Misaotra o !! Mbola mila ezaka ihany io! Ny texte mila amboarina ihany koa fa be détails loatra . Ny teny frantsay koa mila tononina tsara: sambre (chambre)' rozė (Roger)...
Mankasitraka indrindra Tompoko o! Tsy ny vola akory ratsy fa ny fitiavagna anazy tafahoatry no mahafaty. ♥️💛🧡💜🤍💚💗💙💞❣💘💖💝💕🇲🇬🇲🇬🇲🇬🤍🤍🤍♥️♥️♥️💚💚💚🇰🇼🇰🇼🇰🇼💙💙💙❤💓💕👍
Misafotofoto koa ilay ao an dohan ny mpanoratra... tsara raha ampandalovina mpitsara ny tantara izay avoaka mba hisy kalitao. Misy fenitra ny fanoratana tantara...
Dia efa olon dehibe zao ve dia hanaiky atao an izao! Izay isika Malagasy.. mora tsindrina, miforitrà lava fa tsy mahasaky miteny.. rariny raha mahantra be toa izao sady hitsakitsahin ny olona. Tsisy hasiny. Tsy mahaleo tena mihitsy.. Samia mijoro re a! Samia manohitra ny tsy rariny sy ny tsy marina....Arovy ny zonao🙂
Tsy mahagaga loatra ny tantaran zareo raha hoatr zao fizotran le tantara angano ho an zazakely Mbola lavitra le traikefa an mila Miofana tsara an le vakinteny aloha hiezahana mba hialana de mila mba mijery tantara mba misy @fiainana andavanandro lalaovina mba marina eh tena kôôôôzźzy an kkkkķ
Mankaleobe otrany le manao tsianjerybe reny sady asina mihira 😂😂😂
❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉
Zany atao owe. ANTEVOLO, raha misy tokoa zany 💔 Misaotra Tompoko 🎉
Tena mbl mila ezaka be le hoe rasazy f ny sis mb eo ho eo ihn .
Mahamonamonaina b mihaino any le mme vero , tsis emotion mihitsy , mamaky teny any am EPP. Sady tsy miaina ny tantara.
Mbola mila ezaka mafy ny mpilalao.fa le tantara aloha tsara
❤❤❤❤
Ratsy😂
Tantara tsisy raisina,merci quand même 😂
Tantara hafahafa😅
Ratsy
Avitana zavatra ts fanao mihintsy ty resaka fitiavana ty ka,misaotra betsaka nizara tantara hoanay ôo ❤❤🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇰🇼
Mampalahelo😭😭 no sady mampatahotra
tantara iray ho anao mpakafy! mazotoa daholo mihaino
IO DRAY ARY NY TANTARA VAOVAO DIA MANKAFIZA DAHOLO
🎄🎄🎄🎄🎄
🎄🎄🎄🎄🎄
Felicitations 👫💕💕👫💕💕💏💞💞💞
Mankasitraka nizara fa misy indro kely foana fa tsy mora ny manao zavatra koa . Ataovy otrany hoe hiainana mihitsy ilay tantara .( intonations) sns
Misaotra o !! Mbola mila ezaka ihany io! Ny texte mila amboarina ihany koa fa be détails loatra . Ny teny frantsay koa mila tononina tsara: sambre (chambre)' rozė (Roger)...
Tena mitovy hevitra @ nao izaho .remarque hitako koa ireo voalazanao ireo. Tsotra lasa( trotra) ao anatin'ilay tantara.
@@hantarajoelisolo3148Merci ! Merci ☺️
De rien 😃😃
Mankasitraka indrindra Tompoko o! Tsy ny vola akory ratsy fa ny fitiavagna anazy tafahoatry no mahafaty. ♥️💛🧡💜🤍💚💗💙💞❣💘💖💝💕🇲🇬🇲🇬🇲🇬🤍🤍🤍♥️♥️♥️💚💚💚🇰🇼🇰🇼🇰🇼💙💙💙❤💓💕👍
Misafotofoto koa ilay ao an dohan ny mpanoratra... tsara raha ampandalovina mpitsara ny tantara izay avoaka mba hisy kalitao. Misy fenitra ny fanoratana tantara...
salut mbola vao mihaino aho fa raha tiko ny tantaranareo de omeko like fa raha tsy tiko de oeko malus
Mafy ny mahaz ny vinanto refa sendra rafozana tsy mankasitraka ny fiharan . Fa hisaorak ny Tompo fa tiandrafoana ny tena
Dia efa olon dehibe zao ve dia hanaiky atao an izao! Izay isika Malagasy.. mora tsindrina, miforitrà lava fa tsy mahasaky miteny.. rariny raha mahantra be toa izao sady hitsakitsahin ny olona. Tsisy hasiny. Tsy mahaleo tena mihitsy.. Samia mijoro re a! Samia manohitra ny tsy rariny sy ny tsy marina....Arovy ny zonao🙂
Rovina mivoka ty film ty fa lina be ooo
Misaotr betsak nare nizara
Mbola misy tohiny ve 💞
efa misy tohiny
Misaotra betsaka re 🇰🇼🇲🇬🇲🇬
mankasitraka topoko
mankasitraka topokoo
👍
Mankasitraka Tompoko 🇲🇬😍!
Makasitraka o!
Mankasitraka tompoko
Miandry ny tohiny
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Mbola hitohy ve Azafady
efa mitohy
Mankasitraka Tompoko!
Misaotr nizara
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka indrindra Tompoko o! ❤❤❤
Mankasitraka tompoko ô
Misaotra indrindra nizara o😉👍
Tong 2e misaotra indrindr fa hiala voly njay lu zan ku. 😉👍
Ninareo koa ve tapatapaka fona sa nenahako irery
tokony. tsar fa mbl mila ezaka ny mpilalao !! mila ianana tsara le tantara ry reto a!,fa ts vakiana b hotranio
Mankasitraka ô!
Joué
Tsy mahagaga loatra ny tantaran zareo raha hoatr zao fizotran le tantara angano ho an zazakely Mbola lavitra le traikefa an mila Miofana tsara an le vakinteny aloha hiezahana mba hialana de mila mba mijery tantara mba misy @fiainana andavanandro lalaovina mba marina eh tena kôôôôzźzy an kkkkķ
Tokony ho tsara lay tantara fa le vehivavy no mbola mila ezaka be mihintsy. Mila manao répétition tsara