Paolo Emilio - Tojo RAVALOMANANA : AOKA HIFANAJA ISIKA , AZA MIFANAVAKAVAKA FA SAMY MALAGASY ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 61

  • @jennybosson3919
    @jennybosson3919 หลายเดือนก่อน +8

    pôv paolo, ho hita eo faona iza noho lany faha aza bé resaka eo !

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 หลายเดือนก่อน +8

    Araho tsara ny teneniny, jereo ny real tv 09/12 fa aza tonga dia ny fankahalana no aseho. Mampalaelo ahy ianao ilay hoe metisy merina, mahamenatra anay merina ny fisainanao io.

  • @jennybosson3919
    @jennybosson3919 หลายเดือนก่อน +7

    ary manino i tena noho tsy saha milaza ny anarana !

  • @randrianiainayvespatrick9370
    @randrianiainayvespatrick9370 หลายเดือนก่อน +3

    tojo ihany letsininay.ry Paolo inona zehelah pisolelaka amin fitondrana

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 หลายเดือนก่อน +1

    Ny fehin ny resakelah de mitady hanamina fangalarambato efa ataonareo koa miomana ry malagedy fa ity bandy Paolo ty mihitsy dia be fialonana fa hitany fa ho lasa i Tojo de enjehina

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy musy tezitea zany ny ona faelah no voakarama sy manaoerci Prezida lava eo.

  • @AndrianariveloHeryAndrianarive
    @AndrianariveloHeryAndrianarive หลายเดือนก่อน +2

    Makasitraka zok be,tafita ny hafatra.fa raha olo nahasoa ny vahoaka reo olo mianakaby reo tsinaongany vahoka t@ 2009,en plus efa nifandimby nitondra teo reo.nisy fandrosona ve Tananarivo 😊

  • @docramaroson7832
    @docramaroson7832 หลายเดือนก่อน +7

    Mba olona otran Zao ve ianao Dia na recoupement Ary tsy ataonao

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 หลายเดือนก่อน +8

    Soyez direct! Aza miholankolana Atoa Paolo ah ! Ianao sy Rabary dia tokony hanao binômes !! Aza mandrangitra adim-poko ry Paolo ah! C'est pathétique ! Aza manao diversion ! Tsy midy manda ny fahafahan'ireo mpianatra mipetraka eto Tana hifidy satriz zony izany raha toa ka tao anatin'ny procédure normale, en bonne et due forme no hififianan'izy ireo fa tsy atzo hanaovana liste électorale à rallonge 😊😊😊.
    Ny nitondrznao ny resaka dia ny classement Madagascar en tant sue 1er pays le plus pauvre sur cette terre oui, Mr Paolo, dia nofarananao t@ resaka fihaviana lay izy...bref! Aminao ve izany dia mendrika izany laharana izany i Madagascar kanefa isika manankarena ! Soyez lucide Mr Paolo😊😊😊

    • @JacquelineMazava-gz7on
      @JacquelineMazava-gz7on หลายเดือนก่อน

      Aza be resaka rangahy fa tsy Paolo irery no miteny eto aaah, fa niteny zavatra MAMOFADY i Tojonareo io

  • @ralahydanio8995
    @ralahydanio8995 หลายเดือนก่อน +2

    Araho tsara aloha Vaovao

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 หลายเดือนก่อน +1

    Elah no tena sady maloto fo no be fialonanamuseo milay eto...efa be kesy zao ny nianatra ary mbola ho retraite koa elah.
    Ny resahin ity rangahy uty de resake sady tsy misy dikany lesy ze teny voakaza ah ...raha mahay sy lehilahy elah de mba mirotsaha ary aza manamarina ny halabato.mbola ataonareo zao fa hifankahita isika..sady tsy ny Enam iany no.mahay fa mba manaraha ny zava misy any ivelany de hitanlah ao rah HARVARD no tianlah ho fantarina hoe inona izany.
    Mba miova lesy totsaina de ampianari tsara ny zanaka

  • @ThierryRasata
    @ThierryRasata หลายเดือนก่อน +1

    Efa ela iany enao no te ahazo toerana teo aminzay fitondrana mifanesy nefa tsy nahazo enao noho enao mahay misavilivily toa io ataonao io .Milaza ho manampahaizana enao nefa mampiady olona mijoro manao démentie mba ho hitan'ny olona manaraka anao .Diso enao fa kay mbola misy ny mahay noho ianao ka izay angamba no iresahanao toa ireny . Naninona raha nilatsaka mba nojerena ramosea aa

  • @lantsorolantosoa
    @lantsorolantosoa หลายเดือนก่อน +2

    Misaotr. LeY Emilio. Ok

  • @hetsikamontpellier2998
    @hetsikamontpellier2998 24 วันที่ผ่านมา +1

    Hifanaja @ ahoana ry Paolo.. ianao aza mandika vilana ny voalazany t@ ilay video nisy nanamboatra iny. mila haverina indray ve fa isan'ny volomboasary ianao ? Aza adaladalaina izahay fa ianao no tsy mahazo resaka an... Efa hoe video namborina iny mbola be vava ihany.. fa angaha moa ianao io madiodio fa misolelaka @ volomboasary foana ny fahafantarana anao.

  • @coolman3322
    @coolman3322 หลายเดือนก่อน +4

    indonesiana no fiaviany marina. nilefa ry zareo avy any nohenjehina tsy nanaiky ho silamo . fa angaha jamba maso ooona ilaza fa lainga ny voalaza izany .

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 หลายเดือนก่อน +7

    Rehefa tsy lany député lesy dia mipetraha ! Matoa manao video manaratsy olona dia misy atahoranao ao . Tadidiko tsara ny fanaratsianao ny filoha Ravalomanana tamin'ny fifidianana 2018. Aiza ary ilay dossier tianao ho avoaka mikasika ny famatsian -drano ao Tana ? Aiza e ?

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky หลายเดือนก่อน +1

    Henou tsara ny kabariny iragahy ity be soloaso ity alao ny tay sofina

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy misy ampianrinlah eto ry le vendrana ty ah...

  • @joserabarimanana6872
    @joserabarimanana6872 หลายเดือนก่อน +1

    😅😅😅😅😅😅 tratra n'ny virus KOA

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s หลายเดือนก่อน

    Bola fanana la no anaraka eo

  • @maminiainaraminosoa
    @maminiainaraminosoa หลายเดือนก่อน +1

    avy koa ilay mercenaire professionnel paolo.Mivadibadika atsy, aroa,henoy tsara ny intégralité ny vidéo raha misy atidoha ianao.Dia fantaro ny ataohoe montage video.Toony tsy hifidy à place iray raha INSCRITS @ liste électorale any ankafa, na inona fiaviany na avy aiza ny fiaviany.

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s หลายเดือนก่อน +1

    Bola ho tapa teda eo ela

  • @beanjara
    @beanjara หลายเดือนก่อน +1

    Tsy nianatra teny malagasy officielle anareo😂

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 หลายเดือนก่อน +8

    Hay ve olona tsy mahazo resaka i Paolo ity e ! Nefa dia milaza tena fa nianatra !

  • @lalainalalaina-v2y
    @lalainalalaina-v2y หลายเดือนก่อน +3

    Toni le mpisolelaka amin sucré d peuple

  • @TsantaRAKOTOVOLOLONA
    @TsantaRAKOTOVOLOLONA หลายเดือนก่อน +1

    NAREO MPANAO POLITIKA MIHITSY NO MANAO FANDRANGITANA FOKO RY PAOLO A. ETO ANTANANARIVO, JAMAIS TSY MBOLA NANILIKA NY MALAGASY AVY ANY ANINDRANA HIALA ETO.MALAGASY DAHOLO NO ETO, NAREO NO MAMPIADY FOKO ETO

  • @zakaramanantsoa5245
    @zakaramanantsoa5245 หลายเดือนก่อน +4

    Ka ialahy ve Hananote à ho lany eto é IMERÎNA ??? Rehefa Samy hifandrangitra ihany !!!

  • @nirisonsidonanantenaina8479
    @nirisonsidonanantenaina8479 หลายเดือนก่อน +1

    Olo nianatra ihany ve Reto de misaina mirefarefa

  • @raelisonriantsoa1593
    @raelisonriantsoa1593 หลายเดือนก่อน +7

    O sy e ry zanaka merina hono nefa tsisy fantany ze teneniny ... Hita mihitsy fa tgv manaparitaka le desinformation

  • @HélèneRaveloson
    @HélèneRaveloson หลายเดือนก่อน +1

    Mba hoz olona nianatra ianao de mody manao sary mihetsika

  • @MalalaMarie-d3w
    @MalalaMarie-d3w หลายเดือนก่อน +1

    Mihainoa tsara hatramin farany koa vao mamaly isika fa mora hampiadiana toy ny angely

  • @zakaramanantsoa5245
    @zakaramanantsoa5245 หลายเดือนก่อน +4

    Vendraprrr ialahy ry paolo !!! Henoy hatramin’ny farany ny kabary ,,,,, te hampiditra causes COCO ialahy !!! Henoy hatramin’ny farany leisy a !!!

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy misy fanambaniana zany kesy fa raha masahy elah de i Rajoelina cazaha io resahina

  • @francoisrabemanantsoa5067
    @francoisrabemanantsoa5067 หลายเดือนก่อน +1

    Mampme ty bandy Paolo ty. Izany sisa mba itany tetik'ady ahalany izay olona mba tiany. Ny gasy tsy hiiady izany fa Masina aminy loatra ny atao hoe :fihavanana nohon'ny fatahorany ho faty. Aleony mihafy mahantra toy izay hirongatra.

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 หลายเดือนก่อน +1

    Mmm mampalahelo mintry nareo erantani nahita nini no manaraka vao2 madagascar fa maninono no mampiady malagasy

  • @welsondedese1608
    @welsondedese1608 หลายเดือนก่อน +1

    NOHEVERIKO OLOBE ETO @ FIRENENA IANAO RY POOLO EMILIO MAMPALAHELO ANAKAY

  • @beanjara
    @beanjara หลายเดือนก่อน +1

    Mbola tokony hianatra

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 หลายเดือนก่อน +1

    Ni Reno cote zay monina a tana na any cote fa tri zany no atonareo mpapiady vahoka io . Ni firenena nao no tokony hasondra iala fahantrana fa tris marina ti video anao ty aza fady

  • @beanjara
    @beanjara หลายเดือนก่อน +1

    Mitandrignesa tsara rah miheino,fa kaza mandrairay😂

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s หลายเดือนก่อน +1

    Ratsy loha ela zay tsy nalany any la depute

  • @VictorienMahavy
    @VictorienMahavy หลายเดือนก่อน +1

    Tsy misy resaky manambany zao koahy teo Nahoda fa iha kea aloha 12 language, iha kea ndre manta leroa

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo หลายเดือนก่อน +2

    Antoko hita efa nahavita ihany no lany eo fa tsy mila tojotojo tsy misy zava bita teto am firenena...numero 7 ihany

  • @JacquelineMazava-gz7on
    @JacquelineMazava-gz7on หลายเดือนก่อน +2

    Tel pére tel fils : ohatr'izany ny toetran'ireo RAD-niny ka notezana azy.,.. TSY TOKONY ATAO MPITONDRA ny toy io sy ireo RAD !

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 หลายเดือนก่อน +1

    Tompoko enaho mteny ni store ni vahiny fa maninona raha ni vahoka mahantra no anovanao video toi zao fa tri zai teny na fampedina
    azafady indrindra fa mba olona misaina sy mndinika ihany trika tompo

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison หลายเดือนก่อน +4

    Tsy hitako izay hidiran' ny merina, ambaniandro, anindrana, andriana @ resaka politika Malagasy
    Rehefa ratsy dia ratsy anisan'ny catégorie ny Amboa jamban'ny taolana efa hita fa tsy mety ny ataon' i rajoelina andry sy ny forongony dia maninona no mbola tazonina ao Sao Dia lasa ohatran'ny any @ tany ny tavaratra mirebareba vao ho gaga.
    Mba misia jery Ramalagasy Tsivakivolo./.

    • @coolman3322
      @coolman3322 หลายเดือนก่อน

      sisi à cause de vous que madagascar potika . fitiavantena égoïste centrique anareo no masiso saina . tsy mirara Paolo ny aty . fa n'y marina ny voalazany . anareo tsy manjary jery maloto fisainana

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 หลายเดือนก่อน +1

    Androany aho vao nahita ilay video complète resahanao sy kianinao ry Paolo . Tena diso taanteraka ianao . Mba mahalalà menatra lesy e 😅😅😅😅

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 หลายเดือนก่อน +2

    Te hanao buzz fotsiny

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 หลายเดือนก่อน +1

    ity indray le mpikaraman'adin'ny fanjakana, de tsy menatra, hivaly aminareo ny ataonareo

  • @lolarabakoson3979
    @lolarabakoson3979 หลายเดือนก่อน +2

    Mahagaga,refa ianareo no miteny Ary misy manompa Merina,ohatra ny normal,du genre(Luc Hervé),ts'isy miteny lisany hoe tsy mety izany,fa rehefa Merina no miteny,mankarary an'lisany,@izay zavatra tsy marina akory!!!de MBA manadiadia aloha vao miteny ry Administrateur fa maharikoriko!!any aminareo n'a miteny hoe Merina Ary fady !!rehefa misy Merina te hiteny n'y maha Merina azy,lazainareo fa tsy tokony hifanavakavaka!Resaho aloha ny any aminareo de izay vao mifanome lesona fa mampitombo le fifankahalana izany!PC

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 หลายเดือนก่อน +2

    ry kyndy mihevitra azy fa tay @ amany !!!! misaotra eeeee!
    *

  • @SergeRakotoniaina
    @SergeRakotoniaina หลายเดือนก่อน +4

    Miarahaba anao rahalahy Paolo. Izaho dia milaza fa mbola aleoka lavitra ny Tgv toy zay TIM, hanampy anao zaho, mbola tsy lany izy dia efa reny ny teniny vao maika lany mandilatra ny nataony dadany.mialatsiny aminao rahalahy

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 หลายเดือนก่อน +1

      Koa zanakanao lay zazakahy Tsimihety pianatra ny Université nanirahany Andry Rajoelina Français Zandaro nitifitry maty igny, na maharegny anarana TGV anao fa romotro .

    • @lolarabakoson3979
      @lolarabakoson3979 หลายเดือนก่อน

      Milay izany teniny izany raha marina!!Sambany nisy namaly Luc Hervé 😂😂😂😂

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 หลายเดือนก่อน +1

    izaho tsy manambany fa na zanalavaka na zanaka bara na zanaka ambaniandro io ary ialahy taraiky

  • @tantelyrabenjambalason8810
    @tantelyrabenjambalason8810 หลายเดือนก่อน +1

    MBA OLO NIANATRA VE DIA MANAO FIRESAKA TOY IZAO ?????????? AFABELA NGA IANAO RAHA MISY ADIMPOKO ETO ?MALAHELO ANAO FA TSY NOFIDIN OLONA TETO IARIVO ? TSY TOMPON ANDRAIKITRA !!!!

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 หลายเดือนก่อน +2

    Tsy misy fanambaniana zany kesy fa raha masahy elah de i Rajoelina cazaha io resahina