MCTV-MG
MCTV-MG
  • 216
  • 10 690
TANORA MANANA HO AVY TSARA AO AMIN'i JESOSY | Johanna RAZANAKOTO | Madagascar Christian Television
Hampahery anao indray ny fizarana fa araho !
Ye , azo antoka ny ho avinao rehefa ao amin'i Jesosy ianao ! Aza havelan'ny tahotra sy ny fisalasalana hanelingelina anao, satria efa voasoratra ny tantaranao amin'Andriamanitra : hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza hanananao fanantenana ny amin'ny farany hoy ny teniNy
Zaraina aminao ato anatin'ny fandaharana NY HATANORANA iarahana amin'i Johanna RAZANAKOTO ny hoe : TANORA MANANA HOAVY TSARA AO AMIN'i JESOSY
Tsy misy atahorana fa tsy maintsy tsara ny ho avin'ny tanora izay miankina amin'i Jesosy.
Araho izao ato anatin'ny site na TH-cam MCTV-MG
#tanora #mananahoavytsara #Nyhatanorana #Johanna #RAZANAKOTO #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa
มุมมอง: 2

วีดีโอ

NY FAMADIHANA: FOMBA INDONEZIANA NENTINA TETO MADAGASIKARA | FENOHASINA ANDRINIRINA | MCTV
มุมมอง 262 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Ny mponina avy any Azia Atsimo-Atsinanana no mpiavy voalohany teto Madagasikara. Ireo no nitondra ny kolotsainy, ny fivavahany, ary ny fomba nentiny teto, anisan'izany ny famadihana, izay lasa fomba fanao eo amin'ny fiarahamonina Malagasy ankehitriny. Tsy fomba noforonin'ny Malagasy izany ny "famadihana" fa nentin'ireo mpiavy voalohany teto Madagasikara Zaraina aminao anio ato anatin'ny fandaha...
VITANAO IO ! | Johanna RAZANAKOTO | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 4216 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Fizarana natao hampitraka anao sy hampahatsiaro fa tsy misy zavatra tsy hain’Andriamanitra atao ity fizarana ity. Mety efa mitady hi abandonner , tsy hahatoky intsony , tsony manana fanantenana intsony; FA zaraina aminao atyo anatin'ny fandaharana NY HATANORANA anio miaraka amin'i Johanna RAZANAKOTO hoe : VITANAO IO ! Tsy manary amin'ny antsasa-dalana Andriamanitra , raha IZY aza tsy hanary dia...
ADAMA RAZANTSIKA DIA KRISTIANA | Fenohasina ANDRINIRINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 4619 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Adama no RAZAMBE antsika MALAGASY sy ny olona rehetra eto ambonin'ny tany.🌍😊 - Mpanompon'Andriamanitra tao Edena i Adama 👌 𝑮𝒆𝒏 𝟑:𝟏𝟓 𝑨𝒓𝒚 𝑱𝒆𝒉𝒐𝒗𝒂𝒉 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒊𝒕𝒐𝒏𝒅𝒓𝒂 𝒂𝒏-𝒅𝒓𝒂𝒍𝒆𝒉𝒊𝒍𝒂𝒉𝒚 𝒌𝒂 𝒏𝒂𝒎𝒑𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒛𝒚 𝒕𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒉𝒂 𝑬𝒅𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒔𝒚 𝒉𝒊𝒕𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒛𝒚. - Ary tsy vitan'izay fa araka ny voasoratra ao amin'ny 𝑳𝒊𝒐 𝟑:𝟑 𝒛𝒂𝒏𝒂𝒌'𝒊 𝑬𝒏𝒐𝒔𝒂, 𝒛𝒂𝒏𝒂𝒌'𝒊 𝑺𝒆𝒕𝒂, 𝒛𝒂𝒏𝒂𝒌'𝒊 𝑨𝒅𝒂𝒎𝒂, 𝒛𝒂𝒏𝒂𝒌'𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂.🤩😲 Arahinao izao ao ami...
APOKALIPSY 21:7 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY LAHATRINIAVO | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 12วันที่ผ่านมา
Efa fantatrao ve fa misy amboara miandry anao ao amin'i Jesosy ? Zarain'i zoky #Lahatriniavo avy eto #Antananarivo ho anao izany sabatra izany anio APOKALIPSY 21:7 Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako. Efa miady mba handresy sy handova izany tenin'Andriamanitra izany ve ianao ? Atomboy fa tsy mbola tara izao ! Ho anao ihany koa izay manana ank...
SABATRA HO ANAO| ANKIZY AO AMIN'i KRISTY | REDIFFUSION | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 12วันที่ผ่านมา
ny fandaharana 𝗦𝗔𝗕𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗢 dia fandaharana anarahinao ankizy marobe ao amin'i Kristy izay mizara tenin'Andriamanitra ho anao :ho fitaovam-piadiana sy famapeherezana anao isan'andro. Manasa anao ary hanaraka ny famerenana ny fandaharana tamin'ity herinandro ity ary aza misalasala mizara ny vidéo! 𝑨𝒗𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒗𝒂𝒗𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒊𝒛𝒚 𝒎𝒂𝒅𝒊𝒏𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒐𝒏𝒐 𝒏𝒐 𝒏𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒉𝒆𝒓𝒚 𝒏𝒐𝒉𝒐 𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒇𝒚 𝑨𝒏𝒂𝒐, 𝒎𝒃...
BISHOP DAVID OYEDEPO 70 TAONA HORONANTSARY FANKALAZANA | WINNERS'CHAPEL | MCTV
มุมมอง 29วันที่ผ่านมา
𝐁𝐈𝐒𝐇𝐎𝐏 𝐃𝐀𝐕𝐈𝐃 𝐎𝐘𝐄𝐃𝐄𝐏𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟕𝟎 𝐓𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝟐𝟕 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒 🙏 Ho voninahitr'Andriamanitra, no hankalazana ny faha-70 taonan’i Bishop David Olaniyi Oyedepo ny 27 Septambra ho avy izao. Izy dia mpanompon’Andriamanitra lehibe sy Apôstôly; filoha mpanorina sady mpitarika ny Living faith church worldwide winners chapel , fantatra koa amin'ny anarana hoe 𝐖𝐢𝐧𝐧𝐞𝐫𝐬' 𝐂𝐡𝐚𝐩𝐞𝐥. 🏆💪 👉Ny finoany vel...
JOSOA 1:5 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY AINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 15วันที่ผ่านมา
Tia anao , Momba anao , Tsy hahafoy anao MANDRAKIZAY JESOSY , sabatra ho anao iarahana amin'i #zoky_Aina avy eto #antananarivo 𝐉𝐎𝐒𝐎𝐀 𝟏:𝟓 𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐈𝐒𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐇𝐀𝐉𝐀𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎; 𝐓𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐍𝐎𝐌𝐁𝐀𝐊𝐎 𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐎𝐒𝐄𝐒𝐘 𝐍𝐎 𝐇𝐎𝐌𝐁𝐀𝐊𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐊𝐎𝐀; 𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐇𝐀𝐅𝐎𝐘 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐇𝐎. Marina foana ny tenin'Andriamanitra ary tsy mivadika mandrakizay Izy. Matokisa Azy fa tsy handiso fa...
TANORA DISO FANANTENANA | Johanna RAZANAKOTO | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 6714 วันที่ผ่านมา
Amin'ity fizarana ity, hiresaka lohahevitra lehibe isika dia : ny TANORA DISO FANANTENANA dépréssion eo amin’ny tanora. Betsaka ireo tanora no tafalatsaka anaty fahakiviana satria tsy fantany izay tokony hataony amin’ny fiainany, na diso fanantenana amin’ny zavatra andrandrainy nefa tsy tanteraka. Zaraina aminao ato anatin'ny Fandaharana NY HATANORANA miaraka amin'i Johanna RAZANAKOTO ny momba ...
OHABOLANA 1:10 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY TIAVINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 1214 วันที่ผ่านมา
Na kely ianao ,na lehibe , aza manaiky taomin'ny mpanota ,sabatra ho anao iarahana amin'i #zoky_Tiavina avy eto #antananarivo 𝐎𝐇𝐀𝐁𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝟏:𝟏𝟎 𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀, 𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐓𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐎𝐓𝐀 𝐈𝐀𝐍𝐀𝐎, 𝐀𝐙𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐈𝐊𝐘. Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃 Na afaka alefa mail ihany koa ato am...
MALAGASY KRISTIANA VE IANAO SA KRISTIANA MALAGASY | Fenohasina ANDRINIRINA | Madagascar Christian TV
มุมมอง 24014 วันที่ผ่านมา
Sady tsara no tombony ho antsika ny maha Kristiana sy ny maha Malagasy, ary matoa izay isika dia izay no tsara indrindra nety tamintsika hitan’Andriamanitra. Ny maha Kristiana anefa tsy manafoana ny maha Malagasy ary ny maha Malagasy tsy manafoana ny maha Kristiana Inona avy anefa ireo sitrapon’Andriamanitra amin’ny maha-kristiana antsika , Araho ao anatin’ny fandaharana Fantaro ny Marina ny ma...
JAONA 3:30 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY ROSA | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 714 วันที่ผ่านมา
Avelao Jesosy hitombo ao anatinao amin'izao herinandro vaova izao sabatra ho anao iarahana amin'i #zoky_Rosa avy eto #antananarivo 𝗝𝗔𝗢𝗡𝗔 𝟯:𝟯𝟬 𝗜𝗭𝗬 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗜𝗡𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢, 𝗙𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗛𝗢 𝗞𝗢𝗦𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗜𝗡𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗛𝗘𝗡𝗔. Omeo sehatra hitombo ao anatinao Andriamanitra amin'ny alalan'ny vavaka sy famakiana ny teniNy ! Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy a...
SABATRA HO ANAO| ANKIZY AO AMIN'i KRISTY | REDIFFUSION | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 1714 วันที่ผ่านมา
Hafa mihitsy rehefa ny ankizy no mizara ny tenin'Andriamanitra , sady mora tadidy no tena mahakasika ! 🥹🥰 Koa manasa anao hanaraka ny famerenana ny fandaharana 𝗦𝗔𝗕𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗢 tamin'ity herinandro ity ary dia hahazo ny anjara fampaherezanao avy amin'ny ankizy indray ianao ! 😁👱‍♀️👱 𝑨𝒗𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒗𝒂𝒗𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒊𝒛𝒚 𝒎𝒂𝒅𝒊𝒏𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒐𝒏𝒐 𝒏𝒐 𝒏𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒉𝒆𝒓𝒚 𝒏𝒐𝒉𝒐 𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒇𝒚 𝑨𝒏𝒂𝒐, 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒈𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒚 ...
HITADY LALANA HO AIZA | Johanna RAZANAKOTO | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 10814 วันที่ผ่านมา
HITADY LALANA HO AIZA | Johanna RAZANAKOTO | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
ISAIA 9:5 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY FANANTENANA | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 1614 วันที่ผ่านมา
ISAIA 9:5 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY FANANTENANA | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
BASKET BALL SY FILAZANTSARA , AZO ATAO MIARAKA TSARA | ZOKY AINA | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION
มุมมอง 1014 วันที่ผ่านมา
BASKET BALL SY FILAZANTSARA , AZO ATAO MIARAKA TSARA | ZOKY AINA | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION
MATIO 21:16 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY HERINIAVO | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 2321 วันที่ผ่านมา
MATIO 21:16 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY HERINIAVO | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
ARA-BAIBOLY VE NY MITEHA-TANANA SY MIHORAKORAKA ANY AM-PIANGONANA? | Fenohasina ANDRINIRINA | MCTV
มุมมอง 26021 วันที่ผ่านมา
ARA-BAIBOLY VE NY MITEHA-TANANA SY MIHORAKORAKA ANY AM-PIANGONANA? | Fenohasina ANDRINIRINA | MCTV
EKSODOSY 20:12 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY DEBORAH| MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 2621 วันที่ผ่านมา
EKSODOSY 20:12 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY DEBORAH| MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
JAONA 1:12 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY NAYOUN | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 1121 วันที่ผ่านมา
JAONA 1:12 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY NAYOUN | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
SALAMO 23:1 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY ELIE | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 1328 วันที่ผ่านมา
SALAMO 23:1 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY ELIE | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
TSY AFAKA BACC , INONA NO ATAO ? | Johanna RAZANAKOTO | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 62หลายเดือนก่อน
TSY AFAKA BACC , INONA NO ATAO ? | Johanna RAZANAKOTO | Madagascar Christian Television (MCTV)
NY FAMADIHANA | Fenohasina ANDRINIRINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 381หลายเดือนก่อน
NY FAMADIHANA | Fenohasina ANDRINIRINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
OHABOLANA 23:6 | | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY ANTSO | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 12หลายเดือนก่อน
OHABOLANA 23:6 | | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY ANTSO | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
TANORA KRISTIANA SY NY FANATANJAHANTENA | ZOKY AINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 16หลายเดือนก่อน
TANORA KRISTIANA SY NY FANATANJAHANTENA | ZOKY AINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
JAONA 8:36 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY MARC | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 19หลายเดือนก่อน
JAONA 8:36 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY MARC | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
FAMORANA KRISTIANA (CIRCONCISION) | Fenohasina ANDRINIRINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 97หลายเดือนก่อน
FAMORANA KRISTIANA (CIRCONCISION) | Fenohasina ANDRINIRINA | Madagascar Christian Television (MCTV)
EFESIANA 4:27 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY PRINCE | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
มุมมอง 17หลายเดือนก่อน
EFESIANA 4:27 | SABATRA HO ANAO ANIO | ZOKY PRINCE | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV)
SABATRA HO ANAO| ANKIZY AO AMIN'i KRISTY | REDIFFUSION | Madagascar Christian Television (MCTV)
มุมมอง 17หลายเดือนก่อน
SABATRA HO ANAO| ANKIZY AO AMIN'i KRISTY | REDIFFUSION | Madagascar Christian Television (MCTV)

ความคิดเห็น

  • @Elisa-xl6rh
    @Elisa-xl6rh วันที่ผ่านมา

    Misaotra Jesosy amin ny fampianarana marina

  • @Elisa-xl6rh
    @Elisa-xl6rh วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka amin n'y fizarana

  • @Elisa-xl6rh
    @Elisa-xl6rh 2 วันที่ผ่านมา

    Deraina Jesosy

  • @Elisa-xl6rh
    @Elisa-xl6rh 2 วันที่ผ่านมา

    Misaotra Jesosy

  • @ArmandMamba_
    @ArmandMamba_ 5 วันที่ผ่านมา

    tsisy afaka sy tsy afaka zany, choix nao propre ion na hanao na tsia, na hino na tsia

  • @johannarazanakoto
    @johannarazanakoto 12 วันที่ผ่านมา

    Un grand homme ! MerciJésus pour l'impact et la foi inébranlable de ton serviteur qui inspirent et fortifient tant de personnes à travers le monde 🙏💪

  • @AndriFenohasina
    @AndriFenohasina 12 วันที่ผ่านมา

    Isaorana an'i Jesosy noho ny misterany izay mitondra famonjena sy fanovana fianan'olona marobe maneran-tany, happy birthday Bishop David Oyedepo

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 12 วันที่ผ่านมา

    Lehilahin Andriamanitra lehibe 💪 happy birthday 🎉🎉

  • @olivierrafetisolomanana3588
    @olivierrafetisolomanana3588 13 วันที่ผ่านมา

    Ny Malagasy no nanan-karena indrindra raha nitahy Jesosy fa feno sekta kely bedia be otranareo eraky ny elakelatrano

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 20 วันที่ผ่านมา

    Mafy 🥳

  • @BesFayonne
    @BesFayonne หลายเดือนก่อน

    Zany mihitsy e!👍zoky Lovatiana ihany

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 หลายเดือนก่อน

    Jesosy no tompon ny fiadanana, 🎉🎉

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 หลายเดือนก่อน

    Love ❤❤❤

  • @TianaRaharinaivo
    @TianaRaharinaivo 2 หลายเดือนก่อน

    N'y faharetan'ny olona Marina Dia izay mitandrina n'y didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy

  • @TianaRaharinaivo
    @TianaRaharinaivo 2 หลายเดือนก่อน

    Mijoro am Fahamarinana sy Fahamasinana.

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 2 หลายเดือนก่อน

    🎉proud

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka 🙂

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 3 หลายเดือนก่อน

    marina

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 3 หลายเดือนก่อน

    tsy kristiana ve zany rehefa tsy manao mpianatra ?

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 3 หลายเดือนก่อน

    Super 🎉

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 4 หลายเดือนก่อน

    Merci

  • @ILoManitraFanosorana
    @ILoManitraFanosorana 4 หลายเดือนก่อน

    Jesosy no zavatra rehetra ho antsika❤❤❤

  • @johannarazanakoto
    @johannarazanakoto 6 หลายเดือนก่อน

    ataovy voalohany eo amin'ny fiainanao izy fa tsy maintsy potika ny olana rehefa miaraka Aminy isika. Amen !

  • @nirinaarlettefrederic8840
    @nirinaarlettefrederic8840 7 หลายเดือนก่อน

    Eksodosy 14/14

  • @NauroseMariam
    @NauroseMariam 7 หลายเดือนก่อน

  • @johannarazanakoto
    @johannarazanakoto 7 หลายเดือนก่อน

    Tena mampahery 💪 ny olana tsy resena amin'ny zavatra eto amin'izao tontolo izao fa amin'ny fifandraisana amin'i Jesosy!

  • @HanitraAndriantsizafy
    @HanitraAndriantsizafy 7 หลายเดือนก่อน

    Amen Amen

  • @nirinaarlettefrederic8840
    @nirinaarlettefrederic8840 7 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko Pasteur

  • @nirinaarlettefrederic8840
    @nirinaarlettefrederic8840 7 หลายเดือนก่อน

    Merci beaucoup

  • @njararakotozokiny7240
    @njararakotozokiny7240 8 หลายเดือนก่อน

    Misaotra ny amin'ny torohevitra mahasoa

  • @StephieAndry
    @StephieAndry 9 หลายเดือนก่อน

    Amen. Misaotra Fanahy masina, misaotra tompoko Neny zo mitondra fampaherezana❤

  • @johannarazanakoto
    @johannarazanakoto 10 หลายเดือนก่อน

    Misaotra fa tena mampitombo tompoko 🤗

  • @fenitrasahaza1264
    @fenitrasahaza1264 ปีที่แล้ว

    🤩🤩