DON-DRESAKA DU 20 OCTOBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • DON-DRESAKA DU 20 OCTOBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 14

  • @rolandalexandre-c1c
    @rolandalexandre-c1c 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Président jean Nirina, Ampidino vidiny gez ohatrany any Maurice 19000 ar vidiny gaz ts mampiasa charbon n'y Malagasy de tss manapaka hazo ,ary amboaro lalana goudron any Ambanivohitra amorony Asa , any fa ts miakatra any intsony izahay,ary ataovy mizaka tena n'y Faritra 6 eto Madagascar

  • @cassandrarandria9607
    @cassandrarandria9607 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Zao vao mody mikoropaka satria tonga ny fifidianana.Tsy misy voafitakareo amizany tsony eo.Anjarany Fanjakana faranizay kely indrindra ny manome rano fisotro madio ho any vahoaka.

  • @JocelynNaina
    @JocelynNaina 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Misaotra ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa fa mampanontany tena ny maha vitsy teny ny movement gasikara, ary mahakivy ny tsy maha mpanjifa an'i sectambra fa mpamafa kiraron'ny fitondrana.

  • @harimbolavaillant6055
    @harimbolavaillant6055 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mahamenatra fa tena miditra antsehatra mihintsy ny banky iraisam-pirenena. Maninona tsy narahin'ireo banky ny fanamboarana ny tetikasa manodidina ny rano hatra@ izay.
    Mampalahelo fa rano avy nama dia manahirana izay fototra ny aina, aleo aza tsy misy jiro toy izay rano raoatra ka isafidy ihany. Nefa dia samy ùaùpijaly ireo, sakafo.....??? very ny Gasy

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Efa manao ny devoir ny ny filoha...eran tany sedrain ny tsy fisiandrano.tananarivo mitombo ny mponina...betsaka ny fantsona simba..nahoana tsy nikzeakarain izay teo aloha???? Manana filoha mba mis vision aza am zao ..nampiasa citerne ny filoha.. io aloha no iainanana mandra paha..araha his filoha mahay tsaratsara kokoa!!!vao maika tsara...firenrna iaraha manana iz ty

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ity jean niriny ity vavam bavv manara drenirano tsy hitako zay ataon lety

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ity olona ity pamadika palitô

  • @misathata1115
    @misathata1115 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ary ilay téléphérique ahoana e toa miantona fotsiny krkrkrkrkr

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 9 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Aza misambotra vola intsony ianao ry Andry fa tsy mande laoniny vola azo fa lasa any tsy falehany a , raha za mametra pialana za fa tsy mandainga lava zao

  • @coolman3322
    @coolman3322 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    zay ary ilay resaka antananarivo irery no madagascar fa tanana reste c'est pour les babakoto . tsy malagasy fa biby

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Hatao inona fotsiny ary ny ministry ny rano sy ilay tale vazaha lafo bé raha ny filoha no manao ny asa rehetra torak'izany fizahan tany

  • @andofanantenanaratsimbazaf3683
    @andofanantenanaratsimbazaf3683 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    JEAN NIRINA 😅😅😅NY ANTOKONMPANOHITRA HONO NO MAHATONGA NY OLANA😂😂TSY MISY MIANKINA AMIN'NY MPANOHITRA IO, NY MPANOHITRA AZA MAMPATSIAHY NY TSY METY, NY MPITONDRA NO TSY MAHAY MANDRAY FANANKIANANA TOMPOKO FA ATAONY HOE FANARATSIANA..... MILA MIHAINO FANAKIANANA NY MPITONDRA DIA MANDINIKA IZAY AZO AHITSY AMIN'FOMBA FITATANANA FA MISEHO HO MAVITA NEFA MIWERWERA FOTSINY.

  • @RamanambitanaTahinjanahary
    @RamanambitanaTahinjanahary 9 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Hita hoe pilelaka daholo reto ii tsy manapahaizana ve zany le pitatanao ee rehefa ts mahay de mielaha e

  • @cassandrarandria9607
    @cassandrarandria9607 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Laolo rasektambre ty angamba natory niaraka t@ filoha nahita anazy tsy natory mitsy tsss hita mitsy hoe tsy ampy solaitra.