Arivoara Rabarijaona
Arivoara Rabarijaona
  • 59
  • 442 192
Fa toy izao ny fitiavan'Andriamanitra
Deteronomy 32 (Tononkiran'i Moizy)
Ankalazao ny Tompo p. 162
Fihirana Hasina p. 329
Vavaka sy Hira p. 389
มุมมอง: 365

วีดีโอ

Kristy velona, Kristy zanaka
มุมมอง 4114 หลายเดือนก่อน
Hira katôlika
Ry Tompo Zanahary
มุมมอง 9575 หลายเดือนก่อน
Hira fanolorana katôlika Vavaka sy Hira p. 727 Fihirana Hasina p. 176 Fihirana Vaovao p. 362 Fihirana Dera p. 75
Mahereza re razandry ! (A/C: Ankalazao ny Tompo)
มุมมอง 2.3Kปีที่แล้ว
1- Mahereza re, Razandry (mahereza) Mirosoa hatrany ianao (mirosoa ianao) Atolory re ny sandry (mahereza) Fa miandry i Jesoa Tomponao Izy ihany no banjino Ibitsiho mangina hoe: Mba tantano sy vimbino ‘Ty zandrikely ‘ty zandrikelinao re! Mahereza, mahereza, mahereza re ianao Mahereza, mahereza, mahereza a! 2- Raha sendra hakiviana Mila handreraka ny fo Mampitondra fijaliana Fa mbola nofo ihany m...
Tsy hitsahatra hisaotra
มุมมอง 1.2Kปีที่แล้ว
(Tononkira 1 Korintianina 1, 4-9) A/C : Ekipa Ankalazao ny Tompo
Vaky ny sôva - Ankalazao ny Tompo
มุมมอง 2.9Kปีที่แล้ว
Vaky ny sôva - Ankalazao ny Tompo
Zanak'Ondry (beso - zafindraony)
มุมมอง 4.9Kปีที่แล้ว
Zanak'Ondry (beso - zafindraony)
Masina (beso)
มุมมอง 1.4Kปีที่แล้ว
Masina (beso)
Misaora ny Tompo ianareo (Tononkiran'i Maria)
มุมมอง 1.9Kปีที่แล้ว
Ankalazao ny Tompo p.533 Vavaka sy Hira p.427 Fihirana Hasina p.284 Fihirana Vaovao p.205 Fihirana Dera p.176 Misaora ny Tompo ianareo voafidiny, Fa izy ihany no niantso anareo a, Na manao ahoana ny toetranareo a, Antsoiny ho sakaiza fa tsy mpanompo a, Noho ny fitiavany maimaim-poana a: Koa misaora ny Tompo ianareo a. 1. Ny foko midera ny Tompontsika, Ny saiko mifaly amin'Andriamanitra Noho izy...
Andriamanitra no tokiko e
มุมมอง 7602 ปีที่แล้ว
Valin-kira (AC: Ekipa Ankalazao ny Tompo) Andriamanitra no tokiko ka tsy misy atahorako Andriamanitra no Raiko Jesoa Zanany no Zokiko. 1- Aleoko mialoka amy Tompo toy izay miantehitra amin'olona. 2-Izaho tsy ho faty intsony f'Izy Ray no tompon'aina. 3- Avia ianao, hoy ny Teniny, ka matoria am-piadanana. 4- Izaho dia handry fehizay, hiadana fa tsara mpiandry.
Amin'ny fo madio
มุมมอง 8K2 ปีที่แล้ว
Hira fanatitra/Fanolorana
Ry Ray niandohana sy hiafarana (Ankalazao ny Tompo)
มุมมอง 1.9K2 ปีที่แล้ว
"Rehefa tonga ny Mpanafaka alahelo, Izay hirahiko aminareo avy amin’ny Ray, dia Izy no hanambara Ahy" (Joany 15, 26)
Indro atolotray Aminao ry Tompo (Fanatitra)
มุมมอง 8K2 ปีที่แล้ว
Hira katôlika malagasy
Ny Anjely Gabriely
มุมมอง 1.5K2 ปีที่แล้ว
L'Angelus, chanté en malgache.
Iza loatra ho'aho
มุมมอง 3.7K2 ปีที่แล้ว
A/C: Ekipa Ankalazao ny Tompo Hira natao nandritra ny Eokaristia Masina notarihin'ny Papa François teny Soamandrakizay, tamin'ny famangiany an'i Madagasikara.
Sokafy ny fonay (P. Jaonah)
มุมมอง 7K2 ปีที่แล้ว
Sokafy ny fonay (P. Jaonah)
Aterinay anatrehanao Reny
มุมมอง 9282 ปีที่แล้ว
Aterinay anatrehanao Reny
Fiadanana nentiny iny e (P. Jaonnah)
มุมมอง 1.6K2 ปีที่แล้ว
Fiadanana nentiny iny e (P. Jaonnah)
Aiza izahay no ho faly - Ankalazao ny Tompo
มุมมอง 4K2 ปีที่แล้ว
Aiza izahay no ho faly - Ankalazao ny Tompo
Rano miboiboika - Izaia 12, 1-6 (A/C : Ankalazao ny Tompo)
มุมมอง 4K2 ปีที่แล้ว
Rano miboiboika - Izaia 12, 1-6 (A/C : Ankalazao ny Tompo)
Efitra ny fiainana - Ankalazao ny Tompo
มุมมอง 6K2 ปีที่แล้ว
Efitra ny fiainana - Ankalazao ny Tompo
Andriananahary ô (Antsa katôlika)
มุมมอง 9K2 ปีที่แล้ว
Andriananahary ô (Antsa katôlika)
Moa ve tia Ahy ianao ? (P Carlos)
มุมมอง 2.4K2 ปีที่แล้ว
Moa ve tia Ahy ianao ? (P Carlos)
Ô ry Reny mahavatra - Ankalazao ny Tompo
มุมมอง 5K2 ปีที่แล้ว
Ô ry Reny mahavatra - Ankalazao ny Tompo
Ny Fonao ry Jesoa
มุมมอง 21K3 ปีที่แล้ว
Ny Fonao ry Jesoa
Miara-mizotra (Ankalazao ny Tompo)
มุมมอง 14K3 ปีที่แล้ว
Miara-mizotra (Ankalazao ny Tompo)
Homeko ny herin'ny Fanahy (Salamo 97)
มุมมอง 10K3 ปีที่แล้ว
Homeko ny herin'ny Fanahy (Salamo 97)
Tsy misy manam pitiavana (P. Carlos)
มุมมอง 13K3 ปีที่แล้ว
Tsy misy manam pitiavana (P. Carlos)
Velona tokoa Ilay hitanay maty e - Ankalazao ny Tompo
มุมมอง 39K3 ปีที่แล้ว
Velona tokoa Ilay hitanay maty e - Ankalazao ny Tompo
Ô ry Havana ô (Salamo 65) - Ankalazao ny Tompo
มุมมอง 2.9K3 ปีที่แล้ว
Ô ry Havana ô (Salamo 65) - Ankalazao ny Tompo

ความคิดเห็น