Nanatanteraka fidinana ifotony teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato ny filoha Andry Rajoelina

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 6 ก.ย. 2024
  • SONGADIM- BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 23 JOLAY 2024 #madagascar
    Tsy ady amin’ny mpizaha tany fa ady amin’ny fampidirana rongony sy famoahana antsokosoko ny ny harena ankibon’ny tany no ady apetraka eny amin’ny fadintseranana hoy ny Filoham-pirennea Andry Rajoelina nandritra ny fidinana ifotony notanterahany teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato ny talata 23 Jolay tolakandro. Nanome toromarika ny hanatsarana ny fomba fiasa arak’izany ny Filoham-pirenena, toy ny fanafainganana ny fandraisana ireo mpandeha tonga amin’ ny zotra avy any ivelany, sy ny fanatsaharana ny fisavana ny entana efa mandalo scanner, ary ny fifandimbiasan’ny mpiasa rehetra eny amin’ny seranam-piaramanidina izay tsy tokony hiasa eny mihoatra ny 3 taona.
    SONGADIM- BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 23 JOLAY 2024 #Madagascar

ความคิดเห็น • 19

  • @user-lm8vi4vn5x
    @user-lm8vi4vn5x หลายเดือนก่อน +1

    merci beaucoup filoa 👏👏

  • @user-qh6ov5tz2n
    @user-qh6ov5tz2n หลายเดือนก่อน

    Merci beaucoup Président

  • @user-lm8vi4vn5x
    @user-lm8vi4vn5x หลายเดือนก่อน +1

    merci beaucoup 👍👍👍👍👍👏👏👏👏👏

  • @gerardramaroson8498
    @gerardramaroson8498 หลายเดือนก่อน

    Manalabaraka mihitsy Ilay fangatahana vola aminy mpandeha e

  • @gastonrazafimanantsoa6161
    @gastonrazafimanantsoa6161 หลายเดือนก่อน

    Marina izany Président 🎉

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Tsoany ireo Piasa ireo

  • @julienjackie6887
    @julienjackie6887 หลายเดือนก่อน

    Ampiaro aminy institutions rehetra ao Madagasikara ! Aiza ny toerana tsy misy kolikoly ao Madagasikara ? Mba lazao ndré na iray tompoko !

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 หลายเดือนก่อน

    Dikany araka fiheversko izy .ts'izy irery no tomponantoka @ny tsy fandrosoany madagascar de kolkoly sy tsy fandraisanay tomponandraikitra rehetra zegny raha tiany ambara

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Fa tena fosotra aminy firenena

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Tsy fantatrireo Piasa ireo akory n'y atao hoe scanner

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Ireo Piasa ireo asory daholo

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 หลายเดือนก่อน

    Raha tsy andraisana feoetra hentitra mihintsy io tsy hisy fiovana.
    Oh : Tonga de roahana daholo aloha tsy asiana sentiment.
    De MBA misy lesona ho an''ny manaraka

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Fa Piasa tsy misy Ilana azy

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Piasa tsy nahita fianarana no azahoako azy

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 หลายเดือนก่อน

    Ampiaro jusqu'a any Nosy be

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 หลายเดือนก่อน

    Araka fahazahiako raha teneniny de tomponandraikitra rehetra no hiantrehany io zavatra teneniny

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Ireo Piasa ao ivato no tokony asorina tsy zazakely akory ireo Piasa ireo fa tanana efa zatra mitsotra io

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 หลายเดือนก่อน

    Autage zegny tokony adoso eo zay tomponandraikitra

  • @user-ui9kh6dn6b
    @user-ui9kh6dn6b หลายเดือนก่อน

    koa marina hevitro ty karaha cvo fona io misy tombotsoany ihany ary reo douane tsisy henatra efa escros sy arnaque .Dikany andry quetion apetraha aminao ahona misy an'izao dikany tsisy làlana ary pnud hoany vahoaka mandafo artisana tsisy mividy