Fandaharana DINIKA by

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ก.ย. 2024
  • Fandaharana DINIKA by MBS TV, niarahana t@ Laza RAZAFIARISON ny 16/10/2023.
    #RCR
    #TOLONA

ความคิดเห็น • 27

  • @sakakely6583
    @sakakely6583 11 หลายเดือนก่อน +3

    Mitombina daholo ny voalazan'ity Mr Razafiarison ity. Mahay mandinika manana intelligence miavaka. Tsy mitovy @ ireo candidats nilatsaka rehetra. Dommage tsy toy azy no mitondra an'i Madagascar.

    • @harsoa2326
      @harsoa2326 11 หลายเดือนก่อน

      Miarahaba tompoko. Efa nihaino ny famakafakana rehetra an'Atoa Laza Razafiarison hatramin'izay ve ianao? Izaho dia naka fotoana mihintsy satria liana be @ fahaizany manao analyse des faits réels. Somary traumatisé izy tamin'ilay abibina nozakainy.......indraindray mariska ny hitantana , indraindray toa tsy manome priorité ilay andrasan'ny olom-pirenena dia ilay fananany traikefa avo mamaha olam-pirenena.

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 11 หลายเดือนก่อน

    😮 Raha izaho kosa aloha , @ maha olombelona ahy, no fofoina aina naika hamoizako ny vady amanjanako dia halavitiko lavitra mihintsy. Aleoko misafidy olom-pirenena hafa iharaha-miasa.

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Mazava ange ny situation andaniny ny pro rajoelina. Ankilany ny 11 candidats s'y ny mpanaraka azy. Ny troisième voie dia tsy hita

    • @sergentgarcia3607
      @sergentgarcia3607 11 หลายเดือนก่อน

      Troisième voie ? Il suffit de faire appel à Zorro !💣💥

  • @TGMAJUNGA
    @TGMAJUNGA 11 หลายเดือนก่อน +4

    Bonjour M. RAZAFIARISON, merci infiniment pour tous les éclaircissements que vous divulguée et de fait, ne baisser jamais les bras. Merci beaucoup.

  • @giseleramasiarinivo9745
    @giseleramasiarinivo9745 หลายเดือนก่อน

    Miandry anao n'y Malagasy rehetra tompoko, havoty n'y firenena e

  • @giseleramasiarinivo9745
    @giseleramasiarinivo9745 หลายเดือนก่อน

    Formidable émission, bravo Laza Razafiarison

  • @marie-lydierazanadrafara3717
    @marie-lydierazanadrafara3717 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka LAZA RAZAFIARISON eh, moa isika tsy manana tafika izao, fa milices n' MAPAR n' CEDRIC RAJOELA VAZAHA no misy.

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Hanova Rafitra ao anatin'ny système izay ny Karana sns no mitazona ny 80% ny toekarena😮!?. Tsy mora hoy aho ny vahaolana.
    1/laobary andasy
    2/ grand pardon
    3/5eme république referenfum
    4/elections
    4/

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Structuraliste izany analyse izany. Efa méthode dépassée izany raha approche politique. Aiza no ametrahanao ny problématique ny atzo système complexe. Aiza nuy résolution ny corruption-option, toa tsotsorina ny solution c est bcp plus compliqué que çà, aiza n'y problématique ny resaka structure sociale morenbageeuse ds un monde hyper connecté. Sarotra ny vaga olona. Tsy hisy baguette magique eto. Système mafiosi no hiadianao ka sarotra ny vahaolana.

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    N'y enjeu ny election future Dia problématique sde la décentralisation. Io no mety ampiady ny Malagasy ka miala Ankatso ka Ampohidempona mbola ho lafy Koloa izany ny olana mananaraka eo.

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Secret de polichinelle :inona naha Tonga any ity fanohanana maro lafy tatoato any Rajoelina? Ireo heverina endry sy manapahaizana nefa nanarzka any Joseph!
    Matahotra décentralisation à outrence ireo satria misy mivohy ny fédéralisme dur eto

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Tsara ihany ilay hoe tia any Mcar. Taraiky ilay hoe tara izahay ; mazava be anefa fa tarabe ianareo. Tokony efa voaeritreretina mialoha izany angamba raha mahay ianareo. Resaka discussion de salon no fitondrana teo ka tsara fa tsisy vokany. Tsy vitæ n'y analysés fa mila actions ny politika. Autrement dit ;constat no vitanareo quant à la prise de décision. Tena lavitry ny kitay ny afo

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Tsy miavona ianareo saingy Miandry ianareo hoe ny olona indray no andeasanareo handeha anantona anareo

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Hisy ny fairitra androso ary hisy ny ho tarabe dia Tonga hoazy ny ady antrano

  • @perpetueperle6053
    @perpetueperle6053 11 หลายเดือนก่อน +2

    Mankasitrak indrindra anao monsieur Laza ,de maromaro tahak anao amin ty firenen tsik ty

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 11 หลายเดือนก่อน +2

    Misaotra ny mpisehatra tompoko.

  • @bilakely1287
    @bilakely1287 11 หลายเดือนก่อน

    Io Laza ve aloha 🐐sa 🥦he? Sa marary saina fotsiny?

  • @izao123
    @izao123 11 หลายเดือนก่อน

    ekeko ,fa mitady hatoky tena loatra ka lasa miteny any an'efitra

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Fifidianana hisy io raha toa ka tsy matanjaka ny mpanohitra tompoko.
    Mila enJana ny opposition mais dans la démarche pacifique zay efa arajin ny 11 candidats. Mila Ampiana ireo.. Tsy misy ilaina azy ity Joseph ity n'a inona n'a inona lazaina. Tena mbola gaga foana ny Tena t@ naha lany azy 2018. Ns avons le président qui nous mérite 🎉

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    N'y politika dia mila fahaizana sur table ary mila stratégie pratique. I Cedric dia manana any Sarkozy izay nandova any Pasqua mpnadova any Gallieni. Izay no mampahay azy

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 11 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra tompoko fa tena mazava ary tena marina.

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 11 หลายเดือนก่อน

    tsy anolotra ny these nao ho any COLLECTIF DES CANDIDATS

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 11 หลายเดือนก่อน

    Structure lmoyennageuse