Tena tsara ity hira ity, na ny tonony na ny feony, isaky ny mihaino an’izy ity aho de tonga dia te hivavaka hisaotra an ‘Atra amin ‘ny zavatra. Misaotra é.👍🏽🙏🏽
1- Na mandalo ady sarotra, eo Ianao Na misy tafiotra Ianao tsy mba mandao Fa dia mitantana sy manoro làlana ho diavina Na mandalo fitsapana mahamay Fantatro ny hevitrao ny hahatsara ahy Na mafy aza indraindray Ireo fizahan-toetra apetrakao ry Ray Ref: Matoky Anao aho fa tsara Ianao Ho mandrakizay ny fiderako Anao Ka na inona misy eo anoloako Ilay fitiavako tsy hiala Aminao F'Ianao ilay tsy mba mandao 2- Fantatro fa na dia hisy ny hanjo Ianao Jesosy no ho fihiniko Izaho tsy hanana ahiahy Rehefa eo Ianao tsy misy hahakasika ahy Na manenjika aza ireo fahavaloko Ireo mpialona manao izay hahavoa Izaho ho eo an-tratranao Miaro ahy Ianao ilay Andriamanitro Bridge: Na manenjika aza izao tontolo izao Ilay fitiavako dia tsy hiala Aminao
Mankasitrak ee❤❤
Makasitraka tompoko !deraina ny tompo 💒💌💌💌💌🙏🙋
Tena tsara ity hira ity, na ny tonony na ny feony, isaky ny mihaino an’izy ity aho de tonga dia te hivavaka hisaotra an ‘Atra amin ‘ny zavatra. Misaotra é.👍🏽🙏🏽
tena izany mints :)
Juillet 2024😊 tononkiram-panahy tena tsara, hira tsara rafitra. Misaotra nizara tompoko 😊
Tena tiako , tena tsara, misaotra indrindra
👍🏽 enfin, tsara🙏🏽
Misaotra nizara fa tena tiko ty hira ty❤❤
J adore vraiment cette cantique. Alleluia
Tsaroako fa ity hira ity Ilay saika nesorinareo , sur scène izy tamin’izay. Misaotra fa Tsara be, mazotoa daholo , dia mahereza👍🏽🙏🏽
Ka na inona miseho eo anoloako ny Fitiavako tsy iala Aminao, f’inao ILAY tsy mba mandao
👏👏
Mankasitraka indrindra Tompoko. Tsara be
Merci ❤
Tsara be, mba mangataka parole
1- Na mandalo ady sarotra, eo Ianao
Na misy tafiotra Ianao tsy mba mandao
Fa dia mitantana sy manoro làlana ho diavina
Na mandalo fitsapana mahamay
Fantatro ny hevitrao ny hahatsara ahy
Na mafy aza indraindray
Ireo fizahan-toetra apetrakao ry Ray
Ref:
Matoky Anao aho fa tsara Ianao
Ho mandrakizay ny fiderako Anao
Ka na inona misy eo anoloako
Ilay fitiavako tsy hiala Aminao
F'Ianao ilay tsy mba mandao
2- Fantatro fa na dia hisy ny hanjo
Ianao Jesosy no ho fihiniko
Izaho tsy hanana ahiahy
Rehefa eo Ianao tsy misy hahakasika ahy
Na manenjika aza ireo fahavaloko
Ireo mpialona manao izay hahavoa
Izaho ho eo an-tratranao
Miaro ahy Ianao ilay Andriamanitro
Bridge:
Na manenjika aza izao tontolo izao
Ilay fitiavako dia tsy hiala Aminao
Mankasitraka indrindra
Oups, ny zavatra rehetra.
maninona tompoko no ao anaty alitara ianareo no mihira?
Tonga de ao amin'ny toerana masina indrindra mits no manao an'ilay clip a!