Tsara be ito hira ito.. nisy fotoana henoko tamin'ny radio dia noheveriko fa i D-lain, notadiaviko tsy hitako mihitsy, hay kay Nate Tex.. mankasitraka be namana ah
Tsara ilay hira, sary ary feo. Niezaka be ihany koa izy tamin'ny ny fitandrovana ny kolo-tsaina gasy, indrindra teo amin'ny soratra. Tokony mba miaro isika ny kely izay hananan-tsika, araka ny nanehoan'ny mpanakanton-tsika fa manaja ny maha-malagasy azy izy. Mankasitraka an'i Nate Tex, tohizo fa tsara.
Niheno en boucle an'ity izaho telo taona lasa izay. Dia eto indray miheno en boucle indray. Mafy ilay voadonam-pitiavana fa misaotra amin'ilay hira fa mankahery.
Ry foko, mangina aza tomany Aza minia akory ny mba manontany Hoe aiza ilay toerana iray izay hiorenako hatrizay Fandrao, sao tapitr'aina ianao Ry foko eny ianao navela irery Tsy notsaroina fa nariana teny ho eny Ilay niandrandra fifaliana, toa nianjady fahoriana Mitonia, f'izay no iainanao ety Réf: Ataovy ao an-tsainao, ny ampitso tsy ho hay Tsy atao hampihemotra intsony izay vita izay Fa mandrosoa, katsaho ny soa, dia ireo taloha, soloy pejy faharoa Fa androany ianao mijaly ampitso ianao hifaly Reo soa nataonao tany any andro ho voavaly Oh mitonia, ry foko tia Indray andro any, hisolo ilay fitia, ary ho doria Ry foko, raha tojo fiainam-baovao Ka hanavao eto indray ny fiainanao Ireo izay tsy nety sy izay rehetra tsy kinasa aleo hitoetra ho an'ilay tantara fahizay Ry foko, mangina aza tomany Fa misy anjara miandry anao foana any ho any Izy efa miandry manantena fitia iray izay tsy hay fefena Ampy hanavao, ampy hanova anao tononkira.serasera.org/hira/nate-tex/pejy-faharoa-5 Tsiky dia ampy
Milay foana lesy elah Nate Tex a , manoana foana na inona lazain'olona , mirary soa ho an'i lesany e 🇲🇬👏👏
Tsara be ito hira ito.. nisy fotoana henoko tamin'ny radio dia noheveriko fa i D-lain, notadiaviko tsy hitako mihitsy, hay kay Nate Tex.. mankasitraka be namana ah
Tsara ilay hira, sary ary feo.
Niezaka be ihany koa izy tamin'ny ny fitandrovana ny kolo-tsaina gasy, indrindra teo amin'ny soratra.
Tokony mba miaro isika ny kely izay hananan-tsika, araka ny nanehoan'ny mpanakanton-tsika fa manaja ny maha-malagasy azy izy.
Mankasitraka an'i Nate Tex, tohizo fa tsara.
ity no hiran Nate tiko indrindra ❤❤
Ouway, te hitomany be za
Tsara be❤
Tsara Fon Ary ts mankaleo n'y mihaino n'y hiranao Natex.
❤❤❤ Une belle découverte ! Je ne me lasse pas de l'écouter
Babo aho e! Merci Nate Tex ! Fan hatramin'ny farany
Vo enoko fa tena tiko lotra ❤️❤️❤️ bravo nate tex. Tohizo foana fa tena tsara 👍👍👍
Niheno en boucle an'ity izaho telo taona lasa izay. Dia eto indray miheno en boucle indray. Mafy ilay voadonam-pitiavana fa misaotra amin'ilay hira fa mankahery.
Coup de coeur henoko en boucle foana...
Misaotra eeeee ❤️❤️❤️❤️🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Jadore ❤❤ refa mieno an lé izi dans les écouteur sa fais pleurer
Courage bé mihaino ity hira ity,merci
tiko loatra 😍😍😍
Nate tex> tena tsara be
Très belle chanson🎶🎶superbe vidéo 💐bravo💐👋
Sô de mba misy afaka mandray ny foko fa nisy nanary ..... sniff
Milay letsy!
Ejana le son👊
C'est très jolie👍👍👍👍👍👍
tiako loatra ❤️❤️❤️❤️ merci 🌹
J’aime j’aime j’aime ❤
Même en 2023
Tsara eeee!!!!!😘😘😘
Waou,j'aime trop😍❤❤
Très belle chanson, je ne m’en lasse pas
Tsara loatra, tohizo hatrany
tsara e,mankasitraka!
Tsara lesy baina an, hafa mihitsy ilay mozika fa tsy ilay manenjika groove fotsiny. Tohizo d aza miova fa misandrata
Mahafinaritra 👍
Tiako e !
Milan lesy brada
mbola mis matsiaro bve ti vazo ti ehh...!! tsika mbol makafy fona an..
Oay
kay nasiana clip ihany
Mahafinaritra 😎😎😘
2024 who’s there
❤️🔥
Ry foko, mangina aza tomany Aza minia akory ny mba manontany Hoe aiza ilay toerana iray izay hiorenako hatrizay Fandrao, sao tapitr'aina ianao Ry foko eny ianao navela irery Tsy notsaroina fa nariana teny ho eny Ilay niandrandra fifaliana, toa nianjady fahoriana Mitonia, f'izay no iainanao ety Réf: Ataovy ao an-tsainao, ny ampitso tsy ho hay Tsy atao hampihemotra intsony izay vita izay Fa mandrosoa, katsaho ny soa, dia ireo taloha, soloy pejy faharoa Fa androany ianao mijaly ampitso ianao hifaly Reo soa nataonao tany any andro ho voavaly Oh mitonia, ry foko tia Indray andro any, hisolo ilay fitia, ary ho doria Ry foko, raha tojo fiainam-baovao Ka hanavao eto indray ny fiainanao Ireo izay tsy nety sy izay rehetra tsy kinasa aleo hitoetra ho an'ilay tantara fahizay Ry foko, mangina aza tomany Fa misy anjara miandry anao foana any ho any Izy efa miandry manantena fitia iray izay tsy hay fefena Ampy hanavao, ampy hanova anao tononkira.serasera.org/hira/nate-tex/pejy-faharoa-5 Tsiky dia ampy
good song my friend
tena originale, ilay hira koa kanto loatra, mankasitraka :)
bien sur mlay be eh
🙏🏼 misaotra betsaka😊
Mangina fo
Clip comme la Bruno mars... Fa tsara ny vazo...
Tsara eeee
Tsara be mitsy le hira fa le clip ohtran le lyrics ihany 😔
ny hira efa tsara...ny clip hafa mits...mafnaritra e!!!
Tsara be ilay hira ,
tsara be mtsle hira sady hafa kely ny clip hihihi mahafinaritra ee tohizo
tsar b misaotra eh
😍
mba nanatena clip mipoka be za kay mtov @ lyrics iany;fa le hira tiko aa
waoh
Tsara b fa misaotra o
tsara tena tiko aloh ilay hira e
tiako loatraa oah
tena tsara
sura mivadika @ zay ny pejy
❤❤❤❤
ra mba otrizany daoly ny texte any jeune @ zao tena lafatra , mlay lesy nate a! sur , elah maka anah :)
😍😍😍😍😍
♥️
ra ts nasina an le sarinla eo am le cahier vomaika norma B le clip, sinon, original, créatif
😍😍😍😍❤
😍😍😍
créatif be an !
Mazava tsara tonony sy feo
❤️❤️❤️
💖
❤❤❤❤