DON-DRESAKA' Ny fiakaran'ny vidim-piainana' DU 12 DECEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 ก.ย. 2024
  • DON-DRESAKA' Ny fiakaran'ny vidim-piainana' DU 12 DECEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 64

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 2 ปีที่แล้ว +15

    Manao ahoana tompoko o! Tena hita mihintsy fa Tintin ny anaranao @ manaraka aiza mangataka ny hiresaka @ io dondresaka io intsony ianao fa tena simba tanteraka ny fandaharana tena miala tsiny fa mirefarefa @ tany misaotra tompoko

  • @ramarozatovoaiko771
    @ramarozatovoaiko771 2 ปีที่แล้ว +6

    MISOLELAKA NDRAY LE ANTIDAHY TY

  • @patrickrazafindrakoto7430
    @patrickrazafindrakoto7430 2 ปีที่แล้ว +2

    MERCI HO AN' ILAY NISOLOTENA NY SOCIÉTÉ CIVILS fa tena mahintsy sady mitombina ny voatononao rehetra teo.

  • @Raeliarisoa
    @Raeliarisoa 2 ปีที่แล้ว +11

    Tena rsy mety kosa le gendarme manosika olona e! Ampilaminana no.natao reo cahoaja reo koa maninona no atositosika otrany zao? Aza manatra- hahefana losa ry gendarme a! Tsy mety ny fietsikareo manosika olona io.

  • @oliviaranpro155
    @oliviaranpro155 2 ปีที่แล้ว +11

    Maninona ary reto mpitondra filaminana no tsy alefa misambotra reo malaso mamono ny fokonolo tsy manantsiny re olona o

  • @danielratrimorandriamihoat2478
    @danielratrimorandriamihoat2478 2 ปีที่แล้ว +3

    Ory Naina RANDRIAMANANJARA efa tena vendrana ve ianao sa ny fisolelahana no lehibe indrindra amin'izay fisolelahina manarapenitra ! sy ny filohanao satria ny filohanao Andry RADOMELINA azafady RAJOELINA milaza fa roa taona voa mahavokatra ny vary

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 2 ปีที่แล้ว +3

    Ny zezika izany tsy olana, ny zavatra tadiavin'ny tantsaha dia tsotra: ny fandriampahalemana, barrage ary ny lalana amoahana ny vokatra.

  • @crkt9088
    @crkt9088 2 ปีที่แล้ว +19

    Ridicule Tintin, à côté de la plaque, mba mitady miseho milay fa tsy misy hevitra mitombona, mpisolekaka amin'ny fitondrana, miteniteny foana. Manao hatsikana no mety aminy, mampihomehy ary tena tsy mamely mihitsy mihoatra amin'ireo solontenan'ny mpajifa! Ilay DG koa moa dia aoka fotsiny, chiffres sy werawera foana ny havoaka, tsy tonga saina fa voky, fa ny vahoaka mihinan'IEM foana amin'ny fiainany andavanandro..

    • @judithsofia4627
      @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว +1

      Fa rehefa tsy mitovy hevitra aminao ve dia misolelaka foana e! OVAO ilay fijery I!

    • @crkt9088
      @crkt9088 2 ปีที่แล้ว +1

      @@judithsofia4627 Jamba angaha ianao sa foza koa?

    • @judithsofia4627
      @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว +1

      @@crkt9088 izay filazanao anao dia anao ny anao, na izany aza mba hevero ihany ny teny lazaina. lLazao ahy aiza ny firenena tsy niakatra ny vidim-piainana? Iraisam-pirenena io, Fa ny tokony atao MIARAKA mitady vahaolana fa tsy mifampitsikera lava sy mifanaratsy lava eto. Mirary soa anao tompoko

    • @crkt9088
      @crkt9088 2 ปีที่แล้ว

      @@judithsofia4627 Firy ny olona nahazo sosialim-bahoaka, firy ny ao ambony ao nahavita villas tamin'ny vola fanampiana azo t@ Covid, tao koa angaha ianao? Mino ianao fa mihaino ny hevitry ny sasany ny fitondrana? Tsssss
      Tohizo foana ny manarapenitra etsy sy eroa, betsaka ny mpangataka manarapenitra eran'ny tanàna 😡

    • @patrickrazafindrakoto7430
      @patrickrazafindrakoto7430 2 ปีที่แล้ว

      Tsisy ilàna azy izy roalahy ireo e, ry Tintin tokony hanentana any @ famoriana fako no mendrika azy, le DG ndray vo miteny de vely rano aho e Vey rano, amoronana fatina anarana zay werawera tsisy vokany aby zao, vary fety e eeee

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 2 ปีที่แล้ว +4

    ry Tintin a! misy tokoa ny fananganana, fa ao anatiny fananganana mila mahahalala ny priorité...

  • @lucienralaivita3489
    @lucienralaivita3489 2 ปีที่แล้ว +5

    Mazava fa ny fotodrafitrasa @ fambolena sy ny fiompiana , izay ianteherany 80% ny mponina no tokony hafainganina , mba ahazahoany mpanjifa , hisitraka @ vidiny antonony . Aiza ilay solika nolazaina hoe hidina 50%, nefa mbola tsy mihetsika , nefa ny solika erantany efa nidina 28Dollars ny baril . Mbola manginy fotsiny ny fiakarany vidimpiainana satria niakatra 68 Dollars izao ilay Baril .

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 2 ปีที่แล้ว +3

    Tombotsoan'ny karana sy ny sinoa no tarigetra ao. Mampiresaka fotsiny ilay directeur, tsy tena mamaly ny hevitra entin' i Nambina.
    Efa hoe rehefa tsy misy ny monopole dia misy ny vahaolana.
    Marary saina ilay Tintin (mpisolelaka)

    • @tefyrandry6634
      @tefyrandry6634 2 ปีที่แล้ว

      Tony Tintin Tony ngamba manomehy Kely Rehefa MBA hiakatra plateau ka ..... Hakana point sy hilelafana , tena tokony ho Rotirotika mtsy iilay partie mpanjanaka fa ilay Tintin mitsatsaingoka Mandrava ilay ady hevitra ..... Ary Izy da tian'ireo Tv plus ireo an , sa efa kajy aby no hampiakarana azy Eo .. Olo karaha i Tintin Tony izany no Tontakely no filazana azy

  • @ainahary618
    @ainahary618 2 ปีที่แล้ว +4

    Le Tintin ity dia mba nianatra Iihany fa tsy ampy fijery

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 2 ปีที่แล้ว +5

    Ry DG a! aza be reseka ! ny taux d'inflation no amaritana hoe miasa ianareo mpitondra fanjakana na tsy miasa, fa izany tsy vita ny teny hoe miasa ny fanjakana.

    • @patrickrazafindrakoto7430
      @patrickrazafindrakoto7430 2 ปีที่แล้ว

      Tsy mahazo naoty enao ry DG a, raha mbola mpianatra enao dia Nahazo ny MÉDIOCRE ( vous êtes technicien )

  • @tefyrandry6634
    @tefyrandry6634 2 ปีที่แล้ว +2

    Mampalaelo anahy Ianao Mr Tintin NGA Ianao Rehefa Mitolona Dia miandry Mpitarika ? Fa Tsy nohon'ny fahantranao no nidinanao andala-be
    Ianao Zany Dia olo mandray antendrony Kely foana

  • @houssennambinina9377
    @houssennambinina9377 2 ปีที่แล้ว +3

    Fanehoan-kevitra no atao .Raha izy telolahy dia manohana tsara ny foto-keviny fa io Atoa TINTIN io kosa tena tsy azoko mihitsy ny antpony niakarany plateau .Rehefa tsy manan-kevitra dia aleo any antrano.Inona moa ny olana raha misy hatramin'ny zato aza ny fikambanana miaro ny zon'ny mpajifa fa ny tanjona dia iray ihany

  • @ranaivosonjeansen3354
    @ranaivosonjeansen3354 2 ปีที่แล้ว +2

    ZAY VAO TENA MAZAV A kay mpiaro ny zon'ny orinasa malagasy ilay nanamboatra menaka sy yaourt teo aloha ka tsy nandoha hetra ara dalana

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 2 ปีที่แล้ว +2

    Tintin mpisolelaka no tsy misy hevitra azo raisina. Mitomany ho comique saingy deguelasse et dégoutant✌

  • @gasyihany
    @gasyihany 2 ปีที่แล้ว +1

    Misy karazana mpanjifa 7 ve izany ao madagasikara sa???

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsy nampoiziko ho lohamboto sy miseho ho ambonin'ny rehetra ka mametra fanotaniana foana ity Tintin ity !!!!!

  • @judithsofia4627
    @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว

    Mba lazao, aiza eto amin'izao tontolo izao, mandritra ny covid sy taorian'ny covid no tsy niakatra ny vidim-piainana lazao

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 2 ปีที่แล้ว

    Hita fa mpisolelaka Ra Tintin koa inona ndray ?

  • @zadpr
    @zadpr 2 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsis saina Tintin

  • @gasyihany
    @gasyihany 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsy mahay miady hevitra ary tsy mahalala fomba ihany Atoa Nambinina rehefa tena henoina sy jerena an

  • @andryrakotomena2502
    @andryrakotomena2502 2 ปีที่แล้ว +1

    TENA BABAKOTO LE RANGAHY MPISOLELAKA TY

  • @nirinajulienranaivo1172
    @nirinajulienranaivo1172 2 ปีที่แล้ว +1

    Somary gaga ihany ny tenanay raha mijery ny habeny, hoe tena mba mahatsapa sy tena iharan'ilay tsy fahefa-mividy tokoa ve ity namana hoe mpiaro ny zon'ny mpanjifa ity ?
    🤔🤔🤔🤫🤫🤫

    • @jeanjohnary2863
      @jeanjohnary2863 2 ปีที่แล้ว

      Na ngeza aza izy mba mitsinjo ny fahorian'ny Vaohaka

  • @rakotojarivony8251
    @rakotojarivony8251 2 ปีที่แล้ว +1

    Ny seza ve ho atakalo @ ze atim-mbilaninareo e, ny ady hevitra otr'izao tsy mitondra makaizy intsony fa mandany andro fotsiny. "la mal nutrition est un droit fondamental" ozy ny President Rajoelina izay

  • @fredericandrianasolo5380
    @fredericandrianasolo5380 2 ปีที่แล้ว

    Bjr ,raha tsy midina ny tva 20 p0ur cent dia tsy misy vidim-piainana midina izany eo,merci.Ary ny solika exonere

    • @patrickrazafindrakoto7430
      @patrickrazafindrakoto7430 2 ปีที่แล้ว

      TONGAVA SAINA ENAO RY TINTIN fa na i Loulou aza hanaikiara anao , dikany, koriko @ fanehoan -kevitranao ny mpanaraka ny don- dresaka mba tsy ilazana ny ho 90%

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 ปีที่แล้ว +2

    Olona milelaka be fahefa-mividy ity Tintin ity ka itony ilay olona tsy mahafantatra ny hoe mihinana tapa-kibo. Marina fa tsy misy afaka manao miracle ampidina ny vidin’entana satria be loatra ny importations diso be loatra. Koa raha mpitondra tena manana vina hampiena izany dia mba manao politika hampiroborobo ny famokarana eto an-toerana. Tsy tsapan’ireo mpitondra ireo izany fa fausse solution no lazaina toa ny hanara-maso ny vidin’entana e, hametra ny vidiny e, telo andro dia tsy maintsy midina io, kanefa ny fanafarana entana avy any ivelany, izay tombotsoan’ny namana importateurs sy ny consommation’ireo olona vitsy manam-bola toa an-dri Tintin tsy mihena mihintsy.

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 2 ปีที่แล้ว +2

    Hetsika maimbo politika ....ts Madagascar ihany ange no midangana Io vidimpiainana Io e.....n'y vahaolana no iharahana mitady fa aza mampihesona vahoaka...tsis mana avy any andanitra

    • @nivorakoto8632
      @nivorakoto8632 2 ปีที่แล้ว

      Fa ny Eto dago ihany no mihemotra amin ny lafiny rehetra 😊
      Ny tompon and raikitra?? Covid, mpanohatra, météo, pas de chance, sns.
      Ny fanjakana manao zay ho afany fa ny rano sy jiro toa voa maika ratsy

    • @nivorakoto8632
      @nivorakoto8632 2 ปีที่แล้ว

      Ary ahoana le olona hoe tsy mahazo manao fety ao antananany fa raison sanitaire tampoka teo??
      Lalana navoakan iza omaly hariva??
      Normal daholo

  • @doronnerakotomalala3313
    @doronnerakotomalala3313 2 ปีที่แล้ว

    ary ninana inona le razoky manao lobaka fotsy io to romotra be?

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 2 ปีที่แล้ว +3

    mazava be nu tena mamokatra ento no mety fatsu manafatra sady manome asa hoany vahoka

  • @gasyihany
    @gasyihany 2 ปีที่แล้ว +1

    zon'ny mpanjifa = politikan'ny kibo kkkk

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 ปีที่แล้ว

    Fa nahoana no lasa nationaliser ny importation PPN, secreur marchand. Concurrence déloyale ho an’ny orinasa privé

  • @valisoaandriamihamina6904
    @valisoaandriamihamina6904 2 ปีที่แล้ว

    mampalahelo ny fomba fisainan'ilay fiara-monimpirenena.

  • @dood587
    @dood587 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo mirahalahy fa tena miaro ny zon’ny Mpanjifa …

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 ปีที่แล้ว

    Tena mampi-tehamelaka ny tehamaina ty Tintin ty an !

  • @abelharimangafiantso5287
    @abelharimangafiantso5287 2 ปีที่แล้ว

    Tolerance zero

  • @pierrerandriamanantena5260
    @pierrerandriamanantena5260 2 ปีที่แล้ว +1

    Ny kibon ela aza efa ???

  • @bachelinralalason1164
    @bachelinralalason1164 2 ปีที่แล้ว

    DG fahatany. Tsisy raha hainy.

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 2 ปีที่แล้ว

    samy mahalala ny tantara isika ry DG a! concurance ve sa politique no namotika ny orinasa teto.

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 2 ปีที่แล้ว +1

    Mba halako ity tintin ity👎🏾, insignifiant foana

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 ปีที่แล้ว

    Mandreraka ity Tintin mpisolelaka ity. Feno procès d’intention ny propos. Jereo fa hoe milaza tsy hihinana vary fety satria vary rajoely. Olon-dehibe tsy manana arguments sahala @ mama sosy, ka navadika hoe misy ambadika politika.

    • @judithsofia4627
      @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว +1

      Fa rehefa tsy mitovy hevitra aminao ve dia lazaina ho misolelaka foana e! OVAO ilay fijery

    • @rivoraza9227
      @rivoraza9227 2 ปีที่แล้ว

      @@judithsofia4627 Rehefa olona manana pouvoir d'achat ambony @ fiarahana amin' ireo mpitondra ireo, ka te hanamarina ny fampahafantrana ataony ny vahoaka, efa ho 8 taona izao dia mpisolelaka amiko. Fa nahoana Tintin no te hanamarina fa tsy misy afaka ampidina io vidim-piainana io kanefa ny filou tohanany milaza fa ampidina izany afaka 3 andro fotsiny. Fa angaha nisy nanery ny filohanao hipetsompetsona @ vidim-piainany tsy hanany fahefana. Koa tsy misolelaka ve i Tintin mody tsy maha tadidy ny vava nataon'ny andriamaniny ? Ny toe-tsainao no ovay mijery objectivement ny zava-misy eo anoloan'ny famapanantenana nampanofinofisina ny vahoaka. Sa ianao koa isan'ireo voky be ka tsy mahita ny fahantran'ny malagasy noho i rajoelina nanomboka tamin'ny 2009 ?

    • @judithsofia4627
      @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว

      @@rivoraza9227 Rivo Raza a, hevitrao izany mety hitombina, tsy olana, fa ny hafa koa mba manana ny fomba fijeriny, tsy voatery hitovy hevitra daholo re. Izaho izao tsy afaka hiteny mihitsy hoe ianao misolelaka amin - Ravalomanana na amin'ny miara-manonja. Tsia hevitrao io, fahitanao ny zava-misy io, hajaiko ny anao,
      Izao e, samy tia an'ity Tanindrazantsika ity isika, ka aleo hivoaka daholo ny hevitra dia haravina hahitana ny soa. Mirary soa anao, mirary fety sambatra

    • @rivoraza9227
      @rivoraza9227 2 ปีที่แล้ว

      Efa ela izaho no tsy manohana mpanao politika gasy intsony. C'est un monde de vautour, nampahantra ny fireneko. Observateur izaho ary miandry izay hi respecte ny promessenu. Raha mahatanteraka, na manomboka mahatanteraka ny veliranon'i rajoely dia manohana aho. Ny olona minia tsy mahita fa mpambotry vahoaka io, na dia te hanaja ny fijerina aza aho, dia antsoiko hoe mpisolelalaka. Izay koa no fahitako. Izay iantsoanao ahy koa dia tsy olana.

    • @judithsofia4627
      @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว

      @@rivoraza9227 Ka na ataonao mpisolelaka ny hafa na tsia dia izay no heviny e! Aza maka lay, fety ny andro

  • @ranaivosonjeansen3354
    @ranaivosonjeansen3354 2 ปีที่แล้ว +1

    TONGA DIA MAZAVA ILAY OLONA NANAIRAKA ANAREO HIDINA ANDALAMBE ; ENYY NADIA TSY HILAZA AZA IANAREO!

  • @bellacarina9359
    @bellacarina9359 2 ปีที่แล้ว +1

    Manerana izao tontolo izao ny fiakaran ' ny vidin ' entana

  • @guyras9299
    @guyras9299 2 ปีที่แล้ว

    Ny famaritana ny fahalahana dia tsy mitovy .Tsy isy fahalalana ara barotra, ara-politika izany any M/kara .
    Ny famaritana ny fanibana dia tsy aina mpanohana ny zavatra lafo. Simba ny fahefambidy ny 80% M/sy. Ny mpanjifa mihezaka ny hanamboatra indray no lazaina fa manimba .Mizotra mankany @fanampotehana isika ry Monsieur
    Anangana tany ketsa rahoviana tsisy daty. Mampihomeha ianareo @fitondrana rehefa manonahana hevitra dia fampanantenana projet tsisy daty