DON-DRESAKA FAMADIHANA SY NY ARETINA PESTA DU 18 OCTOBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 ก.ย. 2024
  • DON-DRESAKA FAMADIHANA SY NY ARETINA PESTA DU 18 OCTOBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 211

  • @marierachelmarie4205
    @marierachelmarie4205 4 ปีที่แล้ว +12

    Merci monsieur ANDRIANARISOA mikolohasina Ankoay Mpandala ny nentin-drazana MADAGASCAR merci beaucoup Monsieur de défendre notre coutumes malgache continuez comme ça je suis 100% pour les coutoumes malgache bravo👍

  • @nomenjanaharymaherison6555
    @nomenjanaharymaherison6555 3 ปีที่แล้ว +7

    Avereno ny fomba malagasy oooo!

  • @rmrak3053
    @rmrak3053 3 ปีที่แล้ว +6

    Hafa ihany fomba Gasy...

  • @ratovoarivonynambinintsoas4299
    @ratovoarivonynambinintsoas4299 4 ปีที่แล้ว +10

    Ankoay!! Mankasitraka anao @ity ady ho an'ny Tanindrazantsika

  • @joachimramaroson4030
    @joachimramaroson4030 4 ปีที่แล้ว +6

    jinjain'Ankoay daholo fa manao Hevitra antaingina daholo..tsy misy porofo manambara daholo fa hevitra maniditsidina

  • @namanaihany2637
    @namanaihany2637 4 ปีที่แล้ว +2

    Any Congo tsy mamadika fa mbola misy pesta isan-taona.

  • @ignacerasolo7320
    @ignacerasolo7320 4 ปีที่แล้ว +6

    Mankasitraka Ankoay!

  • @cathyharivelo4464
    @cathyharivelo4464 4 ปีที่แล้ว +6

    Mankasitraka ny fandaharana, mankasitraka an'i Ankoay

    • @tsioryrina2982
      @tsioryrina2982 3 ปีที่แล้ว

      misy foko mihoatry ny 18 ny foko ney mponina eto Dago, ary samy Malagasy samy manana ny fombany avy...misy mamadika sy tsy mamadika hatr@ zay

  • @helenechaignon1957
    @helenechaignon1957 4 ปีที่แล้ว +5

    Fahatsiarovana ray amandreny no amdihana ary tsy mahalany firy famadihana ary Vao maika zahay nanakarena

  • @helenechaignon1957
    @helenechaignon1957 4 ปีที่แล้ว +7

    Fa za mamadika fa tsy mahatra noho enao

  • @haryrazafindralambo4265
    @haryrazafindralambo4265 4 ปีที่แล้ว +13

    Tena mampalahelo iretsy mpitsabo sy milaza siantifika ary ambony fahalalàna. Siantifika ny tena fa tsy momba ny voalazan'izy ireo, ary manaiky tanteraka ny nambaran'ireto mpandalina fomban-dRazana. Tsotra ny antony. 1) Raha foanana ny famadihana dia tokony hofoanana ihany koa ny fandevenana ao @ fasan-dRazana. Samy mety manaparitaka ny otrikaretina daholo ireo satria mampisokatra ny fasana. Asa gasy firy, ohatra, no hanaiky hoe: foanana ny fandevenana fa dorana izay maty; 2) Ny famadihana na famonosan-damba dia misy endrika fahadiovana (hygiène) ihany koa satria tevenina vaovao ny lamba mba tsy ho raraka an-tany na hiparitaka ny vovoka. Ny tsy fanaovana izany indrindra no hiteraka fiparitahan'ny aretina pesta ho an'izay handevina manaraka, izay mbola mety mateti-piavy, tsy fantatra, noho ny famadihana (isaky ny 5-7 taona); 3) Tsy ny ady @ famadihana no paika tsara indrindra hentina hiady @ pesta fa ny ady @ voalavo sy ny parasy ary ny fako etsy sy aroa; 4) Ny finoana tompoko tsy hifandresen-dahatra sy hifanerena fa hifanajàna. Samy manana ny hanitra azy ary samy manana ny maha-izy azy. Asa iza marina Ramalagasy satria voaporofo ara-tsiansa fa nisy olona tao Madagasikara 10.000 taona lasa izay. Koa samia mandinika ny tena mety ho vaha-olana mitondra any @ lalana tokony hizorana ho amin'ny fandrosoana @ lafiny maro fa tsy ny fanenjehana izao fomban-dRazana rehetra izao.

    • @prestonjaden2374
      @prestonjaden2374 3 ปีที่แล้ว

      Sorry to be offtopic but does someone know a trick to log back into an instagram account..?
      I somehow forgot the password. I would appreciate any help you can give me.

    • @andrewgary4345
      @andrewgary4345 3 ปีที่แล้ว

      @Preston Jaden instablaster :)

    • @prestonjaden2374
      @prestonjaden2374 3 ปีที่แล้ว

      @Andrew Gary i really appreciate your reply. I got to the site thru google and Im trying it out now.
      Takes a while so I will get back to you later when my account password hopefully is recovered.

    • @prestonjaden2374
      @prestonjaden2374 3 ปีที่แล้ว

      @Andrew Gary it worked and I actually got access to my account again. I am so happy:D
      Thank you so much, you really help me out :D

    • @andrewgary4345
      @andrewgary4345 3 ปีที่แล้ว

      @Preston Jaden no problem xD

  • @jeromebienvenue9117
    @jeromebienvenue9117 4 ปีที่แล้ว +7

    Raha toa anao ny manao politika rehetra ireo Zokibe Ankoay dia ef lasa lavitra antsika @ tsika miteny zao dia ef maro ny zaza malagasy ts mahay miarahaba @ fomba gasy .ihany hoe very tanteraka ny mahamalagasy ny gasy

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 4 ปีที่แล้ว +2

    Ny province madio de tsy deahitana loatra .ndryyy aiza nareo zany eee

  • @helenechaignon1957
    @helenechaignon1957 4 ปีที่แล้ว +6

    Ny fivavahana koa itadiavana vola @ ampaha 10 karena

  • @miranarazafimahery2082
    @miranarazafimahery2082 4 ปีที่แล้ว +3

    Ny supposition tsy siantifika ry dokotera

    • @anthonyportgas7110
      @anthonyportgas7110 3 ปีที่แล้ว

      Marina loatra , hypothese be , na pathogenie na Y.pestis anaty cadavre sy anaty vovoka zan tsy ananany porofo. Mila omena prix nobel izy fa tena mahay 😅

  • @aurelinerasoa7029
    @aurelinerasoa7029 4 ปีที่แล้ว +3

    Lasa ady hevitra fivavahana. Ny mpanao gazety ve tsy afaka mi encadrer kely.

  • @sanjyfuiniepirsivy4205
    @sanjyfuiniepirsivy4205 3 ปีที่แล้ว

    taraiky ny tenako vao nahita ity don-dresaka ity fa tena efa faniriko ny hisiny kanjo tena tanteraka ihany! nahafapo tanteraka ary naharay lesona avokoa ireo malala-tsaina. mirarisoa ho antsika MALAGASY rehetra. Mankasitraka tv plus

  • @emmaallain4612
    @emmaallain4612 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nareo de misaotra l'équipe TV Plus merci pour les Don-Dresaka

  • @rijaeric9162
    @rijaeric9162 4 ปีที่แล้ว +6

    Mampiome be' koa lay hevitr ireto dokotera sy lay eo akaikiny, peste Zan tany andafy aza tss famadihina nef be' no maty, fa misy resaka ambadika mhts lay izy

    • @thierryandriamiandrisoa4170
      @thierryandriamiandrisoa4170 4 ปีที่แล้ว +2

      amiko sola amin tsy antony izy 2 lahy raha ny fanohanan kevitra

    • @charlesrakotondramisa
      @charlesrakotondramisa 4 ปีที่แล้ว

      Tsy azonareo mihitsy fa any an-dafy anie tsy misy peste intsony e! fa eto Mcar noho ny fisian'ny famadihana dia tsy mbola afaka ny Peste fa miverimberina foana!!! inona no mampihomehy amin'izany

    • @anthonyportgas7110
      @anthonyportgas7110 3 ปีที่แล้ว +1

      Iza milaza aminao fa any an dafy tsisy peste intsony ? Any andafy zan ne tsy lafrantsa rery , mandehana any andafy antsoina oe peru (any tsy mamadika) ahitako anzao tsisy peste zao

  • @fanevaniaina9807
    @fanevaniaina9807 3 ปีที่แล้ว

    Atreto aloha dia ny Ray aman-dReny iany no Andriamanitra hita maso, masina ny razana sy ny fomba Malagasy. Misaotra zokibe Ankoay

  • @mioraratsimbazafy1055
    @mioraratsimbazafy1055 3 ปีที่แล้ว +1

    Mba ataovy mendrika le firesaka ry Ankoay a

    • @tsioryrina2982
      @tsioryrina2982 3 ปีที่แล้ว

      tena manalabaraka ny maha Malagasy, tsy manaja olona refa tsy mitovy hevitra ve?

  • @gokhlayehenki3418
    @gokhlayehenki3418 4 ปีที่แล้ว +4

    Mankasitraka Ankoay 🙏🏽.

  • @mickarak4571
    @mickarak4571 3 ปีที่แล้ว +1

    Raha resaka famadihana ilay raha, dia tsy ho foana mihintsy ny fifanenjehana an'io na mbola afaka 50 taona àry, sinon midôna tsara ny resaka

  • @patrickjulienrakotonomenja9989
    @patrickjulienrakotonomenja9989 4 ปีที่แล้ว +2

    Lasa nande Rafahendrena norohan an Drafahalalana.. Mapalaelo ee

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 4 ปีที่แล้ว +3

    Ny famadihana no mampihaona ny fiankavina rht zay tsy nihaona aman taonany maro ary eo fona no hifankahalalany taranaka aman jafy rht ka ny peste tsy avy tao am pasana no mivoka mimparitaka fa avy @olombelona miaina avy aty ivelany no mampisy ny peste ka zay tokony fomba hanafoanana hiadina ny tsy ahatonga ny peste no tokony atao mazava be izany fa tsy izany no etina

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 3 ปีที่แล้ว

    mankasitraka an i Ankoay, Iary sy dokotera e.

  • @miranarazafimahery2082
    @miranarazafimahery2082 4 ปีที่แล้ว +1

    Manapaka fitenenana foana ny avy eto ahavanana sady manao tsianjery
    Dokotera betseka nychomeur na manao zavatra hafa

  • @fanjiry5966
    @fanjiry5966 4 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka Hiary Rapanoelina @ fampatsiahiva ny @ tokony hilolohavana an-tampon'ny loha sy ny @ tokony hanonezana lanja sy haja ny kolontsaina sy fomba nentim-paharazana Malagasy e!! Nahafinaritra mihitsy naheno an'ilay filazanao ny hoe ny finoanao no nahavonjy anao fa tsy ny hoe izay ninoanao no nahaaitrana anao🙏🙏.

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 3 ปีที่แล้ว

    Fa raha mijanona io famadihana io fona lony soka gasy de marina ny laeainao hoe vorika fona io gasy io. Satria ohtrinona fona ty vola aminareo ny famadihana

  • @lehilahymahery3927
    @lehilahymahery3927 4 ปีที่แล้ว +1

    Ekeko hoe fomba malagasy ny famadihana fa saingy ilay fampiasana ny hoe " malagasy" tokony avahana foana satria ny foko iavianay tsy manao famadihana dia tsy malagasy ve izahay ?

    • @lu-cynthia5610
      @lu-cynthia5610 4 ปีที่แล้ว

      Tokony foanana mintsy amizay io fa mandreraka ihany indraindray

    • @tsioryrina2982
      @tsioryrina2982 4 ปีที่แล้ว

      Ka misy tia tena mirehareha ho ny azy ihany no Malagasy..mampalahelo

    • @ignacerasolo7320
      @ignacerasolo7320 4 ปีที่แล้ว

      tsy ny fomba no mamaritra ny maha-malagasy fa ny malagasy dia manana ny fombany isan-karazany (harena be io fahasamihafana io).

  • @jeannearlettendimbisoa3420
    @jeannearlettendimbisoa3420 4 ปีที่แล้ว +1

    Ny magaga ane ry doc ra loto matoga peste fa manin ny olona mipetraka toerana maloto reo aona?ra tana fotsiny tena maloto
    Ny any ambanivohitra ane madio miotra andrenivohitra e de aona ko?

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 4 ปีที่แล้ว +4

    Tsy de misy fidirany famadihana fa rehefa maina ny tany === ririnina de miparitaka ny parasy

    • @charlesrakotondramisa
      @charlesrakotondramisa 4 ปีที่แล้ว

      Ka raha parasy tsy misy peste anie na dia miparitaka aza tsy mahavoan'ny peste e!! Parasy voan'ny Peste no manaparitaka ny peste

  • @helenechaignon1957
    @helenechaignon1957 4 ปีที่แล้ว +3

    Ny any aminay any fandradahy Fokotany zafy andriamatsiahy tsy misy peste nefa zahay mamadika

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 4 ปีที่แล้ว +2

    Anjara asany CUA sy ny commune ny hanadio ny tanana sy mamono voalavo mitondra parasy fa tsy ny fomba ze hany sisa ahitana.ny maha M/ Sy no ezahana ajanona .azafady Tompoko.Famadihana === fanajana ny l9harano nipoirana

  • @mpampianatraravelomanana5855
    @mpampianatraravelomanana5855 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsy hitako izay olana, aleo hamadika izay te hamadika, izay tsia tsy manao
    Fa ny hevitro dia izao, raha samy handany vola, aleo laniana ho an'ny velona, oh ampianarina ny ankizy, hampiakarana ny fari-piainan'ny fianakaviana ... Tena mino tanteraka aho fa d'accord 100% ny razana ny amin'izay

  • @akaitopegaz8673
    @akaitopegaz8673 3 ปีที่แล้ว

    Nga ny gasy rht no mamadika e, nenay aza dorana mitsy ny faty, d atsipy anaty rano atao sakafon trondro. Misy ny fomba Malagasy tsara misy ratsy, fa aleo tsy mamadika, mandany vola sady tsy mahasoa ny fanahy

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 4 ปีที่แล้ว +1

    Ka ny BMH antanan-dehibe. Ireny Gene Expert reny tonga dia mivadika BMH. Raha ny tokony ho izy dia isaky ny District manana BMH. Service public io, Tsy mirary olona maty fa tokony izay mihintsy, fantatra daholo ny nahafaty azy; ary tokony hisy records ny certificat de deces.

    • @tianarakotovao5962
      @tianarakotovao5962 4 ปีที่แล้ว

      Ny tena hanaovana izay dia hijerena koa ireo aretina hereditaire raha sanatria, izany hoe code ADN tokony enregistre ny olona iray ;fa ohatry ny mombamomba olona iray dia mihidy io records io, Juge ihany no afaka mangataka raha ilaina.Tena misy ilaivana azy io. Efa niteny aho hanangana Firenena tsika,/ Izay no tena namoronako ny gene expert.

  • @rakrabarison3345
    @rakrabarison3345 2 ปีที่แล้ว

    tena le hevitrany io zoky miaraka amin'ny docteur io kosa ranga tena, ambany be le niveau fanehoan-kevitra!! sady le argument tsy izy mtsy.Sady lery sady mapiditra mamoaka

  • @dadamama9181
    @dadamama9181 4 ปีที่แล้ว +2

    Tena tontolo hafa mintsy no tian'i Dokotera sy ingahy mpampianatra hapetraka. Malagasy re ianareo tompoko fa aza hadino e.

    • @zanjilahy
      @zanjilahy 4 ปีที่แล้ว

      Dia tsy azo atao mihintsy ny hoe rehefa Malagasy ianao dia mba manadihady, manao sciences, manamarina? Fa izay nentin-drazana ihany no itompoana teny fantatra mandra-pahoviana?

  • @TatieBellahSoasoa
    @TatieBellahSoasoa 4 ปีที่แล้ว +7

    Tsy raisonnement scientifique mihints izany teneninao izany Dr, tapaka ny fihomehezana avy izaho miheno an' ilay hoe mandositra aloha ny voalavo fa be olona d rehf lasa ny olona d miverina zany izy, nefa ny fisian'lay volavo izay vokatry ny lobolobo sn loto..sns mihints anefa no tokony ho resahana oe mila foanana @ alalan' ny fahadiovana ... ny mpamadika anefa manadio ny tanana sn fasana mialoha ny raha2 dikanizany aloha lay resaka volavo d ts d mitombona @ io, ilay mpandala ny nentin- drazana sy lay sociologue anefa d tena mazava ny defense des idees.

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 3 ปีที่แล้ว

    io ndray mr lanto sy ny baiboliny hihihih. hanomboka hors sujet amin izay ny resaka sana bavy

  • @lydiaspiral9266
    @lydiaspiral9266 4 ปีที่แล้ว +1

    Na dia efa tara aza ny commentaire-ko. Fa tsy manambany an'i dokotera sy Lanto aho fa tena hitako hoe tsy dia mahay mandinika loatra ry zareo. Hoe ny famadiahana no mahatongav ny pesta. Dokotera o ataoko angamba fa matoa tsy nisy ny pesta t@ ity taona ity dia satria mihiboka ny olona fa tsy nisy nivoaka ny trano. Dia hoy indray ianao hoe ao Dago ao no tena mahery miverimberina ny pesta dia hoy indray aho hoe satria firenena voretra indrindra tsy ampy fanadionvana avy @ fanjakana ary aza hadino koa fa tsy manafatra fanafody avy @ firenena nahita fanoherana izany ny fanjakana gasy, dia hot koa ianao dokotera hoe Dago no tsy ampy dokotera indrindra eran'izao tontolo izao. Diso Kia angamba ianao satria zaho mipetraka aty am-pita fa tena fahoriana ny fahazakana dokotera aty noho ny havitsian 'dokoteta Tonga @ ilay fitenenana Na manana dokotera aza ianao dia tsy voaray eo no eo fa tsy maintsy sur rendez-vous Tonga @ ilay fiteny hoe docteur après la mort. Aiza anefa fony aho mbola tany Dago tsy voatery miandry rendez-vous @ dokotera iray fa afaka misafidy izay haleha sy mahalala noho ny habetdahan'ny dokotera ao Dago ao

  • @ramahitamahita7795
    @ramahitamahita7795 3 ปีที่แล้ว

    Mbola ito ndray ilay
    Ramose baiboly voafatotra te hiseho mahay manazava bé 😂😂😂 maninona enao raha mamono tena rehefa te hiala ety. Mahantra sy ory izay ankizy mba beazinao, mazava raha miarendrika Gasikara.

  • @mavoketaka1302
    @mavoketaka1302 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsarabe ny tenin'i Ankoay

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 3 ปีที่แล้ว

    Na inona na inona de zao fotsiny
    Rha malaza kristianina ny gasy .
    Tsy fomba itsony ny mamadika.
    Mamokatra ny matyary marina eto mintdika rery no mamadika
    Fah 2 Mba moramora ianao lay manao satria io fa mafy lotra ny fona
    Ny tanana tsy masina .refa velona no tiavina sy karakaraina .refa maty de maty .
    Moramora ny vavanao ramone be satroka e

  • @rajaonariveloandriantahian2858
    @rajaonariveloandriantahian2858 4 ปีที่แล้ว

    Tsy dia afaka loatra Ingahy Dokotera! Tsy maharesy lahatra ny heviny rehetra! Mampiomehy ilay fanazavany momba ny voalavo mitsoaka sns...

  • @anthonyportgas7110
    @anthonyportgas7110 3 ปีที่แล้ว +2

    37:11 tsy variable anakiroa fotsiny raha hanao etude scientifique momban'izany, mbola maro ny facteur de confusion miditra amin'izany, ny climat sy ny environnement iainan voalavo fotsiny ohatra, aleo mba zavatra hay no velabelarina rehefa miresaka fa tena.....ahhh mapanopa

  • @zanjilahy
    @zanjilahy 4 ปีที่แล้ว +1

    Ny fanontaniana tiako apetraka dia ireto:
    1- Rehefa aretina sahala @ inona no mandeha any @ dokotera ianareo rehefa marary? sa tsy mandeha any mihintsy?
    2- Rehefa inona no mila ny BNGRC sy ny CCO ianareo (izay mifototra tanteraka @ rafitra siantifika sy fitantanana)? sa tsy mila mihintsy?
    3- Rehefa ilay dokotera handehananareo isanandro io no mahasitrana anareo, ka manazava anareo ny ''mety" ho anton'ny aretinareo dia ekenareo ve?.
    4- Fa rehefa io dokotera handehananareo io no manazava fa "mety" anisan'ny mivohy ny peste ny famadihana eo akaikin'ny loto, eo akaiki'ny fako sy ny havoretrana, dia tsy ekenareo?
    5- Hypothèses ho hamarinina no narosony (ary misy logique tsy azo lavina), mila fanadihadiana. Sahala @ ny hoe misy milaza fa tsy misy ifandraisany ny peste sy ny famadihana: porofoy aza fa marina izany, inona no fototra? Satria tsy misy olona voan'ny peste ao @ fianakaviana namadika dia tsy marina io hypothèse n'ilay dokotera & ilay mpampianatra io?. Sa tsy misy voan'ny covid-19 any @ faritra iray, dia tsy misy ny covid-19?.
    Rehefa inona no ilaina ny sciences, dia rehefa inona no tsy ilaina?.

  • @andriantsehenovonjy8046
    @andriantsehenovonjy8046 3 ปีที่แล้ว

    Namaky commentaire ny tenako fa dia maro ny tsy mahazo an'ilay resaka,anisany facteur mampirongatra ny aretina peste ny famadiahana fa tsy hoe tena io famadiahana io no mahatonga ny peste,ary raha ianareo sasany ireo ngamba tsy mba mila dokotera izany rehefa misy mahazo anareo e?tsy haiko a!.....,farafaharatsiny paracétamol ohatra kkk...tsy don-dresaka koa iny fandaharana iny raha tsy misy an'ireny hevitra mifamaofao ireny,mankasitraka antsika rehetra e!

  • @magaliyahael3917
    @magaliyahael3917 4 ปีที่แล้ว +5

    Mankasitraka an'i ANKOAY

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 3 ปีที่แล้ว

    tsy hai ny maha malagasy azy ry ankoay a. efa donto ny siansa ndry zalah frinjy.

  • @jocelynerahantason3179
    @jocelynerahantason3179 3 ปีที่แล้ว

    ka vonoy ny voalavo eran i madagascar (deratisation massive) dia tsy misy ny peste .

  • @rijaeric9162
    @rijaeric9162 4 ปีที่แล้ว +2

    Mb dokotera ihan f ohtr ts mahatakatra zvt mahakasika lay Gasy fa de oe ts Hilaina ftsn dezay. Nef ts hainy fa resaka loto koa ane d efa mahatonga io aretina peste io e krkr

    • @charlesrakotondramisa
      @charlesrakotondramisa 4 ปีที่แล้ว

      Raha diso aza ny fanazavan'ny dokotera dia mba omeo ny porofonao hoe maninona no aty @ faritra afovoan-tany ihany no mbola misy peste miverimberina???

    • @rijaeric9162
      @rijaeric9162 3 ปีที่แล้ว

      @@charlesrakotondramisa mazava be' satry any andafy ts de feno loto miangona be' ohtr eto ampovoatany, zany ve de ts takatrareo koa oe noho vokatry ny loto sy havoretrana be' lohatra etsy sy ero no mahatonga ny peste fa ts voatery oe ny famadihina e. Fa Sao Mb lay fomba drazana mhts no ts tiansreo

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 3 ปีที่แล้ว

    Ianao manzo satroka io .tokony natao president teo mihitsy fa tena mahay amindry olona sy miresaka no tsy mila micro tsony. Fa tena maniry be no miaka pro be mihitdy

  • @fanochel3392
    @fanochel3392 3 ปีที่แล้ว

    Dr Fidy ita eo tsy mamadika

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 4 ปีที่แล้ว +2

    Tananarivo maloto loatra === ne ny pesta

    • @charlesrakotondramisa
      @charlesrakotondramisa 4 ปีที่แล้ว

      Raha loto izany dia choléra no aretina entin'ny loto fa tsy peste madama a!

    • @emilienneravoniarisoa1575
      @emilienneravoniarisoa1575 4 ปีที่แล้ว

      @@charlesrakotondramisany tanana madio tsy be voalavo mitondra parasy miteraka pesta

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 3 ปีที่แล้ว

    LAnto >>> ny an i ngiama ihany no tena izy fa ny olona gaigy sy adala daholo. manampahaizana hono izy amin izany hihihihi. fianaratna takany ahoana koa izany mba tantan itony e????

  • @fleuretterabenandriamanitr6207
    @fleuretterabenandriamanitr6207 4 ปีที่แล้ว +4

    Ity Dr Fidy ity mihitsy no manao fanazavana tsy mitombina. Tsy siantifika mihitsy ny fahitako azy. Tsy misy ifandraisany mihitsy ny famadihana sy ny pesta. Raha marina izany efa ela ny Gasy no ripaka maty teto. Tsy nisy ny pesta t@ ity satria namoaka ny manam-pahefana erantany mpamorona azy. Corona virus aloha izao no lancer-na. Amiko ny pesta, ny corona virus, ny ebola, ny virus H1N1 sns dia politikan'ny mpanjanaka. Aretina foronin-dry zareo io mba hanaovana domination sur tous les plans (économique, politique...)

  • @nomenjanaharymaherison6555
    @nomenjanaharymaherison6555 3 ปีที่แล้ว

    Aleo ranga ande ny difama aaa

  • @jeromebienvenue9117
    @jeromebienvenue9117 4 ปีที่แล้ว +5

    Ankoay , tena nahafa- po zah ny valinteny nomeny , zah aloha ts mamadika fa io ef raiki-tapisaka @ fomban-drazana s kolontsaina malagasy ka ts azontsika fohanana fa ny tokony hatao dia ataovy ny fomba rehetra hiarovana ny peste , ohatra mandray mpitsabo maro fa izany fona ny olana nentiny Dr Fidy teo , io dia mipody @ fitanan-draharaham- pirenena ts mahomby.Ary dia marina ts azo hialana ny voalazan'i Ankoay teo. Firenena mandroso reo dia tss niala @ fomban-drazany ny iray aza. Aoka antsika mba hahay hamakafaka ary mba hahay hametraka ny finoana s ny science fa mis fetrany io.

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 4 ปีที่แล้ว +1

    A/tra no ivavahana sy tompoina fa tsy ny razana.ny razana natao hajaina @ alalany famadihana.pesta === avy @ parasy === avy @ voalavo=== avy @ loto=== maloto ny tanana === mirongatra ny pesta=== venu voalavo

  • @lijarabenarivo4056
    @lijarabenarivo4056 6 หลายเดือนก่อน

    Tena mijery an'ity indray ny tenako dia miomehy ihany amin'ilay mamam-pahaizantsika ,tsy mifidy taona ny hadondronana ,misy ny sasany mahay théories fa nul en pratiques,mametraka politika ny fanjakana ,ireny mpanentana ara- pahasalamana isam- pokontany ireny mitatitra izay maty ao amin'ny fokontaniny dia tsy maintsy mandalo fitsirihana ny razana ,fa hianareo kamo tsy te hanao izany moa te hahazo ny vola fanampiana ihany koa ,hoan'ilay mpitantana sekoly indray averiko aminao ny teninao hoe " mahantra indrindra izy,efa maro an'isa amin'ny Malagasy izao mpino avokoa dia efa tsy mahantra intsony ve isika izao?

  • @tsirilalainatsiorintsoa2999
    @tsirilalainatsiorintsoa2999 4 ปีที่แล้ว

    Avereno ireo mpivahiny reo

  • @hasiniainaratsirahonana1167
    @hasiniainaratsirahonana1167 ปีที่แล้ว

    Vendrana be le dokotera rehefa manome fanazavana.. maninona tsara hoe le parasy? mandositra miaraka amin'ny voalavo? 🤣🤣😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @fetraniainarakotoarisoa8848
    @fetraniainarakotoarisoa8848 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka @ady hevitra fa azondrie angalana hafatra sy hevitra tsara anavotana ny fomban-dRazana.
    Dia miresaka moa izany Dr. hoe vitsy ny dokotera eto Madagasikara dia animpy resaka tompoko mba fohano sy edivo ilay kolikoly eny @Universite eny mba ampazoto ny ankizy hanohy fianarana.
    Mankasitraka e

  • @heribaleda7387
    @heribaleda7387 3 ปีที่แล้ว

    Ny taranakiny olona avy aty andrenivohitra ry Ankoay dia efa mahafantatra fa tsy azo alevina ampasandrazana ny matiny pesta,ary ny avy aty ambony vohitra fetsy,tsy hamadika zany izy raha vao mahafantatra fa nisy nalevina tsy fantatra hoe inona no nahafaty azy, aza ambrouillena ny dokotera sa misy tombotsoandRangahy manokana ny fahoriana lava?
    standby io nohony aratsiansy satria efa tsy voafehy intsony ny toerana rehetra nety nisy matiny aretimandringana(PESTA) ka aleo misoroka toy izay mitsabo!
    Fa lasa nentiny Ankoay nisikotra ny avis personnelle fotsiny ka lasa nivoana ilay tena antony tokony hanatonana ny Famadihana aloha!
    ARY TSY TOKONY HISY HANAO LANONANA TSY ATREHANA DOKOTERA MATIHANINA INTSONY MANOMBOKA ZAO HIADIANA AMINY PESTA NA ARETINA HAFA.

  • @velohasytojo3887
    @velohasytojo3887 4 ปีที่แล้ว

    Tsara zandry a ts n famadihana ihany marina

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 3 ปีที่แล้ว

    Diego tsy mamadika ary tsisy pestait zany zako avy any diego mana porofo zany

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 3 ปีที่แล้ว

    Diso mihitsy ianao raha mila fa io famadihana io no mahasoa anao de tohizo fa ho hitanao eo ny vokany
    Tohizo ny fomba drazanao fa aza be trehana.sy tdy manaiky rewy
    TOHIZO.TOHIZO NY HEVITRAO NY MILALAO FATY EFA VOVOKA 😡😠 tena nareo roalahy mihitsy no lehibe ny mpanampy sampy

  • @misathata1115
    @misathata1115 3 ปีที่แล้ว

    za zany mahita hoe asio faha - 2 ito fandaharana ito de asaivo tonga ao ko ireo mitaky ny ampahafolon-karena ijerevana azy hoe tsy mamadika e de ilay dokotera io de i Ankoay ijerena hoe iza no tena mahay ilay manana fototra sa ireo nampiakariny siansy sy ny fananganana fiangonana zandriny. Makasitrana anao i Ankoay a ( Jereo alo ireo ao afrika ao hoe mamadika ve sa tsia de ahoana ny pesta misy sa tsisy fa mody pesta zao no dradradradraina nefa mety efa misy ambadika )

  • @ludoetheve770
    @ludoetheve770 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra an'i Lanto sy Dokotera amin'ny fanazavana e

  • @helenechaignon1957
    @helenechaignon1957 4 ปีที่แล้ว

    Fa de harina zany ray amandreny Efa maty ary tsy marina zany nenay Aza nanboarina tao anatiny nefa tsy voa peste mpananboatra fasana nefa 1 volana no nanaovana asa

  • @helenechaignon1957
    @helenechaignon1957 4 ปีที่แล้ว

    Tsy marina zany Aty milalao razana rehefa lany hofatany de harofona tao maty arina atao ao anaty fako sisa

  • @tsioryrina2982
    @tsioryrina2982 4 ปีที่แล้ว +1

    tena mivatravatra be marina lay Ankoay, toa entimpo..tsy izny no fombanay Malagasy

  • @societepaulgregoireetcie8318
    @societepaulgregoireetcie8318 4 ปีที่แล้ว +3

    Mivatravatra be ty Ankoay ty sady manabatibaty olona, fa ry dokotera sy le Mr Lanto mahay manaja tena; ary tena marina ny andrizareo fa raha za aloha tsy hitako ze antony hamadihana zany, antony iray mampiparitaka ny pesta io; mazava be zany na de ts hazavaina aza. fa lany andro eo nareo ry Dokotera hifanazava amireo eo.

  • @tsioryrina2982
    @tsioryrina2982 3 ปีที่แล้ว

    ny atao hoe mitahy dia manao zavatra (action) hahasoa ny sasany...ka raha izany raha tena managatsiaka ny razana koa tsy manao zay hamapafana azy, fa ny velona zany no manao zay hampafana azy, noho izany ny velona zany no mitahy azy....

  • @yehoshouaestseigneur4934
    @yehoshouaestseigneur4934 4 ปีที่แล้ว +1

    Raha tena mitahy ny razana dia maninona no tsy mivoka ry zareo ref famadihana fa maninona no mbola mila mpamoha fasana?ary madagsacara tsy tanindrazana izant fa JESOSY NO nanome an'madagascar ho atsika.
    Efa akaiky JESOSY dia iverina ary betsaka ny olona mankany am'afobe am'zao noho ny famadihana

  • @tsioryrina2982
    @tsioryrina2982 3 ปีที่แล้ว

    Tena MIDERA sy MANKASITRAKA ny TOEPO SY OTEPANAHIN'ilay MPAMPIANTRA FA fa tena TONY, satria DIA sahin'i ankoay ny manabara azy hoe tsy manana fasana rehefa tsy mitovy hevitra...misy olona mbola mamadiak nahita iny fa menatra @ comportement an'i ankoay...

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 3 ปีที่แล้ว

    efa hors sujet oa le resaka vao miteny baiboly sy finoana izany. ef zavatra hafa mihitsy

  • @tsioryrina2982
    @tsioryrina2982 4 ปีที่แล้ว

    Raha tena manana hery sy fahefana tahaka a,'i Jeovaha Andriamanitra ny razana dia aoka izy hampiasa izant hery sy fahefana izany mba TSY HAHATSIARO HANGASTIAKA ZANY (Fa hafana foana, fa tsy mitady vahaolana aaty @ velona.....????????), aty koa hitahy marina ny taranany ka mba tsisy hofaty reo taranany.). Ary tsy marina ny hoe ny Malagasy rehetra dia mamadika avokoa...tsia misy gasy sasany tsy mamadika mitsy hatrizay.

  • @tsioryrina2982
    @tsioryrina2982 4 ปีที่แล้ว

    Jesosy dia tsy manery fa Andriamanitra FITIAVANA Izy ka avelany tsara ianao HISAFIDY...FA IZY NO TOMPON'NY TENY FARANY

  • @tsioryrina2982
    @tsioryrina2982 3 ปีที่แล้ว

    ny hiran'ny AVM dia misy hira évangelique nefa ...zany hoe Kristiana

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 4 ปีที่แล้ว

    LOL lay AKOAY sy ilay namany DONDRINA fanatika fombazana ,

  • @tsioryrina2982
    @tsioryrina2982 4 ปีที่แล้ว

    TSY MINO NY BAIBOLY IZY ZANY E? safidy io

  • @yehoshouaestseigneur4934
    @yehoshouaestseigneur4934 4 ปีที่แล้ว +2

    JEREO fa JESOSY avy any andanitra no manakana anio famadihana io satry izy no tompon'hery sy fahefana.
    Tsisy masakana rehefa JESOSY no manakana.

    • @gokhlayehenki3418
      @gokhlayehenki3418 4 ปีที่แล้ว +3

      Ka dia tena ndonto koa izany jesosy izany fa tsy ny Kere efa ho 60 taona any Atsimo no hajanony.
      Tsy misy famadihana ravan'izany jesosy izany fa ny Covid aloa izao. Ny Covid izao no mbola mafy noho izany jesosy izany! ☝🏽

  • @malesanuma2035
    @malesanuma2035 4 ปีที่แล้ว +1

    Bravo Éric Randrianarimalala 👍

  • @yehoshouaestseigneur4934
    @yehoshouaestseigneur4934 4 ปีที่แล้ว

    JESOSY iany no mamonjy fa ny razana tsisy ilavana azy intsony fa satry tsy misy ny ifandraisany maty sy velona

    • @gokhlayehenki3418
      @gokhlayehenki3418 4 ปีที่แล้ว +3

      jesosy razana jiosy tsy hamonjy anao izany. Ianao voazanaka ara-tsaina sy ara-panahy. Fivavahana natao hanandevozana sy hanjanahana. Olona vendrana no manantena fa hamonjy azy ny fivavahana nentina namotehana sy nanjanahana ny fireneny! ☝🏽

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 3 ปีที่แล้ว +1

      Ny anay dia ny razanay iany no mitahy e!!!! Izany jesosy izany tsy misy fa aza mamorina cinéma no betsaka tsssss

  • @charlesrakotondramisa
    @charlesrakotondramisa 3 ปีที่แล้ว

    BONTOLO KOSA NY AN'I ANKOAY RAHA MILAZA FA AIZA IZANY ANDRIAMANITRA INOANAO IZANY E! MILAZA IZY FA TSY NINO AN'ANDRIAMANITRA IZANY NY MALAGASY FA FAHALALANA AN'ANDRIAMANITRA NO NISY. DIA HOY AHO HOE AIZA ARY IO ANDRIAMANITRA FANTATRY NY MALAGASY IO AMINAO RY ANKOAY RAHA TSY MINO NY FISIAN'ANDRIAMANITRA NAHARY NY LANITRA SY NY TANY IANAO? RAHA AMIKO DIA TSY FOMBA NY FAMADIHANA ARY TSY AN'NY MALAGASY REHETRA IO FA FINOANA (CROYANCE) KA TSY HIADIAN-KEVITRA NY HANAFOANANA NA TSIA AZY. FOANA HO AZY EO IO REHEFA HIASAN'NY FANAHY MASINA NY MPANAO AZY KA MAHAFANTATRA NY TSY MAHAMETY AZY. POROFO IZAO NY ANY AMINAY ANY AMIN'NY ILANY ATSINANAN'NY DISTRIKAN'ANTANIFOTSY IZAY TENA MPAMADIKA DIA EFA AMPAHANY VITSY SISA NO MANAO FAMADIHANA. NY HOE TSY MITOMBINA NY FANAZAVAN'I DOKOTERA FIDY DIA DISO IZANY, MIVERENA MAMAKY BOKY MIKASIKA NY ANTONY MAMPIPARITAKA NY PESTE ISIKA IZAY TSY MINO DIA HOHITANTSIKA FA ANISAN'NY ANTONY MAMPIPARITAKA NY PESTA NY FIKIRAKIRANA RAZANA IZAY MATIN'NY PESTA. IZY DIA TSY MILAZA HOE NY FIKIRAKIRANA IZAY MATY REHETRA FA NY FIKIRAKIRANA NA FAMOKARANA INDRAY NY RAZANA IZAY MATIN'NY PESTA NO MAMPIPARITAKA NY PESTA.

  • @rakotozananyharimbola7423
    @rakotozananyharimbola7423 4 ปีที่แล้ว +10

    ny fako feno ny tanana ko ny famadihana no ho foanana

  • @paulinrandrianarisoa7453
    @paulinrandrianarisoa7453 4 ปีที่แล้ว +7

    Tokony ny fahadiovana no ataony fanjakana laharam pahamehana fa ts ny fomban razana no ajanona

  • @miranarazafimahery2082
    @miranarazafimahery2082 4 ปีที่แล้ว +6

    Misaina kokoa i Ankoay s'y Rapanoelina sady manana arguments

  • @mavoketaka1302
    @mavoketaka1302 3 ปีที่แล้ว +2

    Tena marina mihintsy. Potehina ny fombandrazana. Ny loto sy ny volavo atao izay hanasirana azy. Na docteur na scientifique limité fa aza mirediredy. Izao ny coranavirus aza n'iza niza tsy mahafantatra ny fiandohany sy ny hanasitrana azy ka aza ampidirina ny resaka famadihana. Fombandrazana io ka aza mitsalotsalo eo.

  • @ramihramih6579
    @ramihramih6579 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ilay fandaharana ary samy manana ny heviny, misaotra ny TV plus nikarakara, ny mba angatahina dia tokony hisy mpitondra fivavahana iray, mpandala fomba avy any amin'ny faritra ary fanampim-potoana satria hita fa tsy ampy tokoa izany, na izany na tsy izany dia TOKONY HISY fampianarana tantara sy fomba amam-panao mba tsy ho maty momoka ny fomba maha izy azy ny Firenena iray, Mankasitraka tompoko

  • @tafitasoaemilerakotonandra8516
    @tafitasoaemilerakotonandra8516 4 ปีที่แล้ว +2

    Aza tsiratsiraina fomban drazana eh

  • @ngolakely
    @ngolakely 4 ปีที่แล้ว +4

    Ny mariazy sy ny manonana rehetra ne izany no mila ajanona raha izany fa tsy ny famadihana ihany eh ?
    Sa ?

    • @rijaeric9162
      @rijaeric9162 4 ปีที่แล้ว +3

      Marina mhts zan ry Akoay, Olona ohtr be' resaka ftsn f ts madinika mhts, tany ivelany aza tss famadihina nef firy no maty pesta krkr

  • @randrianilainanomenawimen2742
    @randrianilainanomenawimen2742 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka zoky be Ankoay e
    Asio faha 2 ity fandaharana ity raha mety azafady

  • @rijaeric9162
    @rijaeric9162 4 ปีที่แล้ว +2

    Lay Olona hoy lery mety bol ts ho voa ny pesta f rhf lasa lay Olona vao Tonga ny voalavo mihinana lay potikanina, nef de avy eo dray de oe lay fiara no mitondra lay izy krkrk. Tena hevitra hataingana be' ftsn krke

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 4 ปีที่แล้ว +2

    Be ny matiny pesta tany @ faritra ambany tanana === namadika ce ry zareo === MALOTO NY TANANA

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 3 ปีที่แล้ว +2

    fa ahoana no amaritan ilay tavany io hoe iry devoly dia iry tsy aiko fa lery angah hono tena enjana eto ambon ity tany ty?

    • @bigtox4062
      @bigtox4062 3 ปีที่แล้ว

      tsisy fanajana mitsy fa refa tsy mifanaraka am eritreriny dia devoly

  • @tobialatifa
    @tobialatifa 3 ปีที่แล้ว

    Debile ny argument an i Lanto, olona efa manipulé-ny vazaha , limité be nefa mitsara ny tontonlo tsy hita maso izay ILLIMITÉ.