MIVANTANA AVY ENY MAHAMASINA - MATSO LEHIBE 26 JONA 2024 🇲🇬

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • FANKALAZANA NY FAHA-64 NIVERENAN'NY FAHALAOVANTENA
    Madagasikara mandroso, Malagasy miara-mientana amin’ny fitiavan-tanindrazana
    #Madagasacar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

ความคิดเห็น • 43

  • @raymondelearasoanirina1817
    @raymondelearasoanirina1817 3 หลายเดือนก่อน +5

    Bonne fête daholo ry Malagasy rehetra eran-tany 🇲🇬🎉🥳
    Tsara ihany ny Miresaka sy Manantona ny olona efa manana expérience aminy Fanomanana Fety lehibe tahaka izao
    Mahamenatra zareo à, Miova ny Feonkira , grave 🙊
    🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @annndrenavelo7987
    @annndrenavelo7987 3 หลายเดือนก่อน +1

    Bonne fête de l' indépendance .MALAGASY tsy vaky volo. Très heureuse de voir l' initiative des personnes ,les responsables de cet événement mémorial.Vive MADAGASCAR. Ho ela velona anie ity NOSY ity

  • @mireille0311
    @mireille0311 3 หลายเดือนก่อน +3

    Very Hasina ny hira MALAGASY

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 3 หลายเดือนก่อน +4

    Les autres pays fêtent l indépendance Madagascar fête la colonisation

  • @Odette-mq9lc
    @Odette-mq9lc 3 หลายเดือนก่อน +1

    Merci tsara be mankasitraka mafinaritra miarahaba atsika rehetra ô

  • @marieheleneralivao2412
    @marieheleneralivao2412 3 หลายเดือนก่อน +3

    Tsara be fakalazany ny fetiny ny faleovatena Mascay ho ela velona bravo

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 3 หลายเดือนก่อน +1

    Driiiis ry tanindrazanay 😢 lasa tsy mahetsim po intsony le hira 🇲🇬

  • @mireille0311
    @mireille0311 3 หลายเดือนก่อน +1

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg 3 หลายเดือนก่อน +1

    Tsisy rah manjary fitondrana ty ,hiram'pirenena mivalana ,vahoaka mijaly😢.

  • @Jeanmaximinrabenja
    @Jeanmaximinrabenja 3 หลายเดือนก่อน +1

  • @HariRandrianarisoa
    @HariRandrianarisoa 3 หลายเดือนก่อน +1

    Raha izao fampisehoana fitaovana izao dia tokony ho voafehy izany ny fandriam-pahalemana

  • @Antanimora
    @Antanimora 3 หลายเดือนก่อน +5

    Faly miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ny faha 64 taona niverenan'ny fahalaovantena .Mirary soa ho antsika rehetra Ary mirary ny firenentsika handroso sy hanjakan'ny fandriampahalemana .Manaova fety mafinaritra daoly .

  • @marianoesteban3351
    @marianoesteban3351 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy eny an'abakabaka ny commando de l'air tompoko, diso tanteraka. Ny asan'izy ireo dia ny fiarovana ny ireo tobin'ny tafika an'abakabaka, ny fitaovana samihafa.... Fa tsy any anaty fiara manidina velively

  • @patrickrazafindrakoto7430
    @patrickrazafindrakoto7430 3 หลายเดือนก่อน +6

    SIMBA, SIMBA ,SIMBA NY HIRAMPIRENENA MALAGASY 😢😅😢😅

  • @marianoesteban3351
    @marianoesteban3351 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy mifanaraka amin'ny sary ny commentaire

  • @NirinaRazafindranoro
    @NirinaRazafindranoro 3 หลายเดือนก่อน +2

    Loza fa dia natao nareo inona ny hiram pirenena

  • @adriansluf
    @adriansluf 3 หลายเดือนก่อน +2

    FA MANINONA TOMPOKO NO HERIM-PAMORETANA NO MAMENO NY FETIMPIRENENA FA TSY NANEHOANA NY ZAVABITA? Malahelo izahay 😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 3 หลายเดือนก่อน +3

    Fa Iza koa nihira le hira Teo?
    Manimba le hira

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 3 หลายเดือนก่อน +3

    ny commentaires nareo manao ny reportage koa tena tsy intéressant satria : à Unité de protection d'un tel service, ary mba fantratreo moa ireo vono olona, sy dahalo partout ka inona no vitan'ireo tanisainareo ireo ? La HONTE !!!!!

  • @florenceratimison1291
    @florenceratimison1291 3 หลายเดือนก่อน +2

    Malama tsara kosa zany lalana izany
    Vita daholo ny lalana

  • @mortelrabezanahary6748
    @mortelrabezanahary6748 3 หลายเดือนก่อน +1

    Ry tanindrazako ry fireneko tiako iMadagasikara malalako mankasitraka zay nandray anjara daholo

  • @davidratrema6922
    @davidratrema6922 3 หลายเดือนก่อน +2

    Mahamenatra le hira mpirenena tena henjana reto an😮😢

  • @marianoesteban3351
    @marianoesteban3351 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy mbola maha fehy ny serasera ny fahita lavitra. Maro loatra ny tsy faha tomombanana. Izao ilay hoe Technicien formé sur le tard, fa tsy nanaraka formation technicien en audiovisuel. Mbola be dia be ny tokony ho harenina

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 3 หลายเดือนก่อน

    Tsingerintaonan ny fahaleovan tenan ny fahafahana jadona tam 2009...tsy important ny tsy fatongavan. Filoha rajao sy rajao satria mpanao hery famiretana ity firenena..noho izany dia tsingeri taonan ny fahafahana tam 2009 fa ts 1960.

  • @rosemanitra47
    @rosemanitra47 3 หลายเดือนก่อน +2

    Fa maninona ary ra tsy ovaina ilay hiram pirenena e.sady ratsy feo be l lehilahy makaleo

  • @rafaaline5013
    @rafaaline5013 3 หลายเดือนก่อน

    Tokony gadraina le ol nanao anle hira

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 3 หลายเดือนก่อน

    Mandehana aloha roahy hiala ao @ nosy juen de nova sy glorieuse ireo miaramila frantsay vitsikely ireo raha tena henjana ianareo zandary sy miaramila ireo. Jeneraly efa aman-jatony fa toa renty ivelany fotsiny.

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 3 หลายเดือนก่อน

    F'angaha moa misy pays handrobaka @ Mada matoa miteny foana ianareo hoe : hiarovana ny Nosin-tsika? Mba tiako ho fantatra !

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 3 หลายเดือนก่อน +1

    Ridicule be ireto "défilé" tsy misy coordination na iray ary! on dirait des enfants qui défilent : misy mijery d'un coté, d'autre regardent ailleurs, ny pas amin'izay mampiomehy !!! tena ny "IMAGE"ny president ny défilé toy izao ! fouillis be !!!!!

  • @JOYCEFLY-zl9hl
    @JOYCEFLY-zl9hl 3 หลายเดือนก่อน +2

    Te hiavaka dia ny hiram pirenena no ovaina ny feony

    • @mireille0311
      @mireille0311 3 หลายเดือนก่อน

      😂😂😂😂Aleo mangina sisa

  • @florenceratimison1291
    @florenceratimison1291 3 หลายเดือนก่อน

    Avy mijery fety ireo olona rehetra ireo dia mihinana vorontsiloza sy hena kisoa daholo ??‽?

  • @mireille0311
    @mireille0311 3 หลายเดือนก่อน

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂 MADAGASCAR A MALAELO BE ANAO AHO tsy ho adinoko akory ianao satria taniko ary mamiko ,tsy ho adinoko sanatria tany hilevenako rahatsizay , ory aho satria simba tanteraka ianao tsy misy intsony ilau HASINA maha MADAGASCAR anao nefanna izany aza dia mbola hiverina aho ry tany mamiko

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 3 หลายเดือนก่อน

    bobaka les zan lazaina fa mpiaro vahoaka izany nef isika ity de mandri andriranantsy isan'andro

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 3 หลายเดือนก่อน +1

    olala ny costume-n'ity président kely é ! on dirait un petit clown qui parade devant ses jouets! en plus qu'est-ce-qui se passe @ hymne Madagascar? Efa tena aletiny any @ an-kady ity Mada! Mba tsapany ve izay teny lazainy izao? zay lazainy "contraires" ny actes ataony daholo! Ny fanjakana mijoro? c'est drôle? milentika angamba no tokony ho teneniny? firaisan-tsaina ? Ary ireo mpirasan--tsaina miaraka aminy moa samy mameno ny paosiny daholo dia ils gardent leur chaise! General,Colonels, ny administrations rehetra miray sac avec io tgv io !Bon courage re ry Vahoaka pour votre avenir!!!!!

  • @olgaravoahangimalala747
    @olgaravoahangimalala747 3 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy ilaina ny commentaires, avelao mba hihaino ny mozika sy hijery ny matso ny olona.

  • @marierose7141
    @marierose7141 3 หลายเดือนก่อน

    Dahalo be dia be,ka aza be resaka eo

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 3 หลายเดือนก่อน

    Vonona ve ianareo hiharo ny Fitondrana : Goveronaora Frantsay ? Merde, Mahonena.

  • @FinaritraRazafiharisoa
    @FinaritraRazafiharisoa 3 หลายเดือนก่อน +1

    tsara b le hira

  • @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву
    @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву 3 หลายเดือนก่อน +5

    Hotrany olona avy nangery apataloha le rajoelins

  • @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву
    @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву 3 หลายเดือนก่อน +4

    Tsss, teraka teto dago aho1968,. Fa ny tena izy de tsy azo ovana ny note hiapirenena. Ka atao ahoana moa fa illetrer citoyen francais ny filoha. Esory teo le io