Mbola manana fotoana marina sika itoriana ny filazan - tsara, araka ny sitrapon 'Andriamanitra irery ihany. Mila mahalala marina ny tena sitrapon ilay Andriamanitra arahina sy ho tompoina. "Hosea 4 : 6 " Ringana ny oloko noho ny tsy fisian'ny fahalalana."
Alléluia!zaho manana fotoana Waaaa
Tena tiko lotra, merci Zoky Rija❤️
Izaho manana fotoana .waowwww
tsara be, merci Seigneur
😊
Mbola manana fotoana marina sika itoriana ny filazan - tsara, araka ny sitrapon 'Andriamanitra irery ihany.
Mila mahalala marina ny tena sitrapon ilay Andriamanitra arahina sy ho tompoina.
"Hosea 4 : 6 " Ringana ny oloko noho ny tsy fisian'ny fahalalana."
misaotra e, amen
Tsara ka, misotra e
tena manaitra ahy ity hira ty!manana antso avy any an-danitra aho, tsy maintsy raisiko foana!misaotra e!
Tena tiko mhntsy ity hira ity.
Haleloia 🙏
Izaho manana fotoana ,antso avy any adanitra...(Mankasitraka e !)
Merci, efa ela nitadiavako ty hira ity tato.
Misaotra anao Rija
Za koa manana fotoana. Merci e!
Tena mahakasijka ny fosy ny fiainana andavanandroko le hira mankasitraka tompoko
Tsara lotra
Merci infiniment ❤️❤️❤️❤️❤️❤️
misaotra betseka fa tsara be le tononkira
🙏🙏Mankasitraka tompoko🙏🙏