Fifampizarana fohy ho antsika tanora mahakasika ny CARLO ACUTIS - Mgr Jean Pascal ANDRIANTSOAVINA
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 4 ก.พ. 2025
- Indro misy fampianarana sy fifampizarana fohy ho antsika tanora mahakasika ny CARLO ACUTIS niarahana tamin’ny Mgr Jean Pascal ANDRIANTSOAVINA, eveka mpanampy ny diosezin’Antananarivo sy filohan’ny vaomieran’ny eveka momban’ny fanompoam-pivavahana.