JAONA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
  • Rehefa MINO SY MANDRAY an'i Jesosy ianao vao tonga zanak'Andriamanitra , miaraka amin'i #zoky_Nayoun avy eto #antananarivo
    𝗝𝗔𝗢𝗡𝗔 𝟭:𝟭𝟮 𝗙𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗭𝗬 𝗗𝗜𝗔 𝗡𝗢𝗠𝗘𝗡𝗬 𝗛𝗘𝗥𝗬 𝗛𝗢 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗭𝗔𝗡𝗔𝗞'𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔, 𝗗𝗜𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗢 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬.
    Efa zanak'Andriamanitra ve ianao ? 😊
    Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃
    Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : contact@mctv.mg
    Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
    - ao amin'ny site
    -na ao amin'ny Facebook
    #sabatra_ho_anao_anio #Jaona1_12 #zoky_Nayoun #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa

ความคิดเห็น •