenena
Mora ny miteny satria efa matavy nareo eððð
Ianao moa zany eto tsy fitaovava...
Tanimbary totofana ny mpamboly rehetra ampijaliana tsy afaka mahazo ny vokatra namboleny satria manao afera vary daholo....Maina koa ny tany rano tsy misy!!
Nareo mpitandro filamianan koa mba tongava saina fa nreo anie vahoaka ihany koa eh. Ka ny tenin"i Atoa Gerard marina milaza fa tsy afaka hatao sakafo ireny basy sy grenady anareo ireny atsy hoatsy fa aza atao loha poakaty fotsiny nya anareo!!!
Boloky jiaby satria feno mpaosy....Ny boloky tsy mapivoatra satria mamaerimberina teny fotsiny ...
Mahazo toerana indray de mahita ho lazaina sa nampianarin'i LALATIANA indray enao kkkkk
nareo ve hiteny hoe mihemotra madagasikara e! zay alo de mahita sy mahatsapa fa tsisy fandrosoana zany eto
Rtoa minisitry serasera aiza zany fahafahana miteny eto zany ? Firy zay no nogadrainareo zay miteny ?
GÃĐnÃĐral kanosa sady lavabody
Mbola i freedom lalatiana no nahazo maire be indrindravtoy izay firaisankina.. fandrebirebenabsain olona io firaisankina fa ny tena hita taratra dia firaisan ny antoko malemy miray loha. Ahoana atao tsika tsy tiamnbahoaka ireto handroba fahefana..milapokapoka mirediredy toy ny adala tsisy saina...io siteny raciste io moa lay nangataka 1 sy 1..vraiment il.debile le meck.menatra St mahatsapa voabaraka tam n.iz nirefarefa nandeh nilatsaka ho fidina..ireo namany malemy tsy avy hilatsaka...3sy 1 ny match...1 sy 1 no niafarany..iz ihany no nanao 1 s 1 tam rajoelina...nadofotrvi rajoelina tam bÃĐton ny foto drafitr asanndrajoelina ny lohany...14%... hoenne be lery am zao dia manasa vangy mba qagisafoina lohan ny namany malemy zay tsy nanaiky andeh hifidina..aaaanatra mafonja hoanareo mpanohitra iny...am.2028 aza mandray anjara koa...deja tsy mis masahy hiataka tsy hirotsaka sahala am nataonareo ireny angamba satriani rajoelina tsy milatsaka intsony fa mis solo tenany mafonja eo am.2028...art tsy maints ho lany..
Mavitazy @ alatra lesany ry b tay tsofina a
Menatra ireto!!!!!ðððððð
Ty minisitra Mara Volalmiraty Dona dia jamba mikapokapoko, milelatra masotay ny Andry Rajoelina Français baka mangery, fijaliagna ny vahoaka malagasy zao tsy hitanao , sa milliardaires aby fianakavianao baka aminy babanao sy reninao agny Lenamboatingy ty.
Jeneraly Ravalomanana Richard, mbola ireo Miharamila harangarangany io hitifitry hamono izy, tsy ho haila. AmÃĻne ð
Mitady toerana indray i pierrot Rajaonarivelo efa tsy hita elabe efa naloan' i AREMA ðŪ
Nahazo zeza enao de be resaka Mme ministre a mitovy any lalatiana hiany koa ity
Misaotra Real tv @ fizarana, filazana ny vaovao marina sy ny fanokafana ny discussion
Maradona, tena mitapotay ve ny sofinao, raha vao te hietsika ny olona de basy no mivoaka, tena kondrambelona enao
Jeneraly bombe, manana taim-bava nefa dÃĐmon, foza pamono vahoaka, Heripamoretana hamonoana ny vahoaka no ao andohany
Gouvernement corrompu
Vous avez un gouvernement dÃĐfaillant
Radomelina manipulateur
Aleo homena ny manana traikefa ny fintantanana fa tena tsy lasa e
Fampandrosoana ho an'ny rambony..... Alikan'olona reto.....
Ity le Maradona Ty koa tena tsy misy saina mihitsy
Jereo n'y collier volamena eny ambozony
Jereo nareo n'y harena bÃĐ anity Richard ravalomanana ity
Tena tsy misy saina mihitsy ity le jeneraly ravalomanana ity
Ty mba eritreritr'ity baomba ty. ! Mahiratra nefa jamba, avohay ny marina @n'iny fifidianana teo iny d milamina ny tanana... Nareo mihintsy no tena tsy mampilamina ny tany fa nareo mamo ndray no miantso. Polisy.... Tena ssssss.