👍 Très très bien parlé ! Misaotra betsaka. Mitongava saina, mifoaza, mitsangana vahoaka malagasy. Seule solution, RÉVOLUTION, LA GUERRE. L'union fait la force. En avant miaraka atsika jiaby ! 💪💪💪
@@HuguesSYLVAIN iza moa vahoaka antsoinao hanao sorona ainy hoanareo.. Ianareo mitsilailay an tanin olona any miadana. Miasa matory milely mifoha marina am fiadanana tranquille ka raa n'y vahoaka efa mijaly aty tadiavinareo atao sorona hoanareo misy hodianao malalaka tsy mis tahotra nefa zay Maty eo Maty pour les mpanohitra be kibo s'y be antody tabory mianakavy ireo ? Mahazo fitondrana eo ireo tsy anao ahilikiliny ????? Mbola tsy nahazo fitondrana i tojo be antodim bonga s'y be lava tay iny efa nambanilbaniany cotier !!!karaha nataony babany tsy manjary nampigadragadra cotier....pire toy izay i babany a gamba i tojo ndraha iny mahazo fitondrana eo.. Olo tsy ma'jary aaaaaby ery roland ratsiraka ireny '' 'traître.. Efa hita olona be fanavakavahana dia mbola any no ma'ndady. Déjà tsy nilaim bahoakany tamatave ho maire... Ka hanao sorona ain n'y malagasy va ???? Asaiva malaka zoulou any afrika atsimo i ravalo fa Vao tsy ela nivitan n'y fifidianana nigandimby teto zay fa karaha Maro an isa nandatsa bato hoan 'rajoelina raha tsy diso aho.. Raha pourcentage m bato azon i mpanohiitra ireo angamba azo tarafana hoe ahasarika vahoaka ve sa hitabatba hiantso am tambazotra eto hiandry raha tsy ho tanteraka...any ivelany any foa ianareo be vava sa hala am faniry soa mi tabataba man'drisika fa tsy ainanareo mi respire setroko bomba la clymogene..i faniry izany voalelilely ammpiadanana am alina courage man'drisika malagasy a mada aty sahala ami ataonao !! Ka mividiana billet mody a Madagascar manao tête de cortège MBA zahanay tanjak areo fa tsy vahoaka efa sahirana no atosik areo hanao sorona n'y ainy hoanareo... C est n importe quoi !!!!
Bravo❤❤❤, Miara-monina amintrika any @ fokotanintsika any ny villa ny lalana hizoran ny 4×4 ireo Vahavalom-pirenene ireo. Antsika ny tany, antsika ny harena, antsika ny basy, antsika ny afo 🔥💪 antsika daholo daholo daholo. Aza avela hiangana na iray @ ireo aza❤💪♥️💪♥️💪🇲🇬🇲🇬💪
Ataovo maty paika tsara ny tolona MBA hahomby hatramin'ny farany, fa ireo jiolahay ireo tena fetsy bé Sady efe mailo, aoka MBA hahomby ny tolona hataon-tsika mba tsy hanamoka indray. Homba ny tolona anie Andriamanitra, Amen!💪💪💪💪❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Bravo on a besoin une personne comme toi de parler la pure vérité, continuez la mm langage jusqu'à la fin,on n'a pas besoin un regime des voyous et des mafieux, le président de senat parachuté par le pouvoir est à son age de retour,un aveugle qui ne voit pas le malheur des malgaches, ces mafieux meritent d'être arrêté et juger par la population, a bon entendeur salut
Efa matahotra matoa mikasa hampidina solika. Grève générale ny solution fonctionnaires, transporteurs..., mila miray hina ny syndicat rehetra fa ny vola no tena fahavalom-pirenena
Mila Présidant hoatrany Traoré Ibrahim BorkinaBe gny gasy ! Hiarô gny V ahoana sy fananambahoaka ! Merci beaucoup Anao Ramose ary encore Merci an’ i Colonel Charle niaro vahoaka 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤️👏👏👏👏👏👏👏
😮😮 je te connais depuis qu'on étiez à Bezaha Vonona mais là, sao dia tafahoatra 😮 samy Malagasy saingy Tsara raha asiana hajany foana ny RAD rehefa maneho hevitra 👊👊 ampitiavana be
Indraindray nytsy fahaizana misaina sy miheritreritra , dia lasa miteniteny foana toin'ireny olona very fanahy mbola velona. Fikambanana miafina misahy miteny mivantana, mhagaga faamiko dia fiantsiana sy mamporisika ny adim-poko sy fikomina eto Mcar no tanjona. Fankahalana , fitiavan-tena, dia mino ve ianao fa ireo Malagasy izay manoana izao fitondrana izao dia anaiky fotsiny , ka amela anareo anakorontana ny firenena, tsy ianareo irery akory milaza ho tia tanindrazana eto @ity firenena ity. Tairo dia ho hita eto ny tohiny , fa vonona ny hiaro ny olona atokisany sy ekeny ho filohan'ny Malagasy izireo.
Miarahaba Tompoko ! Mankasitraka indrindra @ fanambarana !!!❤ Mila fohaonana @ Tiatanindrazana eto france ny tenanay fa vonona hiaraka hifanome hery hevitra isika hampahomby ny hetsika tsara dia tsara izao. Ny contact ilainay maika Tompoko ! Merci !
Aleo mba zavatra mitombina no resahana ramose rehefa hampita hafatra amin'ny Vahoaka Malagasy ary tena fadio ny maneho fa samy hafa ny Malagasy rehefa amin'ny samy loko politika na firehany fa kajio mandrakariva ny firaisam-pirenena sy ny maha iray tsy mivaky ny Malagasy izay tompon'i Madagasikara fa tsy araka ny hevitra diso entinao mifamaly amin'ny resaka politika diso
Mila Présidant hoatrany Traoré Ibrahim BorkinaBe gny gasy ! Hiarô gny V ahoana sy fananambahoaka ! Merci beaucoup Anao Ramose ary encore Merci an’ i Colonel Charle niaro vahoaka 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤️
Arrêtons avec nos fantasmes " d'ingérence extérieur". Le problème c'est nous, rien que nous. Tant que nous refusons d'admettre ça, nous pourrons toujours tracer tous les "plans sur la, voire les comètes qu'on veut". Cela ne changera rien.
Bravo milles fois
Vive la révolution malagasy ✊✊✊✊✊✊
👍 Très très bien parlé ! Misaotra betsaka. Mitongava saina, mifoaza, mitsangana vahoaka malagasy. Seule solution, RÉVOLUTION, LA GUERRE. L'union fait la force. En avant miaraka atsika jiaby ! 💪💪💪
@@HuguesSYLVAIN iza moa vahoaka antsoinao hanao sorona ainy hoanareo.. Ianareo mitsilailay an tanin olona any miadana. Miasa matory milely mifoha marina am fiadanana tranquille ka raa n'y vahoaka efa mijaly aty tadiavinareo atao sorona hoanareo misy hodianao malalaka tsy mis tahotra nefa zay Maty eo Maty pour les mpanohitra be kibo s'y be antody tabory mianakavy ireo ? Mahazo fitondrana eo ireo tsy anao ahilikiliny ????? Mbola tsy nahazo fitondrana i tojo be antodim bonga s'y be lava tay iny efa nambanilbaniany cotier !!!karaha nataony babany tsy manjary nampigadragadra cotier....pire toy izay i babany a gamba i tojo ndraha iny mahazo fitondrana eo.. Olo tsy ma'jary aaaaaby ery roland ratsiraka ireny '' 'traître.. Efa hita olona be fanavakavahana dia mbola any no ma'ndady. Déjà tsy nilaim bahoakany tamatave ho maire... Ka hanao sorona ain n'y malagasy va ???? Asaiva malaka zoulou any afrika atsimo i ravalo fa Vao tsy ela nivitan n'y fifidianana nigandimby teto zay fa karaha Maro an isa nandatsa bato hoan 'rajoelina raha tsy diso aho.. Raha pourcentage m bato azon i mpanohiitra ireo angamba azo tarafana hoe ahasarika vahoaka ve sa hitabatba hiantso am tambazotra eto hiandry raha tsy ho tanteraka...any ivelany any foa ianareo be vava sa hala am faniry soa mi tabataba man'drisika fa tsy ainanareo mi respire setroko bomba la clymogene..i faniry izany voalelilely ammpiadanana am alina courage man'drisika malagasy a mada aty sahala ami ataonao !! Ka mividiana billet mody a Madagascar manao tête de cortège MBA zahanay tanjak areo fa tsy vahoaka efa sahirana no atosik areo hanao sorona n'y ainy hoanareo... C est n importe quoi !!!!
@zafinjanadambo Mitsangana vahoaka jiaby. Ny solution, la grève, révolution. En avant, courage !
@HuguesSYLVAIN raha mahazo vahoaka bon courage havako eeeeeeeh !!!
@zafinjanadambo Vahoaka tsy maintsy tsy mandresy. Patience, courage !
@HuguesSYLVAIN beh ouiiii efa nandresy iz nandresy ireo rodom ben n'y manakorontana.. Firy % vato azon n'y manakorontana 12%...14%. 0%. 5% 2%''efa naneho fandreseny n'y vahoaka.. Nandresy n'y ratsy mandatsa draaa..
Mankasitraka 👏❤ enganie mba ho tanteraka zainy ho afaka geja ny malagasy
Misaotra anao nitondra tenin’ny Malagasy izay tia tanindrazana👏
👏👏Héros ianao 👏👏👏👏
Bravo❤❤❤, Miara-monina amintrika any @ fokotanintsika any ny villa ny lalana hizoran ny 4×4 ireo Vahavalom-pirenene ireo.
Antsika ny tany, antsika ny harena, antsika ny basy, antsika ny afo 🔥💪 antsika daholo daholo daholo. Aza avela hiangana na iray @ ireo aza❤💪♥️💪♥️💪🇲🇬🇲🇬💪
Merci Ramose a!!! Zany no tena GASY aminazy!!
Merci Razoky a Marina izany lazainao izany hampio ny Vahoaka Malagasy Razoky
Ataovo maty paika tsara ny tolona MBA hahomby hatramin'ny farany, fa ireo jiolahay ireo tena fetsy bé Sady efe mailo, aoka MBA hahomby ny tolona hataon-tsika mba tsy hanamoka indray. Homba ny tolona anie Andriamanitra, Amen!💪💪💪💪❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Mirary soa sy mivavaky hoanareo mba ahomby @ zay atao aby re Tompoko o 🙏🙏.
Ny Tompo anie homba sy hitarika anareo 🙏🤲
Merci mankatsitraka zandry Alefa
BON ENTENDEUR SALUT ❤
Merci bravo 👌👍👏👏👏☝️🙏
bravo 👍👍👍👍👍👏👏👏👏💪❤❤
Bjr M, Jonaslin Marina voalazanao sy ireo Malagasy rehetra ary minb fa voarain dr' zareo ny Hafatra Bon entendeur salut Bon courage
17:46
Misaotra anao ,lehibe ,fa tsy rariny ,intsony,izao ,mahazo anayv, vahoaka malagasy amin'izao fotoagna izao.
Bien dit.❤
Mazava dia mazava, ary mankasitraka fa raha tena tia ny tanindrazana ny mpitondra iray tsara no manabanjina hoe: " MADAGASIKARA HO AN'NY MALAGASY"✊✊
Merci Ramose fasoa fa any ivelany Ianao fa Raha tsy izay EFA nosamboriny ..
👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏Bravo. Bravo bravo. Bravo bravo,
Misaotra anao 🙏🙏🙏🙏💖
Bravo on a besoin une personne comme toi de parler la pure vérité, continuez la mm langage jusqu'à la fin,on n'a pas besoin un regime des voyous et des mafieux, le président de senat parachuté par le pouvoir est à son age de retour,un aveugle qui ne voit pas le malheur des malgaches, ces mafieux meritent d'être arrêté et juger par la population, a bon entendeur salut
Efa matahotra matoa mikasa hampidina solika.
Grève générale ny solution fonctionnaires, transporteurs..., mila miray hina ny syndicat rehetra fa ny vola no tena fahavalom-pirenena
Zahay vonona ihany koa am fanaovana satria lalina. marina io teninao Io rahalahy
Bravo
Merçi zokilahy....miala Rajoelina fa ampy izay.
Bravo👋👋👋
Madagasikara dia firenena farany izay mahantra indrindra manerantany. hummm 😭😭😭😭😭😭😭😭 Nanomboka nahenoako izay teny izay dia tena malahelo ary tomany ny firenenako aho...
Maromaroa ny toa anao rahalahy! Andriamanitra Tsitoha rangah homba anao a!
alefa alefa zareo a!
Mankasitraka indrindra ny ANTOKO MIAFINA TIA TANINDRAZANA!❤❤❤
Tsy mila resaka lava be fa Tonga de 13 mai mihaona isika rehetra !
Zahay vonona ho faty sy ho gatra , mitsangana ry vahoaka Malagasy ,Tia tanindrazana
Marina zany tena mahatra i Madagascar
Makasitraka e🙏🙏🙏
Brave, merci ❤️💪🙏
Misaotra indrindra tompoko , am fijoroana s'y fasahiana hanavotra n'y madagasikara ,homba anao anie Andriamanitra
Marina zany tompoko makasitraka ❤
Merci Mr nous sommes entièrement d accord avec vous. Si ces personnes ont un minimum d' intelligence ils n auraient pas dit n'importe quoi.
❤❤❤misaotra e tena ef trop lotra n ataon reo ao aorinao zahay mahatra .ten misaotra f ten marin
Misaotra anao Mr, fa tena latsaka anaty lavaka ny malagasy
Misaotra ee
Andao hatambatra ny hery . Efa vonona ny vahoakafa miandry mpitarika
YES💪🏾👍🏼🇲🇬
Ireo ,mampiasa force ,aminay, vahoaka malagasy,nefa zahay tsy basy .
Tena mampalahelo ny zavamisy aty mada 😭😭😭😭
Mila Présidant hoatrany Traoré Ibrahim BorkinaBe gny gasy ! Hiarô gny V ahoana sy fananambahoaka ! Merci beaucoup Anao Ramose ary encore Merci an’ i Colonel Charle niaro vahoaka 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤️👏👏👏👏👏👏👏
Mila olona vonona hiaro ny firenena ohatranao ity firenentsika ity. Chapeau
Misatra anao raimanjeny sambatra izahay Madagascar 😂😂😂 makasitraky manazahaimananao mapitomany raharaha amizao Aviatoy toliara
Mankasitraka e!modia amizay mitarika anay fa mila olona mahasahy miteny mahitsy sy mitarika izahay vahoaka madinika.
TENA MARINA TOKOA IZANY MIJOROA AZA ELA
Dory velona le général s'y radomelina
Marina 100% ny voalazanao ,
Tsy vahoaka kosa eh ,fa n'y mpanohitra eh.....Hazavao tsara Ilay atao hoe vahoaka
😮😮 je te connais depuis qu'on étiez à Bezaha Vonona mais là, sao dia tafahoatra 😮 samy Malagasy saingy Tsara raha asiana hajany foana ny RAD rehefa maneho hevitra 👊👊 ampitiavana be
bien parlé!
Tsy tafandry fo reo zay
Mila revolution bé le eto Madagascar. Mibaribary loatra lay tsy fahombiazana vokatry ny tsy fahaiza-mitantana
Indraindray nytsy fahaizana misaina sy miheritreritra , dia lasa miteniteny foana toin'ireny olona very fanahy mbola velona. Fikambanana miafina misahy miteny mivantana, mhagaga faamiko dia fiantsiana sy mamporisika ny adim-poko sy fikomina eto Mcar no tanjona. Fankahalana , fitiavan-tena, dia mino ve ianao fa ireo Malagasy izay manoana izao fitondrana izao dia anaiky fotsiny , ka amela anareo anakorontana ny firenena, tsy ianareo irery akory milaza ho tia tanindrazana eto @ity firenena ity. Tairo dia ho hita eto ny tohiny , fa vonona ny hiaro ny olona atokisany sy ekeny ho filohan'ny Malagasy izireo.
Révolution no ilaina fa tsy résaka grève tsotra famerenana an ravalomanana
Aza vendrana fa i Rajoelina no faly isakin'ny miteny an'i R8 izay efa antitra.! Ny révolution tsy ilaina mpitarika.
Didijadona sy erisetra mahazo vaoka gasy amin'ny mpitondra
Zany ka Lehilahy. Grand bravo 🎉🎉🎉🎉🎉
Zany ka lehilahy mahery mitovy fo tam ilo tsy very tsaratsodrano varandry lahy tavandrena
Ampy izay ny fanagejana ny vahoaka
Miarahaba Tompoko ! Mankasitraka indrindra @ fanambarana !!!❤
Mila fohaonana @ Tiatanindrazana eto france ny tenanay fa vonona hiaraka hifanome hery hevitra isika hampahomby ny hetsika tsara dia tsara izao.
Ny contact ilainay maika Tompoko !
Merci !
Tena mapitomany zany afatra zany ah mila mifo iska ah
liou ny gasy am tagnanaréo, malagasy mifouhaza anaréo
Dory velona le mialy radomelina
Aleo mba zavatra mitombina no resahana ramose rehefa hampita hafatra amin'ny Vahoaka Malagasy ary tena fadio ny maneho fa samy hafa ny Malagasy rehefa amin'ny samy loko politika na firehany fa kajio mandrakariva ny firaisam-pirenena sy ny maha iray tsy mivaky ny Malagasy izay tompon'i Madagasikara fa tsy araka ny hevitra diso entinao mifamaly amin'ny resaka politika diso
Mitsangàna ry Tanora!!!!
Mankasitraka, marina avokoa ny voalazanao
Mila Présidant hoatrany Traoré Ibrahim BorkinaBe gny gasy ! Hiarô gny V ahoana sy fananambahoaka ! Merci beaucoup Anao Ramose ary encore Merci an’ i Colonel Charle niaro vahoaka 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤️
Misaotra anao , ary manome hery anao hahatontosa ny famonjena an'i Madagasikara fa efa difotry ny fahantrana ny vahoaka
Ampy izay ny fahoriana ny fijaliana Andao hitsaga Amin’izay ry 🇲🇬❤️💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽🫶
Merci 🙏 Merci beaucoup ❤🇲🇬🫶 que Dieu bénisse, An’ny 🇲🇬 Madagascar
Za mino fa misy amn ireo tafika ireo efa tsy manaiky fa mangina aho miandry fotoana , fa hisy fitsaharany izao zavatra izao
Mankasitraka
NY FIRAISANKINA NO HERY
bravô andaohotohizanany.tolona
Misaotra razoky
Mila olona tia tanindrazana toa anao ny vahoaka. Miandry mpitarika ny vahoaka
Ia moa ianao live lana io miafuna Ary n'y fikalbananao aza mampihimehy eh
SADY TSY MISY ATAONDREO MPITONDRA RATSY REO AFATSY MAMPADY SAMY FOKO MALAGASY NY FOKONAY MERINA VOATENY FONA NEFA IREO NO TSY VANONA
MISY OLONA VITSIVITSY TENA MANANA FISAINANA HAMPISARA_BAZANA NY MALAGASY.
🔥♥️💪🇲🇬🔥♥️💪🇲🇬
Mankasitraka tompoko. Lasa zao fa aza mihemotra intsony.
Marina zany
Teny mafonja izany rajoelina sy ireto mafia rainy dahiny mitondra Madagascar olona tsivanona rajoelina mianakavy halatra hainy volamena tonnes aza daholo ireny mivoaka aty ivelany ireny fahita tateraka Madagascar hatraminy rafozany dadany Mialy razakandisa nitondra volamena tratra etsy comores hoy président comores ary ireo gadra politique dia efa nomeny pozina tao fonja ho faty Rolly Mercia témoin clé affaires appartement eto Levallois : valeur 4millions d euros avy aiza hoy procurer io vola io mazava ho ary volany corruption Mbola rajaona efa nasiany rajoelina sy Mamy ravatomanga pozina koa sakafo io tsy maty olona tsivanona mpamosavy ireo nefa miteraka ny ratsy atao misy farany daholo efa eo ampijerena ny rehetra Mediapart fananany trano ireo eto France sy ivelany milliardeur rajoelina sy Mialy aty ivelany voalohany hono ny tonnes volamena nahondrana sy ny vidiny avion air force hôtel de luxe etsy Dubaï îles Maurice era tany vola halatra daholo ireo mila rajoelina sy Mialy izy mianakavy miala ao fitondrana jiolahy mafia rainy dahiny mitondra firenena
Mankasitra
🤜🏽
Indrisy ri fireneko tena efa betsaka ny olona niteny @ ny fiovany mpitondra fa tena mampalahelo
A punaise nare zegny tsy manjary indrindra
Arrêtons avec nos fantasmes " d'ingérence extérieur". Le problème c'est nous, rien que nous. Tant que nous refusons d'admettre ça, nous pourrons toujours tracer tous les "plans sur la, voire les comètes qu'on veut". Cela ne changera rien.
Ataovy maty paika tetika fa alefa io mijaly vahoka
Merci 🇲🇬🙏🏾🙏🏾🙏🏾
Efa misy an'io fikambanana Io ve aty Toamasina?
Avaho tsara hoe fikambanana vahoaka miafina tsy mahasahy miseho masoandro.Ny tranom pody no vitan'ny Vava.
Hafatra mafonja . mankasitraka indrindra Tompoko 🙏♥️
Mitsangana ianareo fa raha tsy izany Maty ao daholo ianareo
😅latsaka ny ranomasoko😅
Zao aza efa mijaly kou mbola ampirisihina higrevy iany zahay,nareo angaha refa raikitra ny sakoroka hanampy anay eo akory fa fotsiny no ho faty eo
bravo 🙏🙏 Mila olona toa anao izahay .Mafy loatra ny manjo anay Tompoko Andriamanitra anie hiaro anao 🙏🙏🙏🙏