Kamboty velon-dray: TARIKA HASINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 51

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +2

    TIAKO n'a Dia mampalahelo bé aza. MERCI :-)

  • @raheliarisoaalbertine2208
    @raheliarisoaalbertine2208 8 ปีที่แล้ว +2

    tiko io hira io fa tantara tena nisy teo amin'ny fiainako ka tsy aiko adinoina!KAMBOTY VELON-DRAY E!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @natanismaelkuldeep8454
    @natanismaelkuldeep8454 6 ปีที่แล้ว +8

    Soa fa te enw jesoa!enw no tena Ray😢

  • @miranaranamison9490
    @miranaranamison9490 4 ปีที่แล้ว +4

    Kamboty velon-dRay-(TARIKA HASINA)
    Toy ny zanak’ondry very an’efitra izahay
    tsy mba misy ny hanorotoro sy hananatra
    dada o miverena ianao,
    f’aza ny hadisoan’i neny
    no entina hampijaliana anay
    ho kamboty velon-dray ve izahay
    ka hanjeninjeny foana hitsiriritra ireo namanay
    very vahotra izahay
    toy ny masoandro
    Ny masoandro vao miposaka
    ka hilentika sahady
    ho maizina
    tsy safidim-ponay re
    ny ho ety an-tany
    fa ny fitiavanareo
    k’aza avela ho malok’ila
    ny androm-piainanay ety an-tany
    fa mahatsiaro ho irery izahay
    Ireo namanay mpiara-milalao
    mitanisa falifaly
    fa manan-dray mahavita izao sy izao
    Ny ato an-trano anefa zara raha mitafy
    fiafina lava
    tsy mba manan-dray hanafy,nilaozanao, ni­laozanao....

  • @yanmonam239
    @yanmonam239 5 ปีที่แล้ว +2

    Noforonina hoan'i Monam mints le kamboty velondray... Mrc ny tarika HASINA

  • @vanessairene6881
    @vanessairene6881 8 ปีที่แล้ว +1

    isakin mieno anito hira ito za de ontsa be foko💔 ..makasitra tarik hasina👍👍

  • @thacianivthacia8463
    @thacianivthacia8463 7 ปีที่แล้ว +5

    11ans amizao ny nafatesanao ry dada malala. Na d kamboty velondray aza za mbola kely d tiko fona enw na d efa ts eo tsony aza.

  • @vatosoasafira3991
    @vatosoasafira3991 11 ปีที่แล้ว +6

    DADA o, miverena enao fa aza ny hadisoan' i NENY no entina hampijaliana anay!!

  • @irenerabengodona4218
    @irenerabengodona4218 8 ปีที่แล้ว +7

    aleo tsy mananan dray toy izay misy nefa tsy mahatsiaro ny sobin ny ainy !!!!marina lotra ilay hira mahaontsa!!!!!

  • @rojoarisoadina8820
    @rojoarisoadina8820 หลายเดือนก่อน

    Ndriiiii vaky ny foko ,tsapako be lay manjeninjeny foana hitsiriritra ireo namanay
    ...Ireo namanay mpiara-milalao
    mitanisa falifaly
    fa manan-dray mahavita izao sy izao
    Ny ato an-trano anefa zara raha mitafy
    fiafina lava
    tsy mba manan-dray hanafy,nilaozanao, ni­laozanao....

  • @MashyALBERTINE
    @MashyALBERTINE ปีที่แล้ว +1

    ndriiii mafy be za na ny zanako de sami niaina zao tsy tsaron rainy mangidy

  • @angelahandoniaina2984
    @angelahandoniaina2984 4 ปีที่แล้ว +1

    2020 mankafý hatrany 😍😍😍😢😢😢😢😢😢

  • @aicordn
    @aicordn 8 ปีที่แล้ว

    marna l hira ontsa n foko eeee merci hasina

  • @Rain-gq1yn
    @Rain-gq1yn 10 ปีที่แล้ว +5

    eeee...zahay re dia kamboty ihany na t@fahavelony na izy efa lasana izao. saingy tiako ihany ianao Dada, tsy afaka ny hitsara fa tsy nahalala izay olana nisy. MAP

  • @noellahanitriniaina8649
    @noellahanitriniaina8649 9 ปีที่แล้ว +3

    Aza avela ho malokila NY fiainana ety antany fa mijaly irery izahay ry dada

  • @fenosoa8546
    @fenosoa8546 8 ปีที่แล้ว +5

    misy saintsainin'ny bandy be revy

  • @TahinaniainaAndriarimalala
    @TahinaniainaAndriarimalala 4 หลายเดือนก่อน

    Tsara be le hira❤❤❤

  • @renezandryh3052
    @renezandryh3052 7 ปีที่แล้ว

    merc TARAIKA #HASINA mandona ny fo ilay kanto

  • @faliniainasylviannerazafin8256
    @faliniainasylviannerazafin8256 6 ปีที่แล้ว +1

    aza mandao adidy ry Ray isany ooo MB mandefara f zan n fitiavana mahay miatrika ze ady mis ary mamah n olana ihn ko

  • @hatrinah534
    @hatrinah534 7 ปีที่แล้ว

    Alahelo tokoa ,merci bcp

  • @guywillyrandriarimalala3618
    @guywillyrandriarimalala3618 3 ปีที่แล้ว

    ty le hira fihiranay fona ,mahatsiaro ireo akama mpiara-mianatra t@ lycee, mafinaritra le hira: tsara ny afatra fonosin ilay hira
    iREO namay miara-milalao
    Mitanisa falifaly fa manan-dRay mahavita izao sy izao
    Ny ato an-trano anefa zara raha mitafy
    Fihafiana lava
    Tsy mba mana-dRay anafy
    NILAZANAO

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 7 ปีที่แล้ว

    zan ka tonokira, mahatsiaro ny fahatanorana nihira zany hira izany niaraka tamin'ny akama!

  • @music4life809
    @music4life809 4 ปีที่แล้ว

    indrisy fa de tena niainako mihitsy io hira io, mbola velona any ny Raiko fa ahtrany tsy misy izahay aminy! soa fa teo i Neny niady mafy tamin'ny famelomana anay! lasa anefa i Neny! amin'iza intsony no itaraina?

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 4 ปีที่แล้ว +1

      Mahereza zandry dia endre tsara ianareo ho voninahitry neny izay nitaiza sy nitolona irery e !!!! efa mandry ampiadanana izy 😭

    • @music4life809
      @music4life809 3 ปีที่แล้ว

      @@niniratsimba7704 merci zoky be 😥

  • @tafitaniainarafanomezantso9148
    @tafitaniainarafanomezantso9148 8 ปีที่แล้ว

    mankasotraka am le tonokira e :)

  • @LovaTiana-pf5ey
    @LovaTiana-pf5ey ปีที่แล้ว +2

    Izaho mintsy tompoko zany

  • @cardiiyoongs2728
    @cardiiyoongs2728 8 ปีที่แล้ว

    histoire vraie ! tiako be

  • @lovaarilantoainaarahinjaka1646
    @lovaarilantoainaarahinjaka1646 5 ปีที่แล้ว

    🥀😓😓😓😭😭😭😭

  • @lovaranaivoarimanana9998
    @lovaranaivoarimanana9998 3 ปีที่แล้ว

    Ndriiiiiii

  • @jonojono4665
    @jonojono4665 4 ปีที่แล้ว

    😭😭💔💔🙏🙏🙏

  • @gasyrakoto8958
    @gasyrakoto8958 8 ปีที่แล้ว +1

    Izany tokoa fihainana nihainako 😢

  • @samankumara272
    @samankumara272 11 ปีที่แล้ว

    tena mba mismtefa @ lr zanako ilay hira eh! sompatra mantsy ianao ry tany

  • @falyfaly9259
    @falyfaly9259 8 ปีที่แล้ว

    tena mandona NY FO lay hira

  • @herinarovanamamyjenny6005
    @herinarovanamamyjenny6005 7 ปีที่แล้ว

    😭😭😭😔😔

  • @tahiryalfred462
    @tahiryalfred462 6 ปีที่แล้ว

    Zany le hira nataotsika mitsam fony mbola mpianatra ceg tao anosibe ry Joseph ramafa, latsaka lesy ny ranomasoko ato mihaino azy, hoe tamin'ny 20 taona lasa tsika nihaona farany😧😧😧😧😧😧😧😧😧

  • @jifryindu7825
    @jifryindu7825 8 ปีที่แล้ว

    😢😢😢

  • @andryclaude7797
    @andryclaude7797 9 ปีที่แล้ว

    Ny ato antrano anefa zara ra mitafy, fiafiana lava tsy mba manand1 anafy nilaozanao.

  • @irenevanessa8961
    @irenevanessa8961 9 ปีที่แล้ว

    💔💔

  • @jeanjosephlaurentratovo4987
    @jeanjosephlaurentratovo4987 6 ปีที่แล้ว

    Tohizo lesy José a

  • @bemiaraaime7727
    @bemiaraaime7727 11 ปีที่แล้ว

    ho kamboty velon-dray ve izahay?!!
    indrisy....

  • @armelzafy9685
    @armelzafy9685 8 ปีที่แล้ว

    mlay

  • @thehitlergayesrana3919
    @thehitlergayesrana3919 8 ปีที่แล้ว

    mampitomany le hira

  • @andriamihajamarcellin8019
    @andriamihajamarcellin8019 8 ปีที่แล้ว

    masonjo mbl nposk nf ketk saad mahonts mints

  • @ilainirikonasolotiana6937
    @ilainirikonasolotiana6937 4 ปีที่แล้ว

    ontsa be foko ra vo maheno ty hira ty