Tena marina tokoa zany oe refa misy havana vonoin'olona reny de asina sakamalao sy fanjaitra ao ambany lelan le olona maty de apanaraho ozona fa tsy miherina akory taona de maty koa ny olona navandoza, otrzany t@zokinay nomen'olona lombiro zay de olona teo antanana nanoro an zany de nataon zareo fa fianakavinay akaiky iany navandoza tsy ampy 1 taona akory maty izy
Tsara ilay tantara fa le qualité d'enregistrement topoko mba mila hatsaraina kely fa manakoako be. Mankasitraka
Mankasitraka ô!
tokony. tsar fa mbl mila ezaka ny mpilalao !! mila ianana tsara le tantara ry reto a!,fa ts vakiana b hotranio
Misaotr nizar tompok fa zah izio vao hiaino 😘😘😘😘❤❤❤❤
de mirary soa atsk malagasy rehetra zah aty Arabie saoudite 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
V
V
Hj
Jkuuu9uy hob
Misaotra nareo nizara alou eh, 😍😍😍😍
Mankasitraka nizara ny tantara . Fanamarinana kely MBA hataovy hiainana mihitsy ilay tantara fa aza atao vakiana b loatra . Kiana hanatsarana zavatra izany tompoko fa aza atao mahatezitra . Misaotra indrindra oo
Tena marina tokoa zany oe refa misy havana vonoin'olona reny de asina sakamalao sy fanjaitra ao ambany lelan le olona maty de apanaraho ozona fa tsy miherina akory taona de maty koa ny olona navandoza, otrzany t@zokinay nomen'olona lombiro zay de olona teo antanana nanoro an zany de nataon zareo fa fianakavinay akaiky iany navandoza tsy ampy 1 taona akory maty izy
Angano Angano Arira Arira mapmeh kkkkkk indray andro hono
Misaotra betsak o tonga voalohny vo hineno azy 🎧🎧😘😘😘💞
Mankasitraka tompoko ô
Tsara be ny Tantara fa otrany mamaky mbola mila miezaka be
Manakasitra e
Tena tsara ne le tantara fa mazotoa mandefa nareo bisous
Misaotra nizara tompoko
Misaotra betsaka ee
Makasitraka anareo nizara o
Mankasitraka tompoko
Merci nizara, v mihaino (Dubai)
I know it's quite randomly asking but do anybody know of a good place to watch newly released series online?
@Jalen Tristen I watch on Flixzone. You can find it on google =)
Tsara lay tantara fa mamaky teny be ko le mpilalao 😂
😂 😂 😂 😂
Mbola vao mianamandeha @ ilay asa fanaovan-tantara re fa hiafiana kely fotsiny aloha🙂, sa ahoana hoy ianao?
😉refa tena zatra zareo dia tena ho lafatra re a!
lucie Ravololona
efa betsaka ihany izay tantara nolalaovin'zareo izay fa ilay producteur koa angamba tsy mba masiaka mihitsy
Mankasitraka tompoko