Ce n'est qu'aux détours du dernier scandale sur Nate Tex que j'ai vraiment commencé à écouter sa musique. Tout ce que je peux dire c'est que c'est de l'art ❤ Une vraie musique qui met beaucoup de beauté sur ce que les jeunes malagasy font actuellement, mais au-delà de ça, une vraie inspiration dans les paroles... Izany ka mozika e! Mampivady ny kanto sy ny lafatra. Beaucoup de succès à toi, Nate Tex
Tena kanto. Za efa mpankafy hatramin'izay ary tamin'ilay scandale no tena nahitako hoe ilay fitiavan'i Micky tena mafy be ary nanavotra anazy ary tout ce qui ne tue pas rend plus fort. Il a du talent et de l'inspiration et ils sont trop beau ensemble.
Si seulement le song était déjà là quand je me suis mariée, je l'avais mis en chanson d'ouverture sûrement 😢❤ ce morceau là dès que je l'ai entendu pour la première fois, j'ai kiffé

Tsara tena tsara. Na ny tonony na ny feony na ilay clip👌🏽👌🏽
Top du top Nate tex ah. Bravo be👏🏽👏🏽
2025 isika zao fa tena mbola en boucle ato anaty playlist-ko foana ity hira ity hatramin'izao, tsara loatra
Satriko iheno an 'ity hira ity faona! ❤
Tsara be fona, mitomboa talenta nareo roa 💞
Si seulement le song était déjà là quand je me suis mariée, je l'avais mis en chanson d'ouverture sûrement 😢❤ ce morceau là dès que je l'ai entendu pour la première fois, j'ai kiffé
Tena tiako ity hiranao ity, vao jerena koa ilay clip dia tena hita hoe SINCÈRE ilay parole ❣️❣️
Bisous mes amours 💜🥲 ndriii
Tsara be ny hiran'i Nate, tsara be nareo sy Micky, mirary soa anareo e🥰🥰🥰
Tsara be ilay interlude❤
mbola mamy foana mihaino an'ty hira ty 💓
Merci Nate Tex, mirary soa ho anareo tompoko
Manan-talenta mr NATEX, tohizo fa tena tsara !
Tsara sy kanto ilay hira ❤, mirary soa anareo hatrany 🥰
Un émoticône peut suffire... mais cela ne me suffit pas ! TOUT SIMPLEMENT J'ADORE...
Milay ito hira ito 💥💥💥siora Siora be
Ny fijerin’i Micky an’ialahy lesy ❤
Tsara e, alefa fona Nate a ☘☘☘
Trop belle chanson, j'adore❤
j'adore , vraiment 🥰🥰🥰
Tout est beau dans cet œuvre ❤❤
Nareo tena mamy raha samy couple❤
Tena kanto ery izy zany 😍😍
Tiako loatra ity hira ty❤❤❤
Bravo 👏🏽. Tsara be
Tena tsara Natex, kanto loatra❤
Tiako ery lay mamaran'azy hoe "tena tiako ianao"!! ❤
Si ma copine avait le même regard que celui de Micky regardant Nate , je serai aux anges.
❤️
❤❤ tiko
Ndriii .. tsara b😊
Mamy be ianareo ❤❤
Kanto loatra ily hira. ❤
Kay kosa lesy a! Artiste marina ela!
Mirary hafanana feno ho anareo hatrany e !!!
Mlay e😍, fa aiza le toerana?
Otran lalana vontovorona no itako
❤tsara beeeee
Masterclass 👌
Mamii kely fona❤🥰
Tiako loatra❤❤❤
Ah lala mandona fo be le hira, tena hoe tsara sy kanto bravô
Babo ny fonao ah🥺❤️
Bravo. Nate. Texe
Tiko le hira e! Tsara!!! Misaotra bdb
Tiako e ❤
Tena mbola hafa ihany ny zovanlah Nate ah >>> all
milay rangah, henoina isan'andro
💚
🥰🥰🥰
Mahatoky anareo zahay, tsara be ilay hira
❤❤❤❤
Tena tsara.. mankasitraka
❤🔥
Tikoo❤❤❤❤
Mamy loatra ❤️
Perfect
❤
Tsara loatra!
Tena kanto eeeee
Siora !
Hats off.🥹🥹🫶🏻❤️
Tena hoe lafatra.🥰
Mahay mihira ity zalahy ity
Tsara
tsara kosa teny kanto
matsiro ranga zan vazonareo zan, ao be ilay tonony sy ny feony
🥰🥰 tena hoe tsara..
Kanto loatra
Mafinaritra
Tsara bé
Tsara be fa mtovy2 @ le fitia
❤❤❤
❤❤❤