Dia efa olon dehibe zao ve dia hanaiky atao an izao! Izay isika Malagasy.. mora tsindrina, miforitrà lava fa tsy mahasaky miteny.. rariny raha mahantra be toa izao sady hitsakitsahin ny olona. Tsisy hasiny. Tsy mahaleo tena mihitsy.. Samia mijoro re a! Samia manohitra ny tsy rariny sy ny tsy marina....Arovy ny zonao🙂
Misaotra betsaka re 🇰🇼🇲🇬🇲🇬
Mankasitraka Tompoko 🇲🇬😍!
Zany atao owe. ANTEVOLO, raha misy tokoa zany 💔
Misaotra Tompoko 🎉
Mbola misy tohiny ve 💞
efa misy tohiny
Dia efa olon dehibe zao ve dia hanaiky atao an izao! Izay isika Malagasy.. mora tsindrina, miforitrà lava fa tsy mahasaky miteny.. rariny raha mahantra be toa izao sady hitsakitsahin ny olona. Tsisy hasiny. Tsy mahaleo tena mihitsy..
Samia mijoro re a! Samia manohitra ny tsy rariny sy ny tsy marina....Arovy ny zonao🙂
Mankasitraka tompoko
mankasitraka topokoo
Miandry ny tohiny
Mbola hitohy ve Azafady
efa mitohy
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Tong 2e misaotra indrindr fa hiala voly njay lu zan ku. 😉👍
Ninareo koa ve tapatapaka fona sa nenahako irery