- 48
- 144 912
VPKT Madagascar
เข้าร่วมเมื่อ 23 ก.พ. 2018
Herinandro fahavalo : VAVAKA HO AN’NY LAHIKA MIARAKA AMIN’NY OLONTSAMBATRA VICTOIRE RASOAMANARIVO
Herinandro fahavalo : VAVAKA HO AN’NY LAHIKA MIARAKA AMIN’NY OLONTSAMBATRA VICTOIRE RASOAMANARIVO
Famantarana ny Hazofijaliana
Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla manerana
an’izao tontolo izao, mandra-patapitr’izao tontolo izao.
Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrakizay.
Victoire Rasoamanarivo Olontsambatra : mivavaha ho anay.
Ry Andriamanitra Trinite Masina ô, fantatrao tokoa ny fanajan’i Victoire
Rasoamanarivo ny Sakramentan’ny fiangonana. Ohatra ho anay lahika tokoa ny fitiavam-bavaka nananany, ny halemem-panahy, ny faharetana sy ny fandeferany.
Koa ampio izahay hahay hanatanteraka ny sitraponao eo amin’ny seha-piainana ikatrohanay tsirairay. Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay no angatahinay izany.
Amen.
Rainay any an-danitra … (1)
Arahaba ry Maria … (10)
Voninahitra anie … (1)
Vavaka ho an’ny JMJ Mada X
Amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina. Amen

มุมมอง: 123
วีดีโอ
Herinandro fahafito : AN’IREO ANDALAM-PIANARANA MIARAKA @ OLONTSAMBATRA RAPHAEL LOUIS RAFIRINGA
มุมมอง 372 ปีที่แล้ว
Famantarana ny Hazofijaliana Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla manerana an’izao tontolo izao, mandra-pahatapitr’izao tontolo izao. Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrakizay. Ry Raphael Louis Rafiringa Olontsambatra : mivavaha ho anay. Ry Andriamanitra Trinite Masina ô, misaotra Anao izahay noho i Frera Louis Rafiringa,...
VAVAKA HO AN’NY TANORA MANOLOANA NY FANATONTOLOANA MIARAKA AMIN’I OLONTSAMBATRA CARLO ACUTIS
มุมมอง 1292 ปีที่แล้ว
Herinandro fahaenina: VAVAKA HO AN’NY TANORA MANOLOANA NY FANATONTOLOANA MIARAKA AMIN’I OLONTSAMBATRA CARLO ACUTIS 💖Famantarana ny Hazofijaliana 💖Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla manerana an’izao tontolo izao, mandra-pahatapitr’izao tontolo izao. Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrakizay. Ry Olontsambatra Carlo Acutis...
🙏 Herinandro fahadimy : VAVAKA HO AN’NY MARARY MIARAKA AMIN’I OLONTSAMBATRA JEAN BEYZIM
มุมมอง 5172 ปีที่แล้ว
🙏 Herinandro fahadimy : VAVAKA HO AN’NY MARARY MIARAKA AMIN’I OLONTSAMBATRA JEAN BEYZIM Famantarana ny Hazofijaliana Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla manerana an’izao tontolo izao, mandra-pahatapitr’izao tontolo izao. Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrakizay. Olontsambatra Jean Beyzim : mivavaha ho anay. Ry Andria...
Herinandro fahaefatra : VAVAKA HO AN’NY TANORA MIARAKA AMIN’NY MASINDAHY DON BOSCO
มุมมอง 392 ปีที่แล้ว
Famantarana ny Hazofijaliana Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla manerana an’izao tontolo izao, mandra-pahatapitr’izao tontolo izao. Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrakizay. Masindahy Don Bosco: mivavaha ho anay. Ry Andriamanitra Trinite Masina ô, misaotra Anao izahay tamin’ny nanomezana anay an’i Masindahy Don Bosco h...
Herinandro fahatelo : VAVAKA HO AN’NY FANABEAZANA MIARAKA AMIN’NY OLONTSAMBATRA LUCIEN BOTOVASOA
มุมมอง 742 ปีที่แล้ว
Herinandro fahatelo (11 jolay 2022 - 17 jolay 2022) : VAVAKA HO AN’NY FANABEAZANA MIARAKA AMIN’NY OLONTSAMBATRA LUCIEN BOTOVASOA Famantarana ny Hazofijaliana Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla manerana an’izao tontolo izao, mandra-pahatapitr’izao tontolo izao. Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrakizay. Olontsambatra Luc...
Herinandro faharoa VAVAKA HO AN’NY FIRENENA MIARAKA AMIN’NY MASINA MARIA NISEHO TANY LA SALETTE
มุมมอง 1102 ปีที่แล้ว
🙏 Herinandro faharoa (4 jolay 2022 - 10 jolay 2022) : VAVAKA HO AN’NY FIRENENA MIARAKA AMIN’NY MASINA MARIA NISEHO TANY LA SALETTE Famantarana ny Hazofijaliana Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla manerana an’izao tontolo izao, mandra-pahatapitr’izao tontolo izao. Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrakizay. Masina Maria ni...
Herinandro voalohany / VAVAKA HASIVI-KERINANDRO JMJ MADA X Antsirabe
มุมมอง 1362 ปีที่แล้ว
Herinandro voalohany (27 jona 2022 - 03 jolay 2022) : VAVAKA HO AN’NY PAPA SY NY EVEKA ARY NY PRETRA MIARAKA AMIN’NY OLOMASINA MASINDAHY JOANY PAOLY II Famantarana ny Hazofijaliana Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla manerana an’izao tontolo izao, mandra-pahatapitr’izao tontolo izao. Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrak...
"Mitsangàna fa ataoko vavolombelon'ny zavatra efa hitanao ianao" Asa26,16.
มุมมอง 1.3K2 ปีที่แล้ว
"Mitsangàna fa ataoko vavolombelon'ny zavatra efa hitanao ianao" Asa 26,16. JMJ MADA 10 - Any ANTSIRABE zany ny fotoana
MINITRA JMJ 001 : INONA NY JMJ HO ANAO ?
มุมมอง 3682 ปีที่แล้ว
MINITRA JMJ 001 : INONA NY JMJ HO ANAO ?
TONONKIRA HIRA FANEVA JMJ MADA X - ANTSIRABE
มุมมอง 11K2 ปีที่แล้ว
TONONKIRA HIRA FANEVA JMJ MADA X - ANTSIRABE
CLIP FANENTANANA JMJ MADA X ANTSIRABE (TSY HIRA FANEVA)
มุมมอง 23K2 ปีที่แล้ว
CLIP FANENTANANA JMJ MADA X ANTSIRABE (TSY HIRA FANEVA)
FANENTANANA - DIOSEZY ANTSIRABE - Paroasy Katedraly - COVER HIRA
มุมมอง 1304 ปีที่แล้ว
FANENTANANA - DIOSEZY ANTSIRABE - Paroasy Katedraly - COVER HIRA
Fifampizarana fohy ho antsika tanora mahakasika ny CARLO ACUTIS - Mgr Jean Pascal ANDRIANTSOAVINA
มุมมอง 8K4 ปีที่แล้ว
Fifampizarana fohy ho antsika tanora mahakasika ny CARLO ACUTIS - Mgr Jean Pascal ANDRIANTSOAVINA
FAMPIRANTIANA 2.0 : "FAMBOLENA ANANANA" - JUDFRA - TOLIARA
มุมมอง 564 ปีที่แล้ว
FAMPIRANTIANA 2.0 : "FAMBOLENA ANANANA" - JUDFRA - TOLIARA
FANENTANANA - DIOSEZY ANTSIRABE - MAHAZOARIVO (Cover hira sy dihy)
มุมมอง 3.4K4 ปีที่แล้ว
FANENTANANA - DIOSEZY ANTSIRABE - MAHAZOARIVO (Cover hira sy dihy)
SUPER ! BON SOUVENIR VENANT DE MADAGASCAR DU CANADA. Yolaine, m.i.c.
Misaotra betsaka fa tena tsara
J'adore cette chanson, vraiment magnifique 🥰🥰🥰
Mampihetsi po. 🙏🙏🙏🙏🙏