Venir ici pour réécouter ce morceau comme un dernier hommage. Une tragique nouvelle pour la culture malgache. Merci pour cette douce voix et ce talent que tu nous laisses. Repose en paix...
Repose en paix l'artiste ✝️🙏🏽. T'es parti beaucoup trop tôt de ce monde et ton talent va manquer énormément dans la sphère musicale Malagasy. Tes œuvres resteront ici pour le plus grand plaisir de nos oreilles. Condoléances à la famille 🙏🏽
Depuis 4 ans, c'est la sonnerie sur mon téléphone. Maintenant, je sursaute quand je l'entends sonné. Je ne changerai pour rien au monde. Merci pour cette rencontre musicale. On se reverra un jour .
Fa na mino ianao, na tsy mino ianao Dia izao no ataoko anao Mba saika hanazava aho raha mety ianao Ilay fomba filazako hoe tiko ianao Indraindray toa nataonao ho kilalao Kanefa miangavy raha mba azo atao Ity foko efa tsy afaka ny iala aminao Aminao irery ihany, aminao irery ihany. Mila anao am'izay sisa androm-piainako aho Ho andefomandry fa tsy namako ah Tonga dia lazao papa sy mamanao Fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao Sao dia tara eo zah Ka tsy ahazo eo zah, dia very eo Lazaiko anao mazava f'efa vita ny safidiko ah Fa ianao no ilaiko Efa novakiko ho anao ilay fo vato Ho anao sombiniaiko 'Lay mankarary ny aiko ô ôh Ka tsy amenatra an'ah ny ilaza Fa tiko e, tiko e, tiko e Matoa za naka anao Dia efa voafidiko ianao Ka alaiko vady ianao. Malala ah ? Ôh ry Malalako e Enao raiky fananako e Izaho tsy hiala fa hifikitra e N'iza n'iza isopatra e Rehefa ianao no anjarako e Tazomiko foana ilay voadiko e
f tiko ee tiko e .... c’était le 20 aout 2018 , ty ny hira fanevanay d nifanorohanay!!!!de ilay "faly aho" Rebika! tiako enw .... l titre de cette chanson est très significatif
je suis amoureuse de cette chanson, tsara be ilay hevitra nampiarahana tamin'izy efatra mirahalahy, hitako dommage kl fotsin le akanjonle mpandihy tsy mi-fondre dans le décor mihitsy, sinon , j'adore! cc à Kiady , mon préféré, tadidiko tamn bol klkl ny reflet anao sous les projecteurs de l'IFM , bon courage dool d mlay nareo ! gran bravo à toi Rak :)
Repose en paix grand 🙏🙏 tes chansons et ta personne vont grandement manquer au monde artistique malgache 😢😢 a tout les histoire d’amour qui se sont crées sur tes chansons ♥️
Fa na mino ianao na tsy mino ianao dia izao no ataoko anao mba saika hanazava aho raha mety ianao ilay fomba filazako hoe tiko ianao indraindray toa nataonao ho kilalao kanefa miangavy raha mba azo atao ity foko efa tsy afaka ny iala aminao aminao irery iany ka mila anao am izay sisa androm-piainako aho ho andefomandry fa tsy namako ah tonga dia lazao papa sy mamanao fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao sao dia tara eo za ka tsy ahazo eo za dia very e ( refrain ) Lazaiko anao mazava fa efa vita ny safidiko ah fa ianao no ilaiko efa novakiko ho anao ilay fo vato ho anao sombiniaiko lay mankarary ny aiko ka tsy amenatra ana ny ilaza fa tiko e tiko e tiko e matoa za naka anao efa voafidiko ianao ka alaiko vady ianao Malala ah ? oh ry Malalako e ianao raiky fananako e izaho tsy hiala fa hifikitra e n'iza n'iza isopatra e rehefa ianao no anjarako e tazomiko foana ilay voadiko e mila anao am izay sisa androm-piainako aho ho andefomandry fa tsy namako ah tonga dia lazao papa sy mamanao fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao sao dia tara eo za ka tsy ahazo eo za dia very e (refrain )
Venir ici pour réécouter ce morceau comme un dernier hommage. Une tragique nouvelle pour la culture malgache. Merci pour cette douce voix et ce talent que tu nous laisses. Repose en paix...
One of his best song! RIP boss!
😢vellome
Repose en paix l'artiste ✝️🙏🏽.
T'es parti beaucoup trop tôt de ce monde et ton talent va manquer énormément dans la sphère musicale Malagasy.
Tes œuvres resteront ici pour le plus grand plaisir de nos oreilles.
Condoléances à la famille 🙏🏽
Reposes en paix ....merci pour ta musique ❤️
Depuis 4 ans, c'est la sonnerie sur mon téléphone. Maintenant, je sursaute quand je l'entends sonné. Je ne changerai pour rien au monde. Merci pour cette rencontre musicale. On se reverra un jour .
Pourquoi t est partie tres tot je n arrete pas de regarder tes chansons et mes larmes tombent pour toi .A dieu rak roots un jour on va se voir .
Un artiste un vrai !
Les gens de l'au delà ont de la chance de t'avoir pour chanter des louanges avec eux 🤍
nous ne t'oublierons jamais , 😭😭😭hélas pour nous tous c'est Dieu qui décide ...Prions Prions 🙏🙏🙏
J'adore cette chanson. Malgré les années, elle continue à me faire vibrer.
Merci ^^
TSARA BE na ny Arrangement na ny parole indrindra ny feeling niangaliana azy . Bravo !
Tsy hataoko kilalao fa tonga dia haliko vady enw. Merci lesy zandry e...Lasa elah fa ny asanlah mitoetra...
Un petit clin d'oeil à mon #MALALAKOU💝
Merci pour l'amour que tu me porte.😍😘
La chanson est juste merveilleux.🤗
Le quatuor Squad est sublimement introduit ...l'arrangement est très bien...
♥️♥️ tu nous manques Rak Roots, ton art nous manque...
Fa na mino ianao, na tsy mino ianao
Dia izao no ataoko anao
Mba saika hanazava aho raha mety ianao
Ilay fomba filazako hoe tiko ianao
Indraindray toa nataonao ho kilalao
Kanefa miangavy raha mba azo atao
Ity foko efa tsy afaka ny iala aminao
Aminao irery ihany, aminao irery ihany.
Mila anao am'izay sisa androm-piainako aho
Ho andefomandry fa tsy namako ah
Tonga dia lazao papa sy mamanao
Fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
Sao dia tara eo zah
Ka tsy ahazo eo zah, dia very eo
Lazaiko anao mazava f'efa vita ny safidiko ah
Fa ianao no ilaiko
Efa novakiko ho anao ilay fo vato
Ho anao sombiniaiko
'Lay mankarary ny aiko ô ôh
Ka tsy amenatra an'ah ny ilaza
Fa tiko e, tiko e, tiko e
Matoa za naka anao
Dia efa voafidiko ianao
Ka alaiko vady ianao.
Malala ah ?
Ôh ry Malalako e
Enao raiky fananako e
Izaho tsy hiala fa hifikitra e
N'iza n'iza isopatra e
Rehefa ianao no anjarako e
Tazomiko foana ilay voadiko e
Tsara le izy fa merci Rak Roots a😀😁 . Alaivo vady izy fa manja be .😍😘😘😘😘😍
Tsra be ny hira ,clip kou tena mahafinaritra mijery azi 😍😍😍 merci.
Asio style toy izao foana fa mihaja, classe sy noble :) ! Enfin mba misy jeune ohatranizao indray :) !
ty ihany no mpihira gasy tsy nivadika hoe lasa manao hira koungourouty tropical reveko , respect eh ,, R.i.P
Tsara letsy bandy a! na le hira na ny sary na le scene! mankasitraka e! chapeau.
Waouh, tonony mandonda b, ny feonkira tsara b, félicitations, bravo d tohizo hatrany. Sois fier de toi sy ny équipe-nao retr!
J’adore cette chanson ❤
Bravo Rak Roots, tena milay be ilay hira (hit de l'année 2018 io) :)
Un artiste digne de ce nom Rak Roots j'ai pleuré c'est émouvant 😭😭😭😭😭😭😭
Tiko beuh ilay hira rangah cest trop beau merci Rak Bénis sois Celui qui ten donne l'inspiration
f tiko ee tiko e .... c’était le 20 aout 2018 , ty ny hira fanevanay d nifanorohanay!!!!de ilay "faly aho" Rebika!
tiako enw .... l titre de cette chanson est très significatif
Elle est magnifique cette chanson. Merci Mr Rak Roots.
merci lets a! tena babo aho e!!!!!tohizo hatrany fa mafinaritra :)
Ysara ilay hira
MERCI BEAUCOUP DE PARTAGER CETTE CHANSON
J'AIME 😍😍😍😍😍😘😘😘😘😘😘😀😁😚
Que de belles chansons.Regrettable!
Déjà en boucle 😍😍😍😍
Tsarabe ilay hira #RakRoots 😉🤗 Proud of you ^^😊
Je viol le bouton replay 😂.
Mlay lesy Loïc 👌👍🇲🇬🔥
Ity kosa aloha ankafiziko ity vazo ity e. Ny paroles, ny instrum, ny clip tena perfect e. Tohizo fa tsara.
Atramn zay nivoahan ty hira ity de ilay silako no fiantson tanora ny olontiny....mafinaritra satria niampita ny hafatra merciiiii
😍😍😍n'iza n'iza hisompatra e, refa ianao no anjarako e, tazomiko foana ilay voadiko 💍💍💍 merci fa tsara be 👌👌👌
je suis amoureuse de cette chanson, tsara be ilay hevitra nampiarahana tamin'izy efatra mirahalahy, hitako dommage kl fotsin le akanjonle mpandihy tsy mi-fondre dans le décor mihitsy, sinon , j'adore! cc à Kiady , mon préféré, tadidiko tamn bol klkl ny reflet anao sous les projecteurs de l'IFM , bon courage dool d mlay nareo ! gran bravo à toi Rak :)
Véritable coup de coeur pour cette chanson ! Artiste talentueux ! A quand un concert en France pour la diaspora ? ;)
Tsaky tsay tsay. ..... 😍😍 atao ouverture 😍😍
so inspiring. wow. the best. keep it up. love from madagascar🇲🇬 alayno isaoma something
Mandriampiadanana lesy Rak Roots a, namely mamy sy fitiavana 💔
Mandria am-piadanana Rak Roots. Anisan'ny hira malagasy tena tiako ity hira ity. Indrisy...
waouh....tena tsara be mhts///Respect rangah Rak'Roots ah
Wow💞👍,sad tsar ko l miarak @violon,l rehetr mitsy no tsar. Chapeau👍
Repose en paix,
On se souviendra de toi a travers tes magnifiques chanson mon ami..
Tu as le talent, c'est indéniable misaotra lesy baina milamina be lé vazo ary tohizo fa tsara 😎😎😎
Mlay beuh l vazo Rak Roots anh satriko foana hiainu azy tohizo f tsar beuh foan n hiranao ☺
Une de tes plus belles chansons
Repose en paix 😞😞
Oh mon Dieu 😔20/07/22😭😭💔💔💔 RIP Rak roots
Mankasitraka ary manala satroka e! tohizo ny mozika fa tena talentanao
Mon artist ❣💔 😢
Tena tsara be na ny hira na ny accompagnement na ny clip. Bonne continuation.
Repose en paix grand 🙏🙏 tes chansons et ta personne vont grandement manquer au monde artistique malgache 😢😢 a tout les histoire d’amour qui se sont crées sur tes chansons ♥️
Mais qu'est ce qui lui est arrivé ? Covid?
@@lova.Ravel59 crise d’asthme aigue
🥺🥺🥺 any lessy ialahy zay le
J'aime tellement cette chanson 🥺🥺
Repose en Paix 🕊
Bravo gasy ka tsara :)... Mankasitraka LoÏc et au team Quator Squad :)
tena te manabady za marana tsara beu le hira merci Rak Roots
nanaitra ahy manokana ry Rak Roots ny feonkira tamin'ity hira ty , fa aveo henoko koa ilay tonony, tena tsara! mahay enao fa tohizo !
Je n'arrive toujours pas à croire que tu est parti mon pote 🥺🥺. Repose en paix mon ami 🫂🫂.
repose en paix zoky be Loïc matsiaro banga mihitsy ny literatiora fa tena manadratra avo ny literatiora malagasy ny vazo🙏🙏🙏
Tu es désormais dans un monde meilleur🕊🕊
Ity no hiranao tsara indrindra ! Bravo !
Lafatra ny kanto malagasy vokarin' lah less Rakroots. Milay.
tonga amle oui izy zany an!!!!!!!!!!!! tsara e! mankasitraka de tohizo hatrany e!
Ndriii😰😭💔Mandriam-piadanana😭😭😭
Bravo!!!Milay koa Quatuor Squad an !
J'attendais ça depuis longtemps 😍 j'adore, réussi👌🔥😍
Mi Ran ataovy journée njay lo ty clip ty 😂😂😂😂
Tsiory Loic hahaha aza mapmé a😂
Repose en paix lesy Rak Roots.
Mamy loatra,tsara be daholo ny gadona💖💙💝💚🧡♥️💗
Izaho aloha tsy mahita ny itovizany izany amin’ny Ed Sheeran e! Perfect tsy zany mihintsiny ny tantara amin’ilay hira iny. Tsara be ilay hira! Mba miova amin’ny hira gasy amin’izao fotoana izao
Merci Baina an, veloma he !
C trop bien, en l'écoutant g envie de chialer !😭 Je pense a mada
13 Décembre 2019 22h43 ankafiziko lotra, de tout cœur ❤
Wow💕bye tania😭🤣
Tena tsara loatra , tsy makalelo mintsy 😍😍
eny akia neny a x) 😍
Tsara lessy Ben ah 😍😍😎
Souvenirs de notre mariage 💕
tsara lotra kaaaa💖💖mapT anambad beuu😂😻
Repose en paix RAK ROOTS
2020.... tena mbola mandona
Tsara loatra! voampita tsara ilay émotion
Mlay be le hirahh
Top,babo tateraka NY foko ❤
bomba silako be tsika ato antanan a!!!mlay les loic a!!!
za manka anla e!!!toizo fa mlay e!!!
Mlay leitsy rak roots continue foan e eto foan fan leusin e
oh!! miteny tena miteny!! hiranlah tsar indrindra lo atreto !! tsara e!!
😍😍😍😍 mandaitra b iz zany 👌👍
Tsara be mihitsy, pao-tsatroka ho an'i Rak Roots sy ny Quatuor Squad
❤️❤️❤️ Mandria am-piadanana ❤️❤️❤️
Mandria am-piadanana Rak Roots. 🕊️
Tiako e! Tsara be 😍😍😍
Tsara loatra mercii Rak Roots
ity ny hirany lery tiko indrinda MERCI LESY E!!!
Tsara ilay hira😊merci e!Tohizo! Efa hita fa miha mivoatra ilay kantonao fa tsara
ilay violoniste! EPIC ♥♥♥
Tsara Loatra... Tiako tena tiako 💞💞❤😍
❤️Tiko be ny hira
Tsara be le hira
Tohizo f tsara😍😜
Le Ed Sheeran malgache,que tu reposes en paix Loïc 🕊️😢
Super clip ,j'adore le concept
Les paroles mo zany comme d'hab mandona be direct
Mankasitraka ee
Tsy mety leo anty hira ty mich Ah ❤
Fa na mino ianao na tsy mino ianao
dia izao no ataoko anao
mba saika hanazava aho raha mety ianao
ilay fomba filazako hoe tiko ianao
indraindray toa nataonao ho kilalao
kanefa miangavy raha mba azo atao
ity foko efa tsy afaka ny iala aminao
aminao irery iany
ka mila anao am izay sisa androm-piainako aho
ho andefomandry fa tsy namako ah
tonga dia lazao papa sy mamanao
fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
sao dia tara eo za ka tsy ahazo eo za
dia very e
( refrain )
Lazaiko anao mazava
fa efa vita ny safidiko ah
fa ianao no ilaiko
efa novakiko ho anao ilay fo vato
ho anao sombiniaiko lay mankarary ny aiko
ka tsy amenatra ana ny ilaza
fa tiko e tiko e tiko e
matoa za naka anao efa voafidiko ianao
ka alaiko vady ianao
Malala ah ?
oh ry Malalako e
ianao raiky fananako e
izaho tsy hiala fa hifikitra e
n'iza n'iza isopatra e
rehefa ianao no anjarako e
tazomiko foana ilay voadiko e
mila anao am izay sisa androm-piainako aho
ho andefomandry fa tsy namako ah
tonga dia lazao papa sy mamanao
fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
sao dia tara eo za ka tsy ahazo eo za
dia very e
(refrain )
Rak Roots alaiko vady enao😂😂😂😂😂😂😂😅
Malalako oe
Rak Roots merci même ma fille de 2ans mahay mieno le tania
Rak Roots manaona
Rak Roots non merci