Ny hazo fijaliana no torio

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 18

  • @planetcyber2203
    @planetcyber2203 5 ปีที่แล้ว

    Amen BE mihitsy izany fampianarana izany ralaha misa ka misaotra any Jesosy manokana isanadro aho fa nomeny halala ny fahalalana rehetra ka mahereza atrany an sy ny mpiaramiasa aminao fa tena ilainy ity malagasy ity izany teny tsimisy klema izany, AFAKA AHO KA MANASA IZAY MIHAINO MBA HAHAZO FAHAFAHANA TAKAHY, minono aho fa izay mankatoha izany fampianarana izany dia hahita ny lanitra

  • @zacquitranaivoandriniaina231
    @zacquitranaivoandriniaina231 5 ปีที่แล้ว

    isaorana anehy Jesosy fa mampianatra ny olony halala ny tena fahamarinana voninahitra be indrindra no hatolotro Azy.Amen

  • @tarapahazavana9349
    @tarapahazavana9349 ปีที่แล้ว

    Amen 🙏
    Mankasitraka hatrany ehh

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 5 ปีที่แล้ว +1

    Amen .misaotra betsaka ee

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 3 ปีที่แล้ว

    Tiko ne mihitsy ny ty fampianaranao ray ty fa
    Na ainao vavaka mampisokatra by fo sy saina aloha.nihotana mihitsy ny fona.
    Tena misaotra betsaka fa mazava ny tenany Tompo.
    Hitombo fahazavana aminy Tompl madrakariva anie ianao hatory ny teniny Tompo hiany reto vahoka rehetra ero an tany

  • @mbotymarieazelica2884
    @mbotymarieazelica2884 5 ปีที่แล้ว

    Amen mankasitraka indrindra Tompoko ò

  • @francyabory580
    @francyabory580 3 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 2 ปีที่แล้ว

    Amen ❤

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 5 ปีที่แล้ว

    Mahery ny Tompo.
    Tena miasa iz hamonjy ny fanahiny maro .

  • @malalaniainasetrachristell5103
    @malalaniainasetrachristell5103 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Jesosy a Aleloia

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 8 ปีที่แล้ว +1

    Amen be,mankasitrak

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 7 ปีที่แล้ว

    Roucho ny dia tsiamipody koa Âmen

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto4264 8 ปีที่แล้ว

    tena makasitraka ranadahy !!

  • @faramalantorakotondrajoa24
    @faramalantorakotondrajoa24 9 ปีที่แล้ว

    Mbola vonona foana ranadahy Misa sy Tantely â!

  • @sarikatojo5717
    @sarikatojo5717 7 ปีที่แล้ว +1

    Fiadanana TOMPO e!makasitra mpitondra teny

  • @dinarasoarimalala3887
    @dinarasoarimalala3887 6 ปีที่แล้ว

    Amen be

  • @violettenarindra805
    @violettenarindra805 5 ปีที่แล้ว

    Amen