DON-DRESAKA DU 15 OCTOBRE 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 ก.ย. 2024
  • DON-DRESAKA DU 15 OCTOBRE 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 22

  • @onohelina5723
    @onohelina5723 11 หลายเดือนก่อน

    Zay avo vava foana no mandresy Amin ity rahara ity. Mbola lavitra isika

  • @jeanmarcsebastien79
    @jeanmarcsebastien79 11 หลายเดือนก่อน

    Merci Monsieur IGNACE

  • @lucienralaivita1497
    @lucienralaivita1497 11 หลายเดือนก่อน +1

    Misaotra anao Mr Fanja Lalaina Ignace , fa ianao sahy mijoro , ahoana izao io nametrahana ny Filohany Sénat io , izay tsy manaraka ny Article 84 ny lalampanorenena , indrindra taoriany lakolosy famaranana ny fivoriana ?

    • @CreshiaJrdah
      @CreshiaJrdah 11 หลายเดือนก่อน

      Misaotra RAIAMANDRENY Tintin, zan ka maha tehihaino atrany n teny lazainy

  • @rosoisika6831
    @rosoisika6831 11 หลายเดือนก่อน +1

    Ny fifidianana no andrasan'ny olona, resabe sy antsonjay ny sisa. Misy olona te hiverina eo @ Fitondrana tsy hanasoa Firenena fa toa hanadio tena, kanefa manahy fitsaram-bahoaka.

  • @感動金額按呢
    @感動金額按呢 11 หลายเดือนก่อน

    Ny Fifidianana no Tena Ahafahan'ny Vahoka Malagasy Mandinika Maro Anisa Maneo ny safidiny Tompoko o !
    Fa Rehefa tsy Mety Milamina ireo Panao Politiques Sasany Mamboly Koron-tana ireo,
    Dia Tsimaninona Mihitsy Raha ny Miaramila no Hitondra ny Firenena Malagasy mba
    Hilaminan'ny Firenena sy ny Vahoka Malagasy Mandinika Maro Anisa Tompoko o !
    Manan-tena aho fa ho Afaka Hampandroso Tsara Ampahamarinana ny Firenen-tsika ny Miaramila Malagasy Tompoko o !

  • @lucienralaivita1497
    @lucienralaivita1497 11 หลายเดือนก่อน +1

    Ny andaniny misaro tava , ary mirongo fiadiana , ny ankilany tanampolo , dia iza no tohananao ???

  • @rosetterosette253
    @rosetterosette253 11 หลายเดือนก่อน +1

    marina ny any tintin ,toerana no hiadina eo

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 11 หลายเดือนก่อน

    Rofoka lason ireo candidat laisoa 11 lahy nahita hamaroan olona manaradia an dravazahan i antoko laisoa 11 lahy...ampy ieritretan ireo antoko laisoa 11lahy nahita amaroan olona nanotrona andrajoelina tam alahady ..

  • @harisontianaarmelrandriama5108
    @harisontianaarmelrandriama5108 11 หลายเดือนก่อน

    manina mou rh zao no atao, invitéo i Andry Rajoelina, Hery Rajaonarimampianina, Siteny, Marc Ravalomanana ho ao amin'ny don-ndresaka izkoa mafy anareo

  • @wrrn8808
    @wrrn8808 11 หลายเดือนก่อน

    Tsy misy démocratie tsy mety zan rangah fa ny fanjakana no tsy manaiky ny hanjakan´ny démocratie satria te-hanao didy jadona
    Misy ny lalana ; azo ovana ny lalana rehefa tsy mifanaraka @ takian´ny fiaraha- monina toy izay koa ny rafi- piranha monina.
    Ny toe-tsain´ny mpitondra no mila ovana satria mihevitra azy ho tompony lalana sy ny fanjakana mandrakizay

  • @wrrn8808
    @wrrn8808 11 หลายเดือนก่อน

    Aiza ny fanajana ny soa toavina ?
    Iza no tsy manaja sy tsy manome hasina azy voalohany dia ny fanjakana ihany rangah!
    Mifanohitra ve ny democratie sy ny soatoavina ?
    Raha ny tokony hoizy dia tsia .
    Ny députés ,ny maires sy ny solontenam-panjakana moa tsy zanaky ny malagasy reo
    Iza no aroavan´ny ankamaroan´izy ireo ny soatoavina sa ny fahefana sy ny vola na koa fanjakana ?
    Diniho tsara aloha

  • @wrrn8808
    @wrrn8808 11 หลายเดือนก่อน

    Ny fifidianana tsy tokony hatao @ tany tsy milamina fa indrindra ny institution électorale sy ny fitondrana misy @ zao tsy atokisan´ny antoko maro an´isa
    Misy fotoana mahamety azy ny zavadrehetra
    Tsy fahadisoana ny manohitra anio na ampitso tsy motif ny tsy hijerena ny olana izany na anio izy vao manakiana
    Tsy mpangalatra rehetra no migaja fa izay tratra sy tiana hogajaina
    Misaotra

  • @herizolambo8987
    @herizolambo8987 11 หลายเดือนก่อน +2

    Malemy @ lafiny rehetra ny antoko mpanohitra fa aleo handeha any ny fifidianana dia mitohy ny fiainan"ny olona

    • @CreshiaJrdah
      @CreshiaJrdah 11 หลายเดือนก่อน

      Oui, tena marina ! Maivana tanterak d ts mahatohitra

  • @manjatoramilison9767
    @manjatoramilison9767 11 หลายเดือนก่อน

    Mampihetry ny voninahitrao ngahindriana Tintin ity ataonao ity. Otran'ny tsy avy any aminay izany

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 11 หลายเดือนก่อน

    Koa efa hoe: juge et partie no misy

    • @rosoisika6831
      @rosoisika6831 11 หลายเดือนก่อน

      Diso be io fijery io: ny demokrasia dia fitondran'ny maro an'isa. Mahagaga fa izy mpandala demokrasia no tsy mahatsikaritra izany.

  • @fleurettekobel5797
    @fleurettekobel5797 11 หลายเดือนก่อน

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Endrika toy izao mihintsy ny fiadin'ny (Mafia) manao herin'ny tsy eo mihintsy ny sentiment maha - olombelona azy ireo , fa mila ny tanjona ihany no hatao fahatany ! Ny (Demone) dia mandresy eo no eo , fa tsy mandresy @ fotoana hoavy maharitra ! Koa tsy mila maha- kivy ry Malagasy namana , alao hasehon'izireo ny sitrapon - dratsiny , fa rahatsy izany dia tsx ho hitan- tsika ny fahamarinana ! Safidin- tsika zanak'olombelo ( ny ratsy sy ny tsara ) , ary samy avelan'ny Nanahary avokoa ny safidin- tsika tsirairay : koa alao mandefitra mialoha ;toy izay mandresy @ fihetsika eo no eo .Mankahery ny Malagasy rehetra izay mijoro @ fahamarinana hatrany !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @BabraBabra-pv9lh
    @BabraBabra-pv9lh 11 หลายเดือนก่อน

    @ s'y retrouver dans la s'y @ ambelob angelina attention moi pas de jaloux avec toi Alors que je pas comme les autres après moi respect de toi ça longtemps que je suis pas marié encore avec un autre femme
    @Stbrax attention pour le bébé que toi tu ne pas vu x @stephan babra anjouan Salut les amoureux du monde Quoi vous prendrez l'habitude de ma jamilha ma jamais trop moi jusqu'à le parapluie