Olona sy tranga hita @ Mariazy Malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ส.ค. 2017
  • Tsikaritrao ihany koa ve fa @ Lanonana indrindra ny Mariazy no ahitana karazana olona indrindra...
    Ny anton'ny tafavory ao avokoa ny havana aman-tsakaiza rehetra...
    Izahay miasa ao @ sehatra io dia mahita karazan'ny mihitsy...Ka tonga ny hevitra hoe andeha ho atao Clash...
    "Ireo karazana olona Sy tranga hita @ Mariazy"
    Maro ny vahiny nasaina :Tonton taoka lahy, Tantine menomenona, cousine Môla be sy ny maro hafa koa!!! Araho dia ho hitanao ato ny fianakaviana rehetra...
    Aza misalasala mi-tague ireo havana sendra hitanao ato
    Aza adino ny mi s'abonne raha te hanaraka ny zavatra ataoko rehetra
    Cadrage,montage, scénario Antso Bommartin
    Aout 2017

ความคิดเห็น • 139

  • @mbolatianarahalimananarive9328
    @mbolatianarahalimananarive9328 6 ปีที่แล้ว +7

    misy adino, le mandi madisson classique iny, hahaha... mahafinaritra e!

  • @faniriantsoaannasuzy6139
    @faniriantsoaannasuzy6139 7 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka e!! Variana mihintsy Aho manaraka azy atram farany,, de mirarisoa hoanao e 💕💕💕💕💕

  • @joelclouzeau8343
    @joelclouzeau8343 7 ปีที่แล้ว +5

    Milay a tohizo fa tsara e bravo an 😃😁😀😂😇😆😄☺😊😮😮😍😘😝😋😗😙😌🙌🙋🙏👼💏💑💪👍💟💓💝💘💗💞💖💕👆👏👏tena tiko ne lay clache

  • @tianaratiandriamino2016
    @tianaratiandriamino2016 6 ปีที่แล้ว +3

    Malahelo ny any an tanana za mahita an ilay video😊😊 zao mihintsy le izy ... tsy mety atakalo❤

  • @ValisoaRANDRIATRIMOMANANA
    @ValisoaRANDRIATRIMOMANANA 10 หลายเดือนก่อน

    Hafa mihitsy tamin'itony🥰

  • @jhennieandreah4538
    @jhennieandreah4538 6 ปีที่แล้ว +3

    waaaaooo tena marina daholo mihitsy merci fa nahafinaritra e hihihi

  • @tanjonaandrianarijaona6816
    @tanjonaandrianarijaona6816 5 ปีที่แล้ว +6

    Ma mère fait tout le temps le truc de ramener de la nourriture au chien 😂😂😂 super vidéo en tout cas t'es la meilleure TH-camr malgache que j'ai connu continue comme ça t'es la meilleure au revoir ☺

  • @jora3211
    @jora3211 6 ปีที่แล้ว

    Génial, j'ai passé un bon moment.

  • @tojochotard80
    @tojochotard80 6 ปีที่แล้ว

    😂😂 latsaka b a lety ee c tellement ca . Merci akia 👍😉😄

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 ปีที่แล้ว

    Mahay KY njy ka, tiko an😍😍, sady zav misy

  • @daberakotonavalona5119
    @daberakotonavalona5119 7 ปีที่แล้ว +6

    Miala satroka e. Mihatsara foana ilay clash. Adinonao lay mitsangana daholo ry taties jeunes mamies handihy Madison

  • @felaniainajuliana4263
    @felaniainajuliana4263 4 ปีที่แล้ว +1

    jme reconnais trop am le rehefa mifarana iny le fety de mandihy am hira mihetsika ny ankizy, on plus le notre cetait vraiment so lonely 😂

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 6 ปีที่แล้ว

    Mahalatsaka mits enao ty ry #Antso ka !!!!! merci amle inspiration e sy le partage e !!!!!!!

  • @priscarasoamalala8552
    @priscarasoamalala8552 5 ปีที่แล้ว

    Tiako ai,tohizo fa tsar 😍😍😍

  • @cathyblondegasy
    @cathyblondegasy 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka e!😊✨👌🏼

  • @oreaambinintsoa493
    @oreaambinintsoa493 6 ปีที่แล้ว +1

    Merci Antso , tena mahalatsak b mits ,

  • @fabbierazafindrabe2018
    @fabbierazafindrabe2018 6 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra be Antso a! Trop bien dis

  • @rasoanandrasanapatrickjoce8923
    @rasoanandrasanapatrickjoce8923 6 ปีที่แล้ว

    TSARA OH!!!!!Vo niaina anreo omal reo mints!!!

  • @antsajoelandrianjafimanana5596
    @antsajoelandrianjafimanana5596 6 ปีที่แล้ว

    miaiky a zay ry namana ah hihihihihihihihi mlay eh

  • @danielniaina3013
    @danielniaina3013 4 ปีที่แล้ว +1

    Manapatra ny tsy nahalany pazzapa ,mais keskeee.....m??? 😂😂😂😂😂😂

  • @mireillerandrianjafy3403
    @mireillerandrianjafy3403 4 ปีที่แล้ว

    Ny feeling Malagasy mapme fa refa lasa lavitra enao dia mahagoma .mapte hody be

  • @mahnfhthree1622
    @mahnfhthree1622 6 ปีที่แล้ว +2

    Ptdrr. Mlay b rangah. Tohizo otrzao. Mmeb rery mints mjery an le izy

  • @mamitiana
    @mamitiana 7 ปีที่แล้ว

    Mahay rangaha ianao ry antso bommartin a hihihi, tohizo fa tsara

  • @falyniainarazanakoto7287
    @falyniainarazanakoto7287 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka e!!😍😘😘😘

  • @miahandria1295
    @miahandria1295 7 ปีที่แล้ว

    hahaha tiko lotraaaaaa👍👍👍😂😂😂😂

  • @alyascarablog23
    @alyascarablog23 6 ปีที่แล้ว

    Hahahahaha 😂😂 tsara be 👍👍👍👍

  • @hasinarandrianarivelo1943
    @hasinarandrianarivelo1943 6 ปีที่แล้ว +1

    hainao ny maneho azy , efa mivoatra be ilay fanehoan-kevitra :-D

  • @santosspaveros4743
    @santosspaveros4743 6 ปีที่แล้ว

    hahahhahah! mafinaritra be Baomartin! Mankasitraka

  • @nivolalainarameliarinoro968
    @nivolalainarameliarinoro968 5 ปีที่แล้ว

    tiakl be mahafinaritra😍😍😘

  • @dannyandrianarinjato9784
    @dannyandrianarinjato9784 7 ปีที่แล้ว +1

    Tena hainao le izy e! Manaiky aho :p Le mitondra taolana mody tena trop be

  • @laylakarmen3366
    @laylakarmen3366 5 ปีที่แล้ว +1

    Marn mintsy

  • @rhickystabler1111
    @rhickystabler1111 6 ปีที่แล้ว

    super :-D

  • @martinirakotondrazafy5114
    @martinirakotondrazafy5114 6 ปีที่แล้ว

    Vaovao be amiko ity ataoko fa zavatra tena misy 😂😂😂

  • @adeleseok
    @adeleseok 7 ปีที่แล้ว +8

    haha tena marina be, adino kely ilay tsy maintsy misy mitarika "madison" kely fona n'inona inona ny hira mandeha

  • @augustinrakotonirina9429
    @augustinrakotonirina9429 4 ปีที่แล้ว +1

    C tellement ça 🤣🤣🤣❤️🤪😘

  • @gazetytiatanindrazana3748
    @gazetytiatanindrazana3748 6 ปีที่แล้ว

    Manan-talenta loatra mankasitrakaaaa

  • @veroolivia301
    @veroolivia301 5 ปีที่แล้ว +2

    Kkkkk ripak b am le akizy za an

  • @dinaambinintsoa5089
    @dinaambinintsoa5089 7 ปีที่แล้ว +1

    mahafinaritra e...marina daolymits reo voalaza reetra reo ...

  • @suetinaribagnac1853
    @suetinaribagnac1853 4 ปีที่แล้ว

    Tapa-tsinay du début à la fin, fa ea moa zany tam mariagiako dia nahazo note tany am le tantine mintsy 😏🥳... otran reny oe mbola anambady fanindroany reny a dia atao tsaratsara ny am manaraka 😂! Tohizo aki a !

  • @arliemurella6444
    @arliemurella6444 4 ปีที่แล้ว

    tena ny fianako au compte mitsy 😂😂😂😂

  • @lovaandrianazy5068
    @lovaandrianazy5068 4 ปีที่แล้ว

    Mlay ndry e

  • @natchageraldinerr4847
    @natchageraldinerr4847 6 ปีที่แล้ว +1

    Za tsira tsouny kkk!! Ripaka marna 🤣🤣🤣

  • @lalainaramarivelo
    @lalainaramarivelo 6 ปีที่แล้ว

    Hahahaha LMAO milay e!!!

  • @floreinamitie5021
    @floreinamitie5021 4 ปีที่แล้ว

    🤣🤣🤣Merci Antso a

  • @vaniasoumbi679
    @vaniasoumbi679 7 ปีที่แล้ว +2

    Hihihi, tena marina zany, izaho manokana ilay efa mitondra sachet hitondrana taolana ho an'ny alika-ko. Nahafinaritra ity vidéo iray ity :D

  • @ghdvvchjchcd5105
    @ghdvvchjchcd5105 4 ปีที่แล้ว

    Hahahaha malatsaka aky njy ka. Voky gato nelika

  • @fyhyeowang1955
    @fyhyeowang1955 7 ปีที่แล้ว +2

    😂😂😂😂😂😂 ary nisy otrzao ngamb tamn mariazin'izy io anh!!😅😅 tsara b sady marn b 😍😍😍😍😁😁😆😆✌🏻️💟

    • @antsobommartin7328
      @antsobommartin7328  7 ปีที่แล้ว

      mpikarakara lanonana izahay dia saika isan'kerinanadro mahita mariazy foana :)

    • @fyhyeowang1955
      @fyhyeowang1955 7 ปีที่แล้ว

      Antso Bommartin la clasheuse officiel 😁😁 marn b ky kou..maita otrzao fona refa mamonjy mariage 😂😂

  • @marieleonide5491
    @marieleonide5491 7 ปีที่แล้ว

    Hahaha !tsy misy diso na hiray .

  • @juliaherintsoa2401
    @juliaherintsoa2401 5 ปีที่แล้ว

    tena mahafinaritra fa voalaza ao daholo :) ohatrany mahita an'ilay izy mivantana izany aho :D

  • @rovarakoto5023
    @rovarakoto5023 5 ปีที่แล้ว

    Marina ilay zavatra teneninao!😊😊

  • @santahari1197
    @santahari1197 7 ปีที่แล้ว

    marina loatra 👍👍👍

  • @hbcnomena651
    @hbcnomena651 7 ปีที่แล้ว +21

    tena mankasitraka fa c'est ma famille au grand complet!!!!!!!!

    • @minousi1529
      @minousi1529 7 ปีที่แล้ว

      za avy naita anty d ozy a ho bref on ne choisi pas sa famill lol

    • @hbcnomena651
      @hbcnomena651 7 ปีที่แล้ว

      hihihi.. zan mints.

    • @minousi1529
      @minousi1529 7 ปีที่แล้ว +1

      et je me vise en mm temps :p

    • @hbcnomena651
      @hbcnomena651 7 ปีที่แล้ว

      amin'ilay personnage N iza??hihi za zao ilay genre anle mitondra kapa na balerine. hahahaha

    • @cynthiaandrianasolo6859
      @cynthiaandrianasolo6859 7 ปีที่แล้ว +1

      za ko de tena naika iteni anzai

  • @nass419
    @nass419 5 ปีที่แล้ว +1

    6:52 zao mintsy 😂😂😂

  • @richarrak7849
    @richarrak7849 5 ปีที่แล้ว

    Sao dia mbola misy ô

  • @misaandria8482
    @misaandria8482 6 ปีที่แล้ว

    tsara be Antso Bommartin a, miandry ny manaraka ndray e

  • @mamyh83
    @mamyh83 7 ปีที่แล้ว

    HAHAHAAHA,,,,,,,, tena adononao kosa ny nitondra le POKETSA MAINTSO KELY eh

  • @herilalalainaramiharisoa8538
    @herilalalainaramiharisoa8538 5 ปีที่แล้ว

    Reveko be fa fiainampianakaviantsika Malagasy rehetra mihitsy an. uhuhuh

  • @annahandria5112
    @annahandria5112 7 ปีที่แล้ว +2

    mahafinaritra akia. mihomeh irery mintsy eto

  • @mialisehenoranarivelo72
    @mialisehenoranarivelo72 6 ปีที่แล้ว

    tu l'as dit !!! je suis morte de rire

  • @nirinanoel2093
    @nirinanoel2093 5 ปีที่แล้ว

    de handalo an'itony koa zany aho ato ho ato hahahaha . Sokafiko be ny masoko nihahahah

  • @niavoandrianarivelo9624
    @niavoandrianarivelo9624 7 ปีที่แล้ว

    Milay ity clash ity. 😂😂😂

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 5 ปีที่แล้ว

    manaja ee.. hahahaaa

  • @sarcasm3800
    @sarcasm3800 7 ปีที่แล้ว +3

    Tiako iny hiran'i Fafah Mahaleo iny hoe " Handeha ianao ry zanak'akoho vavy, ...." !

  • @sergeandriamampianina7409
    @sergeandriamampianina7409 6 ปีที่แล้ว

    tena mampanalazy be !milay

  • @soniaedouard4394
    @soniaedouard4394 6 ปีที่แล้ว

    tapk.....

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 ปีที่แล้ว

    Hahaha tapaka KY tsinaiko a, Mahay KY njy a, sady zava misy ha3

  • @sindyandrianasolo7166
    @sindyandrianasolo7166 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara feo an😂😍

  • @shayanetsu1281
    @shayanetsu1281 6 ปีที่แล้ว +2

    Rehefa am mariageko a d aloan reception le ref tafiditra daoly iny ny olona d alefako en projection aloha ty zavatra ty ha5 =D, sady ao am famille mis an le ts nety lany pazzapa mitsy , la famille en entier mitsy no voteny ato lol

  • @rninia6459
    @rninia6459 7 ปีที่แล้ว +4

    tolana ho an alikako ty 😂😱

  • @jennylop77
    @jennylop77 7 ปีที่แล้ว

    Marina be.

  • @richarrak7849
    @richarrak7849 5 ปีที่แล้ว

    Kkkkkkk milay aaa

  • @nytiavinakeys8050
    @nytiavinakeys8050 5 ปีที่แล้ว

    tena reny mits eeee! mafnartr eee! maay enw

  • @daniella7152
    @daniella7152 7 ปีที่แล้ว +1

    Ary 'lay groupe-na cousins maka départ aloha mandeha matsaka dia mi-pince labiera na toaka anaty tômbil :D :D

  • @mayahrakotovaonirina6861
    @mayahrakotovaonirina6861 6 ปีที่แล้ว

    faly ah eh..... (y)

  • @minnierahary5178
    @minnierahary5178 7 ปีที่แล้ว

    Hahahahahaha marina doly

  • @aldat.mandamina6296
    @aldat.mandamina6296 5 ปีที่แล้ว

    Tena latsaka tanterak a,,,,mankasitraka bdb eeee tohizo fa tsar b

  • @AlainCovers
    @AlainCovers 6 ปีที่แล้ว

    trop drole, haha

  • @EduardoMendoza-is6bz
    @EduardoMendoza-is6bz 7 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka antso a! efa ela aho no niandry video vaovao fa nivoaka ihany izy ity tohizo fa tsara e!

  • @heriniainastrekenbach5489
    @heriniainastrekenbach5489 5 ปีที่แล้ว

    Ny Tôtô no mahazo soketa amle tôlana kkkk

  • @herilalalainaramiharisoa8538
    @herilalalainaramiharisoa8538 5 ปีที่แล้ว

    Zahilay mandihy tsy miala mihitsy sady tsy miova pasy! mdr

  • @falyniraina
    @falyniraina 7 ปีที่แล้ว

    le hoe "manapatra anle tsy mahalany pazzapa azy" hihihi.Tohizo fa tsara e

  • @valerieramahavalisoa2918
    @valerieramahavalisoa2918 5 ปีที่แล้ว

    Ripaka tateraka a

  • @andoraja4491
    @andoraja4491 7 ปีที่แล้ว

    hahahaaa.... marina bbbbb

  • @ranoroarimalalanancy6113
    @ranoroarimalalanancy6113 6 ปีที่แล้ว

    tsar be ki a!

  • @rasoafaraernestine2461
    @rasoafaraernestine2461 7 ปีที่แล้ว +2

    Hahahah marina lotra

  • @mireillefanantenana806
    @mireillefanantenana806 6 ปีที่แล้ว

    marina loatra.Tsara e.Mankasitraka

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 7 ปีที่แล้ว

    toizo fa tsara e, tena mampiomeh mitsy

  • @ginaediennerasolofo2927
    @ginaediennerasolofo2927 5 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra fa tohizo

  • @miome4331
    @miome4331 6 ปีที่แล้ว +1

    Lol! La maman ça me fait trop penser à moi avec mes filles! hiihiii! tu le fais trop bien! surtout iny mintsy enao le tena tu te dis oe" merde! je veux encore m'amuser nefa ty efa te hody sahady!" !!!MDR!!!! "Mafinaritra ny ankizy" tu fais trop bien aussi les enfants, d'ailleurs je vois que t'es maman, je te propose de faire une vidéo sur les enfants! "on les adore mais des fois GRRRR!"

    • @miome4331
      @miome4331 6 ปีที่แล้ว

      La joie et les tracas d'être Parents lol!

  • @rifrem9521
    @rifrem9521 4 ปีที่แล้ว

    mafinaritra be, nitsoaka ecrans ny zanako 9 mois t@ ilay resaka selfie, fa niverina t@ ilay resaka ankizy ao anaty lanonana izy avy eo. Falifaly ery izy mijery ilay senina. Aotrany mba misy azony ery hahahaha

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 6 ปีที่แล้ว

    Tena makasitraka tanteraka ny fampisehoana ataonareo fa misaotra tompoko

  • @mandimbyandrianarijaona6252
    @mandimbyandrianarijaona6252 7 ปีที่แล้ว

    MILAY E

  • @nanahajarasoamamonjy3193
    @nanahajarasoamamonjy3193 6 ปีที่แล้ว

    tena marina mdrr

  • @maurialiscalvina7730
    @maurialiscalvina7730 4 ปีที่แล้ว

    🤣🤣🤣🤣latsaka b

  • @mialyrabe113
    @mialyrabe113 7 ปีที่แล้ว

    Tsy nisy adinon'i Antso ny fianakaviako iray vohitra! lozaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa (y)

  • @user-zu7vt6im2l
    @user-zu7vt6im2l 7 หลายเดือนก่อน

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @rabarimalalajuliesandra9469
    @rabarimalalajuliesandra9469 7 ปีที่แล้ว

    😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @malalacindybalasko3797
    @malalacindybalasko3797 5 ปีที่แล้ว

    Mahita tenenina ky ndry Kah .

  • @chrysanthemelollobrigidaph9144
    @chrysanthemelollobrigidaph9144 5 ปีที่แล้ว

    sur la partie zumba...ripaka tanteraka za fa tena otrizao mits!!!

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 5 ปีที่แล้ว

    Tena mahafinaritra fa misaotra betsaka tompoko