Mankasitraka Tompo ô

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • MANKASITRAKA TOMPO O(VHF Vavaka hira fiderana)
    Ref:Izaho mankasitra eeee
    Izaho mankasitraka a
    Mankasitraka Tompo o
    Amin'ny lalana izay itondranao za
    1)-Na hianavaratr,hiankandrefana na hiantsinanana
    Na hianantsimo hidim-pidinana hiaka-piakara
    Na tany efitra tany lonaka na tany ngazana
    Na oram-baratra aizinkitroka tsisy hasakana ahy
    Fa ny masaka ato an-tsaiko Tompo o
    Ny ahatongavako any aminao
    NY ahy ny faniriako eny hatrizay
    Hitoetra eo akaikinao
    Izao mankasitra Tompo o
    izay rehetra dia avy aminao
    Ny famindramponay isan'andro
    Lehibe ny fitiavanao
    Izaho tsy nande irery e
    Fa vimbinin'ny tananao
    Izaho tsy mba mety ho very e
    Teo anilako foana ianao
    Ny lalana anef tery e
    Ampy ho ahy ny finoako anao o
    Vao maika aho nahazo hery e
    Hitoeran'ny Fanahinao
    Ho anao izay mbola ivelan'ny vala
    Modia amin'izay ralahy
    Dia ny heloka vita no ndeha hibaboina
    Andriamanitra no hitahy
    Fa ny laza sy harena tsy hanaraka anao
    Ahatongavanao any @ Ray
    Ny fanahy izay mendrika no hitoetra
    Hitoetra mandrakizay eo anilanao eo ry Ray
    A/C:Parfait lalanirina

ความคิดเห็น • 13

  • @liliprisca9158
    @liliprisca9158 ปีที่แล้ว

    Tsara ny midera ny Tompo e. Misaora amin'ny zavatra rehetra fa mahasoa avokoa izay ataony amin'ny fiainantsika.
    Mitomboa amin'ny fahasoavana hatrany VHF

  • @narindrarazafindrahovalain6140
    @narindrarazafindrahovalain6140 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Tompo ô @ lalana izay hitondranao zah!💓😍👍👍👍
    Tsara b le hira, tena tsara e! tsar ny tonony, feony, Milay b daholo nareo e! 👍👍👍👍💓😍
    Miorena tsara, aza miova, 😉😍mirary soa an'ny tarika VHF.

  • @volanajem2777
    @volanajem2777 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompo oh.
    Mankasitraka ihany koa an'i zoky Parfait ,tsaroana ny talenta nanananao namoronana ny tarika ( mandria ampiadanana)

  • @patrickharilantoraherinjat2994
    @patrickharilantoraherinjat2994 3 ปีที่แล้ว

    Tsara ny Tompo e! Deraina ny Anarany

  • @georgetteandriamampionona2700
    @georgetteandriamampionona2700 2 ปีที่แล้ว

    Miasaotra fa tsara ilay hiranareo e

  • @entreprisedeconstructionan5284
    @entreprisedeconstructionan5284 4 ปีที่แล้ว

    tsara loatra e!latsaka ny ranomaso e!tena tsara loatra!mankasitraka indrindra!

  • @michelrandrianarivo6213
    @michelrandrianarivo6213 4 ปีที่แล้ว

    Tena mankasitra ny tompo no hanantaterak zani am tsika

  • @claraanita6161
    @claraanita6161 5 ปีที่แล้ว

    Zaho mba mankasitraka areo kow tsara ny tompo

  • @nanahfah5232
    @nanahfah5232 5 ปีที่แล้ว +1

    misaotra betsaka

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    ❤️

  • @bodorabenandrasanahaja5196
    @bodorabenandrasanahaja5196 5 ปีที่แล้ว

    tena tsara ilay hira, mandona ny atifo manontolo, misaotra VHF........Izaho koa mankasitraka Tompo ô am lalana itondranao za!!

  • @ginetterakoto9549
    @ginetterakoto9549 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompo ny @ lalana izay hitondranao ny fiainako!!!!Tsy mankaleo ahy mihintsy ny mihaino ity hira ity,mirary soa hoan'ny tarika VHF

  • @sylviarafanomezantsoa2001
    @sylviarafanomezantsoa2001 5 ปีที่แล้ว +1

    tsara loatra ilay hira ..Izaho mankasitraka E!!!!Mankasitraka TOMPO O amin'ny lalana zay hitondranao za!!!!