Tsy ireo mpangalatra ny harem pirenena ireo no enjehina raha mafy p ialahisany fa ny vahoaka mahantra no atao an'izao na 73kg na 50kg na bois de rose....avela fotsiny honte à vous faible avec les forts mais forts avec les faibles,lâches sarim bavy akolahy fataka
Misy fetra ny zava-drehetra indidra fa ny fanaperam-pahefana ataon'ireo mpitandron'ny filaminana!😊😊😊😊😊
Tsy zanabahoaka ireo mpitandro filaminana ireo
Tena lasa pifahavalo mitsy,
Tena misetrasetra mitsy reo pitandro filaminana reo, ho Hita eo n'y fandeany e,
Tsy fantatr ireo zandary sy miaramila ary polisy ireo ve fa avy amin ny vahoaka ihany izireo ?