EMISSION SPECIALE DU 20 AVRIL 2018 Laza RAZAFIARISON BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 16 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 55

  • @giseleramasiarinivo4697
    @giseleramasiarinivo4697 ปีที่แล้ว +1

    Superbe, clair et net, dommage pour le peuple , vous etes très brillant,sage a votre jeune age....

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 6 ปีที่แล้ว +2

    Tu es le seul vrai politicien, y a rien à dire: respect! J'espère que tes projets vont-être mis en place...

  • @barysolo1533
    @barysolo1533 6 ปีที่แล้ว +3

    Izany n olona MISAINA!respect.

  • @richardratsimandisa7466
    @richardratsimandisa7466 6 ปีที่แล้ว +3

    Tsy araka ny maha tanora azy,fa olon-kendry le rangahy.Mino aho fa betsaka ny tanora tahaka io erany M/kara.

  • @reyph742
    @reyph742 6 ปีที่แล้ว +1

    Efa naman ny mitsoaka iny e! Ho aiza anefa enao Rajao?

  • @gasyihany
    @gasyihany 6 ปีที่แล้ว +3

    Efa ela no nihainoana anao Atoa Laza, saingy sarotra ho an'ny mpanao politika malagasy ny mihaino, manaiky ary mampiatra ny marina. Maloto loatra ny fomba fanaovana politika eto amintsika. Tsy vina sy rafitra fa OLONA no tohanana, hany ka tsy misy olana ny miova palitao isaky ny repoblika. Fitadiavan-karena no hanaovana politika fa tsy ny fandrosoana ho an'ny tanindrazana akory. Efa fantatra ny ho vokatry ny fifidianana ho avy io, ary efa fantatra ihany koa izay hitranga ao aoriana... Mbola azo atao anefa ny manova izany raha manana fahendrena ireo heverina ho ray aman-dreny ao @ tanana.

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 6 ปีที่แล้ว +2

    J'espère que la présidence écoute

  • @tommsla123
    @tommsla123 6 ปีที่แล้ว +2

    Tena marina mihitsy ny teninanao

  • @solofor.2718
    @solofor.2718 6 ปีที่แล้ว

    ...Mankasitraka anao satria le 20 Avril 2018 ianao no nanao ity émission spéciale ity ...le 29 Mai 2018 androany ary presque mitombona daholo ny zavatra voalazanao !...
    ...le 21 Avril hitan'ny rehetra ny zavatra nitranga!...
    Donc : mba henoy ihany ny FAHAMARINANA satria il est vraiment temps pour les malagasy de changer tout le système qui nous gouverne. comme il explique !..TSARA ny miala @ rafitra napetraky ny fanjanahan-tany mba tsy ho voazanaka intsony ny toe-tsain'ny malagasy fa mba hivelatra!...
    -Marihiko manokana ary hisaorako manokana ireo MALAGASY manao "Commentaires" mba milaza zavatra positif ary mankahery an'i Mr Laza R.....tohizo fa mahafinaritra o!
    Fa tsy faly ho négatif mi-critiquer na dia marina izao aza ny lazain'ilay olona...au moins mba mandinika tsara aloha vao miteny...(Efa zatran'ny fomban'i Satana manao buz dia tsy manaja intsony fa very fanahy mbola velona )...te hanao kopi-kolé loatra ny fiainan'izaoTizao ,.....bref : Hanahaka an'iza moa ???...

  • @reyph742
    @reyph742 6 ปีที่แล้ว +2

    TENA MARINA NY LAZAINAO LAZA A! TSY MISY AFATSY ZAY NY VAHAOLANA ETO. FA I RAJA NO ERANY FA HO HITA EO ZAY HATAONY FA TY IZY NANDEHA ANS ANDAFY TY NO MAHAGAGA!

  • @ericviva524
    @ericviva524 2 หลายเดือนก่อน

    Misaotre e 💪

  • @hesarahtinagipsyralison1269
    @hesarahtinagipsyralison1269 6 ปีที่แล้ว

    Ilaintsika hatrany n'y vahoaka fa aza latsaina intsony , omeo Toro hevitra hatrany izy ( dirigisme hoy enao )

  • @lemizolemizo1698
    @lemizolemizo1698 6 ปีที่แล้ว

    Be resaka be Ingahy rainy. Tsy ho tafavoka fa miodikodina

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 6 ปีที่แล้ว +2

    Manana tokoa i Gasikara manana olona toa an' Ingahy Laza Raz.! Fa saingy tsy mety ny miady irery! Mila mifanome tanana isika / mifanapatapaka / mifarimbona / mifampikaon-doha! 'Izay miray - vato', hoy ny Teo Aloha! Maro ihany koa rahateo ny avara-pi...azo hiarahana eto, toa an-dRy Dama / Ranjeva R./Sahondra R. / ....Be mpahay lalana / ara-toe-karena / psykology /statistisiana / olon-kendry eto,...Maninona ary izy irerny no avela mipetrapetraka. Fotoana izao ifanomezan-tanana!

  • @heriramani3841
    @heriramani3841 6 ปีที่แล้ว +2

    Kivy, leo, indraidray ary litika mihintsy vao mahita mpanao pôlitika malagasy sasany . ..kinanjo variana, gaga, talanjona sy velo-panantenāna raha nihaino atramin'ny farany ny famelabelaran-kevitra nataon'ity rangahy ity ! Alalino sy ampitapitao raha, tahaka ahy, resy lahatra koa ianao. Izay no dingana voalohany @ny fandraisana andraikitra...

    • @elidaurin3816
      @elidaurin3816 6 ปีที่แล้ว

      Heri Ramani za mitovy @ nao

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +3

    Ilay, filoha Rajaomampianina aza efa nitsoka tsy ao Madagascar, fa efa tonga aty Roissy ko,

    • @salohyrafidy3181
      @salohyrafidy3181 6 ปีที่แล้ว +1

      Julie Maillot efa nadio ny rano nitany e 😂😂😂

    • @reyph742
      @reyph742 6 ปีที่แล้ว

      Misaotra nanome vaovao e! Tsy maints hitsoaka na hoela na ho haingana.

    • @Miranazazoro
      @Miranazazoro 6 ปีที่แล้ว

      resaka izany eeee!!! aza mora manipuler na!!! mba misaina aloha vao miakatra!!! rumeur izany

    • @fenomananamampitasoa2826
      @fenomananamampitasoa2826 6 ปีที่แล้ว

      Ravaka Kanto iha ro marary saina

    • @salohyrafidy3181
      @salohyrafidy3181 6 ปีที่แล้ว

      Tsy rumeur tompoko merci

  • @fenomilanaivoarilala6818
    @fenomilanaivoarilala6818 6 ปีที่แล้ว

    well said

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +1

    Saholy Rafidy, dia tsy hiverina ve ?
    Eo ny vahoana no hitsara azy, mandositra, mandany volam-bahoaka 🤔🤔🤔🤔🤔

    • @salohyrafidy3181
      @salohyrafidy3181 6 ปีที่แล้ว +1

      Julie Maillot manantena aho fa hiverina izy amin izay fotona izay ny vahoka no hitsara azy

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +1

    Filoha Raomampianina ve hanetry tena, iza aza tsy matahotra Andriamanitra mitsoka fotsiny au lieu dia hitady vahaolona hoany firenena

  • @Miranazazoro
    @Miranazazoro 6 ปีที่แล้ว

    resaka be ny anao!! théorie!!!! ny malagasy tsirairay no mila miara mitsangana , vao hande io! mi critique koa mora de mora!! fa mba aseho ny asa vitanao e

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +1

    Ravaka kanto, tsy rumeurs, raha tao Roissy ianao dia nahita tsara, omaly hariva 🤔🤔🤔🤔

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว

    Manotrona ny namany izy ry ingahy a fa manao tatitra iz fa manotrona

  • @TinaTina-ol8zc
    @TinaTina-ol8zc 6 ปีที่แล้ว

    Izao olona rehetra te hahazo toerana izao eto Mada dia mitety tv sy radio manao tsara resaka fa tsy hita izay tena action sociale na politique ataony any @ base. Te hanao hitsindalana tonga dia ho filoha fotsiny.

  • @dinatolotriniainaramarokot5880
    @dinatolotriniainaramarokot5880 6 ปีที่แล้ว

    Koa raha tsy ianao irery no voalohany nahalala éthanol koa hoe hevitro aho hevitro.

    • @mpitondrahevitra8845
      @mpitondrahevitra8845 6 ปีที่แล้ว +2

      Milazà ianao tompoko tamin'ny fifidianana 2013 raha nisy candidat ankoatran'i Laza Razafiarison nanolotra io éthanol io. Hatreto ianao izany dia manana mauvaise foi amin'izay voalazanao izay ka miovà mba hanana bonne foi amin'izay re tompko ô! Fahendrena no tsy ampy eto ary ny olona hendry dia mametraka rafitra.

    • @herihanitrajulia844
      @herihanitrajulia844 6 ปีที่แล้ว

      mitady anangana secte ndray lery ko! hihihi

  • @Miranazazoro
    @Miranazazoro 6 ปีที่แล้ว

    a bout de souffle???? avelao izahay hifidy ny safidinay any anaty urne AMPILAMINANA!! tsy ihidina andalambe mihitsy akory izahay. Tsy hande hitolona intsony ihany koa na hande hamoy ny ainay ho ahazoanareo toerana

  • @dinatolotriniainaramarokot5880
    @dinatolotriniainaramarokot5880 6 ปีที่แล้ว

    Be blabla fotsiny fa maninona raha atao lasa maro an'isa aloha ny mpikambana @ ilay antoko RCR jerena raha mahay mitondray olona tokoa.

    • @potencielorganizing3226
      @potencielorganizing3226 6 ปีที่แล้ว +1

      tsy mividy olona ka, henoy dia rehefa resy lahatra dia midira ho hitanao

  • @dinatolotriniainaramarokot5880
    @dinatolotriniainaramarokot5880 6 ปีที่แล้ว

    Resaka manidina no betsaka tsy misy zavatra concret, tokony fanazavana @ an-tsipiriany ny vahaolany no hazavainy fa tsy mandany adiny iray @ resa-be sy théorie fotsiny.

    • @potencielorganizing3226
      @potencielorganizing3226 6 ปีที่แล้ว +1

      raha mbola tsy hay dia anontanio fa aza mitsara be fahatany jereo eto telechargermusiquemp3.com/mp3/laza-razafiarisoa.html

    • @narindraRalaihova
      @narindraRalaihova 6 ปีที่แล้ว +1

      tadidio fa tsy ampy theorie daolo zay mpitondra nitondra teo fa tonga dia kapo-batana fotsiny. Ny theorie no maha teknisianina ny teknisianina tompoko

  • @herihanitrajulia844
    @herihanitrajulia844 6 ปีที่แล้ว

    za mahita hoe mitady rafitra vaovao tsy nisy nahita hatramin'izay izy fa ny fond sy ny tanjona dia mitovy @ hafa ihany! toerana, vato sns... bdb no hevitra tsy voapetraka tsara fa manamarina ny teniny sy manesika ny systeme ny ary mitady hipasoka sain'ny ola! apetrany tsara fotsiny ny fomba fiteniny dia ny rafitra na systeme(tsy mazava tsara akory) mba hiavaka @fiadin'ny teo aloha. OZY ZAO OE ZAO NO FOTOANA ISEHOAKO INDRAY @ FITENY SY FIHETSIKA HAFA.

    • @RTF_Tsiory
      @RTF_Tsiory 6 ปีที่แล้ว +1

      Herihanitra Julia Aza mba mihaino lakolosy tokana e. Ndana tapeo sur youtube oe Laza RAZAFIARISON, dia misy vidéo sy horonan-peo maromaro ao, manazava anle système sy rafitra tsy takatrao. Tsy mbola niova discours izy hatramizay katramizao...

    • @herihanitrajulia844
      @herihanitrajulia844 6 ปีที่แล้ว

      Razafindratafika Tsiory fanomezantsoa Zany a?! refa hainao tsara ny zavatra tiany atao dia ho tonga saina ianao! tandremo sao tara fotsiny!

    • @RTF_Tsiory
      @RTF_Tsiory 6 ปีที่แล้ว

      Herihanitra Julia Ilay fanovana rafitra ary tsy mazava @nao akory, na tsy takatrao ny marimarina kokoa. Sao dia ianao no mbola tsy tonga saina...

    • @herihanitrajulia844
      @herihanitrajulia844 6 ปีที่แล้ว

      Razafindratafika Tsiory fanomezantsoa aleo atao oe zay eh! kony an!

  • @dinatolotriniainaramarokot5880
    @dinatolotriniainaramarokot5880 6 ปีที่แล้ว

    Inona no idiran'ny mauvaise fois @ rafitra? Rehefa miova ve ny rafitra dia lasa manana bonne fois ho azy ny olona? sssshh

    • @elidaurin3816
      @elidaurin3816 6 ปีที่แล้ว +1

      Koto Koto marina kosa ny zavatra lazainy e

    • @mpitondrahevitra8845
      @mpitondrahevitra8845 6 ปีที่แล้ว +2

      Ny foi sy ny rafitra tompoko dia tsy maintsy miaraka ireo. Izay no tsy maha-tafavoaka antsika.

    • @RTF_Tsiory
      @RTF_Tsiory 6 ปีที่แล้ว +1

      Koto Koto Mba vendrana ko ianao. Rehefa misy rafitra nifanekena eo dia sarotra @mpanao politique mauvais foi no mivadika @rafitra napetraka. Mba alefaso alavitra ilay saina fa aza mijanona ho bado.

    • @potencielorganizing3226
      @potencielorganizing3226 6 ปีที่แล้ว +1

      ny rafitra no limite manasaraka hoy izy fa tsy hoe bonne foi daholo, henoy tsara

    • @narindraRalaihova
      @narindraRalaihova 6 ปีที่แล้ว

      Kot koto, Arao foana fa efa ela i laza no nanazava anzay zavatra izay, eto izy tsy nanazava betsaka intsony fa somary theme hafa no resahana, araho zay video na radio na FB fa azavainy ao tsara mihitsy ny ifandraisany rafitra sy ny bonne fois zany ;)