Ireo fomba mampiavaka ny Malagasy amin'ny adavanandro

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Raha mampatsiaro anao olona ny iray@ireto toetra ireto dia zarao ho azy ny video
    Aza adino ny mi s'abonne ho fanohanana 😊
    Cadrage: Antso Fanantenana Bommartin , Fy Niaina Ralaivoavonjy
    Réalisation,montage:Antso Bommartin
    Figurant: Davide Favor , Fy Niaina Ralaivoavonjy
    Novembre 2018

ความคิดเห็น • 170

  • @supriadi7541
    @supriadi7541 2 ปีที่แล้ว +2

    Mirip orang indonesia. Salam dari indo.

  • @fenitrarakotonindrainy5898
    @fenitrarakotonindrainy5898 5 ปีที่แล้ว +32

    Ataok mahita ny tavan Jakôba fa kapa misy mpaingotra ty tonga dia any amn Takolakty ty an 😂😂😂😂😝 .. Inspiraka Enjana Be.

  • @rajaonarisonaugustine8013
    @rajaonarisonaugustine8013 5 ปีที่แล้ว +3

    Rehefa misakafo d ts mahazo miteny2 fa mahalava nify 😂😂😂,mlay akia 👏👏👏👍👍👍👍💝💗💓💕💞❤

  • @LELA_974
    @LELA_974 5 ปีที่แล้ว +1

    Merci bcp ppur les vazahas gasy de france Mafinaritra be milay annnnn

  • @mylifeasedwarda6218
    @mylifeasedwarda6218 5 ปีที่แล้ว +19

    refa le msakafo be iny d le miteny mama oe ra inakanina volohany fa ra fenarana de zero😂😂

  • @rakotomiel5426
    @rakotomiel5426 5 ปีที่แล้ว +1

    laaaatsaka be ah Bommartin a! Ity no tena nampimeh ahy ndrindra!!!!! Misaotra e!

  • @heritianaromeorambeloson1975
    @heritianaromeorambeloson1975 5 ปีที่แล้ว +1

    tena tsy mankaleo mihitsy mijery ny "haikanto" nao, tena kanto fa misy fikarohana sy fanatanterahana, fa indrindra tena tsara ty iray ity ka. Misaotra Antso, miandry mafy ny manaraka rehetra

  • @tsimijalykanty2604
    @tsimijalykanty2604 5 ปีที่แล้ว +13

    Inona akia zany Frigidaire😂😂😂...I'm ripaka tôtal

    • @nass419
      @nass419 5 ปีที่แล้ว

      Ripaka ah!

  • @emilie6394
    @emilie6394 5 ปีที่แล้ว +8

    Nihomehy mafy zaho !!😂 Mipetraka any France aho fa tena tiako miverina any Mada, rehefa vacances. Madagascar: firenena mahantra fa tena mahafinaritra ❤️
    Antso continue et bisous !!

  • @ruhantoanto9347
    @ruhantoanto9347 ปีที่แล้ว

    salam kenal dari indonesia

  • @barbasmas
    @barbasmas 3 ปีที่แล้ว +1

    wish i knew malagasy

  • @rednjarajunior7194
    @rednjarajunior7194 5 ปีที่แล้ว +1

    Milay ndri e👊🙌🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @nico007s
    @nico007s 3 ปีที่แล้ว +1

    Manaova vidéo hafa dray !

  • @bintangbenua
    @bintangbenua 5 ปีที่แล้ว +1

    I don't understand your Malagasy language but I'm glad finally I see a Madagascar girl whose face like Indonesian girl. Mukamu mirip banget muka Indonesia.

    • @bramantyoprahoro7284
      @bramantyoprahoro7284 5 ปีที่แล้ว +1

      Jadi ingat teman SD saya yg kebetulan wajahnya sepintas mirip.

  • @randrianarisoadiamondramam4533
    @randrianarisoadiamondramam4533 5 ปีที่แล้ว +2

    Milay ianao..tohizo fa tsara..na ny vilany,na ny kifafa, koveta dia fampindrana ...

  • @nico007s
    @nico007s 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra fa mampe a!

  • @hazavanafitiavana227
    @hazavanafitiavana227 5 ปีที่แล้ว +20

    Ny serviette hygénique aminay tompoko dia Talia foana no anarany hividianna azy eny antsena 😂😂

  • @jadynekena
    @jadynekena 5 ปีที่แล้ว +4

    F'inona akia izany frigidera 😂😂😂😭😭😭

  • @tovo1611
    @tovo1611 4 ปีที่แล้ว

    Tena liay e! TAPAKA lasa nanöparitikiola kiritika kely ny TSINAINAY, lasa henatsôsisy hatramin'ny hodiny !

  • @VoniAurerindrarivony
    @VoniAurerindrarivony 4 วันที่ผ่านมา

    Natavy kiala😂😂😂vondraka ne😂😂😂

  • @vatosoasarobidy7328
    @vatosoasarobidy7328 5 ปีที่แล้ว +2

    Mety v ra mba manao vidéo momba ny originalité ny fitaizana malagasy. Merci

  • @12frettes20
    @12frettes20 5 ปีที่แล้ว +11

    Ny minibus rehetra aty aminay de Mazda daoly ny anarany na in na in

    • @nico007s
      @nico007s 3 ปีที่แล้ว

      N'y voanjo mitovy daholo nefa cacahuète sy pistache samihafa

  • @amarrodriguez4690
    @amarrodriguez4690 5 ปีที่แล้ว +2

    Tena milay ranga le video aaah tena mampatsiaro ny fahazazana le rehefa bedy

  • @JR-rc9us
    @JR-rc9us 5 ปีที่แล้ว +2

    tiako ilay hafatra (y) saingy mampalahelo ny toe tsain'ny sasany milaza fa hoe mizesita raha toa ka maka tahaka vahiny.Mendrika ny hanana ny tsara ihany koa ny Malagasy.

  • @rinahasinandi7215
    @rinahasinandi7215 5 ปีที่แล้ว +2

    volovolosako am'ty eo an. hahaha. merci e!

  • @LiliLili-gk1vn
    @LiliLili-gk1vn 5 ปีที่แล้ว +2

    Vaky pneu terme filazanay an io tapaka kapa io, kkkkkkk milay be lay vidéo merci Antso

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 4 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra be , mankasitraka é !

  • @aritoetrahenrietteramaroso8553
    @aritoetrahenrietteramaroso8553 4 ปีที่แล้ว

    Aiza kosa lay kafe asiana ron-dasopy e 😂

  • @user-kx1cm5zl2k
    @user-kx1cm5zl2k 21 วันที่ผ่านมา +1

    Za aviany le nidou

  • @lalainaraherizah
    @lalainaraherizah 5 ปีที่แล้ว

    Marina mihitsy akia zany #Antso a👍sure e

  • @rijasonfenohery9055
    @rijasonfenohery9055 5 ปีที่แล้ว +1

    milay kia mahafinaritra e !! toizo fa mahatsiaro ny fahazazana mints a !!

  • @nomenavahatriniaina3497
    @nomenavahatriniaina3497 5 ปีที่แล้ว +6

    2:52 Hotely Fady Kisoa kanefa Spécialiste en cochon de lait 🥛 !!!😂 LAIT ‘ty eh 🤣

    • @erica9854
      @erica9854 3 ปีที่แล้ว

      🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @kaloyandrianarinosy1414
    @kaloyandrianarinosy1414 5 ปีที่แล้ว +1

    hi hi! tsy gasy ra tsy miaina na farafaharatsiny nandalo an'reny

  • @lifeyiu
    @lifeyiu 5 ปีที่แล้ว +9

    aza asina micro ki fa tena ratsy be le son a! nanomboka tamle interview any liantsoa iny no niova be le son satry nasina micro, fa akotrizay tena mlay e 😂😂😂

  • @jenniferrakotonoely1357
    @jenniferrakotonoely1357 5 ปีที่แล้ว +6

    😂😂 Colgate sy klin 😂😂
    Tsy afaka mintsy reo zavatra reo 😄

  • @rinahasinandi7215
    @rinahasinandi7215 5 ปีที่แล้ว +4

    ny aty aminay ny ronono mandry de "NESTLE" zay na "SOCOLAIT" io na "LUCKY COW" io...

  • @u6848
    @u6848 4 ปีที่แล้ว +3

    Malagasy languange sounds like Chinese accents.

    • @constantandriana9462
      @constantandriana9462 4 ปีที่แล้ว

      C'est à cause de l'origine austronésienne des premiers immigrants qui ont façonné une grande partie du lexique de la langue...

    • @u6848
      @u6848 4 ปีที่แล้ว +1

      @@constantandriana9462 Austronesia+Africa?

  • @melodyratsimandrava6967
    @melodyratsimandrava6967 5 ปีที่แล้ว +1

    Vavahadin'i maman'i Lova :)

  • @tsiaroandritiana4559
    @tsiaroandritiana4559 5 ปีที่แล้ว

    mangataka hira dia atolotra an'iiii dia ampiana iray....de mbola hisy hiteny

  • @arafandrianonenana1753
    @arafandrianonenana1753 5 ปีที่แล้ว +1

    Hahaha 😂😂 tiako loatra, fa tena marina zani 🙌

  • @herisitrakaratsimbazafy6337
    @herisitrakaratsimbazafy6337 5 ปีที่แล้ว

    MANKASITRAKA akia tsara fa tohizo mapme miramirana vao maraina maita anao

  • @miarofitahiana9204
    @miarofitahiana9204 5 ปีที่แล้ว

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @tahiryoger4122
    @tahiryoger4122 5 ปีที่แล้ว

    Mersii😂😂😂..lol 😂 ky antso

  • @clinicinfodistribution9882
    @clinicinfodistribution9882 5 ปีที่แล้ว

    Aminay Malagasy rehefa miteny dada na i neny heo "Mandehana misasa", dia mamaly ny ankizy heo "Fa ho aiza isika?" hihihi

  • @nyharinjatorazafindratrimo3383
    @nyharinjatorazafindratrimo3383 5 ปีที่แล้ว

    Rehefa nona d koka anampango ny atao goûté

  • @avision216
    @avision216 3 ปีที่แล้ว

    mafy rangah nareo a

  • @nico007s
    @nico007s 3 ปีที่แล้ว

    Ny pistache, cacahouète, noix de voanjo daholo ny dikany am maha malagasy e! 🤔

    • @nico007s
      @nico007s 3 ปีที่แล้ว

      Cacahouète gasy tsy mitovy am cacahouète vaza!

  • @aychaanna9692
    @aychaanna9692 5 ปีที่แล้ว

    Kkkkk Tena ripaka Total ah r kiala Antso a😂😂😂

  • @kajyravoson1323
    @kajyravoson1323 5 ปีที่แล้ว +1

    Kaiza kaiza eh ! haha Paul Rab..ry

  • @pierreetiennepaulette3608
    @pierreetiennepaulette3608 4 ปีที่แล้ว

    Milay e

  • @rana0012
    @rana0012 4 ปีที่แล้ว

    😂😂😂😂😂😂 enjana enao ka!!! Misaotra e!!

  • @raoeralandison4765
    @raoeralandison4765 5 ปีที่แล้ว

    tsara akia a!

  • @narindraraharimalala6058
    @narindraraharimalala6058 5 ปีที่แล้ว +2

    Cc Antso!mahafinaritra b f mb asio toiny kia:
    - Ny ronono mandry rehetra dia Nestlé
    - Ny fanontaniana rehetra dia mivaly fanontaniana avokoa
    - Ny clarinette dia tsy instrument de musique fa ...
    - ...sns...

  • @didi_agn1247
    @didi_agn1247 5 ปีที่แล้ว

    Za malagasy

  • @nomenarakoto5959
    @nomenarakoto5959 5 ปีที่แล้ว +2

    maman lova😂😂😄

  • @abdouminhadji8137
    @abdouminhadji8137 5 ปีที่แล้ว

    latsak be za amle misehu tel kkkkkkkkk...bravo njy

  • @benamadyrotet8030
    @benamadyrotet8030 5 ปีที่แล้ว

    Ao madagascar ve io sa any asie sa ambanivolo ny amerique latine

  • @beautycaramellemdglalyarah2440
    @beautycaramellemdglalyarah2440 5 ปีที่แล้ว +1

    Hoy i Neny: Na ho rà eo aza ny ranomasonao tsy homeko goutté 500 zany hahahahahaha

  • @tsiorychristianandrianasol6559
    @tsiorychristianandrianasol6559 5 ปีที่แล้ว

    reveko kousa rangah le anaovy cafe de mba asio ron-dasopy lelikeh ....!! haaaahhhaaaahhhaaaahhh5

  • @arthewonshiyoku9521
    @arthewonshiyoku9521 5 ปีที่แล้ว +1

    sprinter dia sipirintera amtsika gasy

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 2 ปีที่แล้ว

    Mbola misy an'le hoe, refa tsara sy ritra n'a saosy n'y laoka de an'iza n'y kasoka, ao aloha haory Kely n'y lamosiko fa mangididy, sns e

  • @samratovo9885
    @samratovo9885 5 ปีที่แล้ว

    Otrany tambanivohitra ndry ky ry Antso @le ankajo

  • @jeanraherimandimby4398
    @jeanraherimandimby4398 5 ปีที่แล้ว

    siora siora ry nôm aaaa, milay eee

  • @rajoelinafandresena104
    @rajoelinafandresena104 5 ปีที่แล้ว

    hahahahaha: misy mofodipaina le firizidera! kkk

  • @rojoambinina9125
    @rojoambinina9125 5 ปีที่แล้ว

    Tsara ny zavatra gasy sy ny ataon'ny gasy fa tsara koa ny mivoatra e! évolusiona e! no mahatonga an'i révolusiona de lasa manao gilet jaune. Rehefa amin'ny 2100 taona any aoriana any zao de ozy ny olona hoe ZAO VE VIDEO BAOMMARTIN TAMIN'IZANY E!

  • @jennylop77
    @jennylop77 5 ปีที่แล้ว

    Ny anay gasy tompoko dia ny vary kilimanjaro be fa ny akopanemany kely sady mbola hoanina atoandro hariva no petity dezene rampitso.😂🤣😂🤣😂

  • @landyandriamalala9542
    @landyandriamalala9542 5 ปีที่แล้ว

    tiako iny le! hahahaha!!!! misaotra e!!!

  • @miome4331
    @miome4331 5 ปีที่แล้ว +1

    haaahaaa! Na aty an dafy ary zay, mbola miasa be le kapa sy le kofafa e! haaaahaa! tapa tsinay aho!
    Ary le oe tady hiteny vazaha nefa bdb ny mot teny vazaha ampiasainy gasy foana isan'andro na de tsy tonga saina azy izy! haaaahaaaa!

  • @ravoninjatovorotsy8581
    @ravoninjatovorotsy8581 5 ปีที่แล้ว

    Milay ranga ny video anao ah😭☺☺

  • @ashleyrajs3580
    @ashleyrajs3580 5 ปีที่แล้ว

    Mlay tsika gasy ee... Inona Kay no anaovanao Montage ? ..sur daoly

  • @orang-tidak-boleh-disebutk5813
    @orang-tidak-boleh-disebutk5813 5 ปีที่แล้ว +2

    Sounds like Java language

    • @constantandriana9462
      @constantandriana9462 4 ปีที่แล้ว

      C'est une île est habitée de populations immigrantes, dont l'une des plus anciennes est d'origine austronésienne qui a façonné presque la totalité de la langue...
      Voir Wikipédia - Madagascar pour une approche rapide...

  • @nomenavahatriniaina3497
    @nomenavahatriniaina3497 5 ปีที่แล้ว

    Asivo Partie 2 ranga !😂

  • @radoniainarakotoarimanga2305
    @radoniainarakotoarimanga2305 5 ปีที่แล้ว

    Milay sady mahita atao mhts nareo

  • @dphmeah1167
    @dphmeah1167 5 ปีที่แล้ว

    Rehefa ividy menaka de oe ty anaovy menaka huile

  • @marioraoelson1538
    @marioraoelson1538 5 ปีที่แล้ว

    Mba asivo otranio ray ko eeh!😂😂

  • @kiadylaure5625
    @kiadylaure5625 5 ปีที่แล้ว

    3:29 hahahahaha... Miaraka mle kapa misy paingotra sy kofafa volovolosana!! Hahahaha

  • @zoariela772
    @zoariela772 5 ปีที่แล้ว

    ripaka be tsy misy otrzan ah hahaha mlay njy ka

  • @tinasoasitrakiniainaandria8242
    @tinasoasitrakiniainaandria8242 5 ปีที่แล้ว

    mley e !

  • @miarinirinasophierakoto2245
    @miarinirinasophierakoto2245 5 ปีที่แล้ว

    iza io milalao rano io hahaha

  • @ratsisalovaninajean5064
    @ratsisalovaninajean5064 5 ปีที่แล้ว

    Zay mihitsy

  • @adrianarajl
    @adrianarajl 5 ปีที่แล้ว

    Mba asio partie 2 azafady 😂

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 5 ปีที่แล้ว

    Ahahita tavany jakoba sady voany paingotra 😂😂😂

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว

    TENA TSARA E MAHAY IANAO ANTSO À

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 5 ปีที่แล้ว

    hahaha
    Maharaka a

  • @Nyrad101
    @Nyrad101 5 ปีที่แล้ว +1

    milay e! TPT be x) ary mbola misy olona ve mikosoka nify @ saribô moa sa lavenona?

    • @stellarazatratra868
      @stellarazatratra868 5 ปีที่แล้ว

      Charbon totona ny anay t@ mbola kely de ratsy bé de mitomany de ozy mamanay asio vongatsira kely de averono koseo de atao de mangina amizay efa tsara io ozy koseo kkkk

  • @hanida1384
    @hanida1384 5 ปีที่แล้ว

    Paty zona any amin’ hotely 🤣🤣🤣

  • @fitahiantsoatanteliniaina5995
    @fitahiantsoatanteliniaina5995 5 ปีที่แล้ว

    Zay vô itako le vidéo f sinon tapaka n tsinaiko😂😂"volovolosako" mits v😂😂

  • @روزلينالفري
    @روزلينالفري 5 ปีที่แล้ว

    Makasitraka

  • @malalarasolonirinaharison3625
    @malalarasolonirinaharison3625 5 ปีที่แล้ว

    Kkkkkkk,😂😂😂😂😂, mahay ranga enw a!!!!

  • @rmanitra1
    @rmanitra1 5 ปีที่แล้ว

    😂😂😂😂 Milay e

  • @nordineamba1532
    @nordineamba1532 5 ปีที่แล้ว +3

    Franchement, c d n'import kw!!!

    • @cooperboss670
      @cooperboss670 5 ปีที่แล้ว

      NORDINE Amba elle soul lol ,

    • @nass419
      @nass419 5 ปีที่แล้ว

      Hoan'ny gasy ne io fa tsy hoanareo miteny vazaha ary trangandravatra marina daoly no voalazany teo.

    • @cooperboss670
      @cooperboss670 5 ปีที่แล้ว

      Nasser// / oe mais sa voix casse les couill putin 😭😭😭😭😭

    • @fitia8067
      @fitia8067 5 ปีที่แล้ว

      @@cooperboss670 bah elle fait exprès c de la comédie wsh !!!

    • @cooperboss670
      @cooperboss670 5 ปีที่แล้ว

      la meuf du 36 oe crarii comme si je savais mais ça voix est horrible je pensais que le mot whs était périmé !!! On est en 2019 quand même 🤔🤔

  • @marinamira908
    @marinamira908 5 ปีที่แล้ว

    Ny zanaky maman'i LOVA mdr

  • @andriamaheninasitraka6213
    @andriamaheninasitraka6213 5 ปีที่แล้ว

    Hahaha mafy e . Tena otrany efa voateny daholo ... Mamanay mitsy io tady ikapoka am kapa io mdr

  • @hariav1963
    @hariav1963 5 ปีที่แล้ว

    lol 😂😂😂 hahahahahahahaha maty ah ry reto pouhahahahahaha

  • @rakotonaivonoely1588
    @rakotonaivonoely1588 5 ปีที่แล้ว

    Tsar e

  • @gaelleran7334
    @gaelleran7334 5 ปีที่แล้ว

    tena otran hoe zah mintsy le bedy am farany any ka miforotra mintsy a. hahaha... mampiforotra mm.

  • @mendrikarabariharinjaka6771
    @mendrikarabariharinjaka6771 5 ปีที่แล้ว

    Kkkkk,tiko ty vidéo ty

  • @keziaandrianihasimanana1478
    @keziaandrianihasimanana1478 5 ปีที่แล้ว

    Marina lotra 😂😂😂

  • @narindranzr8371
    @narindranzr8371 5 ปีที่แล้ว

    kkkkk milay e kkkk!!!!

  • @bilakarenjybila9929
    @bilakarenjybila9929 5 ปีที่แล้ว

    Atoroy azy ny hoe : ity ny lalana mankany @ Bazary Be fa tonga de kisoa mahita lalana daoly