Naivo Raholdina: Tsy i Augustin Andriamananoro solombavambahoaka vao afak’omaly no hanome lesona azy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 25

  • @firangodenis7618
    @firangodenis7618 หลายเดือนก่อน +3

    Samboady , Samboady , mba zavatra misy Antony no itatatatana sy iadivana lehiretsy ry Tapaka-Amponga
    vous êtes des Nule lehiretsy ô.

  • @RADORASATA
    @RADORASATA หลายเดือนก่อน +3

    Tia voninahitra le zalahy ty, tsy lany PAN dia mitatatata ohatrin'ny gaigy, olona vôtany

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 หลายเดือนก่อน

    Ka rehefa asain'i Rajoelina mipetaka ianao dia mipetraka .ary rehefa rahonany dia teraka pipi . Ianareo irery no miaraka aminy .😎

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 หลายเดือนก่อน +2

    Toa mapihome i naivo

  • @rianakinky1561
    @rianakinky1561 หลายเดือนก่อน

    Zay hifanjevoanareo ao fa nareo ihany io! 😂

  • @zakaramanantsoa5245
    @zakaramanantsoa5245 หลายเดือนก่อน

    Marary fò I naivokelibatitika ! Hahaha

  • @MoktharRazafimahaleo
    @MoktharRazafimahaleo หลายเดือนก่อน

    kkkkkk mijery sisa azo atao ,discipline hono arahana fa aiza ilay intégrité amzany

  • @rakotomatelo5866
    @rakotomatelo5866 หลายเดือนก่อน

    "mamy hoditra" kkkkk

  • @verobelle5233
    @verobelle5233 หลายเดือนก่อน

    😂😂😂 😂😂😂 mampalahelo

  • @mariorakoto7749
    @mariorakoto7749 หลายเดือนก่อน

    ny lasa izany eeee ; fa mba diniho amzay ny hoavy manombok zao ;; akatony ihany ny fjm mijoro ee ,

  • @malalarakotomalala2608
    @malalarakotomalala2608 หลายเดือนก่อน

    Toa miady sahady ianareo ry Naivo an

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 หลายเดือนก่อน

    Nenay Naivo kely ihany e.

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 หลายเดือนก่อน

    Alahelo kanina.
    Tsy misy niveau itony. Sauf niveau filelafana fitombenana rajoel.

  • @Razafinarivo
    @Razafinarivo หลายเดือนก่อน

    Ny vaohaka no soloinao vava fa tsy olon kafa e

  • @charlesrabeson4057
    @charlesrabeson4057 หลายเดือนก่อน

    Aoka Naivo a.

  • @AliKwt-qg7qk
    @AliKwt-qg7qk หลายเดือนก่อน

    Hahahaha misy maty ao e anareo Madagascar

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 หลายเดือนก่อน

    Ts mahavoa rah ianao matoa ts voafidy,de hoe mamy hiditra am vahoaka tss zany ,fa halatra no nahalany anao io

  • @saholyramamonjisoa1716
    @saholyramamonjisoa1716 หลายเดือนก่อน

    Akolahy miady ka iza no alainareo??

  • @user-ui9kh6dn6b
    @user-ui9kh6dn6b หลายเดือนก่อน

    Neloka tdy voahantso sady tsy nahazo place

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 หลายเดือนก่อน

    Azalahy 🤔🤔🤔😂😂😂😂

  • @zafimahasyrazafimbelo
    @zafimahasyrazafimbelo หลายเดือนก่อน

    😅

  • @ericrajaobelina9965
    @ericrajaobelina9965 หลายเดือนก่อน

    😂😂

  • @VohangyNeny
    @VohangyNeny หลายเดือนก่อน

    😂

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 หลายเดือนก่อน

    Ny mpiaraka à totakely ? sektambra, priscolaire, gista kely, élus sans éducation aucune, soumis.
    izay no fiaina n'i totakely : tsy mety ho didinin'ny manana fahaizana, satria menatra.
    ireo anefa dia mandefitra devant les gens de manga.
    Rehefa asiany zandary vaseline, mety ihany ny fiaina n'ny totakely ; fa mbola ho avy.